Reportage et exploit

61. rakaroka ( 24/08/2008 20:00)
Tsiky dia ampy :lol:
:-D :-D :-D
62. rakaroka ( 24/08/2008 20:07)
:-D :-D :-D =)) =)) =))

Nalemy ny tsinaiko
63. rakaroka ( 24/08/2008 20:18)
Dia nisy fiarahana nizara mofomamy koa. Ny fohy moa miakatra ambony seza raha te ho azon'ny pik
64. rakaroka ( 24/08/2008 20:24)
Dia mitohy ny fizahan-tany, avy nandalo ny ministeram-panjakana ao Roma
65. rakaroka ( 24/08/2008 20:41)
Dia tonga tao @ Fontaine de Trèves, malaza ho isan'ny Fontaine tsara indrindra earan-tany, efa t@ 1700 fa dia mbola kanto e. Dia raha manipy vola ao hono dia tafaverina any .
:wink:


66. rakaroka ( 24/08/2008 20:46)
Dia pik
67. rakaroka ( 24/08/2008 20:54)
'zahay mbola variana, ny pik efa lasa

68. rakaroka ( 24/08/2008 20:59)
Ta nony efa lasa avokoa ny namana, nierina nijery ny atin'ny Vatican 'za sy ny ankizy
69. rakaroka ( 24/08/2008 21:05)
Teo am-pidirana
70. rakaroka ( 24/08/2008 21:10)
Ny tao anatiny, dia izay pihan'ny paka sary
71. rakaroka ( 24/08/2008 21:28)
Dia
72. rakaroka ( 24/08/2008 21:30)
Dia
73. rakaroka ( 24/08/2008 21:34)
Izany hoe ao anatin'ilay Basilic St Pierre izany izao raha tsy diso aho.
74. rakaroka ( 24/08/2008 21:41)
Dia voatsidika mbamin'ny toerana mitahiry ny nofomangatsiakan'ireo Pape nifandimby
75. rakaroka ( 24/08/2008 21:48)
Dia nitondra ny ankizy teny amin'ny place Emmanuel II
76. mangidy ( 24/08/2008 21:55)
rakaroka:

Tssss, ny talenta wa samy manana, raha nahatoratorana an'i Lazou ilay teo, mainka fa ny an'ireo zoky RAR: Taoko ny hazo no vanon-ko ho lakana...
Dray, aleo ny sary no hilaza...


Talentueuse aby rizareo an :wink:


hummm oh itako ihany ilay fou rire ntsika roa
milay e!kiss mamy njy
77. rakaroka ( 24/08/2008 22:00)
Maro tsy tambo tononina ireo hairaha sns izay maneho ny naha "Empire Romana an'izany: Ny Pantheon tsy mbola voalaza, ny Tour de Tranjan, ny
Piazza di Spagna sns, ankoatr'izany ny boutique de mode isan-karazany
dray 'ndraso mbo haka iray souvenir



78. rakaroka ( 24/08/2008 22:10)
:-$ Koa raha voalazako ery @ voalohany hoe "tous chemins mènent à Rome"
=> Na Religion, na La mode, na lafiny koltoraly isan-karazany: ny theatra sy ny opera sns... dia "ambohi-pihaonan'ny tontolo izy"
'zay angamba akia Rondro fa aterinjy am'izay. Misaotra akia t@ fandraisana, dia misaotra ny namana rehetra: i Hery namorona ny sera , I Angie, sns tsu voatanisa



79. rakaroka ( 24/08/2008 22:16)
Veloma ô! Dia samby tsara amin'izay misy azy,samby ho ambinina amin'izay kasainy sy ataony, dia amin'ny manaraka 'ndray ô! :-* (l) :-*

Rakaroka

80. ikalamako ( 24/08/2008 23:23)
:-D :-D :-D :-D :-D
mbola tpt be klou sady sniff mahita ny reportazy ; mirepl eto aho rahariva fa mbola vao mody mpamosavy ny andro izao ka aleo aloha hamonjy fandria-mafana...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7603