Reportage et exploit
101. ikalamako
(
27/08/2008 15:02)
tss, njy akia rakaroka mampi-plera kah. Mahangôma !!! grrrr 8-) 8-) 8-)
102. rakaroka
(
27/08/2008 15:12)
maro amintsika gasy rehefa "akana feo" dia midehaka ery hoe tsy misy tahaka anay, dia mampisehoseho klchôzy :-$ Tandremo fa tsy ny zafimaniry ihany no nanao asa sikotra an, rizareo Trajan koa mmmmaaafy @ io, ity colonne avo, mitahiry ny lavenon'ireo Amperora izao dia vita sikotra tsara 'nefa "Avo BBbbbe"
104. rakaroka
(
27/08/2008 15:25)
Efa maro be rangahy izay 'ndrao bedin'ny Google eo raha be loatra ny sary @ forum, efa we mbô tongava @ manaraka, sady tsy ny sary ihany fa ny fifaneraserana @ olona koa zava-dehibe, nisy possibilité maaaaro tokoa misokatra eo am-pifaneraserana @ hafa ? H@ vazaha aza => miteny gasy : vonona hiara-miasa ! Manja ka :wink:
105. rakaroka
(
27/08/2008 15:30)
ikalamako:
tss, njy akia rakaroka mampi-plera kah. Mahangôma !!! grrrr 8-) 8-) 8-)
'Ntsssss 'sika lehibe mbô mahahonona dia hoe @ "fihaonana manaraka indray, fa 'lay ankizy mihitsy no "blem" klè, vô hiainga hody izahay dia efa nimenomenomany aho hoe fa maninona hono raha afaka ampitso vao mody?
Dia hoe "mba rahampitso aza e ataony mora angaha ny reservation "Avion"!
Dia Mbola eny ambony "avion" dia efa hoe rahoviana indray no hiverina aty
:roll: .
SSSsss 'za anie 'zao no tena mbola manofy hoe tany Roma an-tsary! :-D :-D :-D
106. jobamilay
(
27/08/2008 20:47)
rakaroka:
Dia tsy misy manaiky gisitra eo, miala any ny baomba sy be detanty an :wink: :-D
Fa mbola miandry anareo roa Rakaroka a !
hummm io ve izany melon zany hi hii
kiss mamy akia njy de mbola ho avy za amita ilay izy e!!!
:-* :-*
109. rakaroka
(
28/08/2008 08:36)
Sady ny milay @ lé namana sera t@ 'ndray mitoraka ity tsy mba misy lé hoe "esory eo ny sariko e" fa dia tsy misy mitsoaka aminareo 'zay any ambadiky ny écran sy any dilam-bato sy mielim-patrana eran-tany any:
vonona hiseho aza :-$ fa misy namana malagasy tahaka anao koa any ho any.
De toute façon izay miteny hoe "tsohay ny sariko" vô miha "ampidiriko Be de be . :-P :-D :-D :-D
vonona hiseho aza :-$ fa misy namana malagasy tahaka anao koa any ho any.
De toute façon izay miteny hoe "tsohay ny sariko" vô miha "ampidiriko Be de be . :-P :-D :-D :-D
111. rakaroka
(
28/08/2008 10:09)
O rey ol a tsy an-kametaka PS eto an . Toriako am tompon'andraikitra 'zé mbola manao izany :evil: :evil: :evil:
I "Sariaka" io fa tsy Melon-Melon-nareo 'zany :^) :^) :^)
Rehefa te hihinana Melon 'ndana mividy eny an-tsena :wink: :-P :-D :-D
I "Sariaka" io fa tsy Melon-Melon-nareo 'zany :^) :^) :^)
Rehefa te hihinana Melon 'ndana mividy eny an-tsena :wink: :-P :-D :-D
112. ssendra
(
28/08/2008 10:48)
103. Mpandefa : rakaroka [ Valio ] 27-08-2008 17:25:26
Lohateny : Re : Reportage et exploit
Efa maro be rangahy izay 'ndrao bedin'ny Google eo raha be loatra ny sary @ forum,
hanokafy blog nama dia ampidiro any daholo amin'izay tafiditra ah! izahay tsy afa-po :lol: