Anarivo taona maro nivavahana
21. piste
(
09/04/2008 22:47)
Misy zavatra manitikitika ny saiko ity. Efa ho anarivo taona maro isika zanak'olombelona no nivavaka sy nandany andro sy fotoana nivavaka. Maro ny aina nafohy. Maro ny zavatra simba sy nosimbaina. Mifandrafy ny zanak'olombelona nohon'ny fivavahana sy finoana.
Nefa dia hita sy tsapa ary heno fa miha ratsy ny hatrany ny tany na dia miha-maro aza ny mpivavaka sy ny fivavahana . Inona no mety antony?
Dia izao hoy ny iray :
efa akaiky hono ny farany
Dia izay ilay valin-teny Classique be fampiasan'ny secte.
22. ikaretsaka
(
09/04/2008 23:13)
pissoa:
ika kay manara-body an-drabila foana :-w
=))=))=)
raha mitovy hevitra tsy midika fa manara body ka.. mitovy ny fisainanay t@ iny
23. soanja
(
10/04/2008 04:55)
rakapy:
Misy zavatra manitikitika ny saiko ity. Efa ho anarivo taona maro isika zanak'olombelona no nivavaka sy nandany andro sy fotoana nivavaka. Maro ny aina nafohy. Maro ny zavatra simba sy nosimbaina. Mifandrafy ny zanak'olombelona nohon'ny fivavahana sy finoana.
Nefa dia hita sy tsapa ary heno fa miha ratsy ny hatrany ny tany na dia miha-maro aza ny mpivavaka sy ny fivavahana . Inona no mety antony?
Ny fomba fandraisana ny atao hoe vavaka sy fanompoana an'Andriamanitra no mahatonga ny fahasamihafana ka mitarika korontana sy fijaliana eo amin'ny samy mpino satria olombelona no nanome sy nanoro ary nanoratra ny zavatra arahina heverina fa didy sy lalana avy amin'Andriamanitra. Ireo olombelona ireo anefa samy avy amin'ny toerana samihafa sy kolontsaina samihafa ary DNA samihafa.
Ka raha ny mbola manjaka amin'ny tsirairay Mpino ohatra ny hevitra fa diso ireo izay mino ny tsy hinoany dia mazava fa tsy ahita taratra tsara amin'ny finoana sy fivavahana ny mpijery sy tsy mpino ety ivelany.
Ny finoana sy fivavahana dia tokony hitondra fitoniana ho an'izay manana azy ary mamelatra sy mamboly lalandava fitiavana sy fampihavanana ho modelim-piainana ho an'ny hafa. Ka ny mpino na tsy mpino dia tokony ahita taratra izany avy ety ivelany satria ny asa vita no itarafan'ny tsirairay izay any anaty tsy miloaka. Andriamanitra irery mantsy no mahalala ny any anatintsika any sy ny fahamasinana ananan'ny tsirairay.
Be siasia ny olombelona ary tsy mitombina ny zavatra hitantsika maso sy heverintsika fa izay eto an-tany. Aza dia mifikitra loatra amin'ny zavatra ny tany saingy kosa hatsarao izay azonao anampiana azy. Fandalovana ny eto ary izay teraka dia hofaty avokoa. Izay misy dia hiova. Andriamanitra no tsara sy soa ary atokisana. Ny ankoatr'izay mihasimba avokoa raha ny eto an-tany.
Ny Fanahy ananantsika kosa dia hovelona raha manam-panantenana ny ankoatr'ity iainantsika ity isika ary mampiaina izany fanahy izany araka ny takiany. Soanja.
24. prime
(
10/04/2008 10:19)
rakapy:... raha ny hevitrao inona ny antony?
Misy zavatra manitikitika ny saiko ity. Efa ho anarivo taona maro isika zanak'olombelona no nivavaka sy nandany andro sy fotoana nivavaka. Maro ny aina nafohy. Maro ny zavatra simba sy nosimbaina. Mifandrafy ny zanak'olombelona nohon'ny fivavahana sy finoana.
Nefa dia hita sy tsapa ary heno fa miha ratsy ny hatrany ny tany na dia miha-maro aza ny mpivavaka sy ny fivavahana . Inona no mety antony?
25. rakapy
(
10/04/2008 11:34)
Ny fahitako azy indray dia lasa tsy mirahaha na mivaky loha intsony ny momba ny eto an-tany ny olombelona maro satria tafasitrika lalina ao anaty ny sainy ny hoe "Fandalovana ny tany". Hany ka tonga ilay fitenena gasy hoe "Izay no handova an'io?" dia lasa manimba sy mifanimba ny an-kamaroany.
Ilay teny hoe efa voasoratra ao anaty baiboly indray fa hiaratsy ny tany any amparany any dia resaka moral no efa voa ka tsy afaka ny hiala satria efa hoatra ny tatoo ao anaty atidoha ilay teny ka tsy mety afaka .

26. Fody
(
10/04/2008 12:43)
Misy zavatra manitikitika ny saiko ity. Efa ho anarivo taona maro isika zanak'olombelona no nivavaka sy nandany andro sy fotoana nivavaka. Maro ny aina nafohy. Maro ny zavatra simba sy nosimbaina. Mifandrafy ny zanak'olombelona nohon'ny fivavahana sy finoana.
Nefa dia hita sy tsapa ary heno fa miha ratsy ny hatrany ny tany na dia miha-maro aza ny mpivavaka sy ny fivavahana . Inona no mety antony?
Fanontaniana ho an'ilay nametraka ity lohahevitra ity:
Moa tsy nisy ady sy korontana ve ny tontolo tsy nisy resaka Fivavahana sy Finoana ?
Raha tsia ny valiny, dia hoy aho hoe: ivereno vakina ny tantara nisy hatrizay fa tsy tongatonga ho azy ilay fitenenana hoe: tontolo tsy misy an'Andriamanitra.
Raha Eny kosa, nahoana no lazaina fa ny Finoana sy ny Fivavahana no anton'ny mampisy ny ady sy korontana ?
Misaotra anao!
27. rabingogilabanga
(
10/04/2008 16:36)
fody:

marina ny anao ra-fody, saingy sao dia toy izao ny tena question-ny (satria ny famalin-dry rabila ny resaka no tena nampivaona ny korana):
nahoana no miharatsy ny tany na dia lazaina fa miha-mahenika ny tany ny
fivavahana?
ao @ baiboly dia misy ny valin'io. tsy pour na contre aho fa dia ao misy
valiny.
rabila:
Inona ny antony ?
Ny ethnocentrisme
Ny géocentrisme
Ny cupidité
Ny stupidité
reesaka fivavahana no resaka eto, ka dia izao, ny korananao dia toa hafahafa satria, to milaza fa:
ny tsy mpivavaka dia tsy misy an'ireo?
sa rehefa mpivavaka dia vao maika miha-mafy ireo toetra ratsy ireo?
rabila:
ao ny djihad isankarazany ,ao ny lutte contre l'axe du "mal " ,ao ny guerre de civilisations , etsetra etsetra ....Ary izany rehetra izany noforonina amin'ny alàlan'ny fivavahana sy ny finoana .
I arabie saoudite no tena mpanao proselitisme islamique, ary ny courant tena henjana, ny wahabisme no tena voiziny, fa nahoana no tsy ao anatin'ny axe du mal izy, ary nahoana i zimbabwe izay nation chretien tafiditra ao?
ary nahoana ny afrikana izay mi pratiquer ny islamisme malikisme tsy ao anatin'ny axe du mal
sao dia resaka geostrategique sy intérêt economique aza ilay axe du mal, sa?
29. ikaretsaka
(
10/04/2008 18:37)
fody:
Fanontaniana ho an'ilay nametraka ity lohahevitra ity:
Moa tsy nisy ady sy korontana ve ny tontolo tsy nisy resaka Fivavahana sy Finoana ?
fijeriko manokana ity a
ohatran'ny tsy mbola nisy tontolo tsy nisy resaka fivavahana sy finoana izany aloha e..
rehefa dinihina manko dia miseho endrika hafa ilay izy fa tsy voatery hoe le Andriamanitra.
fa misy "supreme being" foana teo, na nature io na olona io na ethics io na lalana io....
eny na @ biby 1 tarika aza...
30. cutie
(
10/04/2008 19:10)
efa hatrizay nisian'ny finoana sy fivavahana de efa nisy foana ny olana e :)
31. fijo
(
10/04/2008 20:46)
hiombonako io voalazan'ika io.vao nanomboka nisaina ny karazana olombelona;dia nanomboka nametrapanontaniana momba ny faty.
vaovao sy nampatahotra azy ny naiha ny namany maty,ka nahalasa ny sainy hoe :
"fa nahoan ano tsy mihetsika intsony?"de mankaiza izy avy eo.io moa dia mbola fanontanian aijanona hatramin'izao.
ary teo izy dia efa nanomboka nino.nino fa misy toerana hafa aleha aorian'ny fahafatesana.tsy mbola niseo aloha ny resaka andriamanitra teo,fa mbola hoe misy "toerana tsy hay" haleha avy eto an tany.
ary rehefa nisedra ny natiora teny ny karazana olombelona dia nanomba nino fa misy hery mahatonga ireny zavatra itany rehetra ireny. dia ireny hery noheveriny ireny no nantsoiny hoe andriamanitra,fa dia nisy maro izy arakaraky ny zavatra tsy takatry ny sainy.
taty aoriana moa vao nisy nandravona ho iray io hery io,ary izay vao nitranga ilay andriamanitra tokana misy.izany hoe saina daholo no namorona azy rehetra ireo

32. rabilabila
(
10/04/2008 21:25)
Rabingogilabanga
Aza dia faly mitsambikina mitsikera an\'izay zavatra rehetra lazaiko fa mba diniho aloha ny teneniko.
Raha mandray rakibolana isika dia izao no hita ao:
-Ethnocentrisme: tendance à valoriser la manière de penser de son groupe social ,de son pays , et à l\'étendre abusivement à la comprehension des autres sociétés.
N\'inon\'inona fomba fieritreritra : na fivavahana sy finoana , na ny hevitra politika ( ultraliberalisme , communisme , altermondialisme ......) ka raha vao manana io fombafomba io dia raikitra foana ny gidraka.
- Raha ny géocentrisme indray dia inona no impliquer-n\'izany ? Rehefa mihevitra ny firenena irany na ny antokom-pinoana iray fa izy no centre de l\'univers amin\'ny lafiny puissance ( na ekonomika io na zavatra hafa ) dia raikitra foana ny gidraka .
- Raha ny cupidité indray dia inona ny vokany ? Tolérer-na ny zavatra rehetra raha toa ahitàna tombontsoa ,ireo lazainao ireo anisany :géostratégie ,interêts économiques => raikitra foana ny gidraka
- Raha ny stupidité indray dia inona no vokany ? Ny fanarahana an-jambany ny hevitra mandalo ,tsy am-pieritreretana ( na inona ilay hevitra na inona ).
Ary ny momba ny djihad sy ny karazany indray :Izaho tsy niteny hoe ny mpivavaka.......fa hoy aho hoe :noforonina amin\'ny alàlan\'ny fivavahana ......hitanao angamba ny maha-samihafa an\'ireo fomba filaza roa ireo .
Ka asa aiza ho aiza ilay mivaona ?
Ika
- Tsy voatery mi se défendre miohatra amin\'ny hallucination-n\'ny olona tsy ampy dôzy
- Ireo lazainao ireo :ethics ,lalàna.............dia préservation-n\'ny organisation sociale ,sy ny vie sociétale .
Izany hoe:
Ny fisian\'ny ethics tsy manàkana ny olona (individu) hitsipaka azy rehefa tsy voararan\'ny lalàna .
Ny fisian\'ny lalàna tsy manaka ny olona (individu) hanao zavatra tsy eken\'ny fiaraha-monina .
Ny resaka natiora atokako satria ny rapport aminy dia tena zavatra hafa mihitsy .
Donky tsy voatery hoe \"supreme being \" akory ilay izy , ary tsy voatery ho finoana sy fivavahana fa mety ho \"spiritualité\" sans transcendance koa ( en opposition avec spiritualité avec transcendance=religion ).
Par contre ,ny mythes nisy foana .
reesaka fivavahana no resaka eto, ka dia izao, ny korananao dia toa hafahafa satria, to milaza fa:
ny tsy mpivavaka dia tsy misy an\'ireo?

ohatran\'ny tsy mbola nisy tontolo tsy nisy resaka fivavahana sy finoana izany aloha e..
rehefa dinihina manko dia miseho endrika hafa ilay izy fa tsy voatery hoe le Andriamanitra.
fa misy \"supreme being\" foana teo, na nature io na olona io na ethics io na lalana io....
eny na @ biby 1 tarika aza...
- Tsy voatery mi se défendre miohatra amin\'ny hallucination-n\'ny olona tsy ampy dôzy
- Ireo lazainao ireo :ethics ,lalàna.............dia préservation-n\'ny organisation sociale ,sy ny vie sociétale .
Izany hoe:
Ny fisian\'ny ethics tsy manàkana ny olona (individu) hitsipaka azy rehefa tsy voararan\'ny lalàna .
Ny fisian\'ny lalàna tsy manaka ny olona (individu) hanao zavatra tsy eken\'ny fiaraha-monina .
Ny resaka natiora atokako satria ny rapport aminy dia tena zavatra hafa mihitsy .
Donky tsy voatery hoe \"supreme being \" akory ilay izy , ary tsy voatery ho finoana sy fivavahana fa mety ho \"spiritualité\" sans transcendance koa ( en opposition avec spiritualité avec transcendance=religion ).
Par contre ,ny mythes nisy foana .
34. soanja
(
11/04/2008 04:11)
rakapy:
Ny fahitako azy indray dia lasa tsy mirahaha na mivaky loha intsony ny momba ny eto an-tany ny olombelona maro satria tafasitrika lalina ao anaty ny sainy ny hoe "Fandalovana ny tany". Hany ka tonga ilay fitenena gasy hoe "Izay no handova an'io?" dia lasa manimba sy mifanimba ny an-kamaroany.
Ilay teny hoe efa voasoratra ao anaty baiboly indray fa hiaratsy ny tany any amparany any dia resaka moral no efa voa ka tsy afaka ny hiala satria efa hoatra ny tatoo ao anaty atidoha ilay teny ka tsy mety afaka .
Saingy indrisy izay tokoa ny zavamisy.
Firifiry moa ny Mpino tsy miraharaha akory io vatany io mba hampasalama azy? Ka izay ny Planeta sns mety tsy ho olany mihitsy tokoa.
Ny mahatsara azy anefa dia miankina amin'ny Mpino tsirairay tokoa izany fa tsy ny rehetra akory no tsy miraharaha ity tany itsahiny ity.
Ny fisokafan'ny kaonsiansa ka ahafahan'ny iray afaka mijery sy miatrika ny olana misy eo aminy, eo anivon'ny firahamoniny ary ny fanatsarana ny ho avin'ny taranaka any aoriana no ahafahan'ny tsirairay mahalala na miasa tokoa ilay fanahy Mpampihavana ao aminy sy Mpitondra filaminana / fitoniana ary ary zava-tsoa no atolony holovan'ny hafa.
Io ihany no hitako afaka na azo handrefasena ny hatsaran'ny Mpino sy ny Tsy Mpino iray aliha amin'izao. Iza no miahy izay itoerana ary manatsara izay ialany?
35. niryna
(
11/04/2008 13:50)
pissoa:
ika kay manara-body an-drabila foana :-w
=))=))=)
------------------------------------------------------
=D> =D> =D>
fantaro foana ny voa hafafiny aky a,efa mivoaka tsikelikely eo ilay izy ary efa fantatry ny maro fa na izany aza mila mivavaka azy isika fa mety tsy fantany na mety manao fanahiniana izy
36. rabingogilabanga
(
11/04/2008 15:45)
ika:
fijeriko manokana ity a
ohatran'ny tsy mbola nisy tontolo tsy nisy resaka fivavahana sy finoana izany aloha e..
rehefa dinihina manko dia miseho endrika hafa ilay izy fa tsy voatery hoe le Andriamanitra.
fa misy "supreme being" foana teo, na nature io na olona io na ethics io na lalana io....
eny na @ biby 1 tarika aza...
rabila:
Aza dia faly mitsambikina mitsikera an'izay zavatra rehetra lazaiko fa mba diniho aloha ny teneniko.
Raha mandray rakibolana isika dia izao no hita ao:
-Ethnocentrisme: tendance à valoriser la manière de penser de son groupe social ,de son pays , et à l'étendre abusivement à la comprehension des autres sociétés.
N'inon'inona fomba fieritreritra : na fivavahana sy finoana , na ny hevitra politika ( ultraliberalisme , communisme , altermondialisme ......) ka raha vao manana io fombafomba io dia raikitra foana ny gidraka.
- Raha ny géocentrisme indray dia inona no impliquer-n'izany ? Rehefa mihevitra ny firenena irany na ny antokom-pinoana iray fa izy no centre de l'univers amin'ny lafiny puissance ( na ekonomika io na zavatra hafa ) dia raikitra foana ny gidraka .
- Raha ny cupidité indray dia inona ny vokany ? Tolérer-na ny zavatra rehetra raha toa ahitàna tombontsoa ,ireo lazainao ireo anisany :géostratégie ,interêts économiques => raikitra foana ny gidraka
- Raha ny stupidité indray dia inona no vokany ? Ny fanarahana an-jambany ny hevitra mandalo ,tsy am-pieritreretana ( na inona ilay hevitra na inona ).
Ary ny momba ny djihad sy ny karazany indray :Izaho tsy niteny hoe ny mpivavaka.......fa hoy aho hoe :noforonina amin'ny alàlan'ny fivavahana ......hitanao angamba ny maha-samihafa an'ireo fomba filaza roa ireo .
Ka asa aiza ho aiza ilay mivaona ?
fijo:
hiombonako io voalazan'ika io.vao nanomboka nisaina ny karazana olombelona;dia nanomboka nametrapanontaniana momba ny faty.
vaovao sy nampatahotra azy ny naiha ny namany maty,ka nahalasa ny sainy hoe :
"fa nahoan ano tsy mihetsika intsony?"de mankaiza izy avy eo.io moa dia mbola fanontanian aijanona hatramin'izao.
ary teo izy dia efa nanomboka nino.nino fa misy toerana hafa aleha aorian'ny fahafatesana.tsy mbola niseo aloha ny resaka andriamanitra teo,fa mbola hoe misy "toerana tsy hay" haleha avy eto an tany.
ary rehefa nisedra ny natiora teny ny karazana olombelona dia nanomba nino fa misy hery mahatonga ireny zavatra itany rehetra ireny. dia ireny hery noheveriny ireny no nantsoiny hoe andriamanitra,fa dia nisy maro izy arakaraky ny zavatra tsy takatry ny sainy.
taty aoriana moa vao nisy nandravona ho iray io hery io,ary izay vao nitranga ilay andriamanitra tokana misy.izany hoe saina daholo no namorona azy rehetra ireo
Jerevo ny titre , dia ampitahao @ itony zavatra soratanareo itony,
hors- sujet be mihintsy, lasa etalage na connaissance no sisa atao.
mamorona sujet hafa momban'ny niandohan ny fivavahana raha tia hilaza ny niandohany, fa aza hors sujet
37. Veloo
(
11/04/2008 18:22)
hoy i cutie
ie marina izany, izay ilay tadiavin'ilay satana mba hanaratsiana ny atao oe fivavahana...Amin'izay ny olona tsy mande mivavaka intsony dia faly i satana satria nahazo miaramila betsaka izy. Mila mailoka fotsiny isika.
ie hanarivony marina no nivavahana satria isika panotaq tsy mendrika eo anatrehan'Antra ka mila mivavaka foana mba tsy ho very ny connection homme-Dieu- dieu - Homme.
Izay maharitra no ho vonjena lesy a ka mazoto mivavaka foana. :-*
ka le fivavahana lasa atao fialokalofana sisa koa.
Mody entina hisalorana anaovana ratsy ny fivavahana, jereo fotsiny le hevitra nampidirin'i Ika ary

38. cutie
(
11/04/2008 19:08)
36. Mpandefa : Veloo [ Valio ] 11-04-2008 20:22:14
Lohateny : Re : Anarivo taona maro nivavahana
hoy i cutie
Voalaza teo :
ka le fivavahana lasa atao fialokalofana sisa koa.
Mody entina hisalorana anaovana ratsy ny fivavahana, jereo fotsiny le hevitra nampidirin'i Ika ary
ie marina izany, izay ilay tadiavin'ilay satana mba hanaratsiana ny atao oe fivavahana...Amin'izay ny olona tsy mande mivavaka intsony dia faly i satana satria nahazo miaramila betsaka izy. Mila mailoka fotsiny isika.
hita koa
tena mampihemotra ahy mitsy alou ny tranga ohtran'zany e :-D :-D :-D :-D
39. ratonga
(
11/04/2008 19:17)
Veloo:
Izay maharitra no ho vonjena lesy a ka mazoto mivavaka foana.
dé zé tsy mivavaka @ ny andrémanitra hivavahaareo zany dé ho very daholo :-D :-D :-D