MILA MAHATOKY VE?HOE i tsiambaratelo,TSY i oliviah?

21. oliviah ( 12/04/2008 10:49)
yonikafopl:

nareo kosa de tsy mahay mampitovy oll eee, i oliviah kosa oll hafa mintsy e, ampitovio tsara le sary, imprimer o mintsy de jereo am loupy hihihihih :-D :-D :-D :-D



Anao fanamby zany isika ry ainaher beek's 2gazon hoan'izay mandresy!
22. ainaheri ( 12/04/2008 10:58)
oliviah>> tsisy blem fa za masaky ...d ho an'zay resy ndray tokagasy 5L an tsy maintsy lanina eo ,vita zany??

Arabaina zany oliviah fa tonga tampoka ato @ sera² e hahahaha
23. ainaheri ( 12/04/2008 10:59)
oliviah> asio sary hafa ndray f'aza atao mitovy @ endrika an :-D :-D :-D
24. hery ( 12/04/2008 11:17)
:-)

ainaheri> Ny hany sipa mba hitako aty Bira ve lazain'lah fa any andafy indray tsss
25. endrika01 ( 12/04/2008 11:19)
kiadi:

endrika1>andao tsy sy enao hanao resaka tsiambaratelo? :wink: :wink: :wink:



kiadi>inn le tsiambara telo,bitsibitsihina ve? :P :P :P
26. endrika01 ( 12/04/2008 11:21)
ainaheri:

oliviah> asio sary hafa ndray f'aza atao mitovy @ endrika an :-D :-D :-D



ny tsy fitiavana ahy mihintsy no be da be an,hein ,sa tsy zany ?
kou raha kambana izahay? =)) =)) =)) =)) =)) =))
27. kiadi ( 12/04/2008 11:21)
endrika1>andao hifapibitsibitsika tsika sy toi eh!! :lol: :lol: :lol:
28. endrika01 ( 12/04/2008 11:26)
ainaheri:

tsiambarathree>> za ngah miteny we minou zay lazaiko fa ouzy za we minoa fotsiny iany :-D :-D :-D
Ary aza minam-paraky zany ka hihi... le manary an'le tainy isamaraina no tsy tiko :-D :-D :-D



=)) =)) =)) =)) le manary ny tainy fotsiny ve?hi hi hi hi,avelao iainaheri ,omen'i oliviah beek's 2 gazon any de avy eo midola dia avy eo,
hi hi hi tsiambara telo tsy tohizako,sa aleo ihany tohizana,de lasa nisotro lay tao anaty kapoaka tampoka hi hi hi hi beuurêk ,vazivazy zany a, :-D :-D :-D
29. oliviah ( 12/04/2008 11:35)
endrika01:

Raha i endrika01 no mpitantana ato @ty tranonkala ity,dia nahakatro grade i ainaheri.Volou satria tia mitana ny heviny mandrampahita ny marina,faharoa tsy mety mino,fahatelo sady mampalahelo no mampite hanomé bisous be feno rora amin\'ny takolaka roa amin\'izy miziriziry @heviny.:-w:D:-*



30. oliviah ( 12/04/2008 11:44)
surprise,surprise,hoan'ny namana rehetra, :idea: :idea: :idea:
31. tsiambaratelo ( 12/04/2008 11:48)
maninona koa ary i ainaheri no tsy mety mino ahy e
zahh nge tsy mandainga é,za hh anie kah tsiambara telo e. :roll: :roll: :roll:
32. yonikafopl ( 12/04/2008 11:52)
ainareri, de tsy haiko njay kalou ny amzay ka, mety tsy mahay mampitovy ve za?? i tsiambara3 sy endrika01 kalou de ekeko fa le oliviah nandinika ihany za fa de tsy hitako :-D :-D
33. tsiambaratelo ( 12/04/2008 12:00)
yonikafopl:

ainareri, de tsy haiko njay kalou ny amzay ka, mety tsy mahay mampitovy ve za?? i tsiambara3 sy endrika01 kalou de ekeko fa le oliviah nandinika ihany za fa de tsy hitako :-D :-D



angamba akia hanova prôdui araka ny vôlazan'i ainaheri zahh
de hiova look ihany kou de milay be amin zay!sa tsy zany ry ainaheri (l)
34. oliviah ( 12/04/2008 12:03)
mety ho izaho miintsy no tsy tian'i ainaheri dia
ataony resaka foana,oliviah lazainy fa i endrika01,
an,an,an,sao mba misy hifandraisako sy i endrika kosa ary any hoany.
35. kiadi ( 12/04/2008 12:12)
tiko dolly wa nareo
36. oliviah ( 12/04/2008 12:21)
kiadi:

tiko dolly wa nareo



tena marina,nahazo aina kely ndray i oliviah.
37. yonikafopl ( 12/04/2008 12:23)
:-w :-w
38. oliviah ( 12/04/2008 12:37)
tslem:

:-D :-D :-D tsy mety mino mintsy ngah hono i ainaheri ry tsiambaratelo fa oe TSY tsiambaratelo i iliviah ?



ahitsiko oliviah,fa tsy iliviah hi
39. tslem ( 12/04/2008 15:06)
hihi, diso frapy ndray zah tamin'iny everiko fa oi ,zafady :)
40. euh ( 12/04/2008 15:11)
mila solomaso kosa ainaheri ka 8) 8) 8) 8)

endrika> io ange ilay hoe à force de crier au loup

nareo tsy tsiambaratelo io, io fanaovana ps multiple io ihany :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1651