Fiarahana romantika
64. nambina
(
30/09/2008 23:27)
cutie:
. Mpandefa : nambina [ Valio ] 30-09-2008 16:28:03
Lohateny : Re : Fiarahana romantika
cutie: mba homeo hevitra akia, inona no mety hatao a
camping by the beach akia a lol :-D
misaotra cutie fa saingy lavitra be anay akia ny ranomasina a :(
65. ssendra
(
01/10/2008 05:16)
ratonga:
camping zany vé ry cutie tsy akarary lamosina klé, sady miady @ moka ko mbola manginy fotsiny :°) :-D :-D :-D
ary toa naniry lava be lay volonao ! io ve tsy hangdidy
:-D :-D :-D
66. ni81
(
01/10/2008 05:36)
mbola romantika koa io e =)) =)) =)) =))
ary toa naniry lava be lay volonao ! io ve tsy hangdidy
68. ni81
(
01/10/2008 05:57)
Talohan'io volombava, dia io indray volon-doha =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) asa indray izay ataony eto androany?
69. ainaheri
(
01/10/2008 08:37)
nambina >> Nanao aona ilay izy eee,zay mba te ihaino ny tohiny hihi
70. diamondra27
(
01/10/2008 09:57)
ry ainaheri koa maika ny hahalala anefa tsy mba nanome hevitra akory tsss
ni81: mety le volo ambany ndra no halavainy am manaraka ngamba sa volontongotra
fijo: mankafy be ery nareo izany an
booboo: zaa koa akia mba mirevy an'io week end fiarahana romantika au chateau io sady asiana degustation na vin tena aoka fotsiny, any am chateau vaux le vicomte ohatra sady tsy dia lafo loatra akia io ry nambina a, efa hitako ny hofany hummmm
nambina:tena misy hafa sady tsarabe fa mety tsy tiandry ngamba akia a, le manao croisiere sur la seine akia tena milay a, tena romantik be saingy indrisy...

71. ssendra
(
01/10/2008 10:03)
raha tratran'ny mal de mer amzany aloha dia lasa tsy romantika ndray ri adiamondra ah! :-D
72. ni81
(
01/10/2008 10:27)
ry ainaheri koa maika ny hahalala anefa tsy mba nanome hevitra akory tsss:-D :-D
ni81: mety le volo ambany ndra no halavainy am manaraka ngamba sa volontongotra
73. diamondra27
(
01/10/2008 10:33)
ssendra: calme ihany nge iny e satria efa nandeha bateau mouche za fa tsy mampandoa izany aloha e , asa anefa ho an'ny sasany
74. ni81
(
01/10/2008 10:44)
ssendra: calme ihany nge iny e satria efa nandeha bateau mouche za fa tsy mampandoa izany aloha e , asa anefa ho an'ny sasanytena misy olona mora voan'ny mal de mer tokoa aloha an! sady tena tsy misy fahafinaretana intsony mihitsy raha io no miseho fa dia ho sorena eo
75. nambina
(
01/10/2008 10:46)
ainaheri:
nambina >> Nanao aona ilay izy eee,zay mba te ihaino ny tohiny hihi
homeo hevitra ary aloha izaho d hataoko izay sosokevitra halefanao, di avy eo lazaiko ny tohiny, mety sa tsy mety izay? :wink: :lol: :lol:
76. fahamarinana
(
01/10/2008 10:47)
:arrow: ilay mandoa vita ihany fa ilay mantsina avy akeo koa tantara hafa... :) (l)
77. ni81
(
01/10/2008 10:48)
ilay mandoa vita ihany fa ilay mantsina avy akeo koa tantara hafa...:lol:
78. nambina
(
01/10/2008 10:53)
nambina:tena misy hafa sady tsarabe fa mety tsy tiandry ngamba akia a, le manao croisiere sur la seine akia tena milay a, tena romantik be saingy indrisy...
diamondra27, saingy indrisy ahona akia? naninona no tsy notohizana?
Fa dia izao e, misaotra anareo rehetra izay nanome sosokevitra teto fa dia hande hiasa any @ la brousy hanao economie, fa dia araka ilay fiteny oe am-bava homana am-po mieritreritra e.
Misaotra e :-* :-* :-* :-* :-* mana-namana manana anareo eto!!!!