Fitiavana sy ny kapoty
61. ari.malala
(
24/06/2008 06:13)
ô ry naritsimba a!!! d isaky ny hanao firaisana v d hoany am dokotera foooooona hoe hanao ndray zay dokotera ka mba jerena kely sode misy fikorontanana??? :-D :-D :-D :-D :-D :-D
Momba ilay hoe tsy mpivady manao firaisana aranofo mampiasa kapoty satria tsy te ho bevohoka, ENY, FITIAVANA tokoa no antony ampiasan'izy roa kapoty!! satria ataovy aza hoe bevohoka ilay kalakely nefa izy roa samy tsy an'asa na mbola mpianatra e! inona no hamelomany ny zanany? sa homena alalana hanala zaza indray avy teo? omeo tsiny ah ohe fantatra fa mpianatra na hoe ts miasa ko inona no itetatetana anaovana firaisana, ts manin mints , fa io tsy misy afaka mitsara isika na iza na iza, fa samy manana ny fisainany ny tsirairay, ny mety ho fahalalahantsaina aminy mety ho baranahiny na bordel aminao... d refa ts mety aminao ilay manao firaisana alohan'ny fanambadiana d tanteraho e! voninahitra hoanao izany... refa ts mety aminao ny manao kapoty refa manao firasana, na ts mety aminao mints ny mampiasa methode contraceptif toy ny pillule sns d manisà andro d tandremo tsara ny fihetseham-po izany ko! d mahereza sy mirary soa hihihihi

62. naritsimba
(
24/06/2008 07:20)
ari.malala> aza dia mandray atendrony kosa eh! tsy hoe ho any @ dokotera foana akory, fa ny tenanao dia tokony ahatsapa fa misy fikorontanana ara-tsaina ianao dia tsy manao firaisana avy hatrany.
Miombon-kevitra @ Katôlika aho dia ny tsy fankasitrahana ny fampiasana fanabeazan'aizana tsy voajanahary.
Izaho dia ny fifehezan-tena no zava-dehibe amiko voalohany, anjara asan'ny vehivavy no tsy manaiky hanao firaisana ara-nofo rehefa matahotra ny ho bevohoka, na @ fotoana tsy tokony hanaovana izany.

63. sakaizakely
(
24/06/2008 08:21)
resaka kapoty ve no atao eto sa fanamelohana ny firaisana alohan\'ny fanambadiana aloha ? tokony atao mazava tsara ny lohahevitra raha izany :roll:
kapoty = fiarovantena sy fiarovana ilay miaraka aminao
raha raisina am ka ekstrem be, nisy vhv naolan\'oul de tratran\'ny IST miampy sida, nitondra vohoka izy avy amin\'io fanolanana nahazo azy io ary nifindran\'ny aretiny ilay zaza tsy manantsiny, izy koa voatery nampinono ilay zaza satria tsy sady tsy voatsabo no tsy nahalala fa tsy tokony ho nampinono ny vhv voan\'ny Sida
Nihalehibe io zanany io ka raha izay sendra azy dia voaaro am sida raha manao kapoty izy.
na kas ekstrem be aza io dia tsy vitsy intsony ankehitriny ny oul ao anatin\'io sokajy io ary am zao fotoana mivezivezy be ny zanak\'oulmbel, immigration na tourisme. Azo saintsainina ny mety ho vokany raha tsy miaro ny tenany ny tsirairay
Amiko dia adidy eo am fiaraha-monina ny fiarovana ny hafa sy fiarovana ny tenanao ihany koa.
Ny hitsara na hanambany ny safidin\'ireo manao firaisana alohan\'ny fanambadiana dia tsy anjarako
Fa efa nahita mpisipa kely izay tam tele nilaza fa mba idealin\'izy roa ny tsy hiray alohan\'ny fanambadiana. Nahafinaritra ny fanehoankevitra, ary nivaky ry zareo fa tsy zavamora ny miady am herin\'ny nofo nefa miezaka ry zareo ary tsy mi garantir ho tonga hatram farany fa dia hoe tanjona mba irina fotsiny.
Misy antoko mamporisika ny zatovo mba hanana io fikasana io, misy voady koa aza izy izay raha tsy diso aho. Bebe ihany ny miditra aminy fa tsy haiko raha betsaka ny tonga am tanjona iriny.
Raha ny fihevitro aloha, tanjona tsara io, fa kosa rehefa hita fa tsy hahafehy vatana dia aleo miaro tena

64. rebeccaF
(
24/06/2008 08:51)
xxx:
Vao maika mahagaga ny valin-teninao. Ahoana moa izany hoe fandrindram-piterahana tsy resaka tahotra ny ho bevoka ny antony ampiasana kapoty ?
mahagaga anao satria ny hevitry ny hoe fanambadiana sy ny fianakavina mihitsy no tsy fantatrao intsony. Aminao mantsy dia mitovy ny mpivady sy ny tsy mpivady. Nefa tsy maninona fa hazavaiko:
Ny olon-droa manao firaisana ivelan'ny fanambadiana, mampiasa kapoty dia misy antony roa mazava tsara ny antony hanaovany kapoty: TAHOTRA NY HO BEVOKA, sy TAHOTRA NY HARARY.
Tsy misy zavatra misongadina afatsy ny TAHOTRA ao, izay azo adika ho FITIAVAN-TENA ary mampiseho ihany koa ny tsy fahavononana handray andraikitra (irresponsable).
Ho an'ny mpivady kosa, raha misy ny mampiasa azy io, dia handrindrana ny fiterahana mba hahatsara ny taranaka. Tsy misy resaka fahatahorana ny ho bevoka ao na kely aza, na fahatahorana aretina. Ary ny mpivady dia tsy mampiasa an'io isak'izay miray akory, toy ny fanao mahazatra ny tsy mpivady.
xxx:
Ary azonao antoka ve fa izay fotsiny no antony ampiasan'ny mpivady rehetra kapoty ? Nanao fanadihadiana angaha ianao ?
Raha amin'ny vadinao ianao no mampiasa kapoty isak'izay miray aminy, inona no mety hitranga? Ary ahoana no ho mety reaction-ny? Mbola mety hisy fifampitokisana ve eo amin'izy roa ireo eo amin'ny resaka fitiavana? Sarotra ho anao ny hahatakatra ny valin'ireo fanontaniana ireo raha ohatra ka mbola tsy manam-bady ianao, na mbola tsy mieritreritra an'izany.
Ny fanadihadina indray andrematoa, na hiteny aza aho hoe efa nanao an'izany dia tsy hino mihitsy ianao. Fa raha misy izay hevitra mbola tsy mazava aminao, na zavatra mbola tianao hanontaniana na hanoherana izay voalazako dia lazao fa vonona ny hiheno sy hamaly aho.
65. fahamarinana
(
24/06/2008 09:01)
sakaizakely:
resaka kapoty ve no atao eto sa fanamelohana ny firaisana alohan'ny fanambadiana aloha ? tokony atao mazava tsara ny lohahevitra raha izany
:arrow:Mifangaro bodaka daholo ka tsy araka intsony e...
naritsimba:
anjara asan'ny vehivavy no tsy manaiky hanao firaisana ara-nofo rehefa matahotra ny ho bevohoka, na @ fotoana tsy tokony hanaovana izany.
:arrow: O ry naritsimba,tena fisainan'ny ntaolo be zany,koa raha tsy inona koa anjaran'ny vehivavy daholo ity rehetra ity.Ary ianareo lehilahy mba inona no anjaranareo ? ataoko fa tsy hisy firaisana ara-nofo raha vavy iray ihany fa tokony hisy lahy koa ,non ???
naritsimba:
Alohan'ny hanaovana firaisana ara-nofo dia tsara ny manantona mpitsabo
:arrow: iny aloha azoko ekena ihany koa ne serait-ce que hoe hijerena ny contraception miaraka :ny investissement ny tsi11 dia vao maika tsara.Mazana manko koa ilay vavy foana no mi-debre any,ingahy moa ilay eo fontsiny,na kapoty aza angambany mbola menatra ny hivimbina...
rebeccaF:
Ny filazana fotsiny hoe: Mpivady sy ny hoe: Tsy mpivady dia efa tsy mitovy
:arrow: Hay ilay filaza azy zany no tsy mitovy aminao,ny tiako ambara zany dia ny mpivady vita mariage sy tsy vita mariage.Amiko sahala satria ny firaisana no resahana eto,sa tsy mitovy koa hoe ???
rebeccaF:
Nahoana moa no mipetraka ny fifampiahiahina ? Misy zavatra tsy milamina ao matoa misy izay. Ary azo lazaina aza fa FITIAVAN-TENA no betsaka fa tsy fitiavana ilay olona miaraka amin'ny tena mihitsy
:arrow: Ny hevitrao izay ary ny hevitry ny maro tsy izay...mahagaga koa ilay affirmation gratuite be-nao,ny anao hatrany no tena marina sa?
rebeccaF:
Dia inona kay no iantsonao an'itony: raha hotranao daholo ny virjiny de tsy maha te ka
Mba valio!
:arrow: Ka marina ve no lazainy sa ahoana ? ny famaliana anie tsy mahavaha olana e,vao maika aza mampisondrotra,jereo anie ity ianao e,lasa mivaona mbanin'ny dinika.Soa fa ianao ihany no nanokatra azy... :)
rebeccaF:
Samy manana ny safidiny tokoa ny tsirairay, nefa ny tsirairay amin'ny maha olona azy, dia mety ho diso eo amin'ny fandraisana fanam-pahan-kevitra.
:arrow: Fa maninona no diso foana,mety ho diso,mety ho marina.Ny hitako olanao dia toa negative lava foana.Normal be raha mahita olana partout.Ialako tsiny raha mahatezitra.Ny fiainana misy ambony,misy ambany fa tsy hoe ho lafatra foana.
rebeccaF:
Ka ovaiko kely ny fanontaniana hoe: firy isan-jaton'ireo nanao firaisana nialohan'ny fanambadiana no velom-panenena tamin'ny izay nataony? Ary moa mba nisy vehivavy tsy nanao izany ve mba nanenina tsy mba nanao izany (firy isan-jatony raha misy) ?
:arrow: Ka ianao anie zany no tokony hamaly an'ireo fanontanianao ireo e,firy isan-jato ary ? satria manko raha izao tontolo zao no nanenenina angamba dia efa fantatra....Ny fahitako azy koa tsy ny isan-jato sns...sns....no hi-gerer-na ny fiainana. NY probleme-nao ,ianao no manam-panirina ho virjiny alohan'ny fanambadiana :angaha moa moa misy milaza fa ratsy,tsara tokoa rahavako fa il s'agit de ton corp sy ny fiainanao.Ny any hafa aleo azy ihany koa :samy manana ny fomba fijeriny.Zay no maha-rebeccaF anao sy maha-ps n'izao sy izao ny rehetra koa.Ity forcing mampiditra hevitra anatin'olona ity ilay toy ny dinika atsy ambadika atsy :terena daholo izao tontolo izao hanaraka ny fitsipikan'ilay olona sns...Ny olana manko dia tsy misy koa porofo fa marina tanteraka ny anao na mitombina.(l)
66. ari.malala
(
24/06/2008 09:24)
izao ftsn e, tsy izay rehetra virjiny miditra fanambadiana d miadana daolo ary tsy izay tsy virjiny intsony miditra fanambadiana d hijaly daolo! mahalala cas aho hoe virjiny ilay vevavy niditra fanambadiana fa mijaly e! ny lelà nge lelà iany e! mety hoe nahazo anao virjiny izy fa tsy afapo aminao izy fa mbola mitady virjiny hafa koa hopasahana (miala tisny amilay vocabulaire fa izay no hitako mahitsy mahalaza azy kokoa) rehefa ho sendra ny lelà hendry d mahazo azy fa refa sendra ny lelà adala d mijaly na virjiny na efa ts virjiny tsony....;
ary miombon-kevitra am fahamariana ah eo am le we
fahamarinana, club Joseph ilay fikambanana, misy voady atao tokoa, fa rehefa mahatsapa tena fa malemyd aleo ts manao voady alou e!
eto kou za miombonkevitra am fahamarinana mints amle we
ary miombon-kevitra am fahamariana ah eo am le we
Ity forcing mampiditra hevitra anatin'olona ity ilay toy ny dinika atsy ambadika atsy :terena daholo izao tontolo izao hanaraka ny fitsipikan'ilay olona sns...Ny olana manko dia tsy misy koa porofo fa marina tanteraka ny anao na mitombinaidealin'i rebecaff ilay ho virjiny miditra fanambadiana? tsara, tohizo, tanteraho hatram farany, fa aza terena ny olona hanaraka ny idealinao fa ts fainana izany!
fahamarinana, club Joseph ilay fikambanana, misy voady atao tokoa, fa rehefa mahatsapa tena fa malemyd aleo ts manao voady alou e!
eto kou za miombonkevitra am fahamarinana mints amle we
raha tsy inona koa anjaran'ny vehivavy daholo ity rehetra ity.Ary ianareo lehilahy mba inona no anjaranareo ? ataoko fa tsy hisy firaisana ara-nofo raha vavy iray ihany fa tokony hisy lahy koa ,non ???sy ilay hoe
Mazana manko koa ilay vavy foana no mi-debre any,ingahy moa ilay eo fontsiny,na kapoty aza angambany mbola menatra ny hivimbina...ny vevavy fooooona ny vevavy fooooooona! mba aiza ny responsabilité an'ny lelà e!
67. rebeccaF
(
24/06/2008 09:31)
sakaizakely:
resaka kapoty ve no atao eto sa fanamelohana ny firaisana alohan'ny fanambadiana aloha ? tokony atao mazava tsara ny lohahevitra raha izany
Tsy haiko izay fandraisanao an'ireto fanontaniana niangana ireto: http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m485cee1da0726#m4860b58b27591
sakaizakely:
kapoty = fiarovantena sy fiarovana ilay miaraka aminao
raha raisina am ka ekstrem be, nisy vhv naolan'oul de tratran'ny IST miampy sida, nitondra vohoka izy avy amin'io fanolanana nahazo azy io ary nifindran'ny aretiny ilay zaza tsy manantsiny, izy koa voatery nampinono ilay zaza satria tsy sady tsy voatsabo no tsy nahalala fa tsy tokony ho nampinono ny vhv voan'ny Sida
Nihalehibe io zanany io ka raha izay sendra azy dia voaaro am sida raha manao kapoty izy.
na kas ekstrem be aza io dia tsy vitsy intsony ankehitriny ny oul ao anatin'io sokajy io ary am zao fotoana mivezivezy be ny zanak'oulmbel, immigration na tourisme. Azo saintsainina ny mety ho vokany raha tsy miaro ny tenany ny tsirairay
Rehefa miaraka ve izany dia tsy maintsy manao firaisana aranofo amin'izay olona iarahana? Ary na dia cas extreme be aza no noraisinao dia manamafy fa tsy ilaina ny manao firaisana aranofo ivelan'ny fanambadiana, na alohan'ny fanambadiana. Aza adino fa tsy misy olona hanambady olona tsy fantany izany, raha tsy hoe resaka interet angaha no manosika azy hiroso amin'ny fanambadiana fa tsy resaka FITIAVANA.
sakaizakely:
Amiko dia adidy eo am fiaraha-monina ny fiarovana ny hafa sy fiarovana ny tenanao ihany koa.
Adidy tena adidy tokoa, fa mba manontany anao aho hoe: INONA KAY NY FIAROVAN-TENA SY FIAROVANA NY HAFA TENA TSARA INDRINDRA AMIN'NY ARETINA VOKATRY NY FIRAISANA ?
sakaizakely:
Ny hitsara na hanambany ny safidin'ireo manao firaisana alohan'ny fanambadiana dia tsy anjarako
Tsy hitsara na hanambany izany akory no anton'ny dinika fa sao diso hevitra ianao. Ny fanontaniana dia ny hoe: Tena ilaina ve ny firaisana mialohan'ny fanambadina? Raha eny na tsia dia inona no antony? Ady hevitra misokatra io fa tsy misy resaka fanambaniana na fitsarana.
sakaizakely:
Fa efa nahita mpisipa kely izay tam tele nilaza fa mba idealin'izy roa ny tsy hiray alohan'ny fanambadiana. Nahafinaritra ny fanehoankevitra, ary nivaky ry zareo fa tsy zavamora ny miady am herin'ny nofo nefa miezaka ry zareo ary tsy mi garantir ho tonga hatram farany fa dia hoe tanjona mba irina fotsiny.
Ny safidy rehetra atao dia tsy maintsy mitaky fandavana izay zavatra rehetra mifanohitra amin'iny. Ny tena tsara dia ny fananana fidélité amin'izay safidy hita fa tsara. Sarotra ho an'ny olona tsy mba manana personnalité anefa ny hanana fidélité amin'ny safidy fototra noraisiny izany.
sakaizakely:
Misy antoko mamporisika ny zatovo mba hanana io fikasana io, misy voady koa aza izy izay raha tsy diso aho. Bebe ihany ny miditra aminy fa tsy haiko raha betsaka ny tonga am tanjona iriny.
Ilaina ny manabe ny olona hananany personnalité matanjaka mba tsy hanara-drenirano fotsiny ka hanao izay fanaon'ny hafa fotsiny.
sakaizakely:
Raha ny fihevitro aloha, tanjona tsara io, fa kosa rehefa hita fa tsy hahafehy vatana dia aleo miaro tena
Raha tena mifankatia ny olona roa dia tena hifanaja tokoa, ary hifanampy amin'izay idealy nosafidiny.
Amiko ny tsy ampy amintsika vehivavy dia ny fahasahiana manao: TSIA amin'ny lehilahy. Ny tranga maro miseho mantsy dia hoe: rehefa isika vehivavy no mamaly tsy mety manao firaisana amin'izay miaraka amintsika dia lazaina fa mampifilafila, tsy ampahafirin'ny vehivavy, sipa taraiky sns...misy koa ny milaza fa tsy fitiavana hoe no tsy hanaovana firaisana aminy...
Aza adino anefa fa ny vahivavy manana personnalité sy fidèle no tena tian'ny lehilahy sy tena hajainy.
NB: TSIA amin'ny heviny fandavana io fa sao misy manao dika vilana eo indray.
68. rebeccaF
(
24/06/2008 10:20)
fahamarinana:
Hay ilay filaza azy zany no tsy mitovy aminao,ny tiako ambara zany dia ny mpivady vita mariage sy tsy vita mariage.Amiko sahala satria ny firaisana no resahana eto,sa tsy mitovy koa hoe ???
Resaka mpivady no resahana. Tsy misy resaka mariazy ao na kely aza, ary tsy mbola nampiditra resaka mariazy aho, satria misy ny mpivady tsy kristiana tsy miraharaha izany resaka mariazy izany, nefa dia mpivady ry zareo.
Ilay hevitry ny hoe: mpivady angamba no mila hazavaina kely. Io no loharano mampisy ny fianakaviana raha atao amin'ny teny tsotra.
fahamarinana:
Ny hevitrao izay ary ny hevitry ny maro tsy izay...mahagaga koa ilay affirmation gratuite be-nao,ny anao hatrany no tena marina sa?
Affirmation gratuite ve nefa tsy hitanao hoe inona no hanoherana na hanadisoana azy? Raha diso io lazao izay mahadiso azy fa aza dia maika hilaza fotsiny hoe: ny ahy ihany no marina.
fahamarinana:
Ka marina ve no lazainy sa ahoana ? ny famaliana anie tsy mahavaha olana e,vao maika aza mampisondrotra,jereo anie ity ianao e,lasa mivaona mbanin'ny dinika.Soa fa ianao ihany no nanokatra azy...
Aiza hono no mivaona? Angamba mba tokony hojerenao hoe inona kay no lohahevitra ao ambny ao.
fahamarinana:
Fa maninona no diso foana,mety ho diso,mety ho marina.Ny hitako olanao dia toa negative lava foana.Normal be raha mahita olana partout.Ialako tsiny raha mahatezitra.Ny fiainana misy ambony,misy ambany fa tsy hoe ho lafatra foana.
Ataoko fa mazava tsara izay nosoratako fa aza dia ovaina. Izaho tsy nilaza mihitsy hoe: DISO FOANA. Fa METY HO DISO hoy aho. Ataoko fa tsy mitovy ireo.
Ary tsy hoe mahita olana partout araka ny filazanao akory fa manana izay antony mazava handavana izay tsy nofidiana ka confronter-na amin'ny an'ny hafa hahita ny tena fahamarinany na ny mety fahadisoany.
fahamarinana:
Ka ianao anie zany no tokony hamaly an'ireo fanontanianao ireo e,firy isan-jato ary ? satria manko raha izao tontolo zao no nanenenina angamba dia efa fantatra....Ny fahitako azy koa tsy ny isan-jato sns...sns....no hi-gerer-na ny fiainana.
Tsy ny isan-jato tokoa no hi-gerer-na ny fiainana. Nefa raha tianao ny hanana fiainana tena tsara dia tsy maintsy misokatra amin'ny zava-misy rehetra ianao, mba hahalala izay tena mety hitondrana azy.
fahamarinana:
NY probleme-nao ,ianao no manam-panirina ho virjiny alohan'ny fanambadiana :angaha moa moa misy milaza fa ratsy,tsara tokoa rahavako fa il s'agit de ton corp sy ny fiainanao.Ny any hafa aleo azy ihany koa :samy manana ny fomba fijeriny.
Samy manana ny fiainana sy ny fomba fijeriny tokoa, saingy ny fiainana tsy efan'irery, ilaina ny mifampizara sy ny mifanapatapa-kahitra, mifanakalo fomba fijery.
fahamarinana:
Ity forcing mampiditra hevitra anatin'olona ity ilay toy ny dinika atsy ambadika atsy :terena daholo izao tontolo izao hanaraka ny fitsipikan'ilay olona sns...
Ataoko fa tsy manery ny rehetra aho hanaiky izay lazaiko. Milaza ny fahitako ny zava-misy aho, ary tsy confirmation gratuite araka izay lazainao fa mifototra tanterka amin'ny zavatra iainan'ny olona. Raha misy diso dia lazao fa tsy misy ny olana. Dinika no atao, averiko indray!
fahamarinana:
Ny olana manko dia tsy misy koa porofo fa marina tanteraka ny anao na mitombina.
Satria ianao tsy vonona hijery sy tsy vonona hahalala intsony, na efa vonona ny hamohitra izay lazaina. Any no tena olana.
69. rebeccaF
(
24/06/2008 10:35)
ari.malala:
izao ftsn e, tsy izay rehetra virjiny miditra fanambadiana d miadana daolo ary tsy izay tsy virjiny intsony miditra fanambadiana d hijaly daolo! mahalala cas aho hoe virjiny ilay vevavy niditra fanambadiana fa mijaly e! ny lelà nge lelà iany e! mety hoe nahazo anao virjiny izy fa tsy afapo aminao izy fa mbola mitady virjiny hafa koa hopasahana (miala tisny amilay vocabulaire fa izay no hitako mahitsy mahalaza azy kokoa) rehefa ho sendra ny lelà hendry d mahazo azy fa refa sendra ny lelà adala d mijaly na virjiny na efa ts virjiny tsony....
Raha ity ohatra lazainao ity dia milaza fa tsy mba ny fitiavana no manosika ilay olona hiditra ao amin'ny tokan-trano, fa resaka interet personnel. Ary tsy ny Fitiavana ny azy no tanjona fa ny FIRAISANA, FAHAFINARETANA.
Fa mba te hanontany anao aho hoe: na samy mijaly aza ny vehivavy virijiny, sy ilay vehivavy tsy virijiny, iza amin'izy roa ireo no manana chance kokoa amin'ny famahana ny olana misy (iverenan'ny vady ohatra, na hahatonga saina azy, sns...) ?
Aza adino fa rehefa misy ny fifamaliana ao an-trano dia tsokofonona daholo ny lasa mba entina hanamarinan-tena. Ireny famerenana ny lasa ireny anefa dia manampy ny tsirairay handinika sy handray fanam-pahan-kevitra vaovao, na hanamafy izay efa noraisiny.
70. rebeccaF
(
24/06/2008 10:46)
Fanampiny kely:
Averiko fa tsy nilaza hoe: diso foana. Fa mety ho diso hoy aho, aza ovaina izay nolazaiko azafady. Ity misy hevitra iray manamafy io zavatra nolazaiko io.
fahamarinana:
Fa maninona no diso foana,mety ho diso,mety ho marina.Ny hitako olanao dia toa negative lava foana.Normal be raha mahita olana partout.Ialako tsiny raha mahatezitra.Ny fiainana misy ambony,misy ambany fa tsy hoe ho lafatra foana.
Averiko fa tsy nilaza hoe: diso foana. Fa mety ho diso hoy aho, aza ovaina izay nolazaiko azafady. Ity misy hevitra iray manamafy io zavatra nolazaiko io.
xxx:.
Arakaraky ny conviction personnelle sy ny principe de vie ary ny finoanao. Tadidio anefa fa isika olombelona nofo amandra, manana fo, saina ary fanahy, ka indraindray ny partie sasany malemy noho ny sasany
71. fahamarinana
(
24/06/2008 10:47)
rebeccaF:
Satria ianao tsy vonona hijery sy tsy vonona hahalala intsony, na efa vonona ny hamohitra izay lazaina. Any no tena olana.
:arrow: zany tokoa an,mpifakahalala angaha isika ka hainao tsara aho? izay ilay ataokpo hoe affirmation gratuite ombieny ombieny...
rebeccaF:
mifototra tanterka amin'ny zavatra iainan'ny olona.
:arrow: Mifototra amin'ny zvtr iainanao manokana angamba no tokony hilazanao azy satria apparement betsaka ihany no tsy mitovy hevitra aminao,raha azo atao hoe olona ireo rehetra miteny eo ambony ireo :)
rebeccaF:
Ilaina ny mifampizara sy ny mifanapatapa-kahitra, mifanakalo fomba fijery.
:arrow: Tena ilaina tokoa raha tena mitombina marina fa mifampizara sy mifanakalo hevitra.. :)
rebeccaF:
Nefa raha tianao ny hanana fiainana tena tsara dia tsy maintsy misokatra amin'ny zava-misy rehetra ianao
:arrow: Fisokafana amin'ny zava-misy ve fiankinanan'ny fiainana amin'ny sondage ? Asa anefa fa samy manana ny fiainany,ny ahy aloha tsy izay,ny anao dia izay,samihafa isika....
rebeccaF:
Resaka mpivady no resahana. Tsy misy resaka mariazy ao na kely aza, ary tsy mbola nampiditra resaka mariazy aho
:arrow: Tsy nilaza aho fa ianao ,raha nahay namaky teny ianao dia za,fahamarinana ,no lazaiko sy manazava eo io,aza tonga dia sendoatra aloha fa aoka hazava kely..
rebeccaF::arrow:Eny e,ka vita mariage sa tsia,satria ny loharano mampisy fianakaviana na vita na tsy vita dia misy daholo,sa inona ireny ?...Tsara natao tery ambony angamba ny dikany hatramin'ny 1er ahaizan'ny mpisera mamaly azy...:) (l)
Ilay hevitry ny hoe: mpivady angamba no mila hazavaina kely. Io no loharano mampisy ny fianakaviana raha atao amin'ny teny tsotra.
72. ari.malala
(
24/06/2008 10:53)
Aza adino fa rehefa misy ny fifamaliana ao an-trano dia tsokofonona daholo ny lasa mba entina hanamarinan-tena.
azafady fa io no tonga d raisiko volou, satria io izany no toetranao d entinao eto? mahasoa angaha ny fanatsikafonana ny lasa? tsy mandoto ve ny mamoha fotaka efa mandry?
Raha ity ohatra lazainao ity dia milaza fa tsy mba ny fitiavana no manosika ilay olona hiditra ao amin'ny tokan-trano, fa resaka interet personnel. Ary tsy ny Fitiavana ny azy no tanjona fa ny FIRAISANA, FAHAFINARETANA.
omeo ny profo ilazanao fa izany no tiako tenenina, io ilay lazain'i fahamarinana hoe manao affirmation gratuite enao.
Fa mba te hanontany anao aho hoe: na samy mijaly aza ny vehivavy virijiny, sy ilay vehivavy tsy virijiny, iza amin'izy roa ireo no manana chance kokoa amin'ny famahana ny olana misy (iverenan'ny vady ohatra, na hahatonga saina azy, sns...) ?
ny lehilahy hoa na virjiny enao na tsy virjiny tsony refa hanao ny adalany izy d ts tananao! mahalala olona tena faran'izay akaiky ana za, virjiny niditra tokantrano ary tsy nahalala lelà afatsy ny vadiny, fa maditra ny vadiny, ary efa nisaraka mintsy aza izy roa ankehitriny!!
farany,
Ireny famerenana ny lasa ireny anefa dia manampy ny tsirairay handinika sy handray fanam-pahan-kevitra vaovao, na hanamafy izay efa noraisiny.tsia dia tsia!!! tsy ilaina averina ny lasa satria rano raraka tsy azo raofina! ny erreur ny omaly tsy natao hanamaloka ny anio fa atao jiro itarafana ny hoavy.
73. fahamarinana
(
24/06/2008 11:08)
rebeccaF:
Averiko fa tsy nilaza hoe: diso foana. Fa mety ho diso hoy aho, aza ovaina izay nolazaiko azafady.
:arrow:Dia amin'ny manaraka asivo hoe mety ho marina koa raha ireo hevitra 2 ireo no tiana soritana e mba hazava amin'olona ny dinika satria lasa hafa no fandraisana azy,tsy izaho irery no nandray hafa eto .
rebeccaF:
Aza adino anefa fa ny vahivavy manana personnalité sy fidèle no tena tian'ny lehilahy sy tena hajainy
:arrow: Tiany angambany,hajainy ? ca reste a prouver.Betsaka no fidele sy manana personnalité fa mbola lasa ihany ny lahy manao ny ataony satria nahita hafa tiany...Aza generaliser-na daholo...
rebeccaF:
INONA KAY NY FIAROVAN-TENA SY FIAROVANA NY HAFA TENA TSARA INDRINDRA AMIN'NY ARETINA VOKATRY NY FIRAISANA ?
:arrow: Fa inona kay fa tsy fantatro...
rebeccaF:
Rehefa miaraka ve izany dia tsy maintsy manao firaisana aranofo amin'izay olona iarahana? Ary na dia cas extreme be aza no noraisinao dia manamafy fa tsy ilaina ny manao firaisana aranofo ivelan'ny fanambadiana, na alohan'ny fanambadiana.
:arrow: Ianao tsy mila,ianao tsy mahita ny ilàna azy dia mazava zay.Ny choix-n'olon-kafa azy izay satria izy no mahita ny antony,izy no mila.Dia ampy izay ny fanazavana azoko omena fa tsy fifampizarana intsony fa fifampitsarana..Tsy dia izay loatra ny halehako eto.Hevitro manokana koa io fa aza avy dia misendoatra...
sakaizakely:
Misy antoko mamporisika ny zatovo mba hanana io fikasana io, misy voady koa aza izy izay raha tsy diso aho. Bebe ihany ny miditra aminy fa tsy haiko raha betsaka ny tonga am tanjona iriny
:arrow: Mbola tsy henoko ndray izay zvtr zay ry sakaizakely.Marina ny any ari. hoe raha tsy ho vita sy mahatsapa tena fa malemy aleo tsy manao voady fa avy eo lasa aigrie sy lasa fadiranovana mahita ny hafa,dia hitsara an-dramatoa sy raketaka ary rabozy etsy sy ero satria voatanan'ilay dina natao e...Toa mafy ihany zany kouh... :wink: (l)
74. xxx
(
24/06/2008 14:36)
rebeccaF:
mahagaga anao satria ny hevitry ny hoe fanambadiana sy ny fianakavina mihitsy no tsy fantatrao intsony. Aminao mantsy dia mitovy ny mpivady sy ny tsy mpivady. Nefa tsy maninona fa hazavaiko:
Ny olon-droa manao firaisana ivelan'ny fanambadiana, mampiasa kapoty dia misy antony roa mazava tsara ny antony hanaovany kapoty: TAHOTRA NY HO BEVOKA, sy TAHOTRA NY HARARY.
Tsy misy zavatra misongadina afatsy ny TAHOTRA ao, izay azo adika ho FITIAVAN-TENA ary mampiseho ihany koa ny tsy fahavononana handray andraikitra (irresponsable).
Ho an'ny mpivady kosa, raha misy ny mampiasa azy io, dia handrindrana ny fiterahana mba hahatsara ny taranaka. Tsy misy resaka fahatahorana ny ho bevoka ao na kely aza, na fahatahorana aretina. Ary ny mpivady dia tsy mampiasa an'io isak'izay miray akory, toy ny fanao mahazatra ny tsy mpivady.
Tsy fantatrao aho, ka aza maika miresaka izay fantatro sy tsy fantatro amin’ny fanambadiana sy ny fianankaviana.
Fa maninona ny olona tsy mpivady no lazainao fa irresponsible raha tsy te hiteraka, heverinao fa tahotra no manosika azy … fa ny olona mpivady heverinao fotsiny hoe hahatsara ny taranaka ? Tsy mahatsara ny taranaka koa angaha raha miandry mivady ny olona vao miteraka ?
Ary inona no anton’ny fandrindram-piterahana eo anivon’ny fanambadiana aminao, tsy ny tahotra ? (Sao tsy velona, sao tsy izao sao tsy izao ...) Tsy fi-eviter-na ny responsibility be miandry amin’ny fananan-janaka maro ?
Mbola tsy novalianao aho fa naverinao fotsiny indray ilay hevitra : ahoana izany fandrindram-piterahana tsy misy tahotra ny ho bevohoka ? Ny olona manao fandrindram-piterahana anie ka mi-eviter vohoka no tena ataony e. Fantatrao ve aloha fa mila bevohoka vao miteraka lol, ary rehefa mandrindra fiterahana dia mila mandrindra vohoka izany.
Fa ahoana no hilazanao fa isaky izy miray ny olona tsy mpivady dia mampiasa kapoty ? Nitsikilo angaha ianao :-P sa nanao fanadihadiana ?
Misy fanontaniana iray hafa koa mbola tsy novalianao : Nanao fanadihadiana angaha ianao, sa affirmation grauite ny hilazanao fa fandrindram-piterahana fotsiny ny hampiasan’ny mpivady rehetra kapoty ?
Averiko indray, tsy fombana ny kapoty akory ny soratro fa absurde amiko ny hevitrao hoe momba raha ho an’ny mpivady fa tsy momba raha tsy mpivady.
75. xxx
(
24/06/2008 14:57)
=)) =)) =)) =)) ianareo anie no te hidinik amin'io fa efa hainy daholo ilay izy sady ahitàny tsininy daholo izay hevitrao :-D :-D :-D
izaho moa dia niabandaonina fa otran'ny miresaka amin'ny olona be kizitina :-D :-D :-D :-D :-D
izaho moa dia niabandaonina fa otran'ny miresaka amin'ny olona be kizitina :-D :-D :-D :-D :-D
76. xxx
(
24/06/2008 16:21)
otrany miresaka amina raneny be zany
fifadiana e ! aza miray alohan'ny fanambadiana e ! oy e !
ka tena kizitina ange e, tsy mahagaga, tsy ampy dôzy de kizitina
mbola tsy nahita mpikitika io fa rehefa sendra anize mahay ve tsy higrobaka ihany no farany fa tsy haharitra ze mariazy any :°)
manao toetsaina ranenibe otran'io tsy mahagaga raha andosiran'ny lhl, de mody we za virjin e, nefa ny kil no tsy miss :-D :-D :-D :-D
manaova metimety de mba mitsikitsiki de ho tonga ny kil
de aza misehobôby sy mitsaratsara olona fa midika fa mihidy velona otran'ny ary ny fisainanao :{ :{ :{
fifadiana e ! aza miray alohan'ny fanambadiana e ! oy e !
otran'ny miresaka amin'ny olona be kizitina:-D :-D :-D :-D :-D :-D
ka tena kizitina ange e, tsy mahagaga, tsy ampy dôzy de kizitina
mbola tsy nahita mpikitika io fa rehefa sendra anize mahay ve tsy higrobaka ihany no farany fa tsy haharitra ze mariazy any :°)
manao toetsaina ranenibe otran'io tsy mahagaga raha andosiran'ny lhl, de mody we za virjin e, nefa ny kil no tsy miss :-D :-D :-D :-D
manaova metimety de mba mitsikitsiki de ho tonga ny kil
de aza misehobôby sy mitsaratsara olona fa midika fa mihidy velona otran'ny ary ny fisainanao :{ :{ :{
77. fahamarinana
(
24/06/2008 17:06)
:arrow: ilay toetra ranenibe tsy dia maninona loatra satria azy iny fa fontsiny hoe samy manana ny choix- ny ny tsi11 fa ilay manery ankolaka ny olona hiditra anaty moule iray no mahazendana dia rehefa sendra tsy ao ianao na inona antony na inona naha-tsy tao anao dia mahazo tsiny foana.Fa samy manana ny fombany moa ny olona ary samy manana ny safidiny koa .Soa ihany... :wink: (l)
78. xxx
(
24/06/2008 18:07)
ka izay mantsy: ianao izany mba hoe handray anjara amin'nh dinika napetrany, nihevitra ianao fa samy hahazo fafaham-po fa toa fahasorenana no azo satria izay hevitrao hanany tsiny daholo, tsy mety daholo hqhahahahaha! tsy mbola nahita otran'ity aho marina..... :-D
samy manana ny fisainany sy ny heviny dia tokony mba hajaina ny hafa fa tsy ny anao ihany no hasesika :-D
samy manana ny fisainany sy ny heviny dia tokony mba hajaina ny hafa fa tsy ny anao ihany no hasesika :-D
79. sitlo
(
24/06/2008 22:21)
Izaho manokana aloha dia manohana tanteraka ireo hevitr\'i rebeccaF. Efa nitarika an\'ity dinika ity aho tao amin\'ny fomba malalaka tsy misy bedy.
Fa tonga dia [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Combat/0025a.gif[/IMG] hahaha
Za koa moa tsy mazoto mizizo be amin\'ny adihevitra dia najanoko tany.
Fa ny conclusion-ko fotsiny tamin\'izay dia:
efa aman-taonany ny tsy virijiny no namono eritreritra (satria noheveriny fa tsisy fomba iverenana).
Efa aman-taonany izy no nanao zay tiany atao satria efa samy zay ve ka tsy aleo toizana, efa samy tsy ho virjiny ihany.
Efa aman-taonany izy niezaka nitady hevitra momba ny tombotsoany mihoatra ny virjiny, izay azo atao hoe bullcrap ihany matetika: kizitina, experience, carpe diem, life is short, old style... Azo tohanana daholo ireo heviny ireo.
Efa aman-taonany izy no nitady hevitra momba ny fiainan-tokatranony, ary be dia be ny tokatrano. Azo atao hoe \"milamina\" satria hoe efa samy nanana fiainany ka aleo ny lasa homba ny lasa.
Ka noho izany, tsy ny adihevitra mety hanakorotana ny fiainany no ndeha hivakiany loha.
Taritiny ianao hanaraka ny heviny, ka raha mandà dia avy amin\'izay ny fanambaniana, ny xxx, sns

80. xxx
(
24/06/2008 23:04)
xxx 73 ity.
Ny resaka virjiny sy tsy virjiny dia mitovy hevitra za amin'ilay hoe tena ilaina ve izany alohan'ny fanambadiana.
Fa ilay hevitry rebeccaF hoe momba kapoty raha mpivady fa tsy momba raha tsy mpivady no tsy azoko loatra.