mahita ahy mangingina ndray nga sa tsy mahita dinika
161. kiadi
(
01/04/2008 20:25)
yonikafopl:
kiadi tsssssss mody zefa eo njay kiadi nefa hitako ilay mankafy mipetrapetraka ao am trano fisainana mintsy :-D :-D
ka le trano fisainana ange aiko eh! ary tena makafia zah makao fa le lasa trano fisainana le dinika no tsy azoko
162. Papoose
(
02/04/2008 11:12)
Rasiligaoma:
papoosenika no milay koa.. mampatsiaro ahy trano fisainana
:-D :-D :-D
dia lazainao fa trano fisainana ndray ny akanikelinay! mba shanaba...:-P
le raikitra sa tsy ho raikitra ndray dee ozy lola zay hoe:
ambiansy ity androany, raikitr'io e! raikitr'io e!
ambiansy ity androany, raikitr'io e! efa parE! :-P
164. kiadi
(
02/04/2008 14:42)
zazakely io moa de miteniteny fona hotsizao ko
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Combat/h_hit_3.gif[/IMG]
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Combat/h_hit_3.gif[/IMG]
165. Papoose
(
02/04/2008 16:02)
tsy miteniteny foana ny zazakely fa tena miteny ny marina, satria anie izy t sy manantsiny ry kiadi e!
166. kiadi
(
02/04/2008 16:36)
avy tsontsoin'i dada aingana aza eh! de avy soloina amizay io koussy io fa efa feno :-D :-D :-D :-D
167. mbaliana
(
02/04/2008 19:57)
Io ndray i Ika sy papoose.. efa ela ihany no nahenoiko an'izay fa mbola tsy ao foana e.... mbola bevohoka foana ny ambatobevohoka :-D :-D :-D :-D
169. Papoose
(
03/04/2008 02:42)
kiadi, nga moa mody nivadika dada ndray? :-D tssss... tsy mena-mivadika otsin'ny lilin, soa ihany za fa tsy mpipiy akloty tsony :-D
mbal, sali efa ela no nahenoannjy ny hoe in :?:
mbal, sali efa ela no nahenoannjy ny hoe in :?:
171. ari.malala
(
03/04/2008 07:13)
=))=))=))=))=))mafinaritra mints ny miditra amin'ity lohahevitra iray ity k!
173. ari.malala
(
03/04/2008 12:36)
tandremo aza ry kiadi sod ts ny koussy no solona fa lozana mikitikitika zaza tsy manantsiny ao ko idiranangako ao an=))=))=))=))=))
175. ikaretsaka
(
03/04/2008 16:50)
kiady> ny fahitako an'i papoose pozin'ny le mpianatra sy mpamerina ny zavatra notantaraina azy fotsiny ko, fa possible hoe zaza tsy manantsiny io fa le be wawawa fotsiny fa tsary manaiky gisitra fa maika te ho lehibe
177. kiadi
(
03/04/2008 19:52)
:-D :-D :-D :-D :-D tsuy maika ny ho lehibe fa mitomany ho lehibe :-D :-D :-D :-D
178. ari.malala
(
04/04/2008 08:21)
=))=))=))=))=))=))=))mety hoe eto ftsn no wawawa fa shefa ena ita tsary sahy amin'in'in akory ko=))=))=))=))mety iz ndray az ano manao tari-dositra hoe ento aho ray tongotro fa tonga ny atambo=))=))=))=))=))
179. Papoose
(
04/04/2008 09:39)
za ndray aloha le tsy mba mitsoaka an-daharana e! ny hanasorana ahy teo aza no sarotra, ohatran'le vao nahazo kilalao vaovao reny, tsy mahatsiaro kaly mints hihihi
raha misy ny boum, papoose anisan'le manala azy farany foana! le zazakely maharitra h@ guerre fin
raha ho avy i kiadi, ataoko tofoka vao miala! :-P fa le koussy moa zany ela fidona be! ny zaza tsy manantsiny ato efa mila soloina fa mando beu :-P
ika, raha mpianatra za dia enao v mpampianatra? dia averiko aminao v zany le nianarako :?: :^) :-D :-P
raha misy ny boum, papoose anisan'le manala azy farany foana! le zazakely maharitra h@ guerre fin
raha ho avy i kiadi, ataoko tofoka vao miala! :-P fa le koussy moa zany ela fidona be! ny zaza tsy manantsiny ato efa mila soloina fa mando beu :-P
ika, raha mpianatra za dia enao v mpampianatra? dia averiko aminao v zany le nianarako :?: :^) :-D :-P
