mahita ahy mangingina ndray nga sa tsy mahita dinika

1. harinah ( 25/03/2008 16:41)
lazaiko eto fa tsy karinah velively aho ary aza manendrinkendrika rehefa tsy mahalala ry fiffi an!
efa hoe harinah zany ve ho karinah eh! sa efa tsy mahita lazaina tsony , raha zany no hiadina eto de lasa adala eo sady internet ne ty eh! samy manao ze tiany ka raha tsy mahazaka miala eh! zany ny fiainana an-tanay na ataonareo aeto daholo ary ny momba ahy tsy blem io , ataovy eh!
répondu par Papoose le 15/04/2008 01:39
2. xxx ( 25/03/2008 16:59)
be coco be an! dia amini'izay izany dia hoe tsy nifanilihina ilay fampiasàna ity ps nao ity?????
SAMY AFAKA IZANY?=))
3. xxx ( 25/03/2008 17:11)
:arrow:IZAO IZANY ILAY HOE / Vazaha mody miady = mody ny ps no ampiadiana:?:;-) fandrebirebena saina;-)
4. ikaretsaka ( 25/03/2008 17:12)
cutie & co.> vandro pliz fa Jerry springer koa ny ato ooo!
5. kallie ( 25/03/2008 17:20)
=)):-@
6. xxx ( 25/03/2008 18:17)
ikaretsaka = harinah:P

aza mba sendran'ny olona tahak'itony ihany!:roll:

7. yonikafopl ( 25/03/2008 18:20)
looooooooooooooooooooooooozzzaaaaaaaaaaaaaaaaaa

De we intello veeeee :roll::roll::roll:
8. XxxX ( 25/03/2008 18:42)
xxx:

ikaretsaka = harinah:P

aza mba sendran'ny olona tahak'itony ihany!:roll:

d lasa iza dray ny manaraka?=))=))=))=))=))=))


9. tess ( 25/03/2008 18:49)
ka izany anie wa e! :-D
10. xxx ( 25/03/2008 19:01)
anaovy bemidina any antranony ary ikaretsaka de ho hitanareo ny marina, tonga de savao ny PC-ny de kobo doly ny ps-ny rehetra .:cry:
arak'io lazainy io hoe "net" ty! anaovy bemidina de samy miala.:P
11. tess ( 25/03/2008 19:11)
mba te handrangitra hono zany:°) TSY efikasy.:-D
12. ainaheri ( 25/03/2008 19:18)
Fa misy in ato zany fa zay tsy maharaka klé,otrany misy pop corn sy voandro tampoka,d refa ndray misy mandrangitra ..asa ndray ny manaraka hisy hanadombo ndray lay efa voarangitra
13. XxxX ( 25/03/2008 19:21)
tess:

ka izany anie wa e! :-D
ndao dray lesy atao oé iza re e?=))=))=))=))=))=))=))=))=))


14. simplex ( 25/03/2008 19:29)

Jerry Springer :-D:-D:-D

sa Oprah ? =))=))=))
15. xxx ( 25/03/2008 19:30)
XxxX: ka mora foana ny hamantarana azy! ny olona efa voany ihany no asiany misesisesy eo !

dia ity izany no tokony ho valin-tenin'izy roa tatsy ambadika vavolombelona???? hoe sady tsy i fiffi no tsy karinah??? kanefany nifanilihina ilay ps:-D:-D:-D:-D manao otran'ny fikan'i salopard atsy ambadika koa, mahay mampilalao mariônety:-D:-D:-D
16. antigone ( 25/03/2008 19:36)
film inn ko ty zany klé :-w:-w
17. kiadi ( 25/03/2008 19:38)
sô de ba zah aza le harinah :-D:-D:-D
18. harinah ( 25/03/2008 19:47)
zao eh! aza miady hevitra eo hoe iza za na iza
fa reraka eo foana , harinah za tsy ikaretsaka velively mintsy
19. kiadi ( 25/03/2008 19:49)
misy azo hanaovana bizna ve eto ry ikaretsaka an?
20. xxx ( 25/03/2008 19:58)
tess:

mba te handrangitra hono zany:°) TSY efikasy.:-D






ihomezan'io olona io fotsiny enao miady aman'olona eto.
ikaretsaka = harinah:D, na tsy mitovy azany ny IP ao ola 1ihany io.

tsy misy handany andro handrangitra anao akory.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4806