Anarivo taona maro nivavahana

41. Veloo ( 11/04/2008 19:27)
ratonga ie io lazain'i cutie io no marina :oops:
42. Veloo ( 11/04/2008 19:30)
tena mampihemotra ahy mitsy alou ny tranga ohtran'zany e


an3 kosa e manjary lasa maharesy indray ilay satana :-* :-* :-*

ratonga
any @ afobe no hiafaran'i toi
:-D :-D :-D
43. ratonga ( 11/04/2008 19:34)
dé efa omanina zany ny masikita sy kitoza klé :-D :-D :-D ary mety ho vraky bé ihany izahay no lasa any zany, ny isan'ny sinoua sy ny karana fotsiny dia mihotra lavitra ny kristianina eran-tany :-D :-D :-D
44. Veloo ( 11/04/2008 19:39)
ary mety ho vraky bé ihany izahay no lasa any zany, ny isan'ny sinoua sy ny karana fotsiny dia mihotra lavitra ny kristianina eran-tany


ratonga a an3 ka betsaka no andreha ny teniny alohan'ny andehananao sy ny hafa any afo be ka - ary hanaiky azy :wink:

ary mety ho vraky bé ihany izahay no lasa any zany


ie zay mihitsy ilay tadiavin'ilay satana ka am-po mieritreritra an :lol: :D :)
45. cutie ( 11/04/2008 19:39)
ratonga
avelao ho may faty any nareo refa tsy te hanatona an;i jesosy =)) =)) =)) =)) =)) =))
46. cutie ( 11/04/2008 19:41)
Mpandefa : Veloo [ Valio ] 11-04-2008 21:30:08
Lohateny : Re : Anarivo taona maro nivavahana
Voalaza teo :
tena mampihemotra ahy mitsy alou ny tranga ohtran'zany e


an3 kosa e manjary lasa maharesy indray ilay satana

mahery be le satana e :-D :-D :-D :-D :-D
fa tsika miezaka tsy hanaiky ho resy ka :) :-* :-* :-* :-* :-* :-*
47. ratonga ( 11/04/2008 19:43)
ka mety mlay bé ko angé lé eo amorompatana na afobé aza sady mihirahira mitendry glita no sady manendy ihay ko :-D :-D :-D
48. Veloo ( 11/04/2008 19:46)
mahery be le satana e
fa tsika miezaka tsy hanaiky ho resy ka

:D :D :lol: :lol: :) :) :-* :-* :-* you bet

ratonga [ Valio ] 11-04-2008 21:43:29
Lohateny : Re : Anarivo taona maro nivavahana
ka mety mlay bé ko angé lé eo amorompatana na afobé aza sady mihirahira mitendry glita no sady manendy ihay ko

ko tsy vo maika lasa mainty be ela? =)) =)) =)) =))
49. cutie ( 11/04/2008 19:46)
ratonga
soava dia aza e =)) =)) =)) =)) =)) =))
50. ratonga ( 11/04/2008 19:47)
cutie:
mahery be le satana e
fa tsika miezaka tsy hanaiky ho resy ka

tsy misy wa zany satana zany fa nareo ko vé mataotaopôna é :-D :-D :-D
51. cutie ( 11/04/2008 19:49)
non za nga matahotra ry ratonga :-D :-D :-D :-D :-D :-D
52. Veloo ( 11/04/2008 19:50)
tsy misy wa zany satana zany fa nareo ko vé mataotaopôna

iza no matahotra?
za aloha tsy matahotra e hihihihi dorako @ masakita fotsiny lery dia tonga dia mandositra :D
53. cutie ( 11/04/2008 19:52)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
54. ratonga ( 11/04/2008 19:52)
veloo:
ko tsy vo maika lasa mainty be ela? =)) =)) =)) =))

sady zah vé efa mainty bé ratéo :-D :-D :-D
55. cutie ( 11/04/2008 19:54)
asehoy alou zany sary mainty be zany :-D :-D :-D :-D :-D
56. ratonga ( 11/04/2008 19:59)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/M%E9chant/xdevil3.gif[/IMG]
57. Veloo ( 11/04/2008 20:18)
=)) =)) =)) =))
an3 ilay tena sarinao ka :-D :-D
58. ratonga ( 11/04/2008 20:23)
io ô! [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Fume/0062.gif[/IMG]
59. fijo ( 11/04/2008 20:42)
Mpandefa : cutie [ Valio ] 11-04-2008 21:39:50
Lohateny : Re : Anarivo taona maro nivavahana
ratonga
avelao ho may faty any nareo refa tsy te hanatona an;i jesosy

za ve de avelandry irery any e,
hanatonontsika hena ireo ratonga,fa hilendalenda ny fofony an
60. ikaretsaka ( 11/04/2008 20:54)
tsy sarana iznay io fa smiley menamena misy tandroka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0108