Katesizy?Inona izany? Fan.. sy Valiny... ho antsika rehetra.

21. ikaretsaka ( 11/03/2008 02:01)
niryna:


enga anie ka mba hovakiany

any aminao no hiantefan'ny fanontaniana,atao mpampianatra anay indray hianao androany fotsiny.
Azavao aminay fa tsy fantatray izay ataonareo




ka aiza ny ahafahana manazava raha tsy vakiana ny fampianarana?
ohatran'ny hoe hampianatra histoire an'i niryna ve aho dia tsy vakian'i niryna akory ny lesona omeko ?
22. niryna ( 11/03/2008 02:04)
Mandra-pahatongan'ny hafatra avy any amin'i pissoa,ika ary mbaliana sy fody aho dia ity indray ary ny fanontaniana.

There are many good people involved with the Catholic Church. This article, in no way, attacks the godly people within the Catholic Church who humbly spread Christ's Truth to others, and live according to the Holy Scriptures.[

Toy ny fiangonana rehetra,toy ny finoana rehetra dia tena misy tokoa ny olon'Atra ao amin'ny fiangonana katolika hoy ity lahatsoratra amin'ny teny anglisy ity,


However, there are certain teachings within the Catholic Church that go contrary to scripture, and this article is intended to edify others in these areas by comparing its teaching with scripture.
saingy misy ihany koa ny fampianarana diso.Izay mandray ny soratra masina mifanaraka izay tiany

In this article, the term "Catholic Church" refers to the doctrines that this Church promotes; it does not refer to the actual people involved with this Church.

Ahoana io ry ika sy hery ?


Acts 17:11, "These were more noble than those in Thessalonica, in that they received the word with all readiness of mind, and searched the scriptures daily, whether those things were so."


Asa 17:11 Ary ny teo-panahin'ireo dia tsara noho ny tao Tesalonika; satria nandray ny teny tamin'ny zotom-po indrindra ireo ka nandinika ny Soratra Masina isan-andro, na marina izany, na tsia.

Ilaina izany ry ika ny mamaky baiboly ary ireo finoana katolika sasany dia manao an'izany eto.
23. ikaretsaka ( 11/03/2008 02:07)
ka le teny... baiboly sa fampianarana katesizy?? diniho tsara io

afaka alefa integrale ve ilay article azafady?


24. niryna ( 11/03/2008 02:19)
ikaretsaka:

ka le teny... baiboly sa fampianarana katesizy?? diniho tsara io

afaka alefa integrale ve ilay article azafady?

fa angaha tsy mianatra baiboly ilay mianatra katesizy? inona no hianaranareo ?


25. ikaretsaka ( 11/03/2008 02:28)
Porofo fa tsy mamaky i niryna

fody:
- Misy ny zavatra tsy mazava loatra, ka mila fanazavana.
- Misy ny fahamarinana tsy takatry ny saina, na tsy eken'ny saina, mila hampahalalana ny olona.

- Fa ny tena zava-dehibe ilaina ny Katesizy dia ny mba hanana Fototra, satria saika ireo foto-pinoana no ampianarina amin'izany.
Anjaran'ny tsirairay kosa avy eo ny mandalina sy miaina izay noraisiny.

Ny Katesizy, amin'ny akapobeany, dia tsy mitovy amin'ny fandalinana ny antsoina hoe: Teolojia, na exesege biblique, izay efa amin'ny sehatra lalindalina kokoa.

26. niryna ( 11/03/2008 02:49)
ikaretsaka:

Porofo fa tsy mamaky i niryna

fody:
- Misy ny zavatra tsy mazava loatra, ka mila fanazavana.
- Misy ny fahamarinana tsy takatry ny saina, na tsy eken'ny saina, mila hampahalalana ny olona.

- Fa ny tena zava-dehibe ilaina ny Katesizy dia ny mba hanana Fototra, satria saika ireo foto-pinoana no ampianarina amin'izany.
Anjaran'ny tsirairay kosa avy eo ny mandalina sy miaina izay noraisiny.

Ny Katesizy, amin'ny akapobeany, dia tsy mitovy amin'ny fandalinana ny antsoina hoe: Teolojia, na exesege biblique, izay efa amin'ny sehatra lalindalina kokoa.



=====================================
hianao no tiako mba hampianatra anay hoy aho fa aza avadibadika ny baolina fa lasa mandositra ny mpianatra raha izao no mitohy

27. ikaretsaka ( 11/03/2008 03:22)
ny support de cours aza tsy vakianao akory koa
28. fahamarinana ( 11/03/2008 06:01)
niryna:
fa angaha tsy mianatra baiboly ilay mianatra katesizy? inona no hianaranareo ?


:arrow:Za aloha tam nianatra katesizy tsy namaky baiboly,izaho aho vao mamaky sy miezaka mandalina.Ny tay aoriana ndray no tsy fantatro loatra an fa efa ela io lazaiko io.(l)
29. Rasiligaoma ( 11/03/2008 06:05)
Raha ny fahitako azy dia io no basen'ny fianarana baiboly sy ny ara-pinoana rehetra , satria mba manome idee hoe inona izany baiboly izany ohatra,
ohatran'ny hoe hihinam-bary i niryna dia ny katesizy no lovia sy sotro, dia ny vary no tenin'andriamanitra
30. pissoa ( 11/03/2008 10:09)

pissoa:

=))=))=))

pissoa a,mba mangataka aminao aho raha azo atao ny manazava fa tsy mitokolakolaka toy izao fotsiny.Inona no nianaranao tany amin'ny katesizy? misaotra tompoko.
:D,raha asiana mampianatra izany hianao izay zavatra nianaranao hoe ahoana no hilazana fa kristiana hianao dia ahoana no havalinao azy azafady?
:D

Vakio ireo lazain'ny olona ireo fa ireo aza tsy voavakinao akory ka mitady valiny hafa ! Hi hi, basically ireo ihany no ho averiko aminao eo !

Ny eo ambilia tsy lany, ny any ambilany takarina :-D:-D:-D

niryna:
misaotra tompoko

tsisy fisaorana :D

PS : za tsy maitsy mihome rehefa misy mampime ! :-D:-D:-D:-D:-D
31. tywa68 ( 11/03/2008 12:00)
pissoa : loza loatra ny toetrany...:-D:-D

niryna : efa hoe efa voavalin'i Fody sy Rasiligaoma ireo ny fanontanianao, fa aza mitady lavitra. Hampiova inona aminao ny valiny homen'ny namana hafa ? :lol: samia mitàna ny finoany d samy ho tahian'i Tompo e.
32. ari.malala ( 11/03/2008 13:21)
fa ts azoko fa inona iany no tian'i niryna havaly an'i niryna e! sa tadivinao hiteny in ndray ny oul? za kou efa nampianatra katesizy fa d ireo tenenin'i pissoa, hery ika ireo dool no nomeko ny mpianatro tamin'izany fotoana izany.

33. ikaretsaka ( 11/03/2008 14:10)
mianara katesizy amin'izay e
34. hery ( 11/03/2008 15:32)
Ary hitako ny olona no gaga @ soratan'i niryna :-)

Hay tsy azon'i niryna, na tsy vakian'i niryna akory, ny zavatra soratan'ny olona eto

misy milaza fa misy mpanelanelana hafa mihoatra an'i kristy raha mankany an-danitra isika...
kanefa mazava ho azy fa voasoratra ao fa tsy misy na iray aza


oviana no nisy niteny an'io ary iza?

Tsy misy mpanelanelana na iray aza. Marina io :-)

Efa naverimberina teto foana fa angamba mila miantra katesizy mihitsy niryna
35. ikaretsaka ( 11/03/2008 15:39)
Dia izao koa
rehefa te hianatra zavatra vaovao dia esorina ilay hevitra efa maty paika ao an-doha iny fa manjary tsy handroso mihitsy.



36. xl ( 11/03/2008 20:10)
ny katesizy dia fianarana ny sakramenta fito
ny fainan'ny jeso teraka,zazakely hatramin'ny nijaliany, nahafatesany ary nitsanganany t@ maty sy ny nanasany ny mpianany
" ataovy izao ho fahatsiarovana ahy"
37. ikaretsaka ( 11/03/2008 20:42)
marina tapany fa tsy izay ihany

Voalaza teo :

raha ara -pinoana koa dia toy iznay koa fa tsy hoe namaky baibolytao @ WC akory dia niainga ho azy tao

Ataovy serieux amin'izay ry ika a,ataovy hoe mpampianatra hianao ka mba te ahalala izany katesizy izany aho,inona koa no hidiran'ny hoe ao amin'ny WC. Izany ve dia mba fomba famaly?

serieux anie aho e... izany no ataonao! marary anao ilay izy nefa tena iznay mihitsy no ataonao!
ts'isy fototra!

38. hira ( 12/03/2008 01:44)
Inona ary ity resaka ity e??? Mankaleo be ny olona tahaka an'itony Nyrina itony, mody manontanitany hoe inona ny Katesizy anefa tsy misy finiavana na fahalalantsaina ahafantatra ny valiny na dia ny kely aza fa faly mitsikerakera olona sy finoan'olona eto fotsiny. Tsy hitako mihitsy izay tokony hanaovana topic an'izany na dia ny kely aza. L'église catholique a 2OOO ans d'histoire. Tsy izay quelques lignes soratan'olona eto no mahavaly ny fanontanianao, zany ve dia mba sérieux? Pff raha tena te hahalala ianao dia andeha mamaky boky misy ny fotompinoan'ny kristianina katolika. Nefa mino aho fa tsy misy irarahianao an'izany akory na ny pitiny aza. Tsy adala ny olona mamaly boraingina anao fa mandreraka be ilay toe tsaina. Mba miova e, efa lany andro...
39. ikaretsaka ( 12/03/2008 02:02)
mivavaha ho azy amin'izao karemy izao e
40. niryna ( 12/03/2008 05:13)
ikaretsaka:

niryna:


enga anie ka mba hovakiany

any aminao no hiantefan'ny fanontaniana,atao mpampianatra anay indray hianao androany fotsiny.
Azavao aminay fa tsy fantatray izay ataonareo




ka aiza ny ahafahana manazava raha tsy vakiana ny fampianarana?
ohatran'ny hoe hampianatra histoire an'i niryna ve aho dia tsy vakian'i niryna akory ny lesona omeko ?



tsotra sy mora izany ry ika a,omeo izay kely nianaranao fotsiny izahay dia mbola hitohy indray ny fanontaniana,izaho no anontanian'ny ankizy ka tsy misy fantatro izany katesizy izany,izahay hoy izy ireo tsy mba nampianarina zavatra toy ireo omenao ny olona ireo,ka inona izany no ampianarina an'ireo olona ireo.
Ohatra iray hoe "
Iny hianao fa hivavaka ,ahoana no hanombohanao azy ,inona na iza avy no tsy maintsy ampidirana ao anatin'ny fivavahana.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0088