Reportage et exploit

41. lazounet ( 24/08/2008 13:07)
rakaroka:

Dia nahoana kosa moa no tsy ho lasa revy manoloana ny natiora sy ny hankatony rehetra :wink: "BENE BENE!"




Tovovavy mihitsy ity vinantoko ity.
42. rakaroka ( 24/08/2008 13:15)
Ka variana nanao baolina koa moa ny sasany
43. rakaroka ( 24/08/2008 13:24)
Ny sasany variana misangy onja

Coucou

:lol: :lol: :lol: Sali
44. rakaroka ( 24/08/2008 13:37)
Hoy Lazounet: "tovovavy mihitsy ity vinantoko ity".
Mbola zaza io Lazounet an . Vao 11 taona io, sady déjà eo @ halavan'ny feny fotsiny dia efa veriny lavitra 'nareo mainka moa fa :roll: :-w :-w :-w :-w


45. lazounet ( 24/08/2008 13:52)
rakaroka:

Hoy Lazounet: "tovovavy mihitsy ity vinantoko ity".
Mbola zaza io Lazounet an . Vao 11 taona io, sady déjà eo @ halavan'ny feny fotsiny dia efa veriny lavitra 'nareo mainka moa fa :roll: :-w :-w :-w :-w






Raha mba fantrao mantsy fa Ikalamako anie no nanamboatra ny raharaha é!
http://lazarbi.skyrock.com/1742500212-GAUTIER-NY-AVANA-aKa-SILVER.html
fa saro-piaro ery Ikalamako . Ity ny hafatra fampitandremana :-w napetrany
rondro, Posté le mardi 13 mai 2008 22:45
zah efa miteny fa aza anaovana piblisité ilay bandy kely fa manjary lasan'ny hafa ny anjaranay...
46. rakaroka ( 24/08/2008 13:53)
eo @ lafiny "Coupes" sy "medailles" azony
:-$
Tandremo miadaladala fa champion @ "escrime" kala ka @ grand pas-ny fotsiny dia mety ho voantsindrona h@ fo an :-D :-D :-D :wink:
sady nanao danse, natation, ski, sns koa ikala.
Gasy wà ka "MANJA" fa tsy manjamanja :wink:
47. rakaroka ( 24/08/2008 14:04)
Hoy i Lazounet : Ikalamako anie no... :wink:
Gay va re :-D :-D :-D =)) =)) =)) :-D :-D :-D
Tsaiyyyyyyy ary misy gasy bô-gôsy Bbbbe koa 'njay miala any an; mba mivoaha
rangahy ho hitan'ny olona fa inn aza 'ty miafinafina ity :roll: :?: :wink:
:-w :-w :-$ :roll: :roll: Heu.....Aleo rangahy omanina mialoha mihitsy ny fihaonana @ manaraka mety manome plus de chance ny fahafahana mandeha, asa re @ 1er Mai ho avy raha... Hita wa fa sady soa ho an'ny lehibe ny mbo mifampisera no
"Soa ho an'ny ankizy indrindra koa é ".
'zao izao efa misy reservation exceptionnelle 'zany :-D :-D :-D =)) =)) =))
48. rakaroka ( 24/08/2008 14:27)
Ny ankizy moa dia nanala azy t@ rano


49. rakaroka ( 24/08/2008 14:31)
Ny lehibe niala sasatra teny @ torapasika
50. lazounet ( 24/08/2008 14:57)
rakaroka:

eo @ lafiny "Coupes" sy "medailles" azony


draisss..tkn'inn http://lazarbi.skyrock.com/1600129988-MIALY.html
51. rakaroka ( 24/08/2008 14:58)
Marobe, an'arivony ireo pik, pak, "blem" ny sivana koa ialan-tsiny izay tsy tafiditra fa dia masoandro maty no nampalahelo
52. rakaroka ( 24/08/2008 15:05)
Nefa tsy tapitra eto 'ty report ity fa pause kely aloha e
:wink:
53. yonikafopl ( 24/08/2008 15:07)
mahafinaritra, dia miandry ny manaraka njay :)
54. rakaroka ( 24/08/2008 17:23)
lazounet:

rakaroka:

eo @ lafiny "Coupes" sy "medailles" azony


draisss..tkn'inn http://lazarbi.skyrock.com/1600129988-MIALY.html



"Soa fianatse" hoy ny avy ao Fianara e. Ary tsy izy irery anefa ny gasy "izilay t@ ity fihaonana", fa nampitombo ny fahafantarako ny hafa izay samy manana ny maha-izy azy (l) (l) , tsy hita pesipesina mihitsy ny "Finiavana , talenta, sns"
Ary na ireo "absents" (tahaka an'i Lazou", Yonik ohatra,sns) dia niteraka tsaikam-piheverana ary inoana fa manana anjara toerana sarobidy avokoa !


55. fasaly ( 24/08/2008 17:43)
rakaroka:

Nefa tsy tapitra eto 'ty report ity fa pause kely aloha e
:wink:




misaotra rakaroka nizara ah! nahafinaritra

:-P
otran'ny hoe mangatsika be dool reto izy....
56. rakaroka ( 24/08/2008 17:45)
exploit hafa indray ohatra, tsy fihaonana tsotra tahaka ny ali-pandihizana na
fipetrahana ho "simple specta" tahaka ny mahazatra, ambonin'izany dia nisy ny fifanakalozan-kevitra teo @ izay azo ifampizarana, na ny marina kokoa tafa @ sehatra asa mba mety ho vita ho an'i Madagasikara.
Eto izao dia mampiseho ny fiaraha-miasa @ any an-tanindrazana, ny namana iray moa dia manampy @ fanabeazana ireo zaza sahirana any Dago, ny iray kosa mampiseho ireo Dingana vita sy mbola efaina. Dia ny tavan'ny rahalahy mandranitra ny tavan'ny rahalahy" hoy ny tsipona izay
57. rakaroka ( 24/08/2008 17:52)
Fasaly. Nafana Bbbe ny andro t@ io , ary nilay mihitsy ilay ranomasina fa nafana aza, fa ny nampangatsiaka eto (ngamba dia hoe : "hody @ izay!".
Malain-kisaraka Dia Ikalamako niresaka an'i Toi foana. Hi!hi!hi!
Tsy mbola tapitra fa mbola ho avy ny "promenade tany @ fontaine de Trève
izay voalaza isan'ny Fontaine tsara indrindra au monde" fa andeha hanao sakafo aloha aho :wink:
58. rakaroka ( 24/08/2008 19:30)
Tssss, ny talenta wa samy manana, raha nahatoratorana an'i Lazou ilay teo, mainka fa ny an'ireo zoky RAR: Taoko ny hazo no vanon-ko ho lakana...
Dray, aleo ny sary no hilaza...


Talentueuse aby rizareo an :wink:
59. rakaroka ( 24/08/2008 19:35)
Revy izao ry havana, avy ao @ ilay gelati
60. rakaroka ( 24/08/2008 19:47)
'Ndraso fa nisy tsy azo, nefa =D> koa

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3651