Katesizy?Inona izany? Fan.. sy Valiny... ho antsika rehetra.

81. niryna ( 14/03/2008 04:54)
The Catholic Church says that Mary, and saints in general, are a mediator between God and man;

dia io izany no mitovy izay lazain'ika fa Maria sy ny olo-masina rehetra dia mpanelanelana an'Atra sy ny olona

whereas, the scriptures reveal that Jesus is the only mediator between God and man (1 Timothy 2:5, 1 John 2:1 The Catholic Church says that Mary, and saints in general, are a mediator between God and man; whereas, the scriptures reveal that Jesus is the only mediator between God and man (1 Timothy 2:5, 1 John 2:1, Acts 4:12). 2:1, Acts 4:12). kanefa ny tenin'ATra dia manambara mazava tsara fa Kristy irery ihany no mpanelanelana antsika amin'ATra .:wink:

Vakio ireo ambony ireo raha milaza an'izany,dia asa re raha izany koa no nampianarina tany amin'ny
katesizy .
hery:

raha misy mpanosika aho sy mpitantana sy mpanoro lalana aho manampy ahy amin'ny lalam-piainako, inona ny olana ? :P

dia mazava ho azy izany fa misy mpanosika hafa ,misy mpitantana hafa hono izany ary misy mpanoro lalana ihany koa.
:wink:
82. Rasiligaoma ( 14/03/2008 04:58)
ny fanontaniako anie tsy valian'i niryna fa ny azy ihany no asesisy e. (efa injato kalesy lazaina izany foana fa tsy haiko hoe nosesefana tain'inona ny sofinareo)
83. niryna ( 14/03/2008 05:04)
ari.malala:

Momba ny sary, efa impiry nilazana ianao fa tsy mivavaka @ iny akory ny katolika! raha kely ny olona niteny anao an'izany tato aam serasera d 10

valiny taminao ry niryna hoe nahoana aza e, nahoana isika olona samy mbola mpanota, mino fa eken'andriamanitra teny rehefa milaza fa hivavaka hoan'olona iray, ka mainka ve fa ireny olona efa miaratsambatra aminy ireny?

ny maty tsy manana anjara toerana intsony,tsy maninona ka ,mivavaha any amin'ny maty satria izay no nampianarina anareo.
"Ny maty tsy manana anjara toerana intsony ary tsy mahalala fahoriana na fifaliana ihany koa,une fois isika maty dia dangy izay tsy afaka ny hanelanelana ny velona intsony,efa im-piry koa io no notenenina sy nomena tao anaty baiboly saingy hianareo moa tsy tia mandray ny blablabla izany =))

principalement ny Reniny??? fa iza moa no mahazo faveur kokoa rehefa mi interceder, tsy ny reny ve? ka inona ny hadisoana raha mangataka ny fanampian'ny Renin'Andriamanitra,izay Renin'ny olombelona iany koa? Miombona @ namana hafa aho mamerina amnao ny hoe aza d dontoina ny fo raha tena te hahazo marina fanampiana avy @ hafa ianao, esory aloha ilay solomaso mainty nanakonanao ny masonao fa manjary tonga d le mainty b no itanoa d tonga d zay no sary ao antsainao ao.
=))=)) ny voa afafy no hitsaraina azy, na isika miaraka amin'i kristy irery na isika tsy miaraka aminy dia efa manana olon-kafa hiarahana izany ka dia mazotoa rahavako.



84. niryna ( 14/03/2008 05:15)
The Catholic Church says Mary was sinless, scripture says everyone, except Christ, has sinned (Romans 3:23).
dia marina indray ve ity fa misy milaza fa tsy nanantsiny mihitsy Marie?

Even Mary herself knew she needed a Saviour (Luke 1:46-47) and went through purification for her sins (Luke 2:22,24).

kanefa na ny tenany ihany aza dia nanao fanatitra ?

Mary, a Jewish woman and a sinner, had to make a sin-offering (Leviticus 12:6,8). Why does the Roman Catholic church insist she was sinless when the scripture says she was not? Mary was so poor, she and Joseph could not bring the required lamb for sacrifice (Leviticus 12:6,8). They could only offer a pair of turtledoves, or two young pigeons (Luke 2:24). However, Mary didn't need the lamb, she held Him in her arms! She had the Lamb who could save her from her sins! A Saviour her heart rejoiced in!
85. Rasiligaoma ( 14/03/2008 05:16)
ny maty tsy manana anjara toerana intsony,tsy maninona ka ,mivavaha any amin'ny maty satria izay no nampianarina anareo.


azafady... manana toerana ny maty ry niryna maroa tsy naririna foana ohtran'ny fatim-boalavo sanatria a

Raha mijery soratra masina ianao, ahoana ny tantaran'i lazara Boka sy ilay mpanakarena nahita an'i Kaky Abrahama?? nefa i kaky abrahama efa maty?
Ahoana ny tantaran'ny Taolambalon'i Elisea moaminany?


dia izao koa io ry niryna an: amin'ny fomba ahoana no ilazanao hoe tianao ny vadinao nefa tsy tianao sy hajainao ny reniny, tsy tianao ny havany, tsy tianao ny fianakaviany??
Dia toy izany koa i Kristy, amin'ny fomba ahoana no ilazanao fa tianao i Kristy nefa tsy hajainao sy tsy tianao ny reniny , ny havany, sns???


Tsy norme ianao sy ny fivavahanao fa mba asio reconsideration
86. Rasiligaoma ( 14/03/2008 05:19)
Tsy norme ianao sy ny fivavahanao fa mba asio reconsideration

tsy izaho irery no miteny an'io fa maromaro ihany..raha isaina fotsiny ny eto dia efa tsy maha isa ny ratsan-tananantsika dahy mitambatra!

i pasiteranareo mahazo vola any aminao dia very fihinananana raha hiteny koa hoe tsy norme ianao.. afera ny azy, mila velomina ny ankizy!
87. fahamarinana ( 14/03/2008 08:11)
:arrow:Ny ahy ny mampalhelo ahy dia i niryna tsy mba manaja ny finoan'ny hafa fa ny azy no tena tsara sy lafatra ary mendrika indrindra.Amiko fitiavantena ary tena toetra mahavariana.Jereo tsara ary tsy mila ampahafantarina fa misy finoana betsaka ato ,eny na dia i fijo milaza tsy mpino aza dia misy inoany koa ao,fa i niryna tsy manao PARTAGE am-pitiavana intsony fa imposition,tsy ny finoan'ny niryna irery no tokony atao hibahan-toerana sy hanaovana tsinotsinona ny hafa sy ilazana fa tena ilay IZY:satria amiko tsy dia ilay katesizy loatra no tiana ho fantatra fa ny handaharana sy hanoherana ny resaka katolika sns ary indrindra toa lasa maneso indray.Mba tena toetra-na-mpino tanteraka ve izany ? Tsy fantatro ny finoanao manokana fa tena mahazendana ahy tanteraka,isan'ny ni-aprecier ny fizarana sy fampianarana nomenao aho ary misaotra ny Tompo fa nandray izany koa nefa eto dia tsy hitako taratra intsony ilay izy.Soa fa tsy nahay nitsimpona aho fa masaka taketo niryna.

Fehiny :Aza manao an'izany fa olona mampiseho toetra tsy miheno toy izao ilay olona faran'izay halan'olona ary na misy fizarana tsara ataonao aza dia lasa mibilioka tsy haiko aia fa mahatezitra.Reseo lahatra ny olona ,azavao araka ny finoanao fa sanatria tsy hanery olona rehefa tsy mety aminy : aza enjehana ny finoany e,aza critiquer-na ny sary e,aza idirana lalina loatra sao sanatria ka hampalahelo ny sasany e.....Ialako tsiny raha maha-tezitra fa ny ahy moa dia aleoko tenenina.Hoy ilay Pasteur-nay fahiny zay hoe ,aza mba manenjika ny finoan'ny hafa fa tsy fantatrao izay Fanahy Masina miasa any amin'ny Fiangonany ....Rehefa tsy tianao dia ny anao tanana dia mahaiza mifanaja .Dia poussy amizay aho fa marary ny lohako.:lol:(l)
88. ari.malala ( 14/03/2008 09:16)
bravo fahamarinana!! voalazanao ny marina rehetra!

Miala tsiny aho ry namana isany, fa tsy mahavita manohy ity dinika ity intsony, satria dia bornée loatra ilay olona mitady fampianara,a tsy mitady fampianarana izy fa efa manana idée preconçue hoe ireto katolika ireto dia toy izao sy toy izao, de avelako izy ho eo. Tsara tso-drano izay mazoto hanohy! miala tsiny sy mifona aho!!!
89. fahamarinana ( 14/03/2008 09:29)
:arrow: ari ::-*:-* Dia any amin'ny dinika hafa ndray aky mihaona tsika a(l)
90. tywa68 ( 14/03/2008 11:55)
zah koa marary ny lohako sy ny masoko ry fahamarinana ! misaotra anao sy ny namana mazoto mamaly foana eto, fa tsy ho vitako ary zay no handraisan'i Niryna hoe vali-boraingina, satria mafy loha izy, ary mody manontany nefa efa manana valiny tsy tiany hovaina, momban'ny katolika !

Na dia izany aza : mbola manontany aty ianao ry niryna hoe ahoana ny ataoko ? ahoanao inona moa ny fanaoko ? ny hinoako efa nosoratako hatry ny ela fa i Jesoa Kristy, ary ny fanajako sy fangatahiko an'ilay reniny hivavaka ho ahy sy ny fianakaviako, d ohatran'ilay fangatahako @ireo namana tiako hitondra ambavaka ny fahoriana na aretina mianjady amiko (zay mbola tsy nataoko ary tsy ho ataoko eto zany raha izao no fandraisanao azy :lol:)... ka asa iza no tsy mamaky, na mahay mandrangitra, na iza no tsy mahay manoratra sy manazava, na iza no manao lavage de cerveau ?

Mety mbola tsy niteny aho h@izay hoe aoka izay ty toetranao manao dodoria ty, fa tsy hivadika na hampiova ny finoako izany, satria tsy ny etikety no hitondràko azy, ary tsy mila tsikera avy any @ hafa aho, fampisehoana fa ny azy ihany no marina, na diso ny ahy blablabla tsy misy farany ...

Impiry tenenina fa MIVAVAKA HO AN'NY MATY ny katolika, inona no olanao @izany ? Koa tsy aleoko ve hivavahana ihany ny fanahin'ireo ireo lasa nialoha lalana, indrindra moa raha haiko hoe tsy d nampiseho fahazotoana loatra izy fony fahavelony !

Avelao aho fa na tsy mitanisa ohatranao aza aho, d mahatsapa fa tsy irery @ lalana maha-kristiana ahy, ary miezaka isan'andro ho @izany fa tsy hoe tena nahazo ny marina, dia hanery ny sasany hanao ohatran'ahy !

Tena trop loatra ny ataonao fa tsy olana amiko, satria rehefa tsy te-hamaly aho d mahay mamaky fotsiny d mijery sujets hafa ary ambadika indray.:wink:

ari.malala sy rasiligaoma : :lol::-*

91. ikaretsaka ( 14/03/2008 13:57)
ny ahy ny nahagaga ahy t@ i niryna dia izay hoe ny lazain'ny vava mifanohira tateraka @ ny atao izay tokoa.

eto izao porofo tanteraka mihitsy hoe te hianatra katesizy hono... inona akory.
ireo zavatra nolazainao rehetra ireo

Mivavaka ho an'ny maty e, Maria e, Olomasina e, sary Vongana e sns..
dia efa nazavaina ombieny ombieny teto ny antony. Porofo iray koa fa tsy mamaky ianao fa ny anao ihany no asesinao.

Ianao no mangataka partage, aia ze partage teo?


diso pilopitra tokoa ianjao fa tokony manangana secte @ izay.


mandiniha tena!
92. fijo ( 14/03/2008 21:24)
mifanipaka indray ny mpino iray harona le,nareo wa aza manao toa ny valala hoatra an'io.hangalako angely eo anie e
93. ikaretsaka ( 14/03/2008 21:35)
ka le pino anakiray diso pilipitra de tenenina..
izay ilay tsy mijery arina an tava ... dia misy tezitra rehefa tenenina hoe misy sarbo ny tavany
94. fijo ( 14/03/2008 21:53)
asio lafarinina letsy e
95. ikaretsaka ( 14/03/2008 22:16)
izay no efa atao izao fa tsy mety izy e...
96. fijo ( 14/03/2008 22:43)
hi hi i ,fa tena tsy blagy,fa mba gaga aho hoe gasy niaina tany mada nefa tsy mahalala "katesizy"??????
97. tywa68 ( 15/03/2008 09:24)
fijo > koa na tsy mahalala aza tokony hamaky tsara zay soratana fa tsy manao diska goaka !
98. niryna ( 15/03/2008 10:38)
Ho antsika rehetra .....":D dia ampy."

Ny antony nahatonga ahy hanontany ireo fanontania ireo dia meteza aza hinareo hamaky ity tantara ity.
Afaka miteny daholo isika ka,ary samy manana safidy ,ho famintinako ny teniko dia aza eritreretina fa ny finoako ihany no ataoko,inona moa izany finoana izany fa tsy i kristy ve ? ary inona no finoanao ? anareo no mamaly azy any am-po

Nandritra ny dimy ambin'ny folo taona ireto mpivady ireto(izay mbola velona hatramin'izao )dia katolika.
Ilay ramatoa no tena iringiriny hoy izy(ny tantarany no omeko anareo an )
Isan'andro izy dia mivavaka eo ampototry ny labozia mirehitra,misy sarin'i Maria sy sarin-jaza izay Kristy hoy izy,ary dia miantso an'i Maria foana izy mba hanampy azy,hanavotra azy,hanafaka ny otany,nangataka zavatra teo amin'ny fiainany(zanaka),ny la croix moa hoy izy dia ngodabe eo an-doam-pandrinanay mivady ary ny cadre misy sary izay noraisiko ho Jesoa ary ny sampile .
Reraka t@ ity vavaka nataony ity ilay rangahy ka dia tsy niangona intsony,ny anao hoy izy zavatra tsy miteny ireo no antsoina lava eo,maninona no tsy mamaly izy(Maria io an),izany miantson an'i kristy izany aloha dia tsy misy fa ny reniny hoy izy no antsoina mba ho tonga any ny feo :roll: :cry:.
Nahoana isika hoy ity rangahy no mijaly ary vao maika fadiranovana,tsy misy fifaliana(io dia porofo iray fa raha manana an'Atra hianao dia manana fanantenana sy fifaliana ary miova ho azy ny toetra na dia tsy filamatra aza fa misy endrika sy taratra eny foana e,tsia tsy nisy izany,depression no nameno,feno fahabangana ny fiainan'izy mivady ary feno ady sy disadisa,),eny fa ny manana an'i kristy tsy midika hoe afaka daholo ny fahoriana na ny aretiny na izay mianjady ny tsy mpino,ny manana azy ka mametraka ny fiainany ho tantanany ary izy no mamita ny rehetra io no fahasambarana tsy hananan'ny tsy mpino na tsy mivavaka aminy irery,'[b]iza no nahalala an'izany hoe na inona na inona mahazo dia miantso an'i kristy hoy ihany ity ramatoa.'

Indray andro raha sendra nanamboatra ny garage-ny ity rangahy dia voadonany tsy nahy ilay radio ka dia nihodina tamin'ny fandaharana fivavahana
"Andriamanitra tia antsika,Kristy nanavotra antsika,miandry anao mba hibebaka Izy.."
Nanohana an'ity rangahy ilay teny,izahay hoy izy tsy mba mamaky izany baiboly izany kanefa dia nanomboka namakafaka sy nandray ny baiboly aho ary dia niteny hoe" Kristy o raha tena misy marina hianao,ampio aho mba hino ny anaranao."
Elaela ihany hoy ilay rangahy ary dia nitady fiangonana aho izay mampianatra ny soratra masina fa tena nangetaheta izany famonjena izany(tsy mba nampifantarina anay izany hoy izy).
Ny vadiny izany etsy mbola miantso an'i Maria ihany ary dia noteneniny fa any amin'i Kristy no misy ny famonjena. Ary dia mba faly izy hizara ilay teny soa mahafaly an'ity vadiny.
Inona no nitranga hoy hianareo? Nivadika ny mason'ilay ramatoa ary nisy herin'ny maizina nampatahotra tao anatiny,efa nahita olona nalana demonia hianareo?
"Avelao aho hivavaka any aminy fa iza hianao no hiteny ahy.....",io vadiko io,sady nanondro an'ilay ramatoa izy,ary ilay ramatoa indray dia nitsiky nalefaka fotsiny,tsy mbola nahita ny takolany na ny masony feno havinirana aho raha nanatona azy saingy nanao vavaka tao am-po aho mba hanampy azy i Kristy.
Teo aho no nanomboka nino fa namaly ny vavako ilay Kristy,nihaino ny radio masina izay mampianatra ny soratra masina ary ilay mpitoriteny "Charle Stanley " izay mandeha isan'andro amin'ny radio ary mandeha amin'ny TV isaky ny alahady aty aminay,ny toritenin'io olona io no nanafaka ahy,nampianatra ahy izany fibebahana,famonjena ary nanatonako an'i kristy.:D
Nahita fiangona soa aman-tsara izy mivady ary dia mampianatra ireo olona izay mitory ny tenin'Atra any amin'ireny olona izay mbola ao anatin'ny maizina sy tsy mahalala ny herin'ilay kristy mpamonjy,mpanafaka ansika amin'ny fahotana rehetra.
Ny fanontaniana dia hoe Iza no nanao anao hoe mivavaha na miantso an'i Maria rehefa mivavaka?
Dia hoy ilay ramatoa nijery ny vadiny ary dia samy niara-niteny izy roa hoe "Tsy nisy",iza tokoa moa no niteny an'izany hoe antsoy izy? ...:cry::cry:
Ny bebenay no nampianatra anay,dia nandeha teo ny mamanay,dia mba nanao koa aho.
Indray andro nandeha niasa ilay ramatoa dia noentina tany am-piasana avokoa ireo karazana zavatra tao an-tranony hatramin'ilay la croix be ary dia nataony teo ambanin'ny latabatry ny patron-ny.Inona ity hoy ilay mpampiasa? Ireo daholo ny zavatra tao an-tranonay hoy izy fa ariko amin'izany. :roll::roll: ka maninona no ato ambanin'ny latabatro no apetrakao :roll: :cry: :D:D:D
Satria in-jato kely hianao no niteny ahy hoe tsy azo atao ny mivavaka na miankohoka an'ireo zavatra ireo ka dia hoentiko aty aminao fa tsy ilaiko intsony :D
Tsy ato ambaninin'ny latabatro fa any an-tokontany.

Vita tompoko,tantara nisy io,anjarantsika tsirairay no mandray an'i kristy na tsia.
Fanahy Izy,ny fanahintsika no miantso Azy mivantana
Hifonako anareo rehetra izay mieritreritra fa manenjika ny finoanareo aho,kristiana isika ka kristy izany no arahina.
Ny fahasoavan'i kristy anie hanampy antsika tsirairay ary mino Azy manomboka anio,tsy mbola tara fa efa nomena antsika ny varavaran'ny finoana Azy .
Ataovy amin'izao fotoana hanoratako izao ny fanandramana,tsy fantatro izany kristy izany,tsy mbola nanandrana nametraka ny fiainako ho eo am-pelantanany aho,mba te ahazo izany fanahiny masina mipetraka amin'ny kristiana izany aho,ande hoe izaho hanandrana androany hivavaka aminy irery,andramo ,eny andramo

(l)(l)(l)
ba mamikely ho antsika rehetra,vita ny hafatro,tanteraka ny fanirian'ilay ramatoa fa navoakako ny tantarany ,antsika no mieritreritra.
(l) niryna


Vita tompoko ,isaorako avokoa ireo nandray anjara teto,ireo mamaky sy manaraka ny sujet ary indrindra indrindra ireo ankizy nametraka fanontaniana mikasika an'io fivavahana io sy ny zavatra manitikitika azy ...ka nahatonga ahy hametraka an'ireo fanontaniana ireo.
99. ikaretsaka ( 15/03/2008 15:23)
Rehefa tena dinihina ilay tantaran'i niryna io dia io ilay hoe fanatisme akory ary izay indrindra anisan'ny antony iray ilaina ilay hoe mianatra katesizy satria tsy fantany akory hoe inona no nahatonga azy handoalika teo nandritra ny 15 taona .
ny fahafantarana izay antony izay, ialana @ ilay misinterpretations isankaazany , no antony hianarana azy

Dia izao no mba hafatro amin'i niryna, ianarana ilay izy vao manao prejuges, fa tsy mety, raha tsy tany atsimo ianao ka @ boky sns no ianaranao ny any atsimo dia minoa marimarina fa betsaka ny hitanao hifanohitra tanteraka @ ny noazaina anao

100. pissoa ( 15/03/2008 16:14)
mety manan-karena i niryna raha manao angano ao amin'ny rnm :oops:

welcome ny sermon lava be amin'io teniko io ... :-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1011