MILA MAHATOKY VE?HOE i tsiambaratelo,TSY i oliviah?

181. ainaheri ( 22/04/2008 13:04)
3en1:
mimenomenona @resaka sary ny ray aman-dreniko nasiako nesorin'i oliviah i ainaheri de novaliako tsotra izy


:roll: :roll: :idea: :idea:
182. tslem ( 22/04/2008 13:45)
kelly13:

yonikafopl sy tslem>tsy vôvaviko le izy fa mba asio famitinana ankia a! :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
aleo klou za himémé an :-D :-D :-D :-D :-D


i yonika no tsy haiko raha mbola maharaka ihany na tsia fa zah koa tena tsy maharaka lesona tsony fa tonga manao présence fotsiny sao dé collé eo am sabotsy :-D:-D:-D

zay vô tena hitako lasa hafahafa be lé izy Hummm

ari:
.......ao ambonimbony ao.....


vô nampiditra mpianatra vaovao ndray ny école io :-D
183. kelly13 ( 22/04/2008 13:47)
=)) =))
184. ainaheri ( 22/04/2008 14:26)
Reveo tslem fotsiny :-D :-D :-D
185. yonikafopl ( 22/04/2008 14:26)
tslem hihihih oka marina eeeeee

keliterezy, tsy hitako we inona no hofintiniko aminjy akia aaa, za mamaky de mihaino kabary de mimeme, zay ihany no andraisako anjara eto :-D :-D :-D

:@ :@ :@ aleo mintsy kalou asiana kely an'io so de mba misy mihiratra kely hihihihih
186. tslem ( 22/04/2008 15:00)
ainaheri:
Reveo tslem fotsiny :-D :-D :-D


hihihih tsy maintsy oe zay koh :-D
187. kelly13 ( 22/04/2008 15:12)
za kou hirevy tslem zany :wink:
188. yonikafopl ( 22/04/2008 15:19)
189. tslem ( 22/04/2008 17:42)
ka zay né hoa ry yonika sy keliterezy e,revetsika milay mintsy :wink:
190. yonikafopl ( 22/04/2008 19:06)
manao prezansa :wink:
191. kiadi ( 22/04/2008 20:03)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Fume/drogue-peace.gif[/IMG]
192. ari.malala ( 23/04/2008 07:14)
tslem hihihi mpianatra vaovao v hihihi

tsiambaratelo/endrika01, tokony tsisy idirako mitns nefa le resaka :) libre amze tiko za sady ngamba manaja ny lalàna ho emisy sariko ilay sary mipetaka, raha sanatria tsy nanaja lalàna de tokony efa ela no nasorin'ny admin... enfin remark kely ftsn iny fa am manaraka raha azo atao aza tononina @ ts antony sy am zavatra tsis idirako ny ps ko fa mahasadaikatra, misaotra, peace hoy kiadi fa ts mahay mampiditra ilay iz za,
193. yonikafopl ( 23/04/2008 10:39)
:-D :-D
194. endrika01 ( 23/04/2008 11:22)
nievitra manko enao we tsisy ahalala we ianao iany le ps oliviah ,Mbola tsindriko iany le we sincére ,naninona enao niandry ela vao namaly we mpirahavavy nareo sy oliviah?Satria zany doli ny fika miainga eto,zokiko ee,zandriko ee,dadatoanay e,sipako ee.....nefa oul 1 iany le izy!!
Mba asio valiny kely io fanontaniako farany io[/b



[b]Izay filazanareo fa za tsy i tsiambaratelo na i endrika01 raovina zany.



peace hoy kiadi fa ts mahay mampiditra ilay iz za,


:-* :-* :-* :-* :-* :-* :-*
195. yonikafopl ( 23/04/2008 11:41)
196. ainaheri ( 23/04/2008 14:08)
endrika01:
[b]Izay filazanareo fa za tsy i tsiambaratelo na i endrika01 raovina zany.


Otrany mahafinaritra ahy sy manintona izany ity zvtr voasoratra ity an,aza manafina wa fa tratra fona ané ee,tokony ps oliviah zao no tokony hanoratra an'io :-D :-D :-D
197. ari.malala ( 23/04/2008 14:16)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
198. yonikafopl ( 23/04/2008 14:41)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
199. tslem ( 23/04/2008 15:04)
ainaheri:
tokony ps oliviah zao no tokony hanoratra an'io



tratra ndray endrika tamin'iny :-D:-D:-D
200. yonikafopl ( 23/04/2008 16:08)
^:^
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2654