Fitiavana sy ny kapoty
41. rebeccaF
(
23/06/2008 10:56)
xxx:
Indramiko ny teniny Tess hoe na hijanona ho vierge ianao hatramin"ny mariage na hi-consomm aloha dia Choix-nao manokana, ary choix sy conviction personnelle. Samy tsara daholo fa anjaranao ny misafidy izay metimety aminao.
Raha lazainao fa samy tsara ireo. Amiko fomba fijery ramasabomanga izany.
Miankina amin'ny fomba fijerin'ny tsirairay hoy ianao. Izany hoe relatif. Aza adino fa ny tsirairay mety ho diso. Noho izany raha resaka fiainana no asina teny dia tsy tokony ankinina amin'ny fomba fijery manokana mihitsy, fa tokony hivelatra amin'ny sehatra maro ny fijery.
Izay koa no antony iadina hevitra hahitana hoe: hatraiza no hilazanao fa tsara ny firaisana aranofo mialohan'ny fanambadiana ho anao?
xxx:
Arakaraky ny conviction personnelle sy ny principe de vie ary ny finoanao. Tadidio anefa fa isika olombelona nofo amandra, manana fo, saina ary fanahy, ka indraindray ny partie sasany malemy noho ny sasany.
Zavatra roa no azo asongadina avy amin'ity zavatra lazainao ity:
1- Ity ambaranao ity dia manamafy fa ny tsirairay dia mety ho diso eo amin'ny fandraisana fanam-pahan-kevitra.
2 - Hita taratra eto koa fa mahita ianao hoe: tsy mety ny firaisana aranofo mialohan'ny fanambadiana, saingy te hanamarin-tena ianao amin'ny fanasongadinana ny fahalemena.
xxx:
Mitovy @ hoe tsara, inona ny tsara?
- misotro rano mafana rehefa mangatsiaka be ny ao an-trano sy ny any an-tokotany sa
- misotro rano mangatsiatsiaka eny @ desert de Sahara.
Ity ohatra ambaranao ity dia mbola manamafy fa tsy miankina velively amin'ny tena ihany ny famaritana ny tsara raha ny fianana no resahana. Misy mantsy izao ny mihevitra fa rehefa mafana be ny andro dia ny misotro rano mangatsika be no mety. Tsy izay nefa no izy, raha eo amin'ny resaka fahasalamana no ijerena azy.... Any amin'ny desert ohatra dia tsara raha dite mafana no sotroina fa tsy rano glacée.
42. rebeccaF
(
23/06/2008 11:01)
naritsimba:
Raha fiarovana dia inona no antony iarovan-tena raha tsy misy zavatra ratsy atahorana.
Tokony tsy hadino koa fa ny TAHOTRA sy ny FITIAVANA dia tsy afa-miara-dalana. Noho izany raha mbola ao izay hevitra hoe: Fiarovan-tena izay dia tsy misy mihitsy ny fitiavana tena izy, fa fitiavan-tena no betsaka.
43. ari.malala
(
23/06/2008 13:26)
resaka mpivady ndray no entiko eto, atao izany hoe tsy mahazo minana pillulle ilay ramatoa noho ny toe-pahasalamany, ny methode contraceptif hafa koa anefa tsy mety amin'ny toe-batany, kapoty irery iany no afaka ampiasainy (ohatra io noraisiko io) d tsy misy fitiavana izany raha manao kapoty izy mivady rehefa miray aranofo, satria ny fotoana rehetra hoan'ny vevavy d propice mahabevoka satria afaka mideclenche ovulation ny moindre émotion! (miala tsiny amin'ilay teny frantsay bedabe fa tsy mahay mandika anazy am teny gasy za!) porofo iray izao tenako izao tam zanako volou, efa 21è jour fa mbola nipetraka soa amantsara ilay zaza!
Iverenako ny lohahevitra, tsy misy fitiavana ve raha mampiasa kapoty ny mpivady raha io cas nolazaiko io? ataontsika hoe efa 6 ny zanak'izy mivady, ramatoa efa nahazohazo taona iany, nefa ny fitiavana mbola misy tsara mitsny @ izy mivady... sa ho limiténa hatram firy taona ny fahazoana manao firaisana eo am mpivady???

44. xxx
(
23/06/2008 13:29)
"Tena ilaina ve ny firaisana mialohan'ny fanambadina ?
tena ilaina satria rehefa afapo sy mahazo fafiny tsara dia tsy kizitinjitina
Mahita ny famalin'ny tompondinika aho dia vao maika tsapako fa mitombina izany, mila manandrana kely Rebecca fa tena kitonkitonina be sady kizitina nefa milaza fa mbola tanora, mampangoraka
raha hotranao daholo ny virjiny de tsy maha te ka :°) :°) :°)
avy eo koa izy zao hitsimpotsimpona sy hipentsompentsona =)) =))
45. xxx
(
23/06/2008 13:33)
ka izy io ange ry ari.malala mbola tsy nanandrana zé fitiavana akory nefa miseho mahalala tsara sady tady hanome lesona fa faratampony e :-D :-D :-D :-D :-D
misy aza moa mpitondra fivavahana mahafantatra tsara ny soratra masina nefa mahavita manolana ankizy satria ferana tsy hanao firaisana aranofo. tokony any Rebecca no mampianadesona :°) :°) :°)
misy aza moa mpitondra fivavahana mahafantatra tsara ny soratra masina nefa mahavita manolana ankizy satria ferana tsy hanao firaisana aranofo. tokony any Rebecca no mampianadesona :°) :°) :°)
46. ari.malala
(
23/06/2008 13:39)
xxx 43, andray kosa ity enao :-D :-D :-D :-D :-D
hay, ilay hoe tena ilaina ve ny firaisana alohan'ny fanambadiana, raha am maha kristianina no jerena d ts ilaina ny firaisana alohan'ny fanambadiana fa satria endrika fijangajangana izany :°) afapo v i rebecaff??? fa saingy izao nefa, tadidio, fa tamin'ny andro taloha, nisy ny hoe mifampizaha toetra ny mpivady sao d tsy miteraka ilay ramatoa donk ilaina indray izany ilay firaisana satria raha tsy miray tsy bevoka :°) (cf dinik'i naritsimba momba ny fanambadiana malagasy):°)

47. fahamarinana
(
23/06/2008 15:53)
rebeccaF:
Tsoriko aloha fa izaho dia momba ny fampiasana ny kapoty raha mpivady no mampiasa azy. Izany hoe ao an-tokan-trano.
:arrow: Amiko manokana aloha na anaty fanambadiana na ivelany tsy dia azoko aiza no tianao ahatongavana eto.Mitovy daholo ireo amiko.Satria ny tena antony ampiasaina azy no mampitovy azy : Fiarovana tsy ho misy ny aretina,Fiarovana tsy ho bevohoka noho ny antony maro miankina amin'ny tsi11 tsy idirana lalina satria samy manana ny olany amin'ny fiainany.Mora dia mora ny milaza hoe contre aho raha tsy mpivady satria hadalana satria tsy ianao no eo amin'ny place-ny...sns..sns..
rebeccaF:
- Fitiavana ve no mahatonga ny tanora hampiasa kapoty sa tsia? Inona no antony raha eny, ary mba hazavao kosa raha tsia
:arrow: Tsy iverenako fa lasa repetitif fa io efa voavaliko etsy ambony io en gras io aloha en premier lieu.Manarak'izay hoe fitiavana ve?
--------Tsy misy mampiavaka azy na tanora na antitra na mpivady na tsia ny mampiasa azy.Amiko aloha dia eny satria fi-respecter-na ny olona miaraka aminao izany araka ny antony notanisaiko tery ambony.
rebeccaF:
- Raha lazaina fa fiarovan-tena no mahatonga ny tanora hanao kapoty, olon-tiana ve ilaina fiharovana ny fiarahana aminy? Misy tsy fifampitokisana ao ka mbola azo lazaina ho misy fitiavana ve?
:arrow: Oadray ,inona no idiran'ny olon-tiana amin'izany ? Ny olona samy nanana ny fiainany taloha ka mety tsy fantatrao.Ary amiko aza dia midera ny tanora manao fiarovana aho mba hisorohana ny aretina na famitahana olona...
Misy tsy fifampitokisana ao ??? tsy izay angamba ny iandohan'ny fiarahana avy hatrany hoy aho.Misy koa anie ny miatomboka amin'izany fampiasana fiarovana izany fa rehefa avy manao test vih izy dia toy ny rehetra ihany koa.Tsy hoe sanatria tratra ny aretina vao hoe namitaka itony....
rebeccaF:
- Tena ilaina ve ny firaisana mialohan'ny fanambadina ? Raha eny satria nahoana? Raha tsia omeo ny antony.
:arrow: ny ilaina na tsy ilaina dia miakina amin'ny tsi11 sy ny conviction religieuse,ny fiainany manokana ,ny circonstance nahatonga azy nanao azy sns..sns... (l)
48. fahamarinana
(
23/06/2008 16:27)
naritsimba:
Raha fiarovana dia inona no antony iarovan-tena raha tsy misy zavatra ratsy atahorana.
:arrow: Tsy voatery ny tenanao irery anie no arovanao fa indrindra koa ilay olon-tianao e.Ny tiako ambara hoe izy ve mahalala na mahafantara fa inona no nataonao ? Fitiavana lehibe azy izany.Fiarahana vao manomboka no resahako eto.
naritsimba:
Toy ny hoe hisotro toaka io dia matahotra ny ho mamo, sy ny hoe andeha hilomano dia hitondra elo.
:arrow: marina izay aloha,nefa betsaka no matahotra fa misotro ihany,betsaka no mandeha milomano ihany dia maty an-drano..Ity iray ity resaka aretina zava-doza mahafaty,tsy misy fanafany ary mijaly vao vita eo sy lany vola,raha tsy hamono tena angaha.Iny ndray tantara hafa..
naritsimba:
Aleoko ny ahy tsy manao firaisana rehefa fantatro fa ao anatin'ny fotoana maha bevohoka
:arrow: Izay no tena idealy raha vita tokoa fa tsy betsaka no mahavita an'izay kah...
rebeccaF:
Tokony tsy hadino koa fa ny TAHOTRA sy ny FITIAVANA dia tsy afa-miara-dalana.
:arrow: Fa maninona no tsy natao hiaraka,azonao azavaina ve ? F'angaha rehefa fiarovana dia hoe matahotra ????
ari.malala:
Iverenako ny lohahevitra, tsy misy fitiavana ve raha mampiasa kapoty ny mpivady raha io cas nolazaiko io? ataontsika hoe efa 6 ny zanak'izy mivady, ramatoa efa nahazohazo taona iany, nefa ny fitiavana mbola misy tsara mitsny @ izy mivady... sa ho limiténa hatram firy taona ny fahazoana manao firaisana eo am mpivady???
:arrow: Ka raha mpivady hono anie dia d'accord izy fa ny mahasamihafa ny mpivady sy ny tanora no tsy azoko loatra ???
Ireo aloha no hevitro manokana fa asa!!! (l)
49. xxx
(
23/06/2008 17:26)
ari.malala:
xxx 43, andray kosa ity enao :-D :-D :-D :-D :-D
hay, ilay hoe tena ilaina ve ny firaisana alohan'ny fanambadiana, raha am maha kristianina no jerena d ts ilaina ny firaisana alohan'ny fanambadiana fa satria endrika fijangajangana izany :°) afapo v i rebecaff??? fa saingy izao nefa, tadidio, fa tamin'ny andro taloha, nisy ny hoe mifampizaha toetra ny mpivady sao d tsy miteraka ilay ramatoa donk ilaina indray izany ilay firaisana satria raha tsy miray tsy bevoka :°) (cf dinik'i naritsimba momba ny fanambadiana malagasy):°)
ho avy eo ndray izy izao hanao quote dia hoe tohano ny hevitrao fa tsy io mihitsy no izy
:-D :-D :-D
50. rebeccaF
(
23/06/2008 18:33)
xxx:
ho avy eo ndray izy izao hanao quote dia hoe tohano ny hevitrao fa tsy io mihitsy no izy
Ilay fampiasana ny xxx aloha dia efa mitory fa olona tsy mba afa-mijoro amin'ny hevitrao ianao. Izany hoe: olona irresponsable donc tsy mahagaga raha zavatra tsy de misy fahendrena loatra no lazainao.
51. fahamarinana
(
23/06/2008 18:43)
rebeccaF:
olona irresponsable donc tsy mahagaga raha zavatra tsy de misy fahendrena loatra no lazainao.
:arrow: Rahavao miditra amin'ny fitsarana olona ohatr'izay ilay resaka dia tsy hanjary raha ty an,hivaona ndray ny dinika. (l)
53. xxx
(
23/06/2008 18:53)
xxx:
"Tena ilaina ve ny firaisana mialohan'ny fanambadina ?
tena ilaina satria rehefa afapo sy mahazo fafiny tsara dia tsy kizitinjitina
Mahita ny famalin'ny tompondinika aho dia vao maika tsapako fa mitombina izany, mila manandrana kely Rebecca fa tena kitonkitonina be sady kizitina nefa milaza fa mbola tanora, mampangoraka
raha hotranao daholo ny virjiny de tsy maha te ka :°) :°) :°)
avy eo koa izy zao hitsimpotsimpona sy hipentsompentsona =)) =))
hay ve ianao koa mahatsikaritra an'izany hoe kitonkitona izany e!
=)) =)) =)) =)) =)) =))
54. rebeccaF
(
23/06/2008 19:21)
fahamarinana:
Amiko manokana aloha na anaty fanambadiana na ivelany tsy dia azoko aiza no tianao ahatongavana eto.Mitovy daholo ireo amiko.Satria ny tena antony ampiasaina azy no mampitovy azy : Fiarovana tsy ho misy ny aretina,Fiarovana tsy ho bevohoka noho ny antony maro miankina amin'ny tsi11 tsy idirana lalina satria samy manana ny olany amin'ny fiainany.Mora dia mora ny milaza hoe contre aho raha tsy mpivady satria hadalana satria tsy ianao no eo amin'ny place-ny...sns..sns..
Ny filazana fotsiny hoe: Mpivady sy ny hoe: Tsy mpivady dia efa tsy mitovy.
Ny mpivady raha mampiasa kapoty dia zavatra tokana ihany no hany hanaovany an'izany dia mba ho fandrindram-piterahana. Tsy misy resaka fiarovana amin'ny aretina izao sy izao ao na kely aza, ary tsy misy resaka tahotra ny ho bevoka.
Ataoko fa hitanao ny mahasamihafa azy.
fahamarinana:
Tsy iverenako fa lasa repetitif fa io efa voavaliko etsy ambony io en gras io aloha en premier lieu.Manarak'izay hoe fitiavana ve?
--------Tsy misy mampiavaka azy na tanora na antitra na mpivady na tsia ny mampiasa azy.Amiko aloha dia eny satria fi-respecter-na ny olona miaraka aminao izany araka ny antony notanisaiko tery ambony.
Efa nambarako tetsy ambony koa ny mahasamihafa ny mpivady sy ny tsy mpivady ka tsy iverenako.
Raha lazaina fa resaka respect no mahatonga anao hampiasa an'iny (eo amin'ny tsy mpivady) satria samy tsy te hisy hiteraka izy roa (na samy tsy te hisy harary). Raha izay no izy aiza amin'izany ny resaka fitiavana, izay mitaky andraikitra (responsabilité) eo amin'ny tsirairay?
Raha mbola itarina dia hoe: mbola tsy te hisy voafatopatotra izy roa ka aleo mampiasa an'iny aloha. Raha izay ve no izy dia mbola sahinao no milaza fa noho ny fitiavana marina no mahatonga azy ireo hampiasa kapoty?
fahamarinana:
Oadray ,inona no idiran'ny olon-tiana amin'izany ?
Angaha tsy olon-tiana no hanaovana firaisana?? Raha tsia no valiny dia midika avy hatrany io hoe: tsy misy fitiavana izany ny fanaovana firaisana amin'ny olona hampiasainao kapoty ivelan'ny fanambadina.
fahamarinana:
Ny olona samy nanana ny fiainany taloha ka mety tsy fantatrao.Ary amiko aza dia midera ny tanora manao fiarovana aho mba hisorohana ny aretina na famitahana olona...
Raha olona tsy fantatra ve azo lazaina fa olon-tiana? Ataoko fa manaonao foana ny olona miray amin'ny olona tsy fantany. Tokana ihany ny olona tena fantatra dia ny vady ao an-trano.
fahamarinana:
Misy tsy fifampitokisana ao ??? tsy izay angamba ny iandohan'ny fiarahana avy hatrany hoy aho.Misy koa anie ny miatomboka amin'izany fampiasana fiarovana izany fa rehefa avy manao test vih izy dia toy ny rehetra ihany koa.Tsy hoe sanatria tratra ny aretina vao hoe namitaka itony....
Nahoana moa no mipetraka ny fifampiahiahina ? Misy zavatra tsy milamina ao matoa misy izay. Ary azo lazaina aza fa FITIAVAN-TENA no betsaka fa tsy fitiavana ilay olona miaraka amin'ny tena mihitsy.
Ity zavatra lazainao ity koa dia mampiseho fa tsy dia ilaina loatra ny firaisana mialohan'ny fanambadina (sy ivelan'ny fanambadiana).
fahamarinana:
ny ilaina na tsy ilaina dia miakina amin'ny tsi11 sy ny conviction religieuse,ny fiainany manokana ,ny circonstance nahatonga azy nanao azy sns..sns...
Samy manana ny safidiny tokoa ny tsirairay, nefa ny tsirairay amin'ny maha olona azy, dia mety ho diso eo amin'ny fandraisana fanam-pahan-kevitra. Ka ovaiko kely ny fanontaniana hoe: firy isan-jaton'ireo nanao firaisana nialohan'ny fanambadiana no velom-panenena tamin'ny izay nataony? Ary moa mba nisy vehivavy tsy nanao izany ve mba nanenina tsy mba nanao izany (firy isan-jatony raha misy) ?
55. rebeccaF
(
23/06/2008 19:34)
fahamarinana:
Rahavao miditra amin'ny fitsarana olona ohatr'izay ilay resaka dia tsy hanjary raha ty an,hivaona ndray ny dinika
Dia inona kay no iantsonao an'itony: raha hotranao daholo ny virjiny de tsy maha te ka :°) :°) :°)
Mba valio!
xxx:
tena ilaina satria rehefa afapo sy mahazo fafiny tsara dia tsy kizitinjitina
Angamba adinonao fa olombelona no ifampiresahanao. Aiza amin'io ny fahendrena mahaolona?
xxx:
Mahita ny famalin'ny tompondinika aho dia vao maika tsapako fa mitombina izany, mila manandrana kely Rebecca fa tena kitonkitonina be sady kizitina nefa milaza fa mbola tanora, mampangoraka
Raha misy ny hevitra mitombina afahanao mitsipaka izay voalazako dia lazao!
xxx:
raha hotranao daholo ny virjiny de tsy maha te ka :°) :°) :°)
Satria ho anao ny vehivavy dia fitaovana fanala izay mavesatra aminao fotsiny, ary rehefa manohitra izay lazainao dia tsy izy! Raha lehilahy manan-kambo dia miseho hoe: iza ary tohano ny hevitra lazaina raha sahy.
avy eo koa izy zao hitsimpotsimpona sy hipentsompentsona
:°) :°) :°)
Rehefa mikitikitika ny tombon-tsoanao manokana ve dia ampangina ny olona?
57. xxx
(
23/06/2008 19:55)
Somary hafahafa amiko ilay hoe momba ny fampiasana kapoty raha toa ka mpivady , fa raha tsy izany tsy momba. Fa inona no tsy hitovizany ?
Mahagaga ahy, raha hoe fiarovan-tena no hampisana kapoty, dia hoy ianao hoe olona tiana ve dia ilana fiarovan-tena ! Fa ny mpivady angaha moa tsy tokony ho mifankatia, ka maninona no ekenao ny fampiasany kapoty ?
Heverinao koa hoe tsy fifampitokisana izany ... ny mpivady nefa tokony hifampatoky, ka maninona no ombana ny fampiasany kapoty ?
Tsy fankatoavana ny fampiasana kapoty akory io soratro io, fa tsy fahazoana ny hevitrao fotsiny. Asa raha afaka hazavaina ilay antony hombana ny kapoty ho an'ny mpivady ary tsy hombana azy raha tanora.

58. rebeccaF
(
23/06/2008 20:13)
xxx:
Somary hafahafa amiko ilay hoe momba ny fampiasana kapoty raha toa ka mpivady , fa raha tsy izany tsy momba. Fa inona no tsy hitovizany ?
Efa voavaly io ambony io!
aho:
Ny filazana fotsiny hoe: Mpivady sy ny hoe: Tsy mpivady dia efa tsy mitovy.
Ny mpivady raha mampiasa kapoty dia zavatra tokana ihany no hany hanaovany an'izany dia mba ho fandrindram-piterahana. Tsy misy resaka fiarovana amin'ny aretina izao sy izao ao na kely aza, ary tsy misy resaka tahotra ny ho bevoka.
Ataoko fa hitanao ny mahasamihafa azy.
59. xxx
(
23/06/2008 20:36)
rebeccaF:
Ny filazana fotsiny hoe: Mpivady sy ny hoe: Tsy mpivady dia efa tsy mitovy. Ny mpivady raha mampiasa kapoty dia zavatra tokana ihany no hany hanaovany an'izany dia mba ho fandrindram-piterahana. Tsy misy resaka fiarovana amin'ny aretina izao sy izao ao na kely aza, ary tsy misy resaka tahotra ny ho bevoka.
Ataoko fa hitanao ny mahasamihafa azy.
Vao maika mahagaga ny valin-teninao. Ahoana moa izany hoe fandrindram-piterahana tsy resaka tahotra ny ho bevoka ny antony ampiasana kapoty ? :roll:
Ary azonao antoka ve fa izay fotsiny no antony ampiasan'ny mpivady rehetra kapoty ? Nanao fanadihadiana angaha ianao ?
60. naritsimba
(
24/06/2008 05:37)
Alohan'ny hanaovana firaisana ara-nofo dia tsara ny manantona mpitsabo.
Tsy mitovy ny toe-tenan'ny olombelona fa misy fahasamihafana, mitranga ny fikorontanana ara-toe-batana rehefa misy ny fikorontanana ara-toe-tsaina ka tsy mampilamina ny fahatongavan'ny fadimbolana, izany dia miteraka fiovan'ny fotoana mety hampipetraka ny zaza rehefa manao firaisana ara-nofo @ fotoana tsy ampoizina fa tsy voatery toy ilay voalaza hoe 21 ème jour mbola bevohoka ihany.