MILA MAHATOKY VE?HOE i tsiambaratelo,TSY i oliviah?

61. Papoose ( 12/04/2008 23:18)
le fitiavana bandana koa anie anafangaroana olona e! :-D
62. rinahmada ( 13/04/2008 05:30)
papoose>>tsy afangaro zany ka........efa niaiky io @ hftr 42 io fa saingy ndray we rahavavy hono :-D :-D :-D
63. ainaheri ( 13/04/2008 05:40)
papoose> io efa voavalin'i rinamada io izy,vao niainga ny fomba fanorany sy ny karazany d tsy matiko lolo otran'ny caféna rôpoulo lol

tsiambarathree> nareo ny tena be afetsena eo kou,d ampitao any @ endrika any fa refa akaiky ho fanina izy d asaivo esoriny ny parakiny an hahahaha
64. tslem ( 13/04/2008 07:19)
mahafinaritra ity dinika ity izany, faly mafantatra an'i oliviah rahavavin'i tsiambaratelo sy endrika01 zany e :-* :-* :-* :-*
dia iza koa ny manaraka fa mba miandry sy te hahafantatra zah ô! :)
65. Vitsikakely ( 13/04/2008 08:27)
=))=))=))=))=))=))=))=))
66. kiadi ( 13/04/2008 09:04)
tô zah indray no fanina klé!! misy olona telo samihafa ve sahona iz ty eh!!
67. tsiambaratelo ( 13/04/2008 09:48)
kiadi:

tô zah indray no fanina klé!! misy olona telo samihafa ve sahona iz ty eh!!



kiadi>faninana sahady ve ianao?sao de nihinana paraky ary enao io! =)) =)) =)) =)) =))
68. tsiambaratelo ( 13/04/2008 09:50)
ainaheri:

papoose> io efa voavalin'i rinamada io izy,vao niainga ny fomba fanorany sy ny karazany d tsy matiko lolo otran'ny caféna rôpoulo lol

tsiambarathree> nareo ny tena be afetsena eo kou,d ampitao any @ endrika any fa refa akaiky ho fanina izy d asaivo esoriny ny parakiny an hahahaha



aiza alou i ainaheri e,omeko bisous feno rora. :* :* :* :* :* rora-parakyyyyyy
69. kiadi ( 13/04/2008 10:03)
fampiasonam-bahoka nenareo zany kle!!!
70. tsiambaratelo ( 13/04/2008 10:09)
kiadi>nampiesoniny angah ianao? :P :P
71. yonikafopl ( 13/04/2008 11:13)
ainaheri hihihihihi nipoitra ihany ny marina an!!
Raha ilay sary aloha dia hafa i oliviah,zay no nilazako we mahaiza mampitovy :wink: ,i tsiambara3 sy endrika no olona 1
Fa mitovy hevitra amin'i ainaheri njay za we oll ray ihany reo, satria ny sary no hafa fa oll ray ihany tokoa no miditra am le ps maromaro.
Fehiny : miombonkevitra am ainaheri we iray ihany endrika01 sy tsiambara3 ary oliviah sy mbola misy hafa koa :-D :-D :-D :-D
72. endrika01 ( 13/04/2008 14:26)
yonikafopl:

ainaheri hihihihihi nipoitra ihany ny marina an!!
Raha ilay sary aloha dia hafa i oliviah,zay no nilazako we mahaiza mampitovy :wink: ,i tsiambara3 sy endrika no olona 1
Fa mitovy hevitra amin'i ainaheri njay za we oll ray ihany reo, satria ny sary no hafa fa oll ray ihany tokoa no miditra am le ps maromaro.
Fehiny : miombonkevitra am ainaheri we iray ihany endrika01 sy tsiambara3 ary oliviah sy mbola misy hafa koa :-D :-D :-D :-D



efa hakaiky ho fanina daholo anie nareo izany e,
73. ainaheri ( 13/04/2008 14:39)
zay ndray tsy fanina zany ka,ny mpampiasa ps maro no mora fanina refa tsy hay migerer azy lol
74. endrika01 ( 13/04/2008 15:20)


ainaheri>efa we hajanony wa lay fanaovana detektive fa tsy tsara
aminao,fa lasa fanina fotsiny amin\'ny tsy misy dikany eo.


\'raha olona iray ihany no mitondra ireo ps ireo ,dia tsy ahita tsiambaratelo
hivoaka eto izany ianareo,afa-tsy izay tena fantatro we,namana tsy
hitady information ny handefasany hafatra hoahy,dia mba omeko sombitsombiny
ihany!

1) raha hitako ny nandefasan\'i oliviah ny sariny niaraka
tamin\'ny papanay sy mamanay,de tonga de tsisy.

2)raha mba fantatrao mou fa izaho no niteny azy hanala
ny sariny niaraka t@papanay sy mamanay,zah tsy dakoro.

3)vao vahiny zany tsy ilaina mitantara zavatra maro satria
misy ny sasany namako namako,nefa ny kibay an-kelika
ihany!

4)tsy mbola nisy namana tato nilaza tamiko we ity papanay,ity
mamanay,na nilaza tamiko ny tena anarany sy ny taonany
juste viritoaly,ny andro sy ny taona no ahitana ny tena namana sy ny
tohiny.

5)na namana nampiseho ahy ny ray aman-dreniny miaraka maka sary
aminy ,afa-tsy i ari.,tsy maninona mintsy satria izy efa ela ,mety ny hiteny ny namana we ka enao tsy nangataka kou.

6)zao koa dia efa tantarainy daholo hatrami\'ny Ambanivohitra retra
iray na roa dia efa ampy.

7)tsy we tsiambaratelo saina aho raha tezitra taminy ,fa aleo hila-
mina de isesy!tsy mila maikamaika am-boalohany izany!

8)mazava hoazy ,hainy ny mandefa emoticom satria efa nomeko azy
ny code rehetra!manan-joky afak\'olan-teny,zay ny mahampirahavavy
misy ny itoizana hevitra misy koa ny tsy mampitoy hevitra tanteraka.


9)ttamin\'ny 4/1/2007 nidirako volou tato,tsy mba nisy nanampy zany aho
na nanoro we toy izao no atao raha hamaly dinika,fa tonga aho dia na-
maly dinika iray minitra vitsy monja taoriann\'y nahatongaako.

nisy resaka infirimiere Bulgarie,sy resaka Liban,de mba nahaliana ahy teo
@page d\'acc de mba namaly aho,dinika volou nandraisako anjara ,fa ny
nampalahelo ahy dia tsy haiko we taiza ilay dinika,diaspora ve sa fiara-hamonina sa taiza tsy aiko.

ny tiko hambara dia we,tsy izay vao miditra rehetra akory dia tanavo be
avokoa fa mba misy ihany maranitra kely eny!ary teo indridra koa no nahatonga ahy hampiditra an\'i tsiambaratelo satria misy resaka aty aminay Liban
nefa zah nilaza any @ momba ahy fa mipetraka Tana,fa tsy we mahafinaritra be lay fananana PSEUDO BE DE BE.

mafy teo amiko ny fanenjehana sary 2 mba tsy hisy hahalala we zah
ihany io,tsy ratsy ny namoahan\'i fandraka ny pseudo 2 nananako zay
efa nambarako dieny mialoha,fa sangy ny nahatezitra ahy dia ny nandefasany izany tany amin\'ny sary fa tsy mba noresahin mangina aho we

holazaiko @namana rehetra fa ianao ihany no i endrika01,na i tsiambaratelo.


mahazo voninahitra angamba rehefa mahalala fa i endrika01 ihany no i
tsiambaratelo,ary mitantara izany .saika hanao an-dolom-po taminy aho,ary hanomboka hijoko ny ps-ny hafa ihany koa,fantatro fa nanana hafa izy!
tsy tsara anefa ny manebatebaka namana amin\'ny tsy misy dikany,afatsy we
hoentiny hanompana anao ny pseudo hafa dia tonga dia teneniko ankitsirano zao,na hoentiny handanginina dia tonga dia teneniko.


izy aza mahafoy fotoana ,vola ,fitiavana matoa manana pseudo maro
zah aloha dia tsoriko fa efa nisy naetraka fanotaniana we:


\"fa maninona ianao no manana pseudo maro,sa hoentina hahazoana biz\'oroka
be de be?


--------dia novaliako we,raha te hahazo biz\'oroka betsaka ianao dia midira
isan\'andro dia miclic.....dia mahaangona 15 isa isam-bolana,zarazarao amin\'ny namana ireo dia mba omeny koa ianao,na tsy mitovy aza ny isany en retour.(tsy lay resaka tsika io milaibe a,fa namana hafa mihintsy)
ka tsy hitako ny maharatsy na mahatsara ny fananana maro be.

fantatra fona anie ny accent e,na hitovy aza ny fomba fanoratra dia misy accent foana ao ahafatarana we tsy ilay olona mpanoratra ho ahy izy
zany!zah aloha tonga dia mahalala fa zah mody fanina ,namana dia tsy maintsy hoentina milamina .lasa mitatra koa zany resaka izany,tsotra ny tiko ho lazaina:


Misera isika no ato na i oliviah na izaho,zany we izahay mirahavavy,

ny fiainany tsy fiainako,ny accent ny tsy hidirako,ny fomba fanoratra
na firesany tsy misy idirako,zah kou na oliviah na iza ,tsy misy idirako
refa tsy nanopa reny na ray na anadahy na anabavy ,na vady na zanaka.



lasa blabla ,fa ny zava-dehibe dia:OLONA SAMIHAFA I OLIVIAH SY NY PS-KO,
ARABAO TONGA SOA DIA AMPY! ZOKY SY ZANDRY,TSY MITOVY TANJONA!
(tiana ho tsindriana lay sora-baventy!)


de mazotoa dôly! ainaheri:-D=((:-*

75. ikaretsaka ( 13/04/2008 15:45)
izany koa ko atao manahirana e.. mandehana fotsiny nareo 3 vavy any @ soiree namana dia maka sary miaraka dia olon'ny sera2 no asaina maka azy... dia samy mitana carte misy ny anarany aby, dia avy eo asio sarinareo tsirairay mitokana any @ toerana samy misy anareo aby
dia porofo ara-tsivy!
3X3
76. yonikafopl ( 13/04/2008 16:01)
ika hahahahahahahahahaha
anseeeeeeee wa eeeeeeeeeeeeeeee
za de aleoko mimeme fotsiny =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
77. oliviah ( 13/04/2008 17:07)
ikaretsaka/efa itanao fa tsiambaratelo iany no endrika ka telo aminy aôna ndray moa izay de merci iany anefa aminy le conseil,
78. oliviah ( 13/04/2008 17:07)
ikaretsaka/efa itanao fa tsiambaratelo iany no endrika ka telo aminy aôna ndray moa izay de merci iany anefa aminy le conseil,
79. ainaheri ( 13/04/2008 18:04)
ika> aza manapaka tripy lesy a :-D :-D :-D

Endrika,oliviah..d iza kou mou :roll: Tsisy idirako alou fa tô nivoka ny resaka privénareo tany klé

enao mou nilaza we misera tsika;zay ndrindra ,manal'azy d mimemé,d mampiasa ps bdb ,d refa tsy hay mampiasa azy d lasa resaka beuuuu!!
Nalaiko le resaka we tsy nahatana ny tsiambaratelonareo i oliviah,fa nitantara sy namoka sary sy ny tariny,amiko bla bla bla doli zany,satria t@ tsiambarathree nampiditra dinika zay nilaza an'io kou enao(endrika) we namoaka ny tsiambaratelonao i tsiambarathree ,d @ manaraka aza be wawa tsony an ,ra manampotoana zay hamaky lolhttp://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m47b17efdc4e3b
80. yonikafopl ( 13/04/2008 18:13)
tsy mipoitra akory le jereo eton'i ainaheri :roll: nefa za saika handany ny fotoanako hamaky hihihihihih
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6476