Reportage et exploit
23. rakaroka
(
23/08/2008 20:24)
Dia misy toerana malaza maro moa nolalovana, iray t@ ireny "Le Colisée" somary ovale ( 188m x 155 m), izy ity dia misy places 40 000 à 50 000 spectateurs . Ka toerana fanaovan-drizareo fampisehoana isan-karazany izany izy io.
24. rakaroka
(
23/08/2008 20:29)
Isan'ny nolalovana koa ny Château St Ange
http://keepi.free.fr/12195233287.jpeg
http://keepi.free.fr/12195233287.jpeg
28. rakaroka
(
23/08/2008 21:05)
Dia nisakafo
:miam: :miam: :miam:
Dia nasiana temps libre ny hariva satria mbola handihy ny alina.
Fa isan'andro nihinana gilasy "Gelati" foana alohan'ny nisarahana
:miam: :miam: :miam:
Dia nasiana temps libre ny hariva satria mbola handihy ny alina.
Fa isan'andro nihinana gilasy "Gelati" foana alohan'ny nisarahana
29. rakaroka
(
23/08/2008 22:10)
Dia nony ampitso :roll: :roll: :-w :-w :-w
Inn aza ny mahalasa revy an'ilay bandy :?: :-w :-w :-w :roll: 8O
Mbola misy manaraka ihany aloha v 'ty monologue-ko lava Bbbbe ts'isy farany ity :?: :roll: Aleo aloha aho hatory .... Dia raha mbola misy mis'int hotohizana @ manaraka :lol: :lol: :wink:

30. ikalamako
(
23/08/2008 22:58)
zah aloha tena mbola manaraka e ; ka io bandy lasa revy io aza tafiditra ato ka nahoana izahay no tsy hanaraka :-D :-D :-D
33. rakaroka
(
24/08/2008 10:51)
ikalamako:
zah aloha tena mbola manaraka e ; ka io bandy lasa revy io aza tafiditra ato ka nahoana izahay no tsy hanaraka :-D :-D :-D
:-D :-D :-D Dray: Interessant akia matoa voapika sary a :wink:
ntsss koa raha tsy pilicule laniana foana ny aty knou :-P :-D :-D :-D
Izany ny bandy gasy "b^gosy: tsy matin'i Toi lolo koa an!
:roll: :roll: fa :-w :-w :-$ fa plutot lé zavatra mbo alehan'ny sainy aloha no vinaniako eto e :-P :-D :-D :-D
34. rakaroka
(
24/08/2008 10:58)
ratonga:
zah ko manaraka é! miadry ny teny andranomasina wa :-D :-D :-D
Ka na 'za sy ny ankizy koa aza efa tsindrin-daona Bbbe ihany t@ izany hoe "aiza aza izany ranomasaina
:roll: , ary tsy izaho ihany kay no liana izany, fa nataon-drizareo hoe mafana be ny andro dia miandry raharivariva hono vao mandeha any...
Dia minadry izany kou...)Ilay sefo Hery moa nanao hoe "isan'ny antony hankanesan'ny mpiavy aty koa moa.
'ndraso kely aloha hisakafo aho, dia rahariva isika mankany an-dranomasina. OK :wink:
35. rakaroka
(
24/08/2008 11:48)
Dia nahoana kosa moa no tsy ho lasa revy manoloana ny natiora sy ny hankatony rehetra :wink: "BENE BENE!"
36. rakaroka
(
24/08/2008 11:56)
Dia misy azy ny ranomasina tongavan'ny Top modèle an. Aoka fotsiny. hay kosa (lay izy mbô tsy revy 'ngamba fa réalité). Io aza ny ranomasina raha hi-plonge Ratonga . manja !
39. rakaroka
(
24/08/2008 12:54)
Jerena sy tombanana "havia, havanana, aloha aoriana" dia GASY e .
:wink:
Dia misy isafidiananareo izany ny "Tee-shirt" fa aza misalasala @ komandy e .
:-D :-D :-D
:wink:
Dia misy isafidiananareo izany ny "Tee-shirt" fa aza misalasala @ komandy e .
:-D :-D :-D
40. rakaroka
(
24/08/2008 13:07)
Houuuuuula :-P :-D :-D :-D Dia inn hono ny commentaire ataon-dRakaroka @ izao :roll: . Avia rangahy mbô maka sary ny hafa, dia :-w :-$
Aiza aza ny mbô partenaire hosarangotina vongimaika . Tara eto @ fakana sary 'ndray Rakaroka t@ ity indray mitoraka ity, sady toa tsy misy place 'tsony koa izy izany !
Aiza aza ny mbô partenaire hosarangotina vongimaika . Tara eto @ fakana sary 'ndray Rakaroka t@ ity indray mitoraka ity, sady toa tsy misy place 'tsony koa izy izany !