Sabado=Sabotsy = midika fa avy amin'io ve ny Sabata ?
101. niryna
(
16/04/2008 17:19)
ikaretsaka:yap,ary tsy ho tonga ao aminy koa ny fanahy masina raha tsy mino an'ilay zanany nanavotra azy sy tompo koa izy,mbola mangina iray ihany koa io.Isaorana anefa
ataon'ny olona tsy mino an'Atra ahoana tokoa moa no ahazahoany ny tenin'Atra raha tsy miezaka sy mino an'izay voalazan'Atra izy ?
Atra fa nomeny fotoana isika hivavahana,hitorina ny teniny ka anjarantsika no mandray izay mifanaraka ny tiantsika ,omena ny tenin'Atra izay voasoratra ao anaty baiboly ,izay mino an'i kristy (fa sao lazaina ho Atra indray ny baiboly) dia efa voavonjy izay tsy mino dia efa voaeloka avy hatrany ,oops,voalaza koa io
Ohabolana 11
12-Tsy ampy saina izay manamavo ny namany fa izay hendry dia mangina ,13 izay mandehandeha manaratsy dia manambara ny heviny afenina fa ny olona mahatoky tsy mba tia lazalaza
27 Izay fatra-pikaroka ny tsara no mitady ny mahafinaritra,fa izay mitady ny ratsy dia hiharan'izany .
30 ny vokatry ny marina dia hazon'aina ary ny hendry dia mahataona olona
19 Ny tena fahamarinana dia mamantana any amin'ny fiainana .fa izay fatra-panaraka ny ratsy dia iharan'ny fahafatesana
103. ikaretsaka
(
16/04/2008 17:54)
Fody:
Ny andro fahafito tsy hiadian-kevitra io
Ny isa fito dia milaza fahafenoana, fahatotosana, sns... Milaza io fa rehefa lavorary ny zavatra rehetra izay Andriamanitra vao hijanona tsy hiasa intsony, izay vao hisy ny fitsaharana. I Kristy anefa ao amin'ny Evanjely dia milaza fa: Ny Raiko miasa mandraka ankehitriny, ary izaho koa miasa. (Joany 5: 17). Milaza io fa tsy mbola tonga ny fotoana hitsaharany amin'ny asa satria tsy mbola lavorary ny olona.
Inona àry no tiana holazaina: Tsy misy ifandraisany ny Sabata lazainao sy ny andro fahafito voalaza ao amin'ny Jenezy.
Ny Sabata dia lalana: nomena an'i Moizy.
I Kristy anefa dia lehibe noho ny lalan'i Moizy. Ary ny Kristiana dia tsy mifototra amin'ny Soratra (lalana) fa amin'i Kristy (LOGOS).
- Tsy sabata ihany no nitorian'i Kristy ny Fitiavan'Andriamanitra fa isan'andro.
- Tsy Sabata no namohasan'i Jesoa ny tenin'Andriamanitra tamin'ny mpianany sy nanomezany azy ireo ny Eokaristia, fa ny ampitson'ny Sabata sy andro hafa.
- Tsy sabata no nandresen'i Kristy ny fahafatesana fa ny ampittson'ny sabata.
Donc ho anay manara-dia an'i Kristy dia tsy ny Sabata ihany no ivorianay henona ny Tenin'Andriamanitra sy izarana ny eokaristia fa isan'andro. Ary ny andro alahady apitson'ny sabata kosa no hankalazanay azy Paka ho anay.
ny wawawa wawawa ihany fa ahoana io?
104. Fody
(
16/04/2008 18:03)
asa aloha ry fijo fa ny ahy dia miankina ny tenin'Atra no hitondrako ny valiny ,tsy tompony aho fa mpihindrana ,nirahina aho izara ka maro ireo nihaino ny tenin'Atra ,ary tsy izaho koa no ahatonga azy ireo ho voavonjy ,ny mamafy ny voa no ataoko.
"Aza miantehitra amin'ny herin'ny tenanao ihany satria ny fiainana dia tsy tonga lafatra raha tsy misy an'Atra ary ny olona tsy manana an'Atra dia tsy miraharaha ny famonjena ary manda ny teniny hatrany aleo tsy miteny toy izay hanenenana rehefa hatrizay,izay no mpisolo vava azy any?
Dia aleo ary ho tsimponiko ny teny mamy indray ary mba ho fantatra fa izay rehetra ataontsiika dia efa voasorata daholo,koa anjarantsika no mandray na tsika
Ohabolana 3
5 Matokia an'i Jehovah amin'ny fonao rehetra, Fa aza miankina amin'ny fahalalanao;
6 Maneke Azy amin'ny alehanao rehetra, Fa Izy handamina ny làlanao,
Tsy ny famerenana izay voasoratra akory no atao hoe: Mitory. Jereo izay nataon'i Kristy. Tsy mba namerina izay voasoratra no nataony fa niaina sy nampiseho tamin'ny olona izay dikan'ny voasoratra.
Jereo ny nataon'i Paoly sy ny apostoly: tsy mba namerina izay voasoratra fotsiny no nataony fa nandinika sy namakafaka niaraka tamin'ny Fanahy Masina, ary niaina araka izay. Ary izay niainany no nozarainy tamin'ny hafa koa.
Hadisoan-kevitra ny anao ry nyrina ny mampiadi-mason-daomy amin'ny tenin'Andriamanitra.
Hadisoana ny anao ny fampiasana ny Tenin'Andriamanitra hanamelohana sy hanozonana ny hafa. Ilay Teny izay manome aina, fa tsy mamono akory, satria ilay miteny azy dia Andriamanitra ny Fiainana fa tsy ny fahafatesana.
Hadisoana ny anao ny mitoky teny fatratra fa ianao irery ihany no manana ny Fanahy Masina, sy Manana an'i Jesoa, fa ny hafa tsy mba manana azy, satria mandà ny teninao.
Hadisoana maro be tsy hay tanisaina no efa nataonao: jereo ohatra ny eo amin'ny n°40....
Raha ohatra ka tsy maharesy lahatra anao izay nolazaiko, tsy olana. Fa mba midira ao anefitra mangina. Ivereno vakina eo anatrehan'i Jesoa, izay nolazain'ny hafa (izay voalazako ohatra) dia avy eo ivereno vakina izay navalinao azy.
Mivavaka ho anao!
Hadisoana ny anao
105. cutie
(
16/04/2008 18:49)
Raha ohatra ka tsy maharesy lahatra anao izay nolazaiko, tsy olana. Fa mba midira ao anefitra mangina.
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
106. ikaretsaka
(
16/04/2008 18:57)
mandiniha tena no tian'ny mpanoratra lazaina @ io ry cucu ratsy saina an
107. cutie
(
16/04/2008 19:06)
iza zao no tena ratsy saina?
tsy zay mitsy ny mampime ahy :-@
fa le fomba famalian'i fody azy ( mikofensy ve
i =)) =)) =)) =)) =)) )
tsy zay mitsy ny mampime ahy :-@
fa le fomba famalian'i fody azy ( mikofensy ve
i =)) =)) =)) =)) =)) )
109. Fody
(
16/04/2008 20:18)
tsy maniraka azy hikofesy aho, fa maniraka azy hihaona marina amin'i Kristy, ary hanontany mivantana an'i Kristy na avy aminy ny teny lazain'i nyrina na tsia. Izay ihany!
Misaotra anao!
110. fijo
(
16/04/2008 21:56)
aoka moa ry biby an,"5. Mpandefa : bichette [ Valio ] 16-04-2008 17:57:16
Lohateny : Re : Sabado=Sabotsy = midika fa avy amin'io ve ny Sabata ?
(mila mihinana parasetamola mamaky ny resaka eto)"
niryna an,tsy manda aho hoe izay voasoratra no averindry zaraina,fa moa ve izay voasoratra ao ihany no tena izy??????
za mantsy ,na dia tsy mino aza,dia mba manaraka eny ihany momba ny resaka finoana,ka tsapako(ahy io)fa tsy ampy raha ny baiboly irery no hanazavana izany resaka ainoana izany.
betsaka ny fotoana voadingana ao anatin'io boky io.ka nef amety ho ita any an kafa.
Lohateny : Re : Sabado=Sabotsy = midika fa avy amin'io ve ny Sabata ?
(mila mihinana parasetamola mamaky ny resaka eto)"
niryna an,tsy manda aho hoe izay voasoratra no averindry zaraina,fa moa ve izay voasoratra ao ihany no tena izy??????
za mantsy ,na dia tsy mino aza,dia mba manaraka eny ihany momba ny resaka finoana,ka tsapako(ahy io)fa tsy ampy raha ny baiboly irery no hanazavana izany resaka ainoana izany.
betsaka ny fotoana voadingana ao anatin'io boky io.ka nef amety ho ita any an kafa.
111. cutie
(
16/04/2008 22:36)
Mpandefa : Fody [ Valio ] 16-04-2008 22:18:43
Lohateny : Re : Sabado=Sabotsy = midika fa avy amin'io ve ny Sabata ?
tsy maniraka azy hikofesy aho, fa maniraka azy hihaona marina amin'i Kristy, ary hanontany mivantana an'i Kristy na avy aminy ny teny lazain'i nyrina na tsia. Izay ihany!
Misaotra anao!
tsy azon'i fody ny tiako lazaina e :)
nahita le soratra we "anefitra magina" za de le toerana fanaovana kofensy no tato an-tsaiko e :-D
113. ikaretsaka
(
17/04/2008 22:24)
anefitra ,mangina angaha fokonfesena raha tsy ...meeeeeditationnnn
114. niryna
(
18/04/2008 17:08)
Fody:
tsy maniraka azy hikofesy aho, fa maniraka azy hihaona marina amin'i Kristy, ary hanontany mivantana an'i Kristy na avy aminy ny teny lazain'i nyrina na tsia. Izay ihany!
Misaotra anao!
ha,ha, hi,hi, ny azy tsinona mikonfesy any amin'ny olona toa azy dia hoe voavela ny helokao zanako,tsy mandeha direct ry zareo ry cutie a ary dia manantena izy fa izay ao an-tsainy ihany ,koa nahoana no maka ny ao anaty baiboly ha,ha ,ha,
izay miaraka ny fanahy masina dia mahalala ny fanahy masina izay tsy miaraka aminy satria tsy miaraka aminy dia tsy ho ampitainy ny fanazanavana ihany koa "Aza miantehitra amin'ny herin'ny tenanao hoy aho ,fa io no voalaza ka dia hajao ,tsy izaho no andeha andohalika eo amin'ny zavatra tsy mamaly ,aiza moa ilay izy izay Sal milaza izany, ary kristy milaza izany aleo aloha fa mbola ho avy indray aho,saingy indrisy ,tsy miady ny olona isika hoy Atra fa ny fanahy izay maniraka azy ireo andaha ny tenin'Atra ,ndry mampitoma,mila mivavaka azy ireo isika ,na ny tenantsika koa aza mila mivavaka mba tsy ho voatariky ny herin'i satana.
116. fijo
(
18/04/2008 20:28)
raha i niry na no hivavaka hoan'ny hafa mety hovery ny hafa kle??????satria tsy hoazon'andriamanitra izay tian'i niryna hangatahana ,na fanozonana na famelana.raha io ambony io no jereko an.
117. niryna
(
18/04/2008 22:28)
ikaretsaka:
mandiniha tena ee
fijo sy ika a,oops tsy izaho mihitsy no hivavahana ka,ilay kristy izay toriko no andehananay ,hinoanay,hivavahanay,ary mbola hitsara sy hitondra ny ondriny ihany koa,ny azy tsy i kristy fa zavatra hafa ka ahoana moa no hitovizany amin'izany? ny marina mandratra kanefa rehefa tsy mety mino izy fa do not woship to any idols dia izay aleo izy hivavabavaka eny rehetra eny
118. niryna
(
18/04/2008 22:31)
cutie:
kinga ery ra Ika handray an-tendrony ndray =)) =)) =)) =))
=)) =)) :-@ maty aho ikaky sy neniko o ,indry ity aky mampime a
119. niryna
(
18/04/2008 22:33)
ikaretsaka:
mandiniha tena no tian'ny mpanoratra lazaina @ io ry cucu ratsy saina an
:roll: =)) =)) naninona no natao cucu ny anaran'olona ,izany ve dia mba tiako =))
120. Fody
(
18/04/2008 22:34)
nyrina: Dia sahinao ve no milaza fa ny Fanahy Masina no mampiteny anao ireo rehetra ireo?
Izao fotsiny ihany: "Midira ao anefitra mangina, ary anontanio an'i Jesoa mivantana na avy aminy marina izay voalazanao na tsia!"
Izay ihany!
Misaotra!
