Anarivo taona maro nivavahana

61. fijo ( 11/04/2008 20:56)
sao dia vache qui miomehy io le??
62. cutie ( 11/04/2008 22:30)
=)) =)) =)) =)) =)) =))
63. Fody ( 12/04/2008 02:31)
ho an-drakapy
Rafody> Efa novalin-dry zalahy sahady ny fanotanianao

rakapy! Tsy valim-panontaniana no nomen'i Rabingogilabanga fa fanamarihana.

Raha namaly ny fanontaniko izy mantsy dia na nanao ENY na TSIA ary nanome fanazavana mikasika ny heviny. Tsy izany anefa no nataony io, fa zavatra hafa. Ka mba valio ilay fanontaniana azafady fa mbola averiko aminao ihany : "Moa tsy nisy ady sy korontana ve ny tontolo tsy nisy resaka Fivavahana sy Finoana ?"


Misaotra
64. cutie ( 12/04/2008 04:20)
58. Mpandefa : fijo [ Valio ] 11-04-2008 22:42:55
Lohateny : Re : Anarivo taona maro nivavahana
Mpandefa : cutie [ Valio ] 11-04-2008 21:39:50
Lohateny : Re : Anarivo taona maro nivavahana
ratonga
avelao ho may faty any nareo refa tsy te hanatona an;i jesosy

za ve de avelandry irery any e,
hanatonontsika hena ireo ratonga,fa hilendalenda ny fofony an

raha misy dite mety ho voasintona ihany zany :-D :-D :-D :-D :-D
65. rakapy ( 12/04/2008 15:05)
Rafody>
Araka ny voalaza rehetra etsy ambony dia efa hatramin'izay niandohan'ny olombelona no nisy ny fivavahana sy finoana ka tsy misy mahafantatra na mety na tsia raha esorina ireo zavatra ireo. Angamba tsara raha andramana esorina eo @ fianan'ny olombelona indary izy io satria efa ela no nandaniana fotoana ka nefa ny tany mbola miaha ratsy hatrany.Dia hoa hita eo hoe indray raha mety ho tsaratsara na ho ratsiratsy kokoa???
66. cutie ( 12/04/2008 15:07)
Angamba tsara raha andramana esorina eo @ fianan'ny olombelona indary izy io satria efa ela no nandaniana fotoana ka nefa ny tany mbola miaha ratsy hatrany.Dia hoa hita eo hoe indray raha mety ho tsaratsara na ho ratsiratsy kokoa???

:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
67. Fody ( 12/04/2008 15:11)


Araka ny voalaza rehetra etsy ambony dia efa hatramin'izay niandohan'ny olombelona no nisy ny fivavahana sy finoana ka tsy misy mahafantatra na mety na tsia raha esorina ireo zavatra ireo.

Omeo hoe ny porofo ilazanao fa efa niara-niforona tamin'ny olombelona ny finoana sy ny fivavahana ?

Moa nisy nahalala an'Andriamanitra sy nivavaka ve vao latsaka an-tany sa nisy olona nampianatra an'izany ? Valio azafady!

Angamba tsara raha andramana esorina eo @ fianan'ny olombelona indary izy io satria efa ela no nandaniana fotoana ka nefa ny tany mbola miaha ratsy hatrany.Dia hoa hita eo hoe indray raha mety ho tsaratsara na ho ratsiratsy kokoa???

Io no zavatra tianao hatongavana, ka foroninao izao atsanga tsy aman'orana zao!
De averiko aminao ilay fomba fitenin'i piste hoe: athé mpanara-damaody fotsiny fa tsy mandinika akory!

Misaotra
68. pissoa ( 12/04/2008 16:47)
:-D :-D :-D :-D :-D
69. ikaretsaka ( 12/04/2008 17:00)
Tsetsatsetsa kely: tsy hoe olona vao latsaka angamba no tiana resahina ero fa rehefa tonga saina ny olombelona (eny na ireo bushmen sy ireny le mbola lavitry ny civilization ireny aza)
dia mahalala kosa fa misy etre 1 superieur noho izy mi control zavatra tsy azony controller-na...
tsy ho voatery hoe A/tra sy jesosy sy ny sisa io an
fa mety ho olona io, mety ho biby, mety ho zavatra, mety ho imagination fotsiny...
70. cutie ( 12/04/2008 17:03)
miobon-kevitra :)
71. rabilabila ( 12/04/2008 17:50)
etre 1 superieur


Tsy voatery ho être hoy aho !!!! Fa mety ho "spiritualité" sans transcendance koa ( en opposition avec spiritualité avec transcendance = religion ).
Raha mitodi-doha any amin'ny kontinanta aziatika isika dia mahita ireo manana io spiritualité sans transcendance io ( Bouddhiste ,Taoiste ).

mety ho imagination fotsiny


raha io dia ao anaty atidoha izany ;ny saina donky tsy être akory .

na ireo bushmen sy ireny le mbola lavitry ny civilization ireny aza


Ny zavatra fantatra dia tsy izy ireny akory no namorona ny adim-pinoana , ny St Barthélemy ,ny croisades, ny djihad, ny 11/09..... ,na ny ady natao amin'ny alàlan'ny ideologie-n'ny tsy finoana ( Staline , Mao , Pol Pot ....),na ny ady natao amin'ny alàlan'ny finoana , na nandeha nanjanaka tany , na nandatsaka baomba , na manimba ny tontolo iainany ,.................... mandra-pahatongan'ilay hoe :" Les dieux sont tombés sur la tête "


72. ikaretsaka ( 12/04/2008 19:45)
ny sprirituality angaha tsy afaka definissevana amin'ny hoe "etre" sa tsy maintsy zavatra hita maso vao "etre"
tsy mety iznay ny hhoe "etre spirituel"?

le definition an'ny "finoana" mihitsy no mibolila iznay eto satria samy manana ny azy raha izany

ny finoana anie na tiana na tsy tiana misy ifandraisany @ "ideologie" koa e
amiko ny hoe "tsy finoana" dia tsy midika carrement hoe tsy finoana fa "opposition @ le inoan'ny daholobe"

amiko ny heo "athee" dia olona mino ihany ..saingy"contrairen'ilay inoan'ny olona no inoany"
rahha mino ny "misy" ianao dia izy mi opposer an'io dia lasa "mino ny tsy misy"

73. rabilabila ( 12/04/2008 22:34)
ny sprirituality angaha tsy afaka definissevana amin\'ny hoe \"etre\" sa tsy maintsy zavatra hita maso vao \"etre\"
tsy mety iznay ny hhoe \"etre spirituel\"?

le definition an\'ny \"finoana\" mihitsy no mibolila iznay eto satria samy manana ny azy raha izany

ny finoana anie na tiana na tsy tiana misy ifandraisany @ \"ideologie\" koa e
amiko ny hoe \"tsy finoana\" dia tsy midika carrement hoe tsy finoana fa \"opposition @ le inoan\'ny daholobe\"

amiko ny heo \"athee\" dia olona mino ihany ..saingy\"contrairen\'ilay inoan\'ny olona no inoany\"
rahha mino ny \"misy\" ianao dia izy mi opposer an\'io dia lasa \"mino ny tsy misy\"


Ika a!! Rehefa miresaka \"spiritualité\" aho , ny fototeny dia hoe \"esprit\" . Amiko ny definition-n\'io \" spiritualité \" io dia ny fiainan\'ny saina ( esprit).
Asa no ataon\'ny saina : mieritreritra , maminavina , manaiky , mandà , mankasitraka , ravoravo , faly , tezitra , mitia , mankahala , etsetra etsetra ....
Io saina io raha tsy misy ny atidoha dia inoako fa ts\'inontsinona , ary ny atidoha raha tsy misy ny saina dia toa ny taova rehetra ihany .

Nb: mila siramamy , vitamine B1 , Omega 3 ,oxygène ,lithium ....... ny atidoha ,ka raha tsy ampy ireo dia misy fahavoazana ka mety tsy manana ireo asan\'ny saina lazaiko ireo .

Marihiko fa ny religion dia anisan\'ny endrika \"spiritualité \" fa ny spiritualité tsy voatery ho fivavahana ; izay no mahatonga ahy miresaka \" spiritualité sans transcendance \" ( bouddisme , taoisme ohatra ).

Je peux être un \"être \" spirituel , comme Ika peut l\'être et comme le Dalai Lama peut l\' être ; Ny Dalai Lama sy Ika sy Izaho no être manana atidoha effectivement , fa ny saintsika miankina amin\'io atidoha io .Izay no nanaovako hoe asan\'ny saina ny \"spiritualité\" araky ny efa nolazaiko tetsy ambony .

Ny definition-n\'ny finoana ,hoy i Ika , no tsy mitovy .
Au fait tsy hoe tsy mitovy ; fa samy manana ny intérprétation-ny ny zavatra mitranga :
- Ny an\'i Ika izao foi.Resaka conviction
- Ny ahy fidélité.Resaka attitude
Ny zavatra fonosin\'ireo ( foi sy fidélité ) , ka iombonantsika , dia ny asa sy ny fitiavana .
Amin\'ilay lazain\'i Soanja hoe : ny tiana ahatongavana dia ny \"fitoniana \" ; ka maninona raha ireo zavatra mavesa-danja ( asa sy fitiavana ) ireo no entintsika sy atambantsika mba hahatontosa ny fiainana etoana ? ( Miverina amin\'ilay sujet aho eo fa tsy ny antony no resahiko fa ny solution ).

Marihiko fa raha ny momba ny hanatsarana ny fiainana etoana ; amiko , ny olombelona afaka mi se passer ny foi fa tsy afaka mi se passer ny fidélité , satria ny \"morale \" foana no tokony mivoy ny olombelona .( à condition ka ekenareo mpino , na Atra tokana na maro ,fa manana morale koa ny AT ,sy ny hoe tsy ny anareo no ambony indrindra na manana ny fahamarinana , d\'où l\'ethnocentrisme )

Hoy koa i Ika hoe :\"ny finoana anie na tiana na tsy tiana misy ifandraisany @ \"ideologie\" koa e\".

Tadidio fa ny \"idéologie\" na inona na inona dia \"subjectif\" foana , ka raha ampitahainao amin\'io ny finaona dia izay no anisan\'ny mahatonga ny gidraka , toa ny \"athéisme idéologique \" koa izay nitranga tany ex-URSS ( Staline).......

Hoy i Ika hoe :amiko ny hoe \"tsy finoana\" dia tsy midika carrement hoe tsy finoana fa \"opposition @ le inoan\'ny daholobe\"

Ilay opposition ny fijeriko azy dia \"anti-cléricalisme \" fa tsy hoe \"tsy finoana \" na athéisme akory ; Ireo Deiste ( Voltaire ohatra ) no manana io attitude opposition io .

Tsy mampaninona ahy , à la limite , ny hanaovanao hoe finoana ( dans le sens croyance fa tsy foi ) koa ny athéisme ( à condition ka tsy idéologique).Par contre , tsy hoe \"contraire\" akory fa fomba fijery hafa fotsiny .

Raha nandinika i Ika tamin\'ny resaka nataoko hatramin\'izay dia , mbola tsy niteny mihitsy aho hoe tsy misy Andriamanitra ,fa hoy aho hoe izaho tsy mino ny fisiany ; asa raha hitan\'i Ika ny nuance !! Autrement dit , je vis sans dieu (a-thée)car je n\'y crois pas , je n\'ai jamais dit qu\'il n\'existe pas .
Na ianareo na izahay tsy manana porofon\'ny fisiany na tsia fa samy manana ny conviction-ny : Ny anareo appuyer-nareo amin\'ny revélation sy ny convergences , ny anay appuyer-nay amin\'ny sciences na philosophies ; ny aboutissement-n\'ny fieritreretanareo ataonareo hoe \" supreme being\" na \"grand horloger \" na \"grand architecte \" na \"intelligence design \"(arakarany ) ; fa ny anay kosa rehefa mbola tsy fantatra dia lazanay hoe mbola tsy voazava fotsiny ary manaiky izahay fa izay .
Ny fanekenay an\'izany akory tsy milaza fa tsy manana \"morale\" izahay ,na koa tsy mahalàla ny tsara sy ny ratsy , ny mety sy ny tsy mety ! Ny fanekenay an\'izany dia ny filazanay fotsiny fa bitika dia bitika isika eo anatrehan\'ny tontolo midadasika tsy hita pesipesenina ( plurivers hoy ny siantifika ) ary ny fitodihana any amin\'ny hafa no tsy mahavery antsika ao anatin\'io tontolo midadasika io ( tsy misy je sy moi intsony , manidina ny ego ,fa nous les êtres humains ou encore mieux nous les êtres vivants no lehibe indrindra).
Mis au point kely fotsiny io paragraphe farany io fa tsy voatery hifandraika amin\'ny lohahevitra akory sao dia misy mitsambikina amin\'io indray .

74. cutie ( 12/04/2008 22:44)
mazava tsara mitsy le fanazavana :)
75. ikaretsaka ( 12/04/2008 23:31)
io mihitsy no tsy mety azoko na miezaka ihany aho
mbola tsy niteny mihitsy aho hoe tsy misy Andriamanitra ,fa hoy aho hoe izaho tsy mino ny fisiany



dia extrapoleko le izy ka raha ohatra iznay hoe misy ny lohanao [izay iaraha mahalala fa misy] fa hoy aho hoe tsary mino ny fisiany ahako... dia akory indray ny @ iny..
Aza tezitra fa mba example ny ahy sao hanao ohatran'i niryna tezitra @ bien de l'exemple eo an!
76. rabilabila ( 13/04/2008 00:08)
Izaho indray Ika tsy mba tezitra izany rehefa tsy misy \"mepris\" ny olona mifanakalo hevitra amiko a!! :lol: Ny ahy fahanginana no avaliko ny \"mepris \", ka na tsapako fa tsy marina na tsy mitombona aza ny zavatra nolazaiko dia tsy mamaly aho ,fa avelako izy ho faly hijery fitaratra de façon narcissique hi-flatter ny égo-ny .

Inona aloha no ataonao hoe \" loha \" ?

Raha ilay zavatra malemilemy , anisan\'ny matavy indrindra ,fonosin\'ny taolana ,ilay ambony indrindra amin\'ny vatana raha mitsangana ,ary honenan\'ny saina dia:
Io no miasa amin\'ny hamaliako an\'i Ika eto ( tsy amim-pahatezerana akory fa amim-pitsikiana )ampy lithium ilay izy matoa afaka maneho ny fitsikiana ( na fahatezerana aho ).Ka mino ny fisiany i Ika sa tsia ? Raha tsy mino i Ika dia tokony tsy ho tonga any amin\'i Ika ity vokatra entiny an-tsoratra ity ( na koa tsy misy i Ika na tsy misy lithium ny atidohan\'i Ika ).
Vokatry ny evolution daholo izany Ika a!!
Raha te -handalina kokoa dia jereo ny nanombohan\'ny fifanakalozana ara-pitenenana ( izay fotoana fohy no nipoirany miohatra amin\'ny fotoana nisian\'ny hominidés , fa laaaaaaaaaaaava be miohatra amin\'ny fotoana iainantsika ), na koa misy ilay boky hoe : \"l\'homme neuronal \" J.P. Changeux.
77. ikaretsaka ( 13/04/2008 00:10)
mazava
mino aho satria mahita sy miresaka aminy :wink:
78. ratonga ( 13/04/2008 00:11)
ra amiko aloa dia tsy misy hifandraisany lé nolazain'i rabila sy ny ohatra nomen'i ika é! ilay fisin'Atra tsy vôporofo mazava, izay no mahatonga ny sasany tsy mono ny fisiny, ny lohan'i rabilabila nefa azo porofoina ny fisiny ( @ sary, vidéo, mifanatrika mivantana ...), fa ny tena porofon'io ko dé ny hevitra avokany :°) :-P :-D :-D
79. xxx ( 13/04/2008 00:14)
mino miracle ve i ratonga?
80. ratonga ( 13/04/2008 00:16)
tsy mino
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1385