Reportage et exploit

81. lazounet ( 25/08/2008 00:22)
rakaroka:

Revy izao ry havana, avy ao @ ilay gelati




Euuuh! Tsy notsipazan'ny olona vola ve ianareo teo??? :°) :°)
82. tywa68 ( 25/08/2008 07:49)
Tena nahafinaritra marina izy zany fa misaotra nizara e ! :wink:
83. Angie ( 25/08/2008 14:44)
Tena misaotra anareo namaly ny antso :-)

Dia faly tokoa zahay nahafantatra ny namana vaovao, faly nahita ny namana taloha, manatena ny mbola hahita ny namana hafa koa.

Dia manaten ny hitohizan'izao fihaonana izao ka raha sitrapon' ny tompo dia @ 2010 njay ny aty aminay

Mba mianjy ny any amianreo zany an

@ sisa ireo be resaka nefa tsy mandeha kosa mba mandehana e lol

kiss dia ampy
84. mbaliana ( 25/08/2008 16:15)
misaotra akia Rakaroka fa tena complet ny reportage a... dia manatena ny mbola hifankahita foana amin'ny manaraka e... :-* :-* :-* :-*



nisy nanipy vola fa toa navela teo le vola ka .... :-D :-D :-D :wink:
85. ikalamako ( 25/08/2008 20:17)
lazou : mihetsika elah fa ny sasany ange ka efa nanatitra part one-n'ny vodi...ondry e ! mdr
86. sakaizakely ( 25/08/2008 20:52)
izao vao mba nitsidika tato

mahafinaritra be ilay reportazy, velontsiky sy lokiloky eto ampijerena, otran de we tany iny, de hita fa nahafinaritra ny fihaonana sady nahita tany fa de misotra nizara Rakaroka
87. lazounet ( 25/08/2008 21:04)
ikalamako:

lazou : mihetsika elah fa ny sasany ange ka efa nanatitra part one-n'ny vodi...ondry e ! mdr




Nanatitra vodiii ? :^)
88. rakaroka ( 26/08/2008 07:10)
sakaizakely:

izao vao mba nitsidika tato

mahafinaritra be ilay reportazy, velontsiky sy lokiloky eto ampijerena, otran de we tany iny, de hita fa nahafinaritra ny fihaonana sady nahita tany fa de misotra nizara Rakaroka



Haiko indrindra ny "adidy aman'andraikitra" mitana, izay tsy ifanomezan-tsiny velively, fa mahafinaritra fotsiny ny fahaizana mihoitra ireny, tsy iolonolonana
indrindra moa misy ny aterin'eto, dia mbô mahafantatra ny tokony ho fantatra knou, sady @ mondialisation izao anie toa "tombontsoa :wink: " foana ny fahafantarana ny hafa !
89. fijo ( 26/08/2008 20:15)
milay fa ampio sary e
90. ikaretsaka ( 27/08/2008 05:42)
ampio sary meme a
91. asasoa ( 27/08/2008 07:16)
Mahafinaritra ery ange ny mahita izao reportage izao e
92. rakaroka ( 27/08/2008 13:08)
fijo:

milay fa ampio sary e


Ny hafa koa 'gné naka e, izany ny olo-malaza ato


93. rakaroka ( 27/08/2008 13:16)
Ny tao anaty Vatican dia nahatsapana ny tsagambaton'ny FINOANA, notsapaiko tanana:

94. rakaroka ( 27/08/2008 13:25)
Variana ery ny ratsan-tanako nisafo na ny rantsan'ito sikotra , tsara loko, voakaly, sublime, fatratra, grandiose, tsy hita 'ntsony 'zay teny ilazana azy.
Soa loatra! :lol:
95. rakaroka ( 27/08/2008 13:38)
Isan'ny be mpandeha koa ny toerana "Piazza Di Spagna, misy tohotohotra azo ipetrahana dia eo ambany misy ity fontaine de la Barcaccia ity

96. rakaroka ( 27/08/2008 13:47)
Dia 'reo 'zany ny namana 'gasy mipetrapetraka eo @ ilay toerana voalaza teo manoloana ilay basinina io
97. rakaroka ( 27/08/2008 13:54)
Ny fihinanana gilasy koa dia natao isan'andro, nafana koa moa ny andro
:miam: :miam: :miam:
98. rakaroka ( 27/08/2008 14:08)
Dia tena miangatra kosa rangahy lé Rakaroka raha tsy tafiditra ny sarin'itony
miss Monde 'tony an



Mbola nokarohina knou :wink: :-D :-D :-D
99. rakaroka ( 27/08/2008 14:48)
Dia tsy misy manaiky gisitra eo, miala any ny baomba sy be detanty an :wink: :-D

Fa mbola miandry anareo roa Rakaroka a !
100. rakaroka ( 27/08/2008 15:00)
Ny an-drizareo na Eglizy tsotra aza toa vita sokitra soasoa aby




© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3636