Sabado=Sabotsy = midika fa avy amin'io ve ny Sabata ?

41. Fody ( 12/04/2008 02:19)
Hoy nyrina ary ambadika ary: http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m47f729dd2568a
Ny ahy dia base-amin'ny baiboly foana no hamaliako ny tenin'ATra sy ny fanontaniana apetraky ny olona

Ary mbola nampiany hoe:
ny baiboly dia teny masina tsy azo anasorana ary tsy azo hanalana koa lozan'izay manala na manampy izany

Ary eto indray izy dia milaza an'ireto zavatra rehetra ambany ireto:
marina izany,natao an'i Jiosy io izany fa isika kosa dia manana an'i kristy ,izy no fitsaharana. Noho ny fiainana dia misy miasa ny sabotsy ,ny alahady,raha te tsy asa hianao tsy ho voaroaka ,eny misy lalana kanefa rehefa ho lava ?

Aiza ao amin'ny Baiboly no misy milaza an'io ? Mba valio azafady!
izay tokoa ,io no andro nofidiany isaorana an'Atra,hankalazana ny anarany,ka samy maka izay andro tiany ny olona.

Angaha tsy hoe: fanajana ny andro sabata no voasoratra ao amin'ny didy ?
Tsy manova ny voasoratra ve ianao zao? Sa manampy izay voasoratra ? Sa ahoana ?

Misaotra betsaka!
42. ikaretsaka ( 12/04/2008 02:49)
ireo fanontaniana ireo ihany no anontaniako azy io ambony io anie , fa @ fomba hafa somary mivantana :-D

tsy haiko hoe ny inona'i fody indray izao no henjehina hoe may @ io
:wink:
(aza tezitra ianao fa somonga ny ahy.. mandry ve ny salanitr'ooo)
43. cutie ( 12/04/2008 02:50)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
44. Rground ( 12/04/2008 13:23)
Misy fomba iray hahafahana mahafantatra ny tantara tena nisy sy ny nandraisan'ny isan'antokom-pivavahana izany ka nitazaina ny olona rehetra indrindra ny isika izay tsy nahalala afa-tsy izay henontsika isak'Alahady tany am-piangonana ihany.... Mampiasa internet isika, noho izany alohan'ny hietenenana ny hevitra raha misy fisalasalàna kely dia tsara angamba mikaroka ny tantara tena nisy...
- Izaho izao vao haingana vao nahalala fa "CONVENTION" izany hoe nifanarahana no nahatonga ny 25 décembre ho daty nahaterahan'i Kristy
- 31 Décembre sy ny taom-baovao niainga tamin'ny tantara hafa ihany koa.
Samy tsy misy voasoratra anaty Baiboly fa ny mpandinika sy ny historiens maro no miara manaiky.
Ny fanontaniana dia hoe :
SANATRIA METY HANOZONGOZONA NY FINOAN'NY MPINO VE NY FAHAFANTARANA NY TANTARA SA METY HANAMPY ?
45. ikaretsaka ( 12/04/2008 14:17)
amiko dia manampy aloha e au mois fantatra ny inoana
46. yonikafopl ( 12/04/2008 14:37)
ika mitovy ihany ny atao rehefa tonga ftona ka, misasa sy misolo..., raha amiko kalou tsy misy fiovanjavatra e :wink:
47. ikaretsaka ( 12/04/2008 14:50)
yoni> miampy ny atao rehefa tonga ny.... ka :-D :-D :-D mametaka ilay kalin-javatra ao ohatra (dia manasa ny naloto)

ireo aza ireo tsy ataonao rehefa tsy tonga ny....

dia toy izany kao rehefa tonga ny andro sabata sy alahady sy ete sy hiver sy vokansa sy tsy vokansa

fa tsy hoe volan-kakafotra ve de ny omaly tsy miova
48. niryna ( 13/04/2008 20:28)
Veloo:

io ry ika a... enao mahay tena anglisy
John 14: 15 If ye love me, keep my commandments

=D> =D> ^:^ veloo angaha mbola tsy mahalala foana fa mody adala izy io e,izany no tsy hamaliako ny valinteniny maro,ny endry mody voky fa ny adala manesika ihany.Tsy izay fanontaniana rehetra no asina valiny avokoa satria itariny any amin'ny hafa ilay izy dia tsy tonga ny ezaka hitoriana,merci Veloo fa tena voafantsika tanteraka izy
49. niryna ( 13/04/2008 20:35)
ikaretsaka:

ok i agree to keep but... what commandments?
the old or the new ones?

fa angaha misy vaovao? ny didy nomen'i tompo dia nomeny didiy vaovao isika dia ny hifankatiavantsika toy ny mpirahalahy ary ny didy iray ihany koa dia ny tiava an'Atra amin'ny fonao,ny sainao ary ny fanahinao.
Izany anie ry ika no antony hamakiana ny baiboly fa nareo moa milaza fa tsy mila kanefa dia manontany indray,raha namaky baiboly izany ika tsy nila nanontany akory(ireo izany no nomen'i kristy) ary ny didy folo dia mbola hajaina (toy ny hoe raha mipetraka amin'ny olona tsy vadinao hianao dia efa fahotana eo anatrehian'Atra izany satria izay nakamban'Atra ihany no tokony hiara iray trano fa tsy mpivadibady akory oops ohatra ny ahy io an)

50. ikaretsaka ( 13/04/2008 20:48)
fa angaha misy vaovao? ny didy nomen'i tompo dia nomeny didiy vaovao isika dia ny hifankatiavantsika toy ny mpirahalahy ary ny didy iray ihany koa dia ny tiava an'Atra amin'ny fonao,ny sainao ary ny fanahinao.

tsy didy ireo nga?
ianao ihany anie eto no mi contradict ny tenanao sy ny teninao e

51. ikaretsaka ( 13/04/2008 20:53)
Izany anie ry ika no antony hamakiana ny baiboly fa nareo moa milaza fa tsy mila

io indray i niryna.. in 194 aho izay (eny nisaiko mihitsy no niteny an'i niryna hoe

AVAHO TSARA NY HOE TSY MILA SY NY HOE TSY AMPY

fa ny anao ireo ampitovianao..

za tsy ny niteny hoe tsy mila mamaky baiboly fa ny notsipihiko foana dia hoe tsy ampy raha baiboly fotsiny...

hainao ny manavaka ireo?? rehefa tsy hay dia ahodino ny voamaso sao mifototra...
misaotra
52. pissoa ( 13/04/2008 20:57)
:-D :-D :-D :-D :-D
53. niryna ( 13/04/2008 20:57)
ikaretsaka:

tsy nisy resaka fuseau horaire koa t@ iznay ry niryna an.. fa rehefa maisina nyandro sy mazava indray dia andri 1 izay

ary ianao no anontaniako fa raha te hanontany ahy ianoa dia fanontaniaNAO apetraka amiko fa tsy fanontaniaKO

mbola tsy mivaly ny fanontaniako ry ika ,inona no andro sabata?
mbola omeko ihany koa ny fanazava fa aza taitra ika ka
aleo indray omeko fampianarana vaovao ,hi,hi

les septs jours de la semaine sont:lundi ,mardi,mercredi,jeudi,vendredi ,
samedi et dimanche.
monday ,tuesday,wednesday,thursday,friday,saturday and sunday
lunes,martes,miercoles,jueves,viernes,sabado ,domingo
ok hatreo ary.
lun-di (lune),mon-day(moon),lunes(lune)
mar-di(mars),tue-s-day,mar-tes (mars)
mercre-di(mercure),wednes-day,mierco-les(mercury)
jeu-di(jupitere),thurs-day,jue-ves (jupiter)
vendre-di (venus),fri-day,vier-nes(venus)
same-di ,satur-day(saturne),sabado
dimanche,sun-day(sun) na ny masoandro

ita ao anatinireo andro ireo izany ny hoe lune,mars,mercury,jupiter,venus,saturn,sun
ahoana tokoa izany no nahatonga ny olona nanome an'ireo andro ireo?
tsara ho fantatra kely ry ika a

54. niryna ( 13/04/2008 20:59)
ikaretsaka:

ok i agree to keep but... what commandments?
the old or the new ones?

inona no vaovao fantatrao,ary inona ary ny tranainy

55. niryna ( 13/04/2008 21:03)
ikaretsaka:

niryna> afa vaopetako antsefatsefany eny anaty fanontaniana eny ihany ny valiny ..

raha tia ahy ianareo dia mitandrina ny didiko hoy ny Tompo..

fa le didy t@ andron'i moizy io sa le didy efa nataony "lavorary"

fa inona aloha no didy arahinao raha izany?

56. niryna ( 13/04/2008 21:06)
Veloo:

:roll: Ika ko tssssssss there is only one and the ONLY ONE - and you know it. I won't tell
tsy manaiky ho resy mihitsy ela ty an :-D :-D :-D

=D> =D> =)) =)) tsy hoe tsy manaiky resy lahatra izy fa hafa ny nampianarina azy ka ny azy ihany no ambony fa ny an'ny olona tsy zakan'ny ainy satria miainga ao anaty baiboly ary izy tsy tia ny tsipona na avy ao anaty baiboly,jereo anie fa mitovy ireo olona tsy mino ny kilasy misy azy e .
mila mivavaka ho azy isika veloo a,fa mampalahelo ny olona toa azy io,tsy mety manaiky ny tenin'Atra fa manohitra foana
57. pissoa ( 13/04/2008 21:15)
:-w:-w:-w
58. Fody ( 13/04/2008 21:21)
Ho an'i nyrina:
Ahoana inty:
Hoy nyrina ary ambadika ary:
Ny ahy dia base-amin'ny baiboly foana no hamaliako ny tenin'ATra sy ny fanontaniana apetraky ny olona

Ary mbola nampiany hoe:
ny baiboly dia teny masina tsy azo anasorana ary tsy azo hanalana koa lozan'izay manala na manampy izany

Ary eto indray izy dia milaza an'ireto zavatra rehetra ambany ireto:

marina izany,natao an'i Jiosy io izany fa isika kosa dia manana an'i kristy ,izy no fitsaharana. Noho ny fiainana dia misy miasa ny sabotsy ,ny alahady,raha te tsy asa hianao tsy ho voaroaka ,eny misy lalana kanefa rehefa ho lava ?
Aiza ao amin'ny Baiboly no misy milaza an'io ? Mba valio azafady!
izay tokoa ,io no andro nofidiany isaorana an'Atra,hankalazana ny anarany,ka samy maka izay andro tiany ny olona.
Angaha tsy hoe: fanajana ny andro sabata no voasoratra ao amin'ny didy ?
Tsy manova ny voasoratra ve ianao zao? Sa manampy izay voasoratra ? Sa ahoana ?

Misaotra betsaka!
59. niryna ( 13/04/2008 21:25)
Fody:

fody a,tsy ny hoe ary i niryna miteny ary izy izao indray ,ilay tenin'Atra mihitsy ve no ao aminao sa ilay izy mihitsy no tsipahinao fa tsy mitovy ny fampianarana natao,jero fotsiny ireo didy folo izay niadinao hevitra ny olona.Tsy ny zavatra anontaniana akory dia ho valiako avokoa ,ny antony misy fanontaniana adaladala tsy dia mila andaniana andro ary ny fanomezana ny valiny adaladala dia tsy ahitana tombotsoa na izaho mamaly na ny olona mihaino,ny antony misy ny mody manao adala ka dia tsy andany andro amin'izany ao ary tsy ho voatery hamaly ihany koa,fa dia hialako tsiny.l
Misy moa efa manohitra ny tenin'Atra foana dia tsara ny tsy mandany andro amin'izany
Raha resaka fivavahana ka finoana an'i kristy no resahina dia efa tsy mitovy ny rehetra,ao ny miteny hoe aza miankohoka ka na dia averina impolo aza dia milaza izy fa tsy miankohoka izahay,ao ny hoe tsy mahazo mihinana ny izao tsy izao,ary raha ny ao anatin'ny tt taloha no resahina dia bobaka izy ao
Noho izany dia mila baiboly foana isika hiaingana ka raha tsy mino hianao fa teny avy amin'Atra ny teny ao anaty baiboly dia tsy afaka ny hitsimpona ny teny ao ka hanome anao ,satria lany andro fotsiny amin'ny olona tsy mino izay teny hinoako/
Vakio ary aloha ny Levitikosy 11 ,18,19,23,26 fa feno ny miresaka ny sakafo sy ny sabata ary resaka zanak'israely daholo no resahina ao.

60. niryna ( 13/04/2008 21:31)
: ikaretsaka:

Lohateny : Re : Sabado=Sabotsy = midika fa avy amin'io ve ny Sabata ?
ireo fanontaniana ireo ihany no anontaniako azy io ambony io anie , fa @ fomba hafa somary mivantana

tsy haiko hoe ny inona'i fody indray izao no henjehina hoe may @ io

(aza tezitra ianao fa somonga ny ahy.. mandry ve ny salanitr'ooo) Miverina ery ambony
[quote= cutie ]
Lohateny : Re : Sabado=Sabotsy = midika fa avy amin'io ve ny Sabata ?
=)) =)) =)) =))

=)) =)) fa angaha tsy fantatr'i cutie fa manana mpisolovava ny olona rehetra ato? ary afaka maka azy io ny hafa saingy aoka etsy ry cutie fa lasa mivalan-drano raha io no alaina =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1104