MILA MAHATOKY VE?HOE i tsiambaratelo,TSY i oliviah?

141. yonikafopl ( 19/04/2008 13:36)
tslem ie hihihi aza adino ny mametraka sonia amzay hita we maharaka :wink:
k'hita fa telozairay ozy ainaheri kou hihihihihihi =)) =)) =)) ka tsy zay ve ny 3 in 1 raha adika am teny gasy :-w :-w
142. tslem ( 19/04/2008 13:50)
iny ndray no tsy hitako :)
143. ainaheri ( 19/04/2008 16:26)
kiadi>aza atao lafo lotra fa sao tsy takatry ny kil aa
144. tsiambaratelo ( 19/04/2008 20:58)
Ho diso fanantenaina aho,raha toa ka olona tokana no mitondra ireo pseudo ireo!De hovitanao ve ny hampamolivoly zany foko zay mitempo fitia hoanao!Ianao ihany ve no mamaky ireo hafatra izay alefako any amin\'ny pseudo oliviah?Sao lahy dia ho fantatrao hatramin\'ny kilemako zay nokoboniko ho tsiambara telontsika!Mba lazao e!Ambarao!Fa mivadika ny loha!Raha ianao ihany no lazain\'i ainaheri fa 3 en 1,dia iza aminreo no tena hiantsoako anao?!Tsy fantatro intsony!We aiza aminireo no handefasako ny hafatro!Mba lazao e!Ambarao !fa torovana ny tena ,mila ho kivy mihenahena!(misolo tanana anle namako zay aho teo,dia indro fa hovaliako avy hatrany tsy mihambahamba)Izay hiatsoanao ahy tsy maninona!Raha :handefa hafatra !Aza hadino i tsiambaratelo,mbola ao koa i endrika01 izay namana iray no mitondra azy ireo! Vonona izy ny hamaly!Ampitsikina na somary masiaka kely!Hi hi hi:-P aza hadino koa ny zandriko,izay namana sariaka sy matotra!Dia tsy iza zany fa i oliviah!De ny eto am-piandohana dia vakio ny mombamomba mba tsy hisy fadisoam-panantenaina raha miroboka lalina loatra!Namana tsotra dia ampy,tia mitafa sy mitsiky!Tsy miatsaraivelantsihy!
145. yonikafopl ( 20/04/2008 08:19)
=)) =)) =))
mametraka sonia
146. ainaheri ( 20/04/2008 09:01)
yonika> mwa kompra pa mwa =)) =)) =)) , :-w :roll: :idea:
147. endrika01 ( 20/04/2008 10:09)
ainaheri:

yonika> mwa kompra pa mwa =)) =)) =)) , :-w :roll: :idea:



hi hi hi hi hi,zay mihintsy no tena tsara ,lay tsy kompra!
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
148. kelly13 ( 20/04/2008 11:07)
mametraka sonia na d tena fanina tateraka! toa hitaky remboursement zà kle :-D :-D
149. ainaheri ( 20/04/2008 11:19)
Lasa aiza ndray le oliviah ry 3en1 a,mody tsy mipoitra ndray fa voakina ve eee,
aza fahanan-dalitra wa le namana fa tsy mlay eee,ho raha² ny ny anareo fa misy angataka remboursement aza io kou hahahaha
150. endrika01 ( 20/04/2008 11:57)
ainaheri:

Lasa aiza ndray le oliviah ry 3en1 a,mody tsy mipoitra ndray fa voakina ve eee,
aza fahanan-dalitra wa le namana fa tsy mlay eee,ho raha² ny ny anareo fa misy angataka remboursement aza io kou hahahaha



ai,tena marina zany!hoavy izy fa ozizy hoe,rehefa mino ny
fisiany ianao dia hiverina izy fa raha tsy izay dia hi -meme ato zahay!ato aloha ny ordi ato!

hi hi hi hi kelly13>remboursement,takio any @i ainaheri kou,
zah mou dia mpamoha varavarana fotsiny ihany!dia mampiditra ny
mpibizina retra kou!hi hi hi hi :roll: :roll: :roll:
151. kiadi ( 20/04/2008 12:16)
eo le nem ehh!! nem misy salady sy sakay!!
152. kelly13 ( 20/04/2008 12:24)
mba ataovy gratuit le nems sy salady sy sakay ry kaidi a! sa ataovy @ compte-ko any klou e! ramaria b kle :-D :-D :-D
153. kelly13 ( 20/04/2008 12:25)
kiadi fa tsy kaidi (hihihi lasa miova b le hevitra mantsy) :-D
154. yonikafopl ( 20/04/2008 12:34)
fann am le forum nga njy ry keliterezy??? :-D :-D :-D
155. tsiambaratelo ( 20/04/2008 12:55)
Izay mitady ho fanina ankia dia asiana
manakipy ny maso fotsiny ,tonga de jump jump
hi hi hi hi,kiadi angah tsisy aourta en sachet!hi hi hi
:-D :-D :-D :-D
156. kelly13 ( 21/04/2008 11:19)
yonikafopl>tsy zakan'ny atidohako le resaka fa ho an'ny manampahaizana ngamba! :-D

tsiambaratelo>ra azoko tsara zany ny resaka (nanampy kely neurones za fa asa ra ampy) d refa mandefa hafatra any @ tsiambaratelo d tsy maintsy mandefa any @ endrika01? d refa mandefa hafatra any @ endrika01 d tsy maintsy andefasana kou i tsiambaratelo? d refa mandefa afatra ho an'i tsiambaratelo sy endrika01, d tsy maintsy andefasana kou i oliviah? d oe jereo ny mombamomba! d nijery tkou za d i endrika01 mitady olontiana d i tsiambaratelo mitady hafa mihintsy (miala tsiny namôka le izy teto fa tena fann za ka). d aiza ho aiza le tena izy ankia? d ra fanina v za d asaindry mi jump jump fotsiny? (inn mou no dikan'ny jump fa tsy haiko kou)

kiiiii, aza mba bado otranà iany fa d asain'ny oul mi jump jump fotsiny kle
:oops:
157. booboo ( 21/04/2008 11:32)
misaotra namintina eeeeee hihihihihihihi. nenà sady tsy azo no tsy araka no tsy mazava mitsy lay dinika manko :°)
158. kelly13 ( 21/04/2008 11:33)
booboo>bienvenue ds le club :-D
159. tslem ( 21/04/2008 13:41)
tonga manao sonia :lol:
ary yonika tsy nanao présence androany an,mahazo mise à pieds iny androany :-D :-D :-D
160. yonikafopl ( 21/04/2008 14:05)
tslem tsssssssssssssssss hihihih mbo tara kely ve ny namana de tedavinareo omena mise à pieds njay kleeeee, :-D :-D :-D :-D

booboo, hihi aleo fa hanaterana soavaly njy hanenjehana izay tsy araka hihihihi, de omena jiro kounkou hanazava azy.

keliterezy so de mila bozaka kely njy??? somary misintona kely amreny njy de mahazo tsara ny tian'ny dinika hambara ngamba hahahahahahahahaha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4202