MILA MAHATOKY VE?HOE i tsiambaratelo,TSY i oliviah?

161. kelly13 ( 21/04/2008 15:30)
yonikafopl> :-D :-D :-D miketrika mafy ny lohako fa tena tsy arako e serieux zany e! midonatsetroka ny atidohako ato :-D :-D :-D :-D ngamba hiantso pompier refaveo
162. yonikafopl ( 21/04/2008 16:38)
kelly hihihihihih ndana mintsy kalou njy mitsofoka ao anaty pisinina fa so hahitandoza eto hihihihih :-D :-D
163. mignone ( 21/04/2008 16:43)
itsikio fotsiny eeee !! hihihihi
164. kelly13 ( 21/04/2008 16:49)
:) tsiky figé io an
165. yonikafopl ( 21/04/2008 17:39)
mignone zay mihintsy hihihihih :)

kelly hihihih zany ann
166. endrika01 ( 21/04/2008 18:38)
tslem:
tonga manao sonia :lol: ary yonika tsy nanao présence androany an,mahazo mise à pieds iny androany :-D :-D :-D
Tselm>hi hi hi milaminà fotsiny wa!Kelly13>tsy we tsy mahazo njiko,fa diso nandroso lôtsa de voan\'ny mise à pied.Relax,ah ha,etsy kely ary fa hohazavaiko fohifohy kely!Na i endrika01 na i tsiambaratelo dia olona iray ihany no mitondra reo pseudo reo(efa mazava be hatramin\'ny decembre izay hoan\'ireo namana vaovao!:D)ka ranamana sincere dia manoratà @1 amreo de ampy!Aza miezaka akory ny hamorona pseudo hafa mba hakana fanahy any @i endrika01 nefa ianao efa mitafa aminy foana ao @i tsiambaratelo!Fantatro foana!Tsy midoka tena aho!La sincerité triomphe toujours,raha misy namana manoratra hoahy ao @i endrika01 de valiako @endrika fa tsy we,andeha ho ampiasaiko koa i tsiambaratelo mba haka fanahy na renseignement mba hahalalako bebekokoa ity namana ity!Sao mantsy misy namana mamaky ity dinika ity we,hein zah koa zany mba hampiasa 2na 3.Fantatrao ve we inona no tanjonao?Ay,tsy fantatrao dia aleo mitondra iray ihany de ampy,zao aza ny tenanay dia efa voalaza koa fa mbola mitondra ny pseudo an\'i oliviah! Zaran\'ny namana aza anié misy ho tsikeraina é!Ary raha tsy mbola misy mahalala ny tanjoko @reo pseudoko reo dia-zah be resaka,be hevitra,ty manontany,tsy tia mitsikera,tsy mitovy mihintsy ny we manontany sy ny mitsikera,zay ataoko rehetra dia @fo tsy misy fiatsarambelatsihy!Fa matoa lay namana iatefany misalasala,na miavona,na mitakoritsika mangina dia tsy tena namana izy zay!Na koa tsy vonona ny handray anao ho namana izy zay!Amiko manokana aloha izay rehetra tafiditra ato @ty tranonkala namana ity!Dia namana avokoa,fa tsy we ikoto namely totohondry ny tavako toa we mpikambana ao @namana serasera de iny koa fa ihiditra hanao valifaty sy lolom-po ka zay dinika apetrany na ny sariny mivoaka dia hatao mamovoka satria namely totohondry tany takona dia haratsiana eo imason\'ny namana rehetra!Refa tsy voavaha tany ivelany tranonkala ny olana,dia tsy ato no hanalana ny fo!Hoatranah zao,lay tokelaka sy hehy no tena iriko,mamaky ny dinika apetraky ny namana dia mitokelaka rarararak\'ivy,mila ho tapaka hatr@tsinay!Na tsimba mpandefa hafatra wa aza le namana de reveko mangina,tonga d\'efa namako mangingina izy zay,izy anefa tsy mahalala!Tsy voatery mahazo hafatra foana kou vao we tin\'ny namana,fa na tsy misy hafatra tonga mintsy aza ao dia tadidio fa ny dinika sy ny vaovao sns ato,dia efa natokana hoanao io tsy mba mahazo hafatra io!(zah kounkou masiaka be refa tsy azo atoro le namana kou)lay ps tsiambaratelo klou no hitako tena mbô masiakakely,fa i endrika01 mi-kompra foana!Hi hi hi=))=))=))=))
167. yonikafopl ( 21/04/2008 19:00)
de itsikiana fotsiny, ary mametraka sonia rehefa avy nihaino kabary hihihihihihihihihi :) :)
168. kiadi ( 21/04/2008 20:59)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Confus/kwa[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Confus/mini-frappadingue-12839.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Confus/crie-tombe-4829.gif[/IMG]
169. kiadi ( 21/04/2008 21:01)
mila matoky ve oe i kiali ihany no kiadi[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Confus/il-est-fou-854.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Confus/il-est-fou-854.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Confus/il-est-fou-854.gif[/IMG]
170. Papoose ( 22/04/2008 03:35)
dada , za vidano bandana!
171. ainaheri ( 22/04/2008 04:58)
Mody fanina:
La sincerité triomphe toujours,raha misy namana manoratra hoahy ao @i endrika01 de valiako @endrika fa tsy we,andeha ho ampiasaiko koa i tsiambaratelo mba haka fanahy na renseignement mba hahalalako bebekokoa ity namana ity!Sao mantsy misy namana mamaky ity dinika ity we,hein zah koa zany mba hampiasa 2na 3.Fantatrao ve we inona no tanjonao?


Misy teny notsindriako mafy ireo;milaza ianao fa sinçere @ namana maninona no natao samy hafa ny momba²nao? Na ny toerana misy anao ny zvtr tadiavinao? Tsy zay mitsy amiko no atao we sinçere tompoko!!!!!!!

Ka averiko aminao io fanontanianao farany zay notsindriako mafy io,miankina @ zvtr voalazanao reo,raha sinçeritée no resahina,Inona marina ny tanjonao mampiasa ps maro² nefa mifanao atsimo sy avaratra ny momba² ao anatiny?????
172. yonikafopl ( 22/04/2008 05:12)
vao maraina de mitsiky sy meme, milay ka hhhihihihihihi :-D :-D :-D
173. tslem ( 22/04/2008 05:36)
refa manao malagasy zahay tany ampenarana d tsy mahazo miteny vôzah mintsy hs kely io

tonga ah tompoko
174. tslem ( 22/04/2008 05:38)
tsy maintsy asiana vanitika kely fa adino teo :-D :-D :-D
175. endrika01 ( 22/04/2008 05:38)
ainaheri>ianao ve sur fa tena sincere?Alao ilamina fotsiny wa,efa voalaza ary ambadika ary fa tsy azo atao ny manonona pseudo ny namana fa raha tsy izay dia napetrako eto avokoa am mah sincere ahy, zah kosa no itanisa hein.Alohany nametrahanao io fanotaniana io de tokony ianao au moins nijery ny fanotaniana napetrak\'i kiadi ary ambadika ary we:ny nahitana voalohany ity site ity?De ny fanotaniana tokony napetrakao de we:Hono wa ry endrika01 mba namana ato ihany ianao?Nefa tsy mba nitantara akory ny nahitanao ny serasera volou be,de zay ianao vao mitsara!Ataoko angamba fa mazava ny @iny ,avadibadika aloha ny lela vao mitanisa,fa tsy we ity sy iry,zah koa anie afaka miteny we mipetraka any Comores nefa eto Liban e!De hoanareo zay mamaky ity dinika ity raha sincere de ovay daholo le toerana tsy marina ireny fa ovay ny toerana tena misy anareo @zao!(zah mipetraka ao Tana fa miasa eto Beyrouth Liban=mifameno ireo)fa tsy mitovy @we,America ny ps ny iray ny 1 france,ny ray Liban ny 1comores.Mba mitsikitsiky é:D:-P:-P=))
176. yonikafopl ( 22/04/2008 07:05)
tslem re vanitika kely njay hihihiih :-D :-D :-D :-D
177. ari.malala ( 22/04/2008 09:20)
zay vo voavaky hatram farany fa gaga b tena 8O :roll: :roll: 8O 8O be miintsy ah naita ny ps ko voatoona ao ambonimbony ao... inona kay ny antony azafady? miandry an'i endrina01 hitondra fanazavana raha azo atao, misaotra :)
178. ainaheri ( 22/04/2008 11:19)
Io ary fa hs enao za ngah mou niteny anà we sinçrere ou non,ianao no nilaza an'io ny @ mombanao, fa tsy za mitsy no namorona ,fa zany we notsindriako fotsiny le izy mba itondrako le resaka, raha ny amiko ndray no anontanianao dtsy itako zay andaingako ato ,jereo ny mombamomba ahy d fantatrao we iza na iza fa tsy we akory ndé hanokatra ps hafa d mametaka sary hafa otran'io ataonao io d tsy itako lotra le vokany ra mamahandalitra ny namana otr'zany,nievitra manko enao we tsisy ahalala we ianao iany le ps oliviah ,Mbola tsindriko iany le we sincére ,naninona enao niandry ela vao namaly we mpirahavavy nareo sy oliviah?Satria zany doli ny fika miainga eto,zokiko ee,zandriko ee,dadatoanay e,sipako ee.....nefa oul 1 iany le izy!!
[b]Mba asio valiny kely io fanontaniako farany io

179. tsiambaratelo ( 22/04/2008 12:04)
ari.malala>salue ari.hazavaiko kely akia,mimenomenona @resaka sary ny ray aman-dreniko nasiako nesorin\'i oliviah i ainaheri de novaliako tsotra izy,fa tsy mbola nisy namana itako tao @ sary mba nampiseho ny ray aman-dreny afa-tsy i ari.malala irery!Hiderako anao izay,dia ialako tsiny kely raha voatonona tao ny ps nao,tsy dia tiako loatra ny zandriko tonga dia mambosaka zavatra maro!Misy fotoanany ny zavatra rehetra!:-*:-*:-*
180. kelly13 ( 22/04/2008 12:57)
yonikafopl sy tslem>tsy vôvaviko le izy fa mba asio famitinana ankia a! :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D

aleo klou za himémé an :-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0505