mahita ahy mangingina ndray nga sa tsy mahita dinika

81. kiadi ( 26/03/2008 16:27)
lasa zao le!!
82. kiadi ( 26/03/2008 16:29)
handeh hiany ny bizinako raha izao=))=))=))=))
83. tess ( 26/03/2008 16:58)
:-D:-D:-D:-D
84. ikaretsaka ( 26/03/2008 17:04)
kiadi> latro amin'izay fa lasa ty..
glacholet aourtam sachet vandro nem pop corn mazikita labiera oooo
85. kiadi ( 26/03/2008 17:22)
eo le nem eh! sambos!!
86. yonikafopl ( 26/03/2008 17:33)
aleo haka plasy, aleo haka plasy so de tara:-D:-D:-D:-D
87. diamondra27 ( 26/03/2008 18:01)
harinah:

ry diamonadra io ve zao mbola diamondra sa efa ara-resina

_________________

:-D:-D:-D

eo fa ho kobo le
in ndray zaoo zany ara-resina zany?:lol:
:-D:-D

Raikitra ny fitenana akanjo ato :-D:-D:-D sady mangatsika zao ny anjo an!

aiza ny lems sy sosy vanjo ôoooo

88. diamondra27 ( 26/03/2008 18:06)
o ry ika a! fa nataonao inon le zanak'olona e!
toa lasa nivadika nareo njay ny role sa bande hiiii

omeo aty ny glasole varotanay fa ndana misène kely aloha :-D:-D:-D


89. tess ( 26/03/2008 18:18)
lasany any dool ny dossier e!:-D:-D:-D:-D
ny dossier ni ikaretsaka zao hoe sady lahy no vavy:-D:-D:-D
90. ikaretsaka ( 26/03/2008 18:23)
diamondra27:

o ry ika a! fa nataonao inon le zanak'olona e!
toa lasa nivadika nareo njay ny role sa bande hiiii

omeo aty ny glasole varotanay fa ndana misène kely aloha :-D:-D:-D


ka tsary mahita aktera hanilihana ny lamba malotony izy de ny mpibizna glacholet sy vando ary no tadiaviny hanampy ny troupe zanety kooooo


91. yonikafopl ( 26/03/2008 18:59)
alefaso akia ry ika aaaaaaa:-D:-D:-D:-D
92. rabilabila ( 26/03/2008 19:04)
troupe zanety


eh!! Aoka kely ny Dadabenay an!!! Ilay Koto Bebeso ao amin'ny tiropy.

Strapontin sisa no misy kle!! 'ty ny pilansa madama ouzy!!!
93. ikaretsaka ( 26/03/2008 19:11)
yonikafopl:

alefaso akia ry ika aaaaaaa:-D:-D:-D:-D


tena raha mikotrana elaela ato ahako tena mety hanampy andry marco sy ry gerard sy ry filomene sy ry turbo sy ry gotlib @ fou hehy ihany kan
94. yonikafopl ( 26/03/2008 20:47)
ika hihihihihih, aleo mintsy ndry misolo an ra filomene eeeeeeeeeeee:-D:-D:-D:-D:-D
Ka ndry tsinn efa nomen'ny sasany scenario holalaovina kou hihihih:-D:-D:-D
95. mbaliana ( 26/03/2008 20:48)
faly ery Ika fa nahazo akia...:-D:-D:-D
96. yonikafopl ( 26/03/2008 20:53)
mbaliana ka lazain'ny xxx fa vevavy nge ika akia ee, de mandrampamoakany ny mahalehilahy azy de ataoko akia fona izy :-D:-D:-D
97. ikaretsaka ( 26/03/2008 21:17)
yonika sy mbambal> "elahy isany" ko "letsy":-D:-D:-D
98. ftlozy ( 27/03/2008 00:01)
lasa zao kle!! za spect fotsiny wa..adin ankzy tsidiran ny olondebe!!! eeeeeee!!
99. Papoose ( 27/03/2008 02:49)
ika, eo aloha asiana retosy kely ny makiazinjy sy ny volonjy de bizou!
100. tess ( 27/03/2008 05:55)
saodé tokony hanabotsina tratra kou ru papoose:wink::^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0095