MILA MAHATOKY VE?HOE i tsiambaratelo,TSY i oliviah?

101. endrika01 ( 15/04/2008 07:13)
ainaheri>tsy ratsy kosa le i modifanina raha hanaovana pseudo vaovao a hi hi hi=D=D=D
102. ainaheri ( 15/04/2008 14:52)
Zay miandry an'lay filmE ,ny mpanabizina reo efa miandry fotsiny an
103. ainaheri ( 15/04/2008 17:56)
hery:

:-)

ainaheri> Ny hany sipa mba hitako aty Bira ve lazain'lah fa any andafy indray tsss


Tsy azonao le izy an,tsy resaka vatan'oul fa ps no resahana eto,ra za zao manana dadatoa ao Tana ,ataoko we "ralaitavindravao" ny ps-ko fanindroany satria io kou ny anarany ,asaiko mihaona aminareo izy refaveo d midika v zany we izy no mampiasa ny ps noforoniko?


104. ikaretsaka ( 16/04/2008 01:56)
endrika01>mihidimihidinao ahoana? io ary fa mboola misy mangarangarana ko
105. Vitsikakely ( 16/04/2008 03:44)
Ikaretsaka=))=))=))=D
106. endrika01 ( 16/04/2008 05:06)
ainaheri>hay ve dad\'toa nao i ralaitavindravao e,le acteur ao iny mmmh,any @rainizavona sy ralay nidemissione kounkou tiako be mihintsy aloha ny rôle ny e fa tsy izay ny anarany kou,tsy tadidiko.:-D:-D:-D
107. endrika01 ( 16/04/2008 05:56)
Marina mintsy aloha io voalazan\'i ainaheri io e,ary tena misy manao fa tsy honohono,(marihiko aloha fa izahay mirahavavy tsy ao anatin\'io na hino ny fisianay 2vavy ato @serasera i ainaheri na tsia.)zao mantsy ny tena mahazendana,rehefa manao zavatra tsy mety le pseudo iny,ka fantatra fa we iza no miresaka aminy dia milaza izy fa an\'ny anadahinay,rahavavinay,zokinay,zandrinay,reniny sns.Bon,par respect an le oul voatonona nefa tsy nahavita an le kabary be vava tena mahatonga fanafitohinana sy mampiseho fanalam-baraka ny namana,na maneso ny namana,dia aleo re tompoko tsy milalao afo!Zaho kosa tsy manameloka azy ireny raha toa ka amim-panajana no itondrana azy,mety tsy manana fotoana ohatra ny rain\'ilay nitondra ny psny rainy dia azony atao ny mandray ny toeran\'ny rainy saingy kosa voafetra ny sehatra azon\'ilay misolo toerana an ilay tena tompon\'ny ps aleha;tsy azony atao ny mijery ny relation intime ny le rainy satria mety ho tonga ny olana,dia hatramin\'ny forum avy no ifotoran\'ny rihitra,mety ho tsara nefa koa tena tsy tsara!Napetrako moa ity dinika ity ato @vavolombelona,inona moa no atao hoe vavolombelona?Ny vavolombelona dia mpilaza ny zavatra hitan\'ny maso fa tsy ny ren\'ny sofina.Noho i ainaheri miziriziry @heviny,ny @we izaho iany no i oliviah de napetrako ny dinika milaza fa TSIA ,ny mahagaga kely ahy de we mitovy ny fomba famaly!Mila mailo zany izahay;satria raha sendra ahy ny courrier n\'i oliviah de azoko valiana satria mitovy famaly!Saingy kosa tsy mba itovy fihevitra zany mintsy!Avelao ny andro ny volana ny taona no hitsara azy.Tena mba milay zao ity dinika ity raha ampidirana video handefasanay mirahavavy miaraka p\'t coucou hoan\'ny namana serasera manaraka ity dinika ity,ny olana tsy hainay ny mampiditra azy!=D=D=D=D
108. ainaheri ( 16/04/2008 11:10)
3 en 1:
Zaho kosa tsy manameloka azy ireny raha toa ka amim-panajana no itondrana azy


Ngah tsy io le koziko sy averimberiko fona d mahaiza mitondra azy ary ee,...ilay lazaina fa oliviah v niaiky hatr@ volou we rahavavin\'i endrika? Naninona nandrasana ela vao nibaradaka ,raha sinçire nareo tokony vao nanontany aho d\'efa niteny we mpirahavavy ......Nilaza enao endrika we nasainao nofafan\'i oliviah ilay sary misy ny rarnareo fa tsy tokony naseony teo,fa naseony @ maha vahiny ;amiko d laviko tanteraka zay satria raha namoaka ireny sary 2 voalohany oliviah (misy bandana manga,ny an\'i endrika mou mena lol), d tsisy nanana doute mitsy ny pametraka tsikera fa i endrika iany ané io fa varina nifampisangisangy teny,raha natao ny fangatahana sary hafa d mazava hoazy fa namoaka an\'iny enao satria tsisy nahalala fa endrika iany io,nandeha ny kiana avy teo vô nofafana le izy,...tadidio tsara fa teo @ 3jrs teo lay sary misy ny Rarnareo nijanona teo ,d milaza v i endrika fa tsy niconnecte sera² tao anatin\'zay fotoana nijanonan\'ny sarin\'ny Rarnareo zay? Fantatrao fa kobo lay ps d nofafana haingana le sary fa saika hampandry adrisa teo,....ary ny tena nampiomehy d naninona t@ oliviah nangatahana namoaka sary lava taorian\'ilay bandana, naninona no tsy navoaka io sariny mitokana vao navoaka vô haingana io? :roll: Misy raha latera,ento mora fotsiny wa


Hay fantatrao i ralaitavindravao ,lazao izy we veloum hono ouzy ainaheri we :-D :-D :-D
109. yonikafopl ( 16/04/2008 11:32)
za mou de mametraka sonia isany ny misy mikabary hihihihihihih :-D :-D
110. endrika01 ( 16/04/2008 11:50)
yonika>hi hi hi milay mintsy alou le kabary ataon\'i ainaheri e,raha zaho ihany no i oliviah vao tary @sary de tsy notohizako tsony ny resaka,fa notapenako vovondan-dihazo ny ratsatanako tsy hamaly.Hi hi hi
111. endrika01 ( 16/04/2008 12:18)
ainaheri>zany ve?Zah aza mbola variana tary @hatsikana sy lalao tary,mbola niandry ny valin\'le we miakatra sy midina ny ascenseur le maintso kely kou!De tsy hitako ze sary efa 3jours nao zany,ié refa tsy nierana tamiko alou @maha zoky ahy dia tsy ekeko mintsy,de ny mots d\'ordre tsy maintsy we esory tao io sary io izao de zao tsisy atak\'andro,masiaka kely aho taminy satria misy ny antony.Hi hi hi bandana manga wa bandana mena .=))=))=))
112. oliviah ( 16/04/2008 12:24)
Izay filazanareo fa za tsy i tsiambaratelo na i endrika01 raovina zany.
113. ainaheri ( 16/04/2008 13:08)
niandry za fa neveriko hanoratra kou i tsiambarathree taorian'i endrika sy oliviah ;14h18 et 14h24 lol tokony nametraka kou tsiambarathree 14h30 :-D :-D :-D
114. yonikafopl ( 16/04/2008 13:17)
ainaheri =)) =)) =)) =)) =))
efa we memezo fotsiny otran'ny ataoko fa enao kou :-D :-D :-D :-D
115. ainaheri ( 16/04/2008 13:45)
Mpiandry fody:
ainaheri>zany ve?Zah aza mbola variana tary @hatsikana sy lalao tary,mbola niandry ny valin'le we miakatra sy midina ny ascenseur le maintso kely kou!De tsy hitako ze sary efa 3jours nao zany


Raha tsy le mpiandry fody eny antanimbary izy ty kou ,de we varina tary tsy nietsika teo na ny pandalo aza tsy itany tsony fa varina t@ 3 en 1 :-D :-D :-D :-D
116. yonikafopl ( 16/04/2008 14:05)
=))
117. tsiambaratelo ( 16/04/2008 15:36)
ainaheri>njaso klou esoriko mintriny ny satroko handinihako ity ady voanjon\'ikrijavola ty klé.Niandry ahy mou zany enao o de zah mou zany tena tsy nety tafiditra tato tamin\'io ora voalaza io,ka niezaka aho nampiditra ny ps ko we tsiambarathree de ozizy we wrong pswrd de zao vao tsaroko we kay mou tsiambaratelo.Hi hi hi de niaky aho marina mafy,fa dia nahazo ps vaovao 3 be zao(i modifanina,3 en 1,i mpiandrifody)tandremo sao misy mampiasa reo ps ko reo fa tonga dia ...Hein.Dia mba ahoana tokoa reh zany e,raha i oliviah kou mbola pseudo-ko manokana!Mahalasa saina lalina!Raha tena azoko zany ny fizotrany tantara,tsy naleo ve ny namana navela hi-tromper we izaho koa i oliviah,satria noho i oliviah nilaza ny tena marina dia voarohirohy n\'i ainaheri we NIBARADAKA,tsara mintsy enao hasondrotra grade de esorina amin\'ny maha detekitivaaa anao kah,sao mantsy ka fanina ao dia tsy misy miaro.Fa lasa mpijoko voajoko hi hi hi,nakaiza ary i ika hiantso mpibizina e!Hoatrany hisokatsa njay any le rideau ry ika fa tsy mihidimihidina a:-D:-D:-D
118. ainaheri ( 16/04/2008 17:58)
Avoahy ny tohin'ny filmE ry 3en1 f'aza be wawawa eo a,mamadi-dresaka fa tsy vahana doli reo zvtr nosoratako reo klé :roll::lol:
119. yonikafopl ( 16/04/2008 18:15)
mampiasa ny fikan'i sasa fona za we mandalo mametraka sonia :wink:
120. tsiambaratelo ( 16/04/2008 19:49)
ainaheri:
Avoahy ny tohin\'ny filmE ry 3en1 f\'aza be wawawa eo a,mamadi-dresaka fa tsy vahana doli reo zvtr nosoratako reo klé :roll::lol:
Ka tsy hita mintsy zay hamitinana ny resaka kou!Atao ahona koa ny hamaha zany modifanina zany?Misy foto-teny,tovana,sa tsofoka!Le 3 en 1 aza raha avadika math 3=1tsy mety kou 3=0,1=0,3fois1=x+9,hi hi hi lay mpiandrifody tsy ratsy,sao tapitrany eo ny varin-dry oliviah dia izaho no misambotra zay mieloelo retra=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3307