mahita ahy mangingina ndray nga sa tsy mahita dinika
183. yonikafopl
(
05/04/2008 09:21)
iza njay za nandena an'i papoose ao zany eee, misy de tsy miala maina mintsy aaaaaaaaaaaaa :-D :-D :-D
187. yonikafopl
(
05/04/2008 20:09)
noleman'ny sasany papoose ry kiadi fa mba jereo ao aaa :-D :-D :-D :-D
188. Papoose
(
05/04/2008 22:20)
lol nentin'ikaretsaka nitsangatsangana teny @ park dia variana nisotro cafe teo @ le pivarotra izy de za navelany tao anaty poussety! de lena! :( :-D
189. yonikafopl
(
06/04/2008 08:26)
noleman'i ika tany am park we njy ry papoose :roll: :roll: :-w :-w
190. kiadi
(
06/04/2008 10:37)
Papoose:
lol nentin'ikaretsaka nitsangatsangana teny @ park dia variana nisotro cafe teo @ le pivarotra izy de za navelany tao anaty poussety! de lena! :( :-D
tsy tianao anga ilay lena???
:-D :-D :-D :-D :-D
ilah kosa ry ika de manamando zazakely an! :-D :-D :-D
191. tsiambaratelo
(
06/04/2008 10:49)
harinah>za nefa mahalala anjy! dain,de we ikaretsaa hono! =)) =)) =)) =))
194. Papoose
(
07/04/2008 11:56)
:°) zao za efa tsy lena tsony fa efa nosoloin'i dada ny kousiko! :°)
faly ery ny zanak'i dada :-D :-D
faly ery ny zanak'i dada :-D :-D
195. ari.malala
(
07/04/2008 12:05)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
196. kiadi
(
08/04/2008 08:46)
be pipi zany raha sipa kely an! leo mintsy zah manolo koussy an'i papoo
200. Papoose
(
09/04/2008 10:55)
ka vavy tahaka an-drainy ko!
manaha-dray fa io dadako io kely de nahay nikitika! :-D
manaha-dray fa io dadako io kely de nahay nikitika! :-D
