mahita ahy mangingina ndray nga sa tsy mahita dinika

121. Kwasi ( 27/03/2008 22:18)
Mety hiova ndray ny bizna @ ity filma iray ity an.
Any misy hormone amidy morabe :-D :-D
122. tess ( 27/03/2008 22:46)
:-D :-D :-D :-D ngodé zay marina aza no mahatonga ny aktera hanao film otrzao tsy ampy hormone :-D :-D :-D
123. ikaretsaka ( 27/03/2008 23:47)
kozy serieux fa na hormon be tahaka ny inona aza ... tsy hiova ho lasa le actera 1 iry izany ika le...
aleo atao vodiombim-barotra hamidy vandro ny sosy de haka sisiny ihany
124. Papoose ( 28/03/2008 03:53)
misy mangataka anjy hanabotsibontsi-nono akia ao Ika on!
ny manikira sy pedikira aza adino de ataovy permanan le volo raha tinjy mba hisy style njainjay.... dia eto aty aloha io volo-maso otsan'ny fanday bolobolo io kakasako, angalako motony fotsiny eee!!!
125. Rasiligaoma ( 28/03/2008 04:07)
tess:

:-D :-D :-D :-D ngodé zay marina aza no mahatonga ny aktera hanao film otrzao tsy ampy hormone :-D :-D :-D



cas mety hitombina koa izay! dia mytho be dia tsy hay intsony ny manavaka ny lahy amin'ny vavy
126. Papoose ( 28/03/2008 06:30)
ka za aza moa lahy koa, dia le zah lahy na ny misy ny filahiako aza tsy hitako hoe aiza :?:
127. yonikafopl ( 28/03/2008 07:50)
:-D
128. ari.malala ( 28/03/2008 08:09)
=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))elà les ry papoose aza manapatsinay a! tena latsaka mints v rangà ny ranomasonay amnareo tsss=))=))=))=))=))=))=))
129. tess ( 28/03/2008 19:41)
:-D :-D :-D :-D ary mosy dossier ndry kou zany ry papoo fa mila aseho ny filahiana haingana :{
130. yonikafopl ( 28/03/2008 20:26)
:-P :-D
131. Papoose ( 29/03/2008 02:36)
marina mouu ouuuuu!!! mba hafa ihany le tena sure reny hoe hay napetsako teto ny kopetsako dia tsary hitako fa nakaia teo ary!!!

fa ny ahy raha lahy ny tenako dia tsary afaka atao an'izany satria tsary mbola naniry filahiana le fivaviana!

tess, loza fa dia ho lasa dossier fitadiavam-pilahiana v ny ahy zany :-D
132. kiadi ( 30/03/2008 18:36)
tsy maharaka tsony fa de manoratroratra eny fotsiny! aza vakina ko fa tsy interressant ny soratako
133. ikaretsaka ( 30/03/2008 18:38)
ankitady filahiana izao indray ny ato hono eee
134. kiadi ( 30/03/2008 18:42)
hay ve? de ny filahin'iza indray zany misy mitady zany?
135. ikaretsaka ( 30/03/2008 18:51)
filahian'i xxx mazava ho azy
136. kiadi ( 30/03/2008 21:27)
ka raha tsisy filahina i xxx fa fivavihana no misy ao?
137. ikaretsaka ( 30/03/2008 21:38)
dia izany no lazainy hoe "asaina mamboly na imposer-na ho misy" hono
138. kiadi ( 31/03/2008 06:19)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
139. yonikafopl ( 31/03/2008 06:33)
mifanaraha nareo sy ika ry papoose aaa, bizna ray kou iny :-D :-D :-D :-D
140. kiadi ( 31/03/2008 06:53)
ka filahin'i ika izy tia no tadiavina sa filahin'i papooze???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0088