mahita ahy mangingina ndray nga sa tsy mahita dinika
141. ari.malala
(
31/03/2008 07:46)
miasa mafy ny sirirzian ra zany ampifamadiana i ika sy papoose=))=))=))=))
142. sasa
(
31/03/2008 10:25)
fa elah ry papoose lava sa fohy? 1m firy aloha elah?, so tsy mitovy ny halavana fa i Ika mantsy sipa lava, sao d tsy hihety
145. mbaliana
(
31/03/2008 17:58)
an an ana ka i Ika antsoina hoe papoose dia i papoose antsoina hoe Ika .. aleo haka aina ny sisrizien :^)
146. ikaretsaka
(
31/03/2008 18:00)
tsary mety satria tsy fiteny hoe olo ngoza lasa papoose pitsana kely
147. Papoose
(
31/03/2008 19:47)
mitady lavitra koa laisany @ zany afamadika sy sirirzi zany!!!
tsy aleo ve atambatra dia tonga ho iray dia sady misy ika no misy papoozy eee!! mifameno tsara ny lava sy ny fohy, ny sola horakofan'ny volonjy ry Ika, sns manaraka azy!
dia misy ikapozy kely sady papoozika kely! :-D

150. Rasiligaoma
(
01/04/2008 04:54)
ary mety ho raikitra kao i papoose sy ika ity raha izoa a.
eo ianao ry tess no horaisina
eo ianao ry tess no horaisina
154. yonikafopl
(
01/04/2008 09:29)
:-D :-D :-D tena lasa nisy papoosenika marina mafy ato am serasera hihihh, ho lasa trano fisainana ihany ty serasera ty ktyyy
159. yonikafopl
(
01/04/2008 18:41)
kiadi tsssssss mody zefa eo njay kiadi nefa hitako ilay mankafy mipetrapetraka ao am trano fisainana mintsy :-D :-D
160. tess
(
01/04/2008 19:15)
Rasiligaoma:
ary mety ho raikitra kao i papoose sy ika ity raha izoa a.
eo ianao ry tess no horaisina
izy aza mba ho lasana
:? :( kanefa hoe lasa ny mbamba misosoka ny voay :-P