Ampidiro aloha ny tenimiafina
Anarivo taona maro nivavahana
83. rabilabila
(
13/04/2008 00:37)
ilay fisin'Atra tsy vôporofo mazava, izay no mahatonga ny sasany tsy mono ny fisiny,
Ny tsy fisiany koa tsy hananana porofo ka!! Saingy ny arguments n'ny tsy mpino matetika tsy mijanona ho "conviction" fa maro ny valim-pikarohana ,ohatra , mi-tendre any amin'ilay conviction .Ary ireo valim-pikarohana ireo azo andramana na any Zimbabwe , na any Inde , na any Chine ,na any Madagasikara ......fa mitovy foana ny zavatra azo .
85. rabilabila
(
13/04/2008 00:48)
F'angaha misy delestazy any aminareo kle!! :-P Jiro inona no ampiana kay ?
86. ratonga
(
13/04/2008 00:54)
amiko aloa tsy blem ny fisiany na ny tsy fisiany, samia maka izay tandrifiny:°)fa ny tena tsy ekeko lé wé izay vôlazan'ny fiangonana no fahamarinana
87. rabilabila
(
13/04/2008 01:04)
lé wé izay vôlazan'ny fiangonana no fahamarinana
Io ilay lazaiko etsy ambony hoe ethnocentrisme fa misy tsy mahazo kooo!!Arakarakin'ny isan'ny fiangonana ny isan'ny fahamarinana dia eo izy miady hoe ny anay no marimarina "kokoa" , dia eo ilay gidraka .
89. Rasiligaoma
(
13/04/2008 04:58)
fa angaha moa voatery hoe fivavahana=izay linazan'ny fiangonana?
90. niryna
(
13/04/2008 19:44)
rakapy:
Misy zavatra manitikitika ny saiko ity. Efa ho anarivo taona maro isika zanak'olombelona no nivavaka sy nandany andro sy fotoana nivavaka. Maro ny aina nafohy. Maro ny zavatra simba sy nosimbaina. Mifandrafy ny zanak'olombelona nohon'ny fivavahana sy finoana.
Nefa dia hita sy tsapa ary heno fa miha ratsy ny hatrany ny tany na dia miha-maro aza ny mpivavaka sy ny fivavahana . Inona no mety antony?
Tsy ny fivavahana no olana fa ny olona moa ve mitody doha sa hitsikera lava ny fiainana,moa ve nitarika ny olona mba hibebaka sy iverina amin'Atra sa dia variana mitady hevitra lava hoe fa maninona no miharatsy ny fiainana?
Mbola ho ratsy lavitra noho izao aza no hiantra antsika saingy ireo manana an'Atra tsy matahotra na inona mitranga satria efa manana ilay mpamonjy.
Maro no antsoina fa vitsy no voafidy,maro ny lalana toa marina kanefa amin'ny farany miantefa any amin'ny fahaverezana,
Torio amin'izay ary ny filazantsara ary ataovy ho mpianatry kristy ny olona rehetra.Omeo azy ireo ary ataovy fantany fa tsy toa izao hianao ,izaho raha tsy nisy azy nanampy tamin'ny fiainana
91. ikaretsaka
(
13/04/2008 20:55)
ka inona no irtabatabanao sy iantsoanao satana sy ampitahorabnao olona raha izany??
izya anie no tsy azoko aminao ity e!
izya anie no tsy azoko aminao ity e!
92. cutie
(
13/04/2008 21:04)
Torio amin'izay ary ny filazantsara ary ataovy ho mpianatry kristy ny olona rehetra.Omeo azy ireo ary ataovy fantany fa tsy toa izao hianao ,izaho raha tsy nisy azy nanampy tamin'ny fiainana
atomboy eto aza fa zahay liana :)
93. Fody
(
13/04/2008 21:39)
Rabilabila:
Mba manana fanontaniana maromaro hapetraka amin-drabilabila ny tenanay; sy fanamarihana vitsivitsy:
1 - Inona no: antsoinao hoe: SAINA?
2 – Lazainao fa: io saina io raha tsy misy ny atidoha dia inoako fa ts'inontsinona , ary ny atidoha raha tsy misy ny saina dia toa ny taova rehetra ihany .
Aiza ao amin’ny ati-doha àry no misy an’io SAINA io ?
3 – Lazainao fa asan’ny saina ny: mieritreritra , maminavina , manaiky , mandà , mankasitraka , ravoravo , faly , tezitra , mitia , mankahala , etsetra etsetra ....
Moa misy ve ny atao hoe: sentiment sa tsy misy?
Raha misy avy amin’ny saina ve?
Raha tsy misy hazavao!
4 – Inona no antsoinao hoe: “fidélité”, ary “fidélité” amin’ny inona io lazainao io ?
5 – Ny resaka finoana dia tsy conviction fotsiny araka ny hamaritanao azy, fa ACTE izany hoe FIAINANA. Hoy Benoit XVI : « Credere non è solo un tipo di pensiero, un’idea ; è un agire, è una forma di vivere ».
Izany hoe: ny finoana dia tsy faharesen-dahatra fotsiny, toy izay hamaritanao azy, fa mifaningotra amin’ny fiainana manontolon’ilay olona mino. Ka raha iresahanao “morale” izy dia mifototra amin’ny finoana ny azy ny morale iainany.
Ny morale Kristiana dia tsy mandà velively fa misy ny “valeur humaine” tsara, ary misy koa ny “acte humaine” tsara. Ny mpino dia olona fa tsy hoe: etre hafa akory. Saingy misy kosa ny mampiavaka azy amin’ny tsy mpino dia ilay “Sequela Cristi” (kristiana no lazaiko eto).
Ny porofo ny fisian’Andriamanitra kosa aloha dia boboka be, fa ny tsy mpino no tsy manaiky. Ary maro no milaza, fa tsy mbola hay hazavaina ny tranga toy izao sy toy izao. Io dia tsy midika fa tsy misy Andriamanitra, ary ianao ihany moa dia efa miaiky an’izany.
Azo atao tsara ny mampiseho fa misy Andriamanitra amin’ny alalan’ny philosophie. Ny filosofy izay miezaka mamaly ny fanontaniana maro mipetraka amin’ny zanak’olombelona ary mametraka fanontaniana amin’ny misy rehetra koa amin’ny zanak’olombelona.
Ohatra fotsiny ny hoe: “Misy ve ny tsy misy mety ho tonga ao an-tsain’ny olombelona, izay inoanao fa misy?” Izany hoe: “raha tena tsy misy ve mety ho azo heverina ny fisiany?”
Ny fiankinana amin’ny siansa dia tsy hahazoana ny valin’ny fanontaniana mihitsy hoe: “Avy aiza ny misy”, “Inona no anton’ny fisiantsika?”, “Satria nahoana isika no toy izao” sns… satria efa mi-depasser ny siansa ireo fanontaniana ireo. Ny an’ny siansa dia ny manazava ny fomba fiainan’ireo misy ireo no anjarany. Ohatra: ahoana no mahatonga ny olona ho bevohoka, ahoana ny fitombon’io zaza io avy eo, sns…
Hadisona amiko ny fihezahana mandiso amin’ny alalan’ny siansa ny fahamarinana iray tsy hainy hazavaina.
Misaotra!

Na ianareo na izahay tsy manana porofon'ny fisiany na tsia fa samy manana ny conviction-ny
Ny porofo ny fisian’Andriamanitra kosa aloha dia boboka be, fa ny tsy mpino no tsy manaiky. Ary maro no milaza, fa tsy mbola hay hazavaina ny tranga toy izao sy toy izao. Io dia tsy midika fa tsy misy Andriamanitra, ary ianao ihany moa dia efa miaiky an’izany.
Ny anareo appuyer-nareo amin'ny revélation sy ny convergences , ny anay appuyer-nay amin'ny sciences na philosophies
Azo atao tsara ny mampiseho fa misy Andriamanitra amin’ny alalan’ny philosophie. Ny filosofy izay miezaka mamaly ny fanontaniana maro mipetraka amin’ny zanak’olombelona ary mametraka fanontaniana amin’ny misy rehetra koa amin’ny zanak’olombelona.
Ohatra fotsiny ny hoe: “Misy ve ny tsy misy mety ho tonga ao an-tsain’ny olombelona, izay inoanao fa misy?” Izany hoe: “raha tena tsy misy ve mety ho azo heverina ny fisiany?”
Ny fiankinana amin’ny siansa dia tsy hahazoana ny valin’ny fanontaniana mihitsy hoe: “Avy aiza ny misy”, “Inona no anton’ny fisiantsika?”, “Satria nahoana isika no toy izao” sns… satria efa mi-depasser ny siansa ireo fanontaniana ireo. Ny an’ny siansa dia ny manazava ny fomba fiainan’ireo misy ireo no anjarany. Ohatra: ahoana no mahatonga ny olona ho bevohoka, ahoana ny fitombon’io zaza io avy eo, sns…
Hadisona amiko ny fihezahana mandiso amin’ny alalan’ny siansa ny fahamarinana iray tsy hainy hazavaina.
Misaotra!
94. majesty
(
14/04/2008 15:53)
Tsy arako ntsony ilay resaka marina,
Ny titre hitako dia hoe Anarivo taona maro nivavahana dia avy lasa resaka filozofika be momba ny saina le izy :D
fa d mitazana fotsiny aloha izany fa akory atao

96. ikaretsaka
(
14/04/2008 16:55)
ka tsy saina va no nahatonga ilay resaka hoe anarivo taona "nivavaka"
97. pissoa
(
14/04/2008 18:36)
Mety hoe ny saina koa no nahatonga le ratsy rehetra tanisain'i rakapy na de nivavaka aza lol. :-D :-D :-D :-D :-D
98. rabilabila
(
14/04/2008 21:53)
Hiezaka hamaly ny fanontanian\'i Fody aho amin\'izay mba kely fantatro.
Ny antsoiko hoe \"saina \" dia ny fitambaran\'ny fiasan\'ny atidoha izay adikako amin\'ny hoe esprit ( avec un petit \"e\" ) ,azo adika koa hoe faculté mentale na faculté intellectuelle.
Io saina io no miasa (action na ny volonté ) ,ny sentiment dia réaction amin\'ilay action na volonté ,ary ny émotion dia ny fisehoan\'ilay réaction ( physiologiquement izay miteraka hetsika ivelany ).
Ohatra : action :mitia
réaction:fitiavana
expression: secrétion d\'endorphine izay miteraka fitsikitsikiana , bora-mena ,miboredika, fibitabitahana ,fitomaniana.....(arakarak\'ilay olona mitia).
Efa nomarihiko fa raha misy carence amin\'ny zavatra ilainy ny atidoha dia na tsy miasa mihitsy , na sembana amin\'ny action na volonté sasantsasany .
==> io saina io raha tsy misy ny atidoha dia inoako fa ts\'inontsinona , ary ny atidoha raha tsy misy ny saina dia toa ny taova rehetra ihany .
http://lecerveau.mcgill.ca/flash/d/d_12/d_12_cr/d_12_cr_con/d_12_cr_con.html
Efa manomboka voazava tsikelikely ny fandehan\'io saina io na dia mbola betsaka aza ny zavatra fantatra .
Ny ataoko hoe \"fdélité\" : attachement à un engagement .
Tsy voatery hoe amin\'ny inona fa mety ho amin\'iza koa .
Ohatra :
- Je suis fidèle à ma famille et le fait de ne pas partager leur foi ou leur sentiment religieux n\'est , en aucun cas ,une infidélité .
Inona no vokatr\'izany Tiako ary hajaiko ny fianakaviako et specialement ny RAD-ko , tsy ny mba ahalava andro ahy akory no hanaovako izany , fa ny fidélité -ko amin\'ny fitiavana sy ny fanajàna namitainy tamiko.
- Fidèle amin\'ny conviction-ny i Ika , tsy ny fitovizany hevitra amiko indraindray akory no maha-infidèle azy amin\'ny conviction-ny .
Inona no dikan\'izany ? Tsy i Ika mihitsy ,ohatra , no handeha hi-mépriser ahy ( par contre i Ika no mépriser-n\'ny olona mitovy conviction aminy ka lazainy fa manara-body ahy ).
Izay amiko no atao hoe fidélité .
Hoy aho tetsy ambony :
Ny definition-n\'ny finoana ,hoy i Ika , no tsy mitovy .
Au fait tsy hoe tsy mitovy ; fa samy manana ny intérprétation-ny ny zavatra mitranga :
- Ny an\'i Ika izao foi.Resaka conviction
- Ny ahy fidélité.Resaka attitude
Ny zavatra fonosin\'ireo ( foi sy fidélité ) , ka iombonantsika , dia ny asa sy ny fitiavana .
Marihiko amin\'io valinteniko io fa , na tsy namaky ny zavatra nolazain\'i BXVI aza aho dia efa nanamarika fa anisan\'ny zavatra iombonan\'ny foi sy ny fidélité ny asa .
Ny fomba hanehoana sy ny fenitra tratrarina amin\'ilay asa angamba mitovy fa ny setriny tsy mitovy : Ny an\'i BXVI ny asa ao anatin\'ny \"doctrine sociale \" , ny ahy par pure altruisme .
Marihiko koa fa efa nolazaiko imbetsaka ilay resaka morale kristianina mifototra amin\'ny finoana , tsy milaza akory izany fa tsy morale ny \" valeur humaine tsara \" sy ny \"acte humaine \"tsara , morales ireo fa mety ho laika mety ho tsy mpino ary mety kristianina koa ; ianao dia efa milaza fa olona koa ny kristianina.
Manana dénominateurs communs izany isika : valeur sy acte ( io efa nolazaiko hoe iombonana ) , ka eto aho hiverina any amin\'ila lohateny hoe :inona no antony ?
Satria isika tsy capable hanao mis en commun ny herintsika ,hampiasa ireo zavatra lehibe iombonana ireo , mba hanatsaràna ny etoana (izay iombonana koa ).
Satria tsy ilay iombonana no ataontsika mavesa-danja fa ilay mampisaraka ,ary io anisan\'ny mahatonga ilay ethnocentrisme.
Mazava ho azy !! Fa tsy tokony ho io mampiavaka io no ahindraindra raha toa ny fenitra ny hanatsara ny etoana .
Io indray dia miankina amin\'ny famaritanao ny ataohoe \"porofo \" .
Mino aho fa tsy adala akory ny telo am-pahefan\'ny mponina eto an-tany ka tsy hahita ny porofo rehefa mivandravandra ilay izy .
Amiko mantsy ,araky ny efa nolazaiko tetsy ambony , rehefa voamarina ara-porofo ny zavatra iray dia na any Inde , na Japon , na USA , na Madagasikara dia afaka mampiasa azy daholo ary hitovy ny \"fahamarinana\" hita.
Marina dia marina tokoa , mampiasa \" mbola \" ianao izany hoe \"mety\" ho voazava ihany izany fa tsy fantatra hoe \"rahoviana\" .
Ary ny \"mbola\" tsy fahaizana manazàva dia tsy midika hoe misy Andriamanitra .
Efa théologie indray izy eo fa tsy philosophie intsony araky ny famaritanao azy eto:\"Ny filosofy izay miezaka mamaly ny fanontaniana maro mipetraka amin’ny zanak’olombelona ary mametraka fanontaniana amin’ny misy rehetra koa amin’ny zanak’olombelona\" ,izay famaritana iombonako aminao.
Tokony tsy ho adino fa anisan\'ny nahatonga ny siansa expérimentales niroborobo dia ny filozofia matérialista .
Izay no nahatonga ahy nilaza hoe siansa sy filozofia .
Misy karazany maro ny siansa ary misahana zavatra maro manomboka any amin\'ny lehibe indrindra ( cosmologie ) ka hatrany amin\'ny kely indrindra ; ary mandalo amin\'ny sciences appliquées ....................; ny tiako lazaina dia ampahany fotsiny ny manazava ny fomba fiainan\'ny misy .
Miankina amin\'ny famaritana ny atao hoe :\"fahamarinana\".
Raha \"fahamarinana\" tsy azo disoina na amin\' ny alàlan\'ny inona ,na amin\'ny alàlan\'ny inona dia efa \"dogme\" no dikany .
Ampatsiahiviko indray fa ny anton\'ny siansa dia tsy ny handiso velively akory , ny siansa dia miezaka manazàva phénomènes amin\'ny alàlan\'ny expérimentation ( reproductible ,prédictible , réfutable )................
Farany , Tokony tsy afangaro ny hoe \" tsy hay hazavaina \"( inexpliquable ) , sy ny hoe \" tsy voazava\" ( inexpliqué).
1 - Inona no: antsoinao hoe: SAINA?
2 – Lazainao fa: io saina io raha tsy misy ny atidoha dia inoako fa ts\'inontsinona , ary ny atidoha raha tsy misy ny saina dia toa ny taova rehetra ihany .
Aiza ao amin’ny ati-doha àry no misy an’io SAINA io ?
3 – Lazainao fa asan’ny saina ny: mieritreritra , maminavina , manaiky , mandà , mankasitraka , ravoravo , faly , tezitra , mitia , mankahala , etsetra etsetra ....
Moa misy ve ny atao hoe: sentiment sa tsy misy?
Raha misy avy amin’ny saina ve?
Raha tsy misy hazavao!
Ny antsoiko hoe \"saina \" dia ny fitambaran\'ny fiasan\'ny atidoha izay adikako amin\'ny hoe esprit ( avec un petit \"e\" ) ,azo adika koa hoe faculté mentale na faculté intellectuelle.
Io saina io no miasa (action na ny volonté ) ,ny sentiment dia réaction amin\'ilay action na volonté ,ary ny émotion dia ny fisehoan\'ilay réaction ( physiologiquement izay miteraka hetsika ivelany ).
Ohatra : action :mitia
réaction:fitiavana
expression: secrétion d\'endorphine izay miteraka fitsikitsikiana , bora-mena ,miboredika, fibitabitahana ,fitomaniana.....(arakarak\'ilay olona mitia).
Efa nomarihiko fa raha misy carence amin\'ny zavatra ilainy ny atidoha dia na tsy miasa mihitsy , na sembana amin\'ny action na volonté sasantsasany .
==> io saina io raha tsy misy ny atidoha dia inoako fa ts\'inontsinona , ary ny atidoha raha tsy misy ny saina dia toa ny taova rehetra ihany .
http://lecerveau.mcgill.ca/flash/d/d_12/d_12_cr/d_12_cr_con/d_12_cr_con.html
Efa manomboka voazava tsikelikely ny fandehan\'io saina io na dia mbola betsaka aza ny zavatra fantatra .
Inona no antsoinao hoe: “fidélité”, ary “fidélité” amin’ny inona io lazainao io ?
Ny ataoko hoe \"fdélité\" : attachement à un engagement .
Tsy voatery hoe amin\'ny inona fa mety ho amin\'iza koa .
Ohatra :
- Je suis fidèle à ma famille et le fait de ne pas partager leur foi ou leur sentiment religieux n\'est , en aucun cas ,une infidélité .
Inona no vokatr\'izany Tiako ary hajaiko ny fianakaviako et specialement ny RAD-ko , tsy ny mba ahalava andro ahy akory no hanaovako izany , fa ny fidélité -ko amin\'ny fitiavana sy ny fanajàna namitainy tamiko.
- Fidèle amin\'ny conviction-ny i Ika , tsy ny fitovizany hevitra amiko indraindray akory no maha-infidèle azy amin\'ny conviction-ny .
Inona no dikan\'izany ? Tsy i Ika mihitsy ,ohatra , no handeha hi-mépriser ahy ( par contre i Ika no mépriser-n\'ny olona mitovy conviction aminy ka lazainy fa manara-body ahy ).
Izay amiko no atao hoe fidélité .
Ny resaka finoana dia tsy conviction fotsiny araka ny hamaritanao azy, fa ACTE izany hoe FIAINANA. Hoy Benoit XVI : « Credere non è solo un tipo di pensiero, un’idea ; è un agire, è una forma di vivere ».
Izany hoe: ny finoana dia tsy faharesen-dahatra fotsiny, toy izay hamaritanao azy, fa mifaningotra amin’ny fiainana manontolon’ilay olona mino. Ka raha iresahanao “morale” izy dia mifototra amin’ny finoana ny azy ny morale iainany.
Ny morale Kristiana dia tsy mandà velively fa misy ny “valeur humaine” tsara, ary misy koa ny “acte humaine” tsara. Ny mpino dia olona fa tsy hoe: etre hafa akory.
Hoy aho tetsy ambony :
Ny definition-n\'ny finoana ,hoy i Ika , no tsy mitovy .
Au fait tsy hoe tsy mitovy ; fa samy manana ny intérprétation-ny ny zavatra mitranga :
- Ny an\'i Ika izao foi.Resaka conviction
- Ny ahy fidélité.Resaka attitude
Ny zavatra fonosin\'ireo ( foi sy fidélité ) , ka iombonantsika , dia ny asa sy ny fitiavana .
Marihiko amin\'io valinteniko io fa , na tsy namaky ny zavatra nolazain\'i BXVI aza aho dia efa nanamarika fa anisan\'ny zavatra iombonan\'ny foi sy ny fidélité ny asa .
Ny fomba hanehoana sy ny fenitra tratrarina amin\'ilay asa angamba mitovy fa ny setriny tsy mitovy : Ny an\'i BXVI ny asa ao anatin\'ny \"doctrine sociale \" , ny ahy par pure altruisme .
Marihiko koa fa efa nolazaiko imbetsaka ilay resaka morale kristianina mifototra amin\'ny finoana , tsy milaza akory izany fa tsy morale ny \" valeur humaine tsara \" sy ny \"acte humaine \"tsara , morales ireo fa mety ho laika mety ho tsy mpino ary mety kristianina koa ; ianao dia efa milaza fa olona koa ny kristianina.
Manana dénominateurs communs izany isika : valeur sy acte ( io efa nolazaiko hoe iombonana ) , ka eto aho hiverina any amin\'ila lohateny hoe :inona no antony ?
Satria isika tsy capable hanao mis en commun ny herintsika ,hampiasa ireo zavatra lehibe iombonana ireo , mba hanatsaràna ny etoana (izay iombonana koa ).
Satria tsy ilay iombonana no ataontsika mavesa-danja fa ilay mampisaraka ,ary io anisan\'ny mahatonga ilay ethnocentrisme.
Saingy misy kosa ny mampiavaka azy amin’ny tsy mpino dia ilay “Sequela Cristi” (kristiana no lazaiko eto).
Mazava ho azy !! Fa tsy tokony ho io mampiavaka io no ahindraindra raha toa ny fenitra ny hanatsara ny etoana .
Ny porofo ny fisian’Andriamanitra kosa aloha dia boboka be, fa ny tsy mpino no tsy manaiky
Io indray dia miankina amin\'ny famaritanao ny ataohoe \"porofo \" .
Mino aho fa tsy adala akory ny telo am-pahefan\'ny mponina eto an-tany ka tsy hahita ny porofo rehefa mivandravandra ilay izy .
Amiko mantsy ,araky ny efa nolazaiko tetsy ambony , rehefa voamarina ara-porofo ny zavatra iray dia na any Inde , na Japon , na USA , na Madagasikara dia afaka mampiasa azy daholo ary hitovy ny \"fahamarinana\" hita.
Ary maro no milaza, fa tsy mbola hay hazavaina ny tranga toy izao sy toy izao.
Marina dia marina tokoa , mampiasa \" mbola \" ianao izany hoe \"mety\" ho voazava ihany izany fa tsy fantatra hoe \"rahoviana\" .
Io dia tsy midika fa tsy misy Andriamanitra,
Ary ny \"mbola\" tsy fahaizana manazàva dia tsy midika hoe misy Andriamanitra .
Azo atao tsara ny mampiseho fa misy Andriamanitra amin’ny alalan’ny philosophie
Efa théologie indray izy eo fa tsy philosophie intsony araky ny famaritanao azy eto:\"Ny filosofy izay miezaka mamaly ny fanontaniana maro mipetraka amin’ny zanak’olombelona ary mametraka fanontaniana amin’ny misy rehetra koa amin’ny zanak’olombelona\" ,izay famaritana iombonako aminao.
Ny fiankinana amin’ny siansa dia tsy hahazoana ny valin’ny fanontaniana mihitsy hoe: “Avy aiza ny misy”, “Inona no anton’ny fisiantsika?”, “Satria nahoana isika no toy izao” sns… satria efa mi-depasser ny siansa ireo fanontaniana ireo.
Tokony tsy ho adino fa anisan\'ny nahatonga ny siansa expérimentales niroborobo dia ny filozofia matérialista .
Izay no nahatonga ahy nilaza hoe siansa sy filozofia .
Ny an’ny siansa dia ny manazava ny fomba fiainan’ireo misy ireo no anjarany. Ohatra: ahoana no mahatonga ny olona ho bevohoka, ahoana ny fitombon’io zaza io avy eo, sns…
Misy karazany maro ny siansa ary misahana zavatra maro manomboka any amin\'ny lehibe indrindra ( cosmologie ) ka hatrany amin\'ny kely indrindra ; ary mandalo amin\'ny sciences appliquées ....................; ny tiako lazaina dia ampahany fotsiny ny manazava ny fomba fiainan\'ny misy .
Hadisona amiko ny fihezahana mandiso amin’ny alalan’ny siansa ny fahamarinana iray tsy hainy hazavaina.
Miankina amin\'ny famaritana ny atao hoe :\"fahamarinana\".
Raha \"fahamarinana\" tsy azo disoina na amin\' ny alàlan\'ny inona ,na amin\'ny alàlan\'ny inona dia efa \"dogme\" no dikany .
Ampatsiahiviko indray fa ny anton\'ny siansa dia tsy ny handiso velively akory , ny siansa dia miezaka manazàva phénomènes amin\'ny alàlan\'ny expérimentation ( reproductible ,prédictible , réfutable )................
Farany , Tokony tsy afangaro ny hoe \" tsy hay hazavaina \"( inexpliquable ) , sy ny hoe \" tsy voazava\" ( inexpliqué).
100. rabingogilabanga
(
15/04/2008 14:11)
majesty:
Tsy arako ntsony ilay resaka marina,
Ny titre hitako dia hoe Anarivo taona maro nivavahana dia avy lasa resaka filozofika be momba ny saina le izy
fa d mitazana fotsiny aloha izany fa akory atao
marina ny anao ra-majesty
hoy ny espagnol:
No sabe hablar el que no sabe callar"
na ny ohabolana vazaha:
La culture c'est comme la confiture, moins on en a, plus on l'étale
ary ny gasy: raha lava ny ahitra very ny kisoa, raha lava ny teny very ny soa
izao ve mba rariny rabila, aza hors sujet oa: sady lava-be
rabilabila:
Hiezaka hamaly ny fanontanian'i Fody aho amin'izay mba kely fantatro.
Voalaza teo :
1 - Inona no: antsoinao hoe: SAINA?
2 – Lazainao fa: io saina io raha tsy misy ny atidoha dia inoako fa ts'inontsinona , ary ny atidoha raha tsy misy ny saina dia toa ny taova rehetra ihany .
Aiza ao amin’ny ati-doha àry no misy an’io SAINA io ?
3 – Lazainao fa asan’ny saina ny: mieritreritra , maminavina , manaiky , mandà , mankasitraka , ravoravo , faly , tezitra , mitia , mankahala , etsetra etsetra ....
Moa misy ve ny atao hoe: sentiment sa tsy misy?
Raha misy avy amin’ny saina ve?
Raha tsy misy hazavao!
Ny antsoiko hoe "saina " dia ny fitambaran'ny fiasan'ny atidoha izay adikako amin'ny hoe esprit ( avec un petit "e" ) ,azo adika koa hoe faculté mentale na faculté intellectuelle.
Io saina io no miasa (action na ny volonté ) ,ny sentiment dia réaction amin'ilay action na volonté ,ary ny émotion dia ny fisehoan'ilay réaction ( physiologiquement izay miteraka hetsika ivelany ).
Ohatra : action :mitia
réaction:fitiavana
expression: secrétion d'endorphine izay miteraka fitsikitsikiana , bora-mena ,miboredika, fibitabitahana ,fitomaniana.....(arakarak'ilay olona mitia).
Efa nomarihiko fa raha misy carence amin'ny zavatra ilainy ny atidoha dia na tsy miasa mihitsy , na sembana amin'ny action na volonté sasantsasany .
==> io saina io raha tsy misy ny atidoha dia inoako fa ts'inontsinona , ary ny atidoha raha tsy misy ny saina dia toa ny taova rehetra ihany .
Jereo eto
Efa manomboka voazava tsikelikely ny fandehan'io saina io na dia mbola betsaka aza ny zavatra fantatra .
Voalaza teo :
Inona no antsoinao hoe: “fidélité”, ary “fidélité” amin’ny inona io lazainao io ?
Ny ataoko hoe "fdélité" : attachement à un engagement .
Tsy voatery hoe amin'ny inona fa mety ho amin'iza koa .
Ohatra :
- Je suis fidèle à ma famille et le fait de ne pas partager leur foi ou leur sentiment religieux n'est , en aucun cas ,une infidélité .
Inona no vokatr'izany Tiako ary hajaiko ny fianakaviako et specialement ny RAD-ko , tsy ny mba ahalava andro ahy akory no hanaovako izany , fa ny fidélité -ko amin'ny fitiavana sy ny fanajàna namitainy tamiko.
- Fidèle amin'ny conviction-ny i Ika , tsy ny fitovizany hevitra amiko indraindray akory no maha-infidèle azy amin'ny conviction-ny .
Inona no dikan'izany ? Tsy i Ika mihitsy ,ohatra , no handeha hi-mépriser ahy ( par contre i Ika no mépriser-n'ny olona mitovy conviction aminy ka lazainy fa manara-body ahy ).
Izay amiko no atao hoe fidélité .
Voalaza teo :
Ny resaka finoana dia tsy conviction fotsiny araka ny hamaritanao azy, fa ACTE izany hoe FIAINANA. Hoy Benoit XVI : « Credere non è solo un tipo di pensiero, un’idea ; è un agire, è una forma di vivere ».
Izany hoe: ny finoana dia tsy faharesen-dahatra fotsiny, toy izay hamaritanao azy, fa mifaningotra amin’ny fiainana manontolon’ilay olona mino. Ka raha iresahanao “morale” izy dia mifototra amin’ny finoana ny azy ny morale iainany.
Ny morale Kristiana dia tsy mandà velively fa misy ny “valeur humaine” tsara, ary misy koa ny “acte humaine” tsara. Ny mpino dia olona fa tsy hoe: etre hafa akory.
Hoy aho tetsy ambony :
Ny definition-n'ny finoana ,hoy i Ika , no tsy mitovy .
Au fait tsy hoe tsy mitovy ; fa samy manana ny intérprétation-ny ny zavatra mitranga :
- Ny an'i Ika izao foi.Resaka conviction
- Ny ahy fidélité.Resaka attitude
Ny zavatra fonosin'ireo ( foi sy fidélité ) , ka iombonantsika , dia ny asa sy ny fitiavana .
Marihiko amin'io valinteniko io fa , na tsy namaky ny zavatra nolazain'i BXVI aza aho dia efa nanamarika fa anisan'ny zavatra iombonan'ny foi sy ny fidélité ny asa .
Ny fomba hanehoana sy ny fenitra tratrarina amin'ilay asa angamba mitovy fa ny setriny tsy mitovy : Ny an'i BXVI ny asa ao anatin'ny "doctrine sociale " , ny ahy par pure altruisme .
Marihiko koa fa efa nolazaiko imbetsaka ilay resaka morale kristianina mifototra amin'ny finoana , tsy milaza akory izany fa tsy morale ny " valeur humaine tsara " sy ny "acte humaine "tsara , morales ireo fa mety ho laika mety ho tsy mpino ary mety kristianina koa ; ianao dia efa milaza fa olona koa ny kristianina.
Manana dénominateurs communs izany isika : valeur sy acte ( io efa nolazaiko hoe iombonana ) , ka eto aho hiverina any amin'ila lohateny hoe :inona no antony ?
Satria isika tsy capable hanao mis en commun ny herintsika ,hampiasa ireo zavatra lehibe iombonana ireo , mba hanatsaràna ny etoana (izay iombonana koa ).
Satria tsy ilay iombonana no ataontsika mavesa-danja fa ilay mampisaraka ,ary io anisan'ny mahatonga ilay ethnocentrisme.
Voalaza teo :
Saingy misy kosa ny mampiavaka azy amin’ny tsy mpino dia ilay “Sequela Cristi” (kristiana no lazaiko eto).
Mazava ho azy !! Fa tsy tokony ho io mampiavaka io no ahindraindra raha toa ny fenitra ny hanatsara ny etoana .
Voalaza teo :
Ny porofo ny fisian’Andriamanitra kosa aloha dia boboka be, fa ny tsy mpino no tsy manaiky
Io indray dia miankina amin'ny famaritanao ny ataohoe "porofo " .
Mino aho fa tsy adala akory ny telo am-pahefan'ny mponina eto an-tany ka tsy hahita ny porofo rehefa mivandravandra ilay izy .
Amiko mantsy ,araky ny efa nolazaiko tetsy ambony , rehefa voamarina ara-porofo ny zavatra iray dia na any Inde , na Japon , na USA , na Madagasikara dia afaka mampiasa azy daholo ary hitovy ny "fahamarinana" hita.
Voalaza teo :
Ary maro no milaza, fa tsy mbola hay hazavaina ny tranga toy izao sy toy izao.
Marina dia marina tokoa , mampiasa " mbola " ianao izany hoe "mety" ho voazava ihany izany fa tsy fantatra hoe "rahoviana" .
Voalaza teo :
Io dia tsy midika fa tsy misy Andriamanitra
,
Ary ny "mbola" tsy fahaizana manazàva dia tsy midika hoe misy Andriamanitra .
Voalaza teo :
Azo atao tsara ny mampiseho fa misy Andriamanitra amin’ny alalan’ny philosophie
Efa théologie indray izy eo fa tsy philosophie intsony araky ny famaritanao azy eto:"Ny filosofy izay miezaka mamaly ny fanontaniana maro mipetraka amin’ny zanak’olombelona ary mametraka fanontaniana amin’ny misy rehetra koa amin’ny zanak’olombelona" ,izay famaritana iombonako aminao.
Voalaza teo :
Ny fiankinana amin’ny siansa dia tsy hahazoana ny valin’ny fanontaniana mihitsy hoe: “Avy aiza ny misy”, “Inona no anton’ny fisiantsika?”, “Satria nahoana isika no toy izao” sns… satria efa mi-depasser ny siansa ireo fanontaniana ireo.
Tokony tsy ho adino fa anisan'ny nahatonga ny siansa expérimentales niroborobo dia ny filozofia matérialista .
Izay no nahatonga ahy nilaza hoe siansa sy filozofia .
Voalaza teo :
Ny an’ny siansa dia ny manazava ny fomba fiainan’ireo misy ireo no anjarany. Ohatra: ahoana no mahatonga ny olona ho bevohoka, ahoana ny fitombon’io zaza io avy eo, sns…
Misy karazany maro ny siansa ary misahana zavatra maro manomboka any amin'ny lehibe indrindra ( cosmologie ) ka hatrany amin'ny kely indrindra ; ary mandalo amin'ny sciences appliquées ....................; ny tiako lazaina dia ampahany fotsiny ny manazava ny fomba fiainan'ny misy .
Voalaza teo :
Hadisona amiko ny fihezahana mandiso amin’ny alalan’ny siansa ny fahamarinana iray tsy hainy hazavaina.
Miankina amin'ny famaritana ny atao hoe :"fahamarinana".
Raha "fahamarinana" tsy azo disoina na amin' ny alàlan'ny inona ,na amin'ny alàlan'ny inona dia efa "dogme" no dikany .
Ampatsiahiviko indray fa ny anton'ny siansa dia tsy ny handiso velively akory , ny siansa dia miezaka manazàva phénomènes amin'ny alàlan'ny expérimentation ( reproductible ,prédictible , réfutable )................
Farany , Tokony tsy afangaro ny hoe " tsy hay hazavaina "( inexpliquable ) , sy ny hoe " tsy voazava" ( inexpliqué).