MILA MAHATOKY VE?HOE i tsiambaratelo,TSY i oliviah?

41. ainaheri ( 12/04/2008 15:22)
he he he reveko milamina doli na i endrika na tsiambarathree na oliviah na tsy manisy porodoi aza e.....aza be rora-paraky fotsiny hihi


Yonika>>za tsy mety dakoro mitsy,@ fomba fakana sary fotsiny alou d mampiova endrika,...................tsy misy maharatsy an'lé izy fa za mba manakiana kely fotsiny,jereo tsara fa i endrika sy tsiambara3 tia mandefa hftr otran'io 28 io tsy asiny coms fa averina fotsiny ny zvtr nolazain'ny oul

Ato efa misy maintimolaly d mamorona ps d milaza fa vô niditra fa bôla vahiny beuuu,nefa ny rano nandalovany aza tsy nikobana tsony hihi
42. oliviah ( 12/04/2008 16:31)
ainaheri\\tsisy valiny ilay fanamby dia holazaiko ny marina.Koa dia amboaro tsara ny fo sy ny saina,dia maka toerana tsara.
43. oliviah ( 12/04/2008 16:50)
Mpizoky sy zandry zahay,iray Dada iray Mama,ka inona moa no tsy tokony hampitovy accent anay!Mbola ho hitanareo ny sary manamarina izany.Fa mialatsiny aminao aho ry tsiambaratelo raha hamoaka ny tsiambara telontsika fa noho i ainaheri dia voatery aho ny nitatara na diso aloha loatra aza!Araka ny nanafatrafaranao ahy mafy!Dia faly aho mampahafantatra anareo namana serasera ny zokiko de tsy iza izany fa i tsiambaratelo!Bizou mamy zoky cherie!
44. ainaheri ( 12/04/2008 17:47)
=)) =)) =)) =)) io fa nibaradaka klé ,ho aiza eo wa hahahahaha...mbola averiko iany fa za né wa tsy an'inn ee,tsy otr'zao mitsy ny firesak'oul mpirahavavy klé hahahaha....rapitso ndray iditra eo ny zokinareo lay kambanana fahaefatra :-D :-D :-D
45. ainaheri ( 12/04/2008 17:57)
oliviah>> ny andra8 aza efa navadiny nataony fromazy ny aorta doli ny ronono aa..tsy namidiny any antavy tsony :-D :-D :-D
46. kelly13 ( 12/04/2008 18:40)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D

za zao tsy mba nanafina oe zandriko i mamzelkely :-P
47. endrika01 ( 12/04/2008 18:41)
Zaho aloha de hangina ka tsy hiteny tsony!Na prôdoi na maquillage,ianao iany no hofanina miziriziry @hvtrao eo.=))=((:P
48. kelly13 ( 12/04/2008 18:43)
tsy azoko le tenenin'i endrika01
49. kiadi ( 12/04/2008 18:51)
de iza aminareo no tsara atao zôbavy? tiambara3 sa endrika1 sa oliviah? :lol: :lol:
50. kiadi ( 12/04/2008 18:59)
efa oe tiko doly waaaaaaaa
51. endrika01 ( 12/04/2008 19:22)
Kiadi>bitsibitsihiko @nao fa atao tsiambara telo,zany a de aza miteniten
52. ainaheri ( 12/04/2008 19:23)
kiadi>> :-D :-D :-D avelao fa mody fanina ,fa fanina ho azy eo io refaveo :-D :-D :-D
53. endrika01 ( 12/04/2008 19:26)
Kiadi>bitsibitsihiko @nao fa atao tsiambara telo,zany a de aza miteniten
54. ainaheri ( 12/04/2008 19:34)
za kou bitsio d aza minam-paraky an ;sao mankany anaty sofiko any,maty eto tsika :-D :-D :-D
55. kiadi ( 12/04/2008 19:36)
endrika1>bitsibitsio fa tsy teneniko an'i ainahery ka! :wink: :wink:
ainahery>endrasako fanina de raha vô fanina de tatazako :wink:
56. endrika01 ( 12/04/2008 19:59)
kelly13:
tsy azoko le tenenin\'i endrika01
Lay message 44 aki no novaliako teo a,de lasa hoatran\'ny we namaly ny messagenao sy mamzelkely .:-*:-*:-*
57. endrika01 ( 12/04/2008 20:00)
kelly13:
tsy azoko le tenenin\'i endrika01
Lay message 44 aki no novaliako teo a,de lasa hoatran\'ny we namaly ny messagenao sy mamzelkely .:-*:-*:-*
58. ainaheri ( 12/04/2008 20:00)
kiadi>>fetsy b nareo zany klé hihi...za kou zany iandry azy fanina ra izany :-D :lol:
59. kiadi ( 12/04/2008 21:16)
:-D :-D :-D
60. tsiambaratelo ( 12/04/2008 22:32)
ainaheri:

kiadi>>fetsy b nareo zany klé hihi...za kou zany iandry azy fanina ra izany :-D :lol:



Zany hafetsena e,mahita anah tsy mikôzikôzy a,henoko dôly a:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1257