MILA MAHATOKY VE?HOE i tsiambaratelo,TSY i oliviah?

121. kelly13 ( 17/04/2008 11:35)
tô lasa misy resaka kajy?

yonikafopl>tena marina e, hafahafa le izy :wink:
122. yonikafopl ( 17/04/2008 14:47)
kelly hihi ka efa we imemezo fotsiny, za kalou manaraka de mamaky de mimeme eee, raha misy maheno ny fimehezako ato de ozy ny oll we misy vaky hehy ao ambany ao hihihihih =)) =)) =)) =))
123. oliviah ( 17/04/2008 18:33)
dain,zahay koa ato dia mihomehy,aleo iomezana mihintsy,ié hafahafa mihintsy izy io.
124. ainaheri ( 17/04/2008 19:16)
yaonika>tsisy akoho gasy aty ,sinon efa nandefasako klé :-D :-D :-D

keliterezy>araho mora fotsiny d itsikio reo mpiandry fody reo :-D :-D :-D
125. yonikafopl ( 18/04/2008 08:16)
:-D :-D :-D
126. ainaheri ( 18/04/2008 18:14)
aiza ny tohin'ny film ry 3en1 a :roll: :lol:
127. endrika01 ( 19/04/2008 06:40)
ainaheri:
aiza ny tohin\'ny film ry 3en1 a :roll: :lol:
Bonjour!Tsy pseudo ko zany 3 en 1 zany,donc le film hoavy tsy hoela :roll: :lol: ho hitan\'ny maso mihitsy fa tsy lay rehin\'ny sofina.=D=D=D
128. endrika01 ( 19/04/2008 06:41)
ainaheri:

aiza ny tohin'ny film ry 3en1 a :roll: :lol:



Bonjour!Tsy pseudo ko zany 3 en 1 zany,donc le film hoavy tsy hoela :roll: :lol: ho hitan'ny maso mihitsy fa tsy lay rehin'ny sofina.=D=D=D
129. ainaheri ( 19/04/2008 07:10)
hitan'ny maso aona kle,asina sary hafa ndray angah? :roll: reveo milamina wa,sô tsy azonao le kozy,ny ps no resatsika eto fa tsy vatan'oul wa novaliko @ io msg nalefako ho an'i hery io izy,varina niandry fody tany ndray ngah d tady amarotra ampitsanganana eo ndray :-D :-D :-D
130. tsiambaratelo ( 19/04/2008 09:58)
ainaheri>azo amidy angah enao?De tokotokony hoatrinona?Sao de mbô zakan\'ny tsenanay hi hi hi,tsy aleo ve tonga de vidiako mihintsy toy izay hamidy ampitsanganana zany kle=))=))=))
131. ainaheri ( 19/04/2008 10:27)
hibizina anà ndray nareo zany hihi
132. mignone ( 19/04/2008 10:40)
re hafahafa :roll:
133. kelly13 ( 19/04/2008 10:46)
mignone>aleo ono ankia hihomezana fotsiny a, :-D
134. endrika01 ( 19/04/2008 11:18)
ainaheri:

hibizina anà ndray nareo zany hihi



=))
135. endrika01 ( 19/04/2008 11:21)
ainaheri:

hibizina anà ndray nareo zany hihi



Ka enao iany no milaza ery ambony fa amidinay ampitsanganana kou:-D
136. ainaheri ( 19/04/2008 11:25)
endrika>ny mpijery mahazo mivanitika fa ny antsika ny tantara d mbola mitohy an,sao mitetitetika ny we mivanitinitika eo d we adino v? mbay tany!!
137. kiadi ( 19/04/2008 11:34)
tairo ny nem vô mafana aloha eh!! tô mandeh ny bizina ato zany! :-D
138. kiadi ( 19/04/2008 11:36)
ary anaovan'ny sipa angaredona be ato i ainahery le!! aza manaiky lety fa sô maty eo elah fa nymphe be doly reo an! :-D :-D :-D
marina ranga ny an'i ainahery an! :-D :-D
139. yonikafopl ( 19/04/2008 12:19)
mignone- keliterezy, itsikio sy imemezo fotsiny hihihihihih :)

duel ainaheri sy telozairay ato hihihihihihihi :-D :-D :-D :-D
140. tslem ( 19/04/2008 13:11)
mignone- keliterezy, itsikio sy imemezo fotsiny hihihihihih


misiky d mimeme d manao sonia :D

yonika:
telozairay


:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3781