Sabado=Sabotsy = midika fa avy amin'io ve ny Sabata ?
1. niryna
(
10/04/2008 17:07)
Nisy olona niresaka tamiko fa hoe raha tsy manaja ny sabata isika dia tsy manaja ny didy folo,marina izany satria ao anatin'ny didy folo ny hoe manaja ny andro sabata.
Ny fanontaniako dia hoe inona io andro sabata io,raha sabotsy ,kristy anefa no antsoina hoe sabata ary nanasitrana olona tamin'ny andra sabata izy.
Sabotsy ve izay teny avy amin'ny hoe Sabado no atao hoe Sabata?
Ary raha sabotsy ilay izy naninona ny fiangonana no lasa niangona Alahady?
Novolena taty aoriana ve ilay niangona andro alahady?
Inona i kristy no nifatsihana dia telo andro tao aorian'izay izy no nitsangana ?
Raha atao hoe alakamisy dia ampiana telo dia lasa Alahady ?
sa Zoma dia lasa alatsinainy ?
Dia hoy indray izy hoe raha hitanao ao anatin'ny baiboly hoe alahady ny fiangonana dia mivadika alahady aho,moa ve ny andro no tena mikaonty amin'i finoana an'i kristy ,ary izany andro sabata izany dia tena mino ve nareo fa tena tsy manao na inona na inona ireo olona miangona Sabotsy ireo?
asa aloha fa dia miandry ny fanazavana any aminidry zareo aho sy izay mahalala
Mba ampio aho e
misaotra anareo

novalian'i Ratomson ny 01/11/2017 09:21
2. ikaretsaka
(
10/04/2008 17:13)
ireto ary fanontaniana tiako hovaliana anao
1-Kristianina ianoa sa Jiosy? ny fitsanganan'ny kristy no ankalazainao raha Xtianina ianao (andro voalohan'ny herinandro)
2-ny didy 10 nao ve exodosy sa le didy vaovao nomen'i kristy @ le hoe "tsy tonga handrava aho fa handavorary"?
3-ianaro ny fanisana andro t@ izany (aza adino koa ilay eclipse solaire nisy t@ io andro io="maizina ny tany sns....) tsara homarihina ny t@ izany rehefa maizina dia mazava de efa mikoty hoe andro 1 izay (tsy nisy tataranandro fahanana t@ izany)
4- par religion no tianao hitondrana ilay resaka sa par cultiure?
misaotra!

3. pissoa
(
10/04/2008 17:48)
Raha ny fahazoako ilay resaka dia miombon-kevitra amin'ny hivavahana Alahady i Niryna ! (Ahitsio raha diso). Saingy tsy haiko na io no Sabata na tsia !
Ankoatra izay - izaho aloha tsy mahay an'zany Sabata izany. :-D :-D :-D :-D :-D

4. yonikafopl
(
10/04/2008 18:37)
Ny sabata dia avy amin'ny teny arabo hoe sabet, sabotsy no dikany na ny andro fahafito ao amin'ny baiboly.
Ny fotokevitry ny olona manaja ny andro sabata dia satria ny andro fahafito no nitsaharan'Andriamanitra ary nilazany koa mba hitsaharan'ny zanak'isiraely tsy hiasana fa natao hanaterana fanatitra ho Azy.
Nefa jesosy taty aoriana nanao asa ny andro sabata, nilaza Izy raha raisina tsotsotra we misy ny asa tsy natao hiandrasana ny ampitso ka tsy maintsy natao na dia sabata aza ny andro.
Ny olona manaja ny andro alahady kosa dia ilay Andro voalohany nitsanganan'ny Tompo no hajainy sy hamasininy.Dia ny andro alahady io. Ny alahady dia tsy sabata velively.
Maninn nefa no asiana izany hoe andro masina sy andro hajaina zany eee, nga tsy Andriamanitra no nanao ny andro rehetra? de maninn raha hajaina doly ny andro nomeny fa tsy misy avahana hoe ty andro masina eee.
Na mivavaka sabotsy , na mivavaka alahady, na mivavaka Zoma, tsy izany no ilaina, fa ny fanehoanao amin'ny fiainanao ilay voninahitr'Andriamanitra izay hivavahanao.Tsy fanaovana tsianjery maimbo anzao teny sy fombafomba rehetra izao.Raha mino an'Andriamanitra ianao dia asehoy amin'ny fiainanao izany ho tazan'ny olona amin'ny fiainanao isanandro ka hahatonga ny manodidina handray anao ho modely tsara.

5. fijo
(
10/04/2008 20:32)
mazava ry yonika ,fa dia misaotra,ka misafidiana izany ianareo hoe inona no andry tiako hivavahana,fa aza izay no hifandirana
6. ikaretsaka
(
10/04/2008 20:43)
yoni> ohatran'ny heo maninona ary no misy ny saison e.. di amaninona rehefa tonga ny fadimbolana dia misy zavatra atao fa tsy heo ny omaly sy anyo mitovy @ rahampitso :-D
9. yonikafopl
(
10/04/2008 20:54)
ny omaly sy ny anio mitovy am rapitso ka
Matory de mifoha de misasa de miakanjo de misakafo maraina de mi forum kely de miasa de mi phone de misakafo atoandro de miforum njay de miasa njay de mody de mi phone de manao douche kely de mikarakara sakafo hariva de mi forum de misakafo de matory de mifoha de misasa de miakanjo de...de...de.....
Zay fona aaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaa

13. ikaretsaka
(
10/04/2008 21:46)
yonika> zany fona anao inona? misy miova io rehefa fadim...ohatra hoaaa
15. Zina
(
11/04/2008 01:11)
Ny fanontaniako dia hoe inona io andro sabata io,raha sabotsy ,kristy anefa no antsoina hoe sabata ary nanasitrana olona tamin'ny andra sabata izy
ka raha tsy nisy ny fanasitranana ve tsy ho faty ny olona.. @ izao fianan-tsika ankehitriny izao...Raha ny zavatra ataoanao momban'ny fanampiana ny namanao dia mazava ho azy fa tokony atao, misy olona en panne eny an-dalana dia hojerenao eo ve ilay olona fa oe sabata ny andro ka tsy mahazo miasa ? izay ilay oe tiavo ny namanao... Nataon'i Jesosy example mihitsy io fa ireo fariseo sy panara-dalana dia bornes loatra.
Sabotsy ve izay teny avy amin'ny hoe Sabado no atao hoe Sabata?ie marina izany. betsaka ny dikany sabata @ teny maro samihafa fa andro fahafito. io lazainao io dia santionany. Jereo ny dictionnaire inona no dikan'ny sabata, jereo ao @ genesisy fa nitsahatra i Jesosy pamorona ny tany t@ andro fahafito, tsy nitsahatra ihany anefa izy fa nanamasina ary nitahy an'ilay androny. Ary i Jesosy ko dia nitsahatra t@ andro sabata na dia t@ fahafatesany ary ary nitsangana izy t@ andro voalohany.
Zay aloha ny sasany afaka mameno
16. niryna
(
11/04/2008 14:11)
ity no antony nametrahako io fanontaniana io ,milaza ry xxx fa ry zareo ihany no tena kristiana
xxx:
Ny advantisata aza no tena Kristianina satria izahay dia tsy namanao hafatsy
izay zavatra nataon'i Kristy teto antany toy ny andro nivavahany , ny fety
nataony , ny batisa nataony , paska nasainy natao hahatsiarovana azy fa tsy ny
fahatsiarovana ny fanavotana tany Egypte intsony toy ny ataon'ny Xana @ zao
fotoana izao mbola manohy ny fetin'ny andro firavoarvoana . Fehiny dia tena
Xana ny advantista fa zahay tsy mankalaza ny noely satria tsy nasainy
nankalazainy izany.
Raha ny tataran'ny fiangonana Advantista indray dia i Willia Miller no
nanagana azy io misy efatra mianadahy ry zareo ka an'isan'izany ilay vehiva
17. niryna
(
11/04/2008 14:12)
Koa raha tsy advantista izany dia tsy azo lazaina fa
kristiana?
Ahoana ilay teny ao amin'ny asan'ny apostoly 10:13-21 sy 11:7-9,12-15 ?

18. niryna
(
11/04/2008 14:21)
Misaotra anao, xxx a Kristy no Sabata amin'izao fotoana izao,Atra iray ihany,manana toetra tsy miova na tamin'ny tt na tv:Hope,holy,juste,light,na Atra fanantenana,fanahy,marina ,fahazavana.Kristy dia Atra hatramin'ny niandohana ary ny Jiosy milaza fa Atra tt ihany no Atraniny dia Atr'i Abrahama,Isaiaka,ary Jakoba,ny kristiana dia milaza fa Atra Kristy,ny baiboly
kosa milaza fa izy roa mitambatra,izay Atra tt niteny nivantana ny Israely
Fa ny Fanahy masina milaza fa amin'ny andro aoriana dia hihemotra amin'ny finoana ny sasany manaiky ny fanahy mamitaka sy fampianaran'ny demonia amin'ny fihatsarambelatsihin'ny mpilaza lainga,ka voapetraky ny vy mahamay ny fieritreretana izay mandrara sy tsy hanam-bady,ary mampifady hanina,izay nataon'Atra ho an'izay mino sady mahalala ny marina mba ho raisina amin'ny fisaorana [color-blue] Fa ny zavatra rehetra nataon'Atra dia tsara avokoa ka tsy misy tokony ho lavina raha raisina amin'ny fiaaorana satria hamasinin'ny tenin'Atra sy ny fivavahana izany.[/color]
Raha manoro hevitra ny rahalahy amin'izany zavatra izany hianao , dia
ho mpanompo tsra an'i kristy Jesosy,tezaina amin'ny tenin'ny finoana sy ny
fampianarana tsara izay efa narahinao.1 Timoty 4:1-6

19. niryna
(
11/04/2008 14:27)
xxx:
Nahitsin'i Jesosy ny fomba fanajan'i Jiosy ny Sabata fa tsy hoe nofoanany (matio.5:17), ny sabata dia azo anaovana ny asan'Atra na inn zany na inn dia azo atao , ohatra ny mitory @ ireo tsy mahalala mitady ny ondry iray very ao anatin'ny zato azo tao zany , @ maha mpanaradia an'i Kristy antsika dia tsy maisty manao izany nataony tsika wa raha lahady izy nivavaka dia tokony hivavaka alahady zany tsika fa raha sabata kosa dia ao koa isika no tokony hanao izany , jereo anefa ny nataony ia tonga tao Nazareta, izay nahabe Azy,Izy; ary araka ny fanaony dia niditra tao amin'ny synagoga tamin'ny andro Sabata Izy ka nitsangana hamaky teny. LIOKA 4:16.Ary nanaotoy izany koa i Paoly mapapianatra ny jetilisa voalohany:Ary Paoly dia niditra tao araka ny fanaony;ary Sabata telo no niadiany hevitra avy amin'ny Soratra Masina tamin'ny olona tao. ASA 17:2 .
Zaho dia sahiko ny miteny aminao fa izay kristianina tsy manaja ny didy folo
dia tsy ho eken'Atra mihitsy , ny fanajana ny sabata dia ao anatin'izany didy
folo izany.Volalaza koa fa raha diso amin'ny iray loha dia diso amin'izy
rehetra .Zany akory sty midika fa ny Advantista rehetra dia ho voavonjy tsia miankina @ finoan'ny tsirairay ao io ka na dia manaja ny sabata aza ianao
kanefa tsy mankato ny fitsipika sasany dia ho very ihany .
Fehiny dia raha tehovoavonjy zany ianao dia mikjatsaka izany ao @ Kristy ka ny lalana makany dia ny fanajana ny didy folo , hanampy antsika ho afaka handeha @ izany lalana izany Krsity Amen
20. niryna
(
11/04/2008 14:41)
xxx a> Manao ahoana ,resaka salvation anie na famonjena ny tian'i kristy ho tenenina e na ny famonjena ny olona .
Nisy mpanan-karena nanampitia tamin'Atra ary nana
fahatahorana an'Atra kanefa mbola tsy voavonjy ny fanahiny dia izay.Ny tantaran'i kornelio ao amin'ny http://baiboly.org/toko.asp?boky=ASA&toko=10&andininy=1-8&dika=
Ary nisy lehilahy anankiray tany Kaisaria, atao hoe Kornelio, kapiteny tamin'ny antokon'ny miaramila atao hoe Italiana;
2 ary mpivavaka tsara sady natahotra an'Andriamanitra izy mbamin'ny ankohonany rehetra ka nanao fiantrana be tamin'ny olona sady nivavaka tamin'Andriamanitra mandrakariva
Ireo resaka teneninao ireo dia mbola mitohy amin'ny temoin de jehovah
avokoa, milaza izy ireo fa izy no 144,000 ho voavonjy @ farany araky ny voaosoratra ao anaty baiboly hono hi,hi.
Tsy misy mahalala na isika miresaka izao aza ny hoe finoana toa inona marina no tian'ny tompo? ny didy folo? dia ny didy folo izany fa tsy ny sabata irery
ihany ,satria Kristy nanao asa soa tamin'ny sabata,ary ny jiosy sy ny fariseo
koa tsy manao na inona na inona ny sabata,kanefa dia tsy manao ny
sitrapon'Atra .Firifiry izy aty aminay,iza no olona miaraka aminy? miala tsy
miaraka aman'olona , miady ny rehetra ary mampianatra ny zanany tsy hiaraka ny ankizy tsy mitovy finoana aminy ary dia mandeha ho azy ilay izy amin'ireo ankizy ,toy izany koa ny temoin,izy mianakavy ihany no mahazo
mifampaka vady ary manana fomba maro izay maro no mahalala izany indrindra ireo olona mipetraka ao europe ary amin'ny fotoana hitorian'ireo olona izay nomena ny tenin'Atra ka hitoriny ny marina no fotoana tsy mahazo hidirany ao amin'ilay fikambanana intsony,tsy manana fiangonana fa" hall of kingdom" no ataony anarany ary mbola lazainy ihany koa fa ao ihany no misy an'Atra :roll: ,dia tsy mahazo miditra ao intsony ilay olona nitoriteny ny marina tamindry zareo .
2 Tim 4:5-6 jereo