mahita ahy mangingina ndray nga sa tsy mahita dinika

21. ikaretsaka ( 25/03/2008 20:00)
xxx:

anaovy bemidina any antranony ary ikaretsaka de ho hitanareo ny marina, tonga de savao ny PC-ny de kobo doly ny ps-ny rehetra .:cry:
arak'io lazainy io hoe "net" ty! anaovy bemidina de samy miala.:P

tairo fa tsy maninona...

22. ikaretsaka ( 25/03/2008 20:02)
ampidirina @ zavatra tsy hidirako kao aho.. anaovy bemidina :-D:-D:-D
23. ikaretsaka ( 25/03/2008 20:05)
ikaretsaka anisan'ny tokana pseudo sy tsy mpanao xxx ary fidele t@ naha Ika azy (Namana faha 489) hatramin'izay nisian'ity forum ity tany ka tsy maninona na atao be midina na bemiakatra . ny marian tsy mba maty :wink:
24. xxx ( 25/03/2008 20:07)
ikaretsaka:

ampidirina @ zavatra tsy hidirako kao aho.. anaovy bemidina :-D:-D:-D





enao io fa aza mba ratsy ratsy loha otrizao:x
ary enao no mampiady olona eto, mampiasa ny ps :lol: bdb VHV tsy misaina
25. ikaretsaka ( 25/03/2008 20:10)
moramora jou ah moramora:-D
26. simplex ( 25/03/2008 20:19)

ika,
asehoy ony ny mahalelah an'la 8)^:^^:^

:b:b:b
27. kiadi ( 25/03/2008 20:20)
ka raha iz io de manina manao xxx ? miala tao de masahia mijoro fa aza miafina ao @ xxx!
de ahona aloa le resaka izina ry ika fa zany eo ihany eh:-D:-D:-D
28. cutie ( 25/03/2008 20:23)
Ika
tsy mahay ny jeu anareo ato za fa aleoko any ary
sady ny anay @ miaraka @ celery fa tsy popcorn:-D:-D:-D:-D
29. ikaretsaka ( 25/03/2008 20:25)
ataovy ny ivestigation de jerena ze ratsy loha sy be afinafina eo e:-D

dia hivoaka koa ny filmE machination an'i XXX atsy ho atsy...
30. tess ( 25/03/2008 20:27)
xxx:

tess:

mba te handrangitra hono zany:°) TSY efikasy.:-D






ihomezan'io olona io fotsiny enao miady aman'olona eto.
ikaretsaka = harinah:D, na tsy mitovy azany ny IP ao ola 1ihany io.

tsy misy handany andro handrangitra anao akory.




:-D=))=))=)) fa iza no miady amzao zà sa ianao mitady hanafika ahy indray:-D:-D:-D:-D:-D


31. simplex ( 25/03/2008 20:28)

ka tsory ny marina ra hampiseho ela sa tsy hampiseho e :°)
32. simplex ( 25/03/2008 20:30)
ho an'i ika io farany io an ;-)
33. kiadi ( 25/03/2008 20:31)
devoly! miala!! @ anaran'i ........ miala tao wa!hiantsoiko an'i maihol nareo an:-D:-D:-D
34. ikaretsaka ( 25/03/2008 20:31)
hahahaha
:-D:-D:-D
35. sakaizakely ( 25/03/2008 20:35)
simplex:


ika,
asehoy ony ny mahalelah an'la 8)^:^^:^

:b:b:b


zany oun ika a ! ampsehoy ho hitan'ny rehetra :-D:-D:-D

dia tokony hivadika any am resak'olondehibe ny fiafaran'ity dinika ity zany ;-)

36. kiadi ( 25/03/2008 20:39)
zah mahakobo an'io harinah io!!niantso an'i maihol zah de koboko io
i xxx io!! =))=))=))
37. ikaretsaka ( 25/03/2008 20:42)
efa nisheho trany @ resaka fomba malalaka fa .. taraiky be nareo:wink:
38. ikaretsaka ( 25/03/2008 20:45)
izany ika vevavy eee.:-D:-D:-D
aia ro hanafenako volontratra sy ny volontongotra sy ahitako kiraro talons omby ny tongotro le
39. tess ( 25/03/2008 20:48)
:-D:-D:-D:-D loza kou zany!!!!!!!ka asehoy ry ikaretszk fa saodé vavy marina enao an!:-D:-D:-D point G:^):-D:-D:-D
40. kiadi ( 25/03/2008 20:51)
in doly zany ry ika an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0085