MILA MAHATOKY VE?HOE i tsiambaratelo,TSY i oliviah?

221. kelly13 ( 24/04/2008 18:43)
tonga aho tompoko, ni grevy ny bisy d nande tongotra lavitra b za, tena valaka b fa mba omeo nems gratos sy sakay gratos (hamboly mony) ry kiadi a

tslem yonikafopl>collée ono za @ sabotsy, hanao marary za :wink:
222. yonikafopl ( 25/04/2008 09:08)
kelly tsss hihih njy fetsifetsy :-D :-D :-D
za prezanty fona :-P
223. kelly13 ( 25/04/2008 10:07)
za kou :-P fa tô ôtran'ny vita ny film ry kala a! ndao hifindra salle! aiza ndray ny film malaza zao? :°)
224. tslem ( 25/04/2008 12:25)
zah efa niova salle ary @ santimaka ary @ fitivana ary ndray :-D any ndray zao ny bizna :-D :-D :-D
225. kiadi ( 25/04/2008 15:52)
kay le!! ny nemko tsy lany de hifindra salle aiza nareo eh????? tssssssss!
226. yonikafopl ( 25/04/2008 19:27)
kelly tsy nahazo ny karamany ngamba le akitera de ni grevy kou :-D :-D :-D
Ndao hitasy salle de sonema milay njay fa tsss, nde hijery io film nolazain i tslem io kalou zaaaaaaaa
otrinn ny fidirana any ry tslem????

kiadi hihihihihh mampanahelo reto nem tsy lafo :-D :-D :-D
227. kelly13 ( 25/04/2008 20:14)
kiadi>konzélé-o le nems, hahahahaha
228. kiadi ( 25/04/2008 21:35)
eo le nem en promotion eh! promotion b reo ohhh!
229. kiadi ( 25/04/2008 21:38)
solde avant fermeture definitive du magazin ry reto an! fiananbidy goavana be -30 à -50% !!!
230. aloalo ( 26/04/2008 18:58)
sao d masiso ny nem en promotion zany ry kiady a !
sao d hisy bizna fanafody ndray.

231. yonikafopl ( 26/04/2008 20:03)
nem efa lany daty no amidin le kiadi kleeeee, :-D :-D :-D
232. ainaheri ( 27/04/2008 07:17)
Congeleo kely alou lesy fa ny bandy sy role aza lesy lasa vato natora_boay a!!

Mamoronà bizna hafa elà kiadi fa tonga ao ané lety Cazal le TDM e :-D :-D :-D
233. kiadi ( 27/04/2008 10:23)
asio TDM kely aloha ba ampandeh ny bizna =))=))=))
234. endrika01 ( 27/04/2008 10:46)
kiadi>TDM=Tonga De Matory ve hi hi hi hi :-D :-D :-D
sady manjombona be aty aminay,tsy hita hoavy orana tsy hita malahelo :D
235. kiadi ( 27/04/2008 11:59)
tairo tonga de matory aza eh=))=))
236. oliviah ( 27/04/2008 13:44)
ainaheri:

izy telo mitsamy:
i oliviah tsy we marary mafy,manino kou rha tsy maniry namana an'zany


Azo atao tena azo raha oh ka sanatria ka marary mafy tsy afaka mikitika clavier tsony le oul

Notsindriako naverina mitsy io sanatria io,fa tsy naniry an'iza na iza ho harary mafy!! Fa mahagaga iany we i oliviah manazava resaka any @ endrika ,pour kel raison?:roll:





manaona i ainaheri aona ?
tonga iany za kah .
salut daol ny namana reetra a!
:-* :-* :-* :-* :-* :-*
237. ainaheri ( 27/04/2008 21:26)
dray !!!!!tongasou ndry oliviah zany kou
238. kiadi ( 28/04/2008 11:13)
present tompoko!! :-D :-D :-D
239. Papoose ( 28/04/2008 11:53)
dadaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaa, za vidano bandana telo zoro hanaovako papoose sy zazakely wa!
240. kiadi ( 28/04/2008 12:04)
enao zaza maditsa!! any @ zaazamaditsa enao farany no apetrako! :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9822