Anarivo taona maro nivavahana

1. rakapy ( 09/04/2008 07:46)
Misy zavatra manitikitika ny saiko ity. Efa ho anarivo taona maro isika zanak'olombelona no nivavaka sy nandany andro sy fotoana nivavaka. Maro ny aina nafohy. Maro ny zavatra simba sy nosimbaina. Mifandrafy ny zanak'olombelona nohon'ny fivavahana sy finoana.
Nefa dia hita sy tsapa ary heno fa miha ratsy ny hatrany ny tany na dia miha-maro aza ny mpivavaka sy ny fivavahana . Inona no mety antony?
novalian'i fijo ny 25/04/2008 20:30
2. yonikafopl ( 09/04/2008 08:16)
efa akaiky hono ny farany :wink:
3. zoky ( 09/04/2008 08:32)
rhfa tena farany aza araka ny voasoratra, tena mbola gidragidra gravy b mihotra lavitra lazain ' rakapy io,
4. rabilabila ( 09/04/2008 09:03)
Inona ny antony ?

Ny ethnocentrisme
Ny géocentrisme
Ny cupidité
Ny stupidité
..................
...............
.................
Betsaka loatra ny antony , fa ireo no tena mandrava ny olombelona ;ary raha izao no mitohy dia tsy hahatratra ny fahafatesan'ny masoandro akory ny olombelona fa hamono tena alohan'izany ( raha resaka tontolo iainana ) ,ary mbola hifamono ( raha resaka fivavahana sy finoana):ao ny djihad isankarazany ,ao ny lutte contre l'axe du "mal " ,ao ny guerre de civilisations , etsetra etsetra ....Ary izany rehetra izany noforonina amin'ny alàlan'ny fivavahana sy ny finoana .

5. karinah ( 09/04/2008 10:00)
rakapy:

Misy zavatra manitikitika ny saiko ity. Efa ho anarivo taona maro isika zanak'olombelona no nivavaka sy nandany andro sy fotoana nivavaka. Maro ny aina nafohy. Maro ny zavatra simba sy nosimbaina. Mifandrafy ny zanak'olombelona nohon'ny fivavahana sy finoana.
Nefa dia hita sy tsapa ary heno fa miha ratsy ny hatrany ny tany na dia miha-maro aza ny mpivavaka sy ny fivavahana . Inona no mety antony?
Miharatsy ny olmbel,izay ny antony voalohany , tsy fandanina fotona ny mivavaka fa fitsinjovana ny fiainanao mandrankizay.


:o
6. karinah ( 09/04/2008 10:03)
mba mamakia baiboly eh, tsy ry Danz sy Rakarandoha ihany anie ny boky mafinaritra fa ny baiboly antoka ny fiainanao MANDRAKIZAY, izay nafafinao tam mbola vell, no jinjainao MANDRANKIZAY! houn!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
7. majesty ( 09/04/2008 12:31)
rakapy:
Mifandrafy ny zanak'olombelona nohon'ny fivavahana sy finoana.


Nefa ny vavaka nataony izy Tompo dia ny hoe "mba ho iray ihany izy rehetra...."
8. milaibe ( 09/04/2008 13:48)
Karinah.lol masiaka be bavy an, tsy danz ihany ve ha ha ha
9. todisoa2 ( 09/04/2008 13:52)
Fandalovana eto. Efa voalazan'ny Tenin'Atra fa any am-parany any, ny olona hotia tena,hotia vola,hotia fijangajangana.............
10. cutie ( 09/04/2008 14:00)
Mpandefa : rakapy [ Valio ] 09-04-2008 09:46:12
Lohateny : Anarivo taona maro nivavahana
Misy zavatra manitikitika ny saiko ity. Efa ho anarivo taona maro isika zanak'olombelona no nivavaka sy nandany andro sy fotoana nivavaka. Maro ny aina nafohy. Maro ny zavatra simba sy nosimbaina. Mifandrafy ny zanak'olombelona nohon'ny fivavahana sy finoana.
Nefa dia hita sy tsapa ary heno fa miha ratsy ny hatrany ny tany na dia miha-maro aza ny mpivavaka sy ny fivavahana . Inona no mety antony?

ka le fivavahana lasa atao fialokalofana sisa koa.
Mody entina hisalorana anaovana ratsy ny fivavahana, jereo fotsiny le hevitra nampidirin'i Ika ary :)
11. ikaretsaka ( 09/04/2008 14:16)
rabilabila:

Inona ny antony ?

Ny ethnocentrisme
Ny géocentrisme
Ny cupidité
Ny stupidité
..................
...............
.................
Betsaka loatra ny antony , fa ireo no tena mandrava ny olombelona ;ary raha izao no mitohy dia tsy hahatratra ny fahafatesan'ny masoandro akory ny olombelona fa hamono tena alohan'izany ( raha resaka tontolo iainana ) ,ary mbola hifamono ( raha resaka fivavahana sy finoana):ao ny djihad isankarazany ,ao ny lutte contre l'axe du "mal " ,ao ny guerre de civilisations , etsetra etsetra ....Ary izany rehetra izany noforonina amin'ny alàlan'ny fivavahana sy ny finoana .




ireo kao ny antony amiko
12. kiranil ( 09/04/2008 15:47)
Miarahaba,

http://baiboly.org/toko.asp?boky=IITimoty&Toko=3 ny toetran'ny olona amin'izao andro hiainantsika izao.


******************

Fa aoka ho fantatrao izao: fa any am-parany any dia hisy andro mahory.

Fa ny olona ho tia tena, ho tia vola, ho mpandoka tena, mpiavonavona, miteny ratsy, tsy manoa ray sy reny, tsy misaotra, tsy manaja izay masina,

tsy manam-pitiavana, mpanontolo fo, mpanendrikendrika, tsy mahonom-po, lozabe, tsy tia ny tsara,

mpamadika, kirina, mpieboebo, tia ny fahafinaretana mihoatra noho ny fitiavany an'Andriamanitra,

manana ny endriky ny toe-panahy araka an'Andriamanitra, nefa nandà ny heriny;
ireny koa dia halaviro.

***********

Marina ireo voalaza ireo, ary Paoly dia mamporisika ny hanalavirana ireo toetra ireo.

Misaotra.
13. cutie ( 09/04/2008 15:50)
Marina ireo voalaza ireo, ary Paoly dia mamporisika ny hanalavirana ireo toetra ireo.

hanalavirana sa handresena :)
14. salopard ( 09/04/2008 16:54)
:

rabila:
Inona ny antony ?

Ny ethnocentrisme
Ny géocentrisme
Ny cupidité
Ny stupidité
..................
...............
.................
Betsaka loatra ny antony , fa ireo no tena mandrava ny olombelona ;ary raha izao no mitohy dia tsy hahatratra ny fahafatesan'ny masoandro akory ny olombelona fa hamono tena alohan'izany ( raha resaka tontolo iainana ) ,ary mbola hifamono ( raha resaka fivavahana sy finoana):ao ny djihad isankarazany ,ao ny lutte contre l'axe du "mal " ,ao ny guerre de civilisations , etsetra etsetra ....Ary izany rehetra izany noforonina amin'ny alàlan'ny fivavahana sy ny finoana .


efa nisy foana ireo rabila a! ny axe du mal sy ny karazany indray, dia tu regardes trop la telévision




ika:
ireo kao ny antony amiko


de tsy hevitra i toi fa dia manara-body andrabila foana a! nareo sy fijo io, sao mpaminany nareo sy fijo koa ary ity ra-bila ity

tsy ampy dôzy aloha e!
sniff, sniff...tchouff, tchouff...
15. pissoa ( 09/04/2008 17:48)
ika kay manara-body an-drabila foana :-w

=))=))=)
16. rabilabila ( 09/04/2008 20:02)
Ko izy aza tsy ampy dôzy ko !! Mampalahelo fa misy hallucination. :-P :-D =))
17. fijo ( 09/04/2008 20:12)
io voalazan'i rabila sy cutie io.
fa ampiako kely hoe ,lasa fitadiavana izay hoan'ny tena sisa le fivavahana .
fa tonga soa letsy aloha rakapy an
18. pissoa ( 09/04/2008 20:13)
ahitan-javatra mitsy eto ka =)) =)) =))
19. fijo ( 09/04/2008 20:16)
satria misy tsy ampy daozy ve?
20. karinah ( 09/04/2008 22:01)
milaibe:

Karinah.lol masiaka be bavy an, tsy danz ihany ve ha ha ha
Raha vao Danz izao de mankafy ery ny ol mamaky anazy, fa ny zvt miseo rehetra manko efa any anaty baiboly dol, de gaga oe rakapy nefa efa voasoratra fa tsy maintsy miharatsy foana ny ol, ny toana mandroso foana anie e, dia miaharatsy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0406