Reportage et exploit

1. rakaroka ( 22/08/2008 18:25)
Ialantsiny raha izao vao afa-manokatra ity "size" ity (satria izao vao tafaverina eto @ ordi ). Dia lasa tany Roma ihany rehefa avy nifampitady t@ ireto admn Frantsay satria début mois de juin kay dia efa tokony nangatahana certificat de circulation ny ankizy teto @ nisy anay . Satria tsy mbola nakana certificat républicain, dia nilan-drizareo vaniny teny @ aéroport .
Anatra ho an'ny sisa : Soa fa lasa ihany , teny ambony "avion" vao "ouf"
novalian'i ssendra ny 28/08/2008 10:48
2. rakaroka ( 22/08/2008 18:51)
Dia lasa . Mba asa koa ny dikan'ilay hoe "tous les chemins ménent à Rome" :roll: 8O fa nony tonga tany dia tahaka izao ny endriky ny refect:
3. rakaroka ( 22/08/2008 18:57)
Dia

:-* :-* :-* (l) (l) (l) (l)
tahaka izao ny santionan'ny fandraisan'ny iray t@ ireo namana , na dia vao minitra vitsy no nifankahalalana!
4. ratonga ( 22/08/2008 18:58)
in daholo zany certificats isakarazany zany fa manin no mila an"izany :roll:
dé mba ataovy misimisy ny sary otran'lé teny an-dranomasina ireny ary ô!!:°) ;-) :wink: :-D :-D :-D
5. rakaroka ( 22/08/2008 19:10)
ratonga:

in daholo zany certificats isakarazany zany fa manin no mila an"izany :roll:
dé mba ataovy misimisy ny sary otran'lé teny an-dranomasina ireny ary ô!!:°) ;-) :wink: :-D :-D :-D


Ka izay indrindra no tombontsoa ifampiresahana. Heu...fony vao handeha izahay dia naka renseignements tetsy sy teroa, ary misy milaza fa tsy quoi
ilay izy , fa nony tonga teo @ embarquement dia notakiany ny pasipaoron'ny ankizy, dia nomeko azy ilay pasipaoro gasy mbola manankery hatramin'ny 2015, anefa koa 2009 hoy ny ireo namantsika dia efa tokony avadika koa io passeport io . Soa fa tonga aloha fa adin'ny iray mahery ho'aho ny "suspens" anefa novingitina daholo ny momban'ny ankizy rehetra: "acte de naissance, certificat de scolarité sns...Mbola narahiny hoe tsy sur aloha ny voyage-nareo. Efa dernier moment vao nekeny satria hono misy ny retour. Heveriny mpangala-jaza.
Dia mitohy ny fitantatarana. Dia raha nitsimbadika tao an-dakozia, dia izao no hita:



6. rakaroka ( 22/08/2008 19:17)
Dia "nifanerasera" koa ny ankizy . Faly ery i To sy i Kiry fa hay misy izany "MIALY" izany : "gasy manja" / "mahafinaritra Bbbbbeeee izy :
7. rakaroka ( 22/08/2008 19:24)
[quote=rakaroka]
Dia "nifanerasera" koa ny ankizy . Faly ery i To sy i Kiry fa hay misy izany "MIALY" izany : "gasy manja" / "mahafinaritra Bbbbbeeee izy :
8. rakaroka ( 22/08/2008 19:42)
Dia misy namana iray sady taviny no volony / Izy no nandrindra fototra t@ ito "sortie" ity, izy no anontanio hoe ahoana ny prog izao?
:
Kiss hono t@ fandraisana rehetra sy t@ godogodona sy tabataba sns
Sôtra akia t@ rehetra.
Dia teto izany ny prog hoe handray iry bus mena iry, dia hitety an'i Roma. Ilay bus misy "ecouteur" izay azo branché-na @ sisiny dia renao ny feo mitantara ny toerana lalovana ary misy fond musical. Nahafinaritra tokoa
:wink:
9. rakaroka ( 22/08/2008 19:59)
Santionan-tsary nalaina teny ambony bus :
10. rakaroka ( 22/08/2008 20:05)
Misy soratra io fa dia iaraha-mamaky e :-D :-D :-D
11. rakaroka ( 22/08/2008 20:13)
8O 8O 8O SSssss kely loatra ilay soratra Rakaroka fa mba ataovy lehibebe azo vakiana .
:-w :-w :-w 'Ndraso ary:
:
:-D :-D :-D
'Zao hita tsara ny hakanton'ny sarisikotra koa azany . No comment a:
Sary sy soratra mazava bbbe io, dia jereo @ google ny ambiny !
12. fijo ( 22/08/2008 20:35)
ary mba tia miboridana koa ny ao roma izany an,sary miboridana daholo ve ko.
13. rakaroka ( 22/08/2008 20:41)
Koa zavatra nafana BBBbbe ny andro, dia esorina aloha izay azo noesorina wà
:-P :-D :-D :-D
14. rakaroka ( 22/08/2008 20:49)
D'autant plus mbola lavitra ny ranomasina isika 'zao ho an'ireo efa tsindriandaona, vô aty @ ville isika sady izay rangahy toa mbola lavitr'ezaka bbbe ilay reportage , tena mbola misy ilay Colisée, place de Venise,Basilic, l'Arc de Constantin, Le Capitole, sns....mandeha bus vao tonga any Cité de Vatican:Tena lava raha tantaraina rahateo mbola ao ireo niarahana isan-karazany fa dia tsipitsipiniko ihany :-P :wink: :-D :-D
15. rakaroka ( 22/08/2008 21:03)
Dia nony ela ny ela dia tonga tao Vatican.
Raha misy manana sary teny ambony bus "afaka manefa fa tsy misokatra ny partie sasany ato:( tsy haiko ilay format XMP Ds )
16. rakaroka ( 22/08/2008 21:17)
Dia "Assomption" moa t@ izay . Bbe ol . 'Ndraso mbô pihina koa 'nareo. Pik! :wink:
17. rakaroka ( 22/08/2008 21:30)
Ampahany ihany satria efa akaiky izahay vao nanana possibilité hakana sary anefa midadasika ihany ilay toerana. Donk somary niparitaka ny namana naka izay nanintona ny vision'ny tsi1/1. Fa soasoa. Tsapa hoe "lieu sacré" tokoa!
18. ikalamako ( 23/08/2008 00:15)
le paparazzi manao akanjo zaonazaona io ve no nahazo pik sa i dadabe Benoa eny amin'ny fahitalavitra ? :}
19. xxx ( 23/08/2008 07:26)
misaotra nizara .
Marina dia marina io olana amin'ny fitondrana zaza mivoaka io fa tsy maintsy mila karazana taratasy fa latsaka ambany mpangala-jaza ianao amin-dry zareo

Rehefa mandeha ivelany dia mila mailo tsara fa aleo aza misoroka toa izay mitsabo. Ohatran'io foana no miseho milaza fa hoe tsy misy olana anefa samy manana ny azy ny fomba fiasan'ny pays fa tsy mitovy.
Misy aza ireo mpiasa amin'ny ambasady vahiny tsy mahalala izay any amin'ny toerana misy azy akory fa milaza hoe tsy olana ny resaka taratasy nefa rehefa eny an-toerana dia toa io an-drakaroka io no miseho
Vahaolana : entina daholo izay taratasy mety ilaina
20. rakaroka ( 23/08/2008 20:11)
Tena mena ohatr'ity aho :oops: :oops: :oops: mandra-pivalin'ny décision-drizareo satria efa reko koa fa nisy maro no-bloqué-drizareo, tsy navela nandeha anefa tsy remboursable ny billet. Donk aleo fantampatarina tokoa ny zava-misy e. Par cpntre misy namana milaza indray fa dia tena misy mihitsy ilay billet d'Avion à 1 Euro fa mila reservéna à l'avabce, dia 30 Euros (bagages)fotsiny no miampy.
Fa avadika. Averiko tsiahivina kely fa ny 15 izany izahay ilay nitsangatsangana t@ bus. Dia ny maraina moa nifamotoana , nisy vhv tahaka izao:


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.273