Katesizy?Inona izany? Fan.. sy Valiny... ho antsika rehetra.
41. ikaretsaka
(
12/03/2008 05:19)
mazotoa aloha mamaky support de cours.. ohatran'ny zavatra ianarana rehetra ihany io..
efa izany no lazain'ireo namana REHETRA miteny anao mbola tsy mahatsapa tena ihany :-D:-D:-D
izahay eo foana rehefa misy fanontaniana
efa izany no lazain'ireo namana REHETRA miteny anao mbola tsy mahatsapa tena ihany :-D:-D:-D
izahay eo foana rehefa misy fanontaniana
42. niryna
(
12/03/2008 05:23)
ikaretsaka:
ny support de cours aza tsy vakianao akory koa
aza manao Hors sujet lava fa mba valio aloha e?
Ity indray aza ny fanontaniana nomen'ny ankizy ahy.
"Following the divinely inspired teaching of our holy Fathers and the tradition of the Catholic Church [Note: there is no mention of following the divinely inspired teaching of the Bible]
just, whether painted or made of mosaic or another suitable material, are to be exhibited in the holy churches of God, on sacred vessels and vestments, walls and panels, on houses and on streets."
Hialako tsiny fa teny anglisy io
Hiezahako omena ny tena votoatiny
Rehefa mianatra katesizy hianareo ,mampiasa baiboly ve,mampianatra ny teny ao anaty baiboly ve,
FA maninona hoy ny ankizy no feno sarisary ,feno tsangambato na eo antokontany aza dia misy sarin'i Maria,ary raha miditra ny trano dia misy la croix ngodabe eo an-doham-pandriana,dia misy sary ngezabe lazainy fa Jesoa koa ny rindrina ary misy labozia sy sarinjazakely miaraka an'i Maria eo akaikin'ilay labozia,ary misy tavoahangy misy rano izay lazaina fa ranovoahasina,aiza amin'ny baiboly izany,tsy ny menaka ihany ve no hanasitranana fa tsy nisy rano navadika dia lasa voaasina?
misaotra mialoha
43. niryna
(
12/03/2008 05:30)
To designate an image as 'venerable' and 'holy' is blasphemy.
Ny fampiasana ny sary dia mampiseho ny fanoherana an'Atra sahady
The word 'venerable' is derived from the Latin word venerare meaning 'to worship'. Moses was commanded by God: "Ye shall make you no idols nor graven image, neither rear you up a standing image, neither shall ye set up any image of stone in your land, to bow down unto it: for I am the Lord your God." (Leviticus 26:1) God calls idols "abominations" (Deuteronomy 29:17).
Miverimberina foana ity ka mba valio fa tsy aiko ny hamaly azy.Ny tenin'Atra dia manambara fa tsy misy na iray aza afaka hiankohoka amin-javatra na inona izany na inona ary afaka mijery izany ao amin'ireo references ireo hianareo..
No one or no thing but God is to be worshipped. Accordingly, Jesus, when tempted by the Devil to worship him, said: "Get thee hence, Satan: for it is written, Thou shalt worship the Lord thy God, and him only shalt thou serve" (Matthew 4:10)
Kristy nalain'i satana fanahy dia manambara mazava tsara fa "efa voasoratra(izao no ao anatin'ny soratra masina ) fa Atra irery ihany no hiankohonanao

44. niryna
(
12/03/2008 05:38)
[quote=hery]The work of a teacher in the Church will be directed chiefly to this, that the faithful earnestly desire 'to know Jesus Christ and Him crucified', and that they be firmly convinced and with the innermost piety and devotion of heart believe, that ['there is no other name under heaven given to men whereby we must be saved', for 'He is the propitiation for our sins'.
misaotra ry hery :arrow:tsy misy famonjena izany na avy amin'iza na avy amin'iza.Noho izany dia tsy misy ny mpanelanelana hafa e ?
kanefa ity dia mila fanazavana
To bow down to statues and pray, to venerate the relics of 'saints', to kiss crucifixes and adore 'sacred' images or icons of a Madonna –
miondrika eo anatrehan'ny tsangambato na mivavaka eo ary manoroka mihitsy aza.... ahoana indray io ?
all that is contrary to the teaching of the Bible; yet even the Pope bows down to images of Mary. Na i Pope aza hono dia miankohoka eo amin'ny sarin'i Maria,marina ve izany ?
No wonder Rome banned and burned the Bible and those who preached from it, for her whole system of deception is too easily exposed in light of God's Word?
Iza tao Rome no nandoro ny tenin'Atra sy ny baiboly?...tsy tiana ahalala ny fahazavana omen'i Kristy ho an'izao tontolo izao?

45. niryna
(
12/03/2008 05:46)
Hoy i niryna:
fa angaha tsy mianatra baiboly ilay mianatra katesizy? inona no hianaranareo ?
fahamarinana :
Za aloha tam nianatra katesizy tsy namaky baiboly,izaho aho vao mamaky sy miezaka mandalina.Ny tay aoriana ndray no tsy fantatro loatra an fa efa ela io lazaiko io.
misaotra betsaka aky fahamarinana a,izany koa no tenenin'ny ankizy ahy fa dia misaotra anao lehibe tokoa :-*:-*
Dia tsy nampianarina na tsy nahalala ny fisian'ny satana izany koa hoe misy karazany ny herin'ny maizina dia satana ,demony ary ny devoly? ny fanavahana an'ireo nampianarina koa ve sa tsia
Dia inona aky fahamarinana no tadidin-dry mba nianarana?
Raha ohatra hoe hivavaka ve izao fahamarinana dia miantso an'iza?
Miteny koa mantsy ny ankizy hoe tsy mahay mivavaka izy?
46. ikaretsaka
(
12/03/2008 05:47)
aha.. izay ianao fa manontany
eny..
mianatra ny tantaran'ny baiboly izahay , aby aiza sy ny tantarany hoe boky maromaro natambatra sns.. iza no ni preserver-azy (zahay of course) sns..)
izay izahay vao mianatra ny votoatiny, fa tsy heo tsy hay akory ny ingredients anaovana mofo dia lazaian fa azo volavolaina ny atiny
Satria ireny ampiasaina hanampy antsika mivavaka.. karazan'ny aide memoire. ny anay ny Andriamanitra universel fa tsy natokana ho an'ny mahay mamaky teny ihany... ohatranao manao hira masina sy mamaky teny ao anaty baiboly, dia ny anay mijery sary.Mino Izahay fa olona feno ary nomen'Atra ho ampiasaina aby ireo tsapa sy retsika rehetra (sens)anananay.
Ny orona sy ny fanamboloana (emboka manitra)
ny Maso(sary sy soratra)
ny tsapa na feel (hitsapa ilay sary)
ny lela na gout (mofo sy divay)
ny sofina (mozika , orgues.. isankarazany)
Ny momban'ny rano voahasina: vakio tsara ny baiboly
dia jereo ny bokin'ny Levitika 15 , 16, 17 ohatra.. ny Bokin'ny fanisana 19.
Ny tantaran'i Naamana aza adino..
ny herin'ireo zavatra sasany: Inoanay fa rehefa zavatra niaraka t@ olona nahazo fahasoavana manokana kao dia mizara sy ahazoana fahasoavana
Ara baiboly koa izany anaka:
Alok'i Md piera (Asa 15)
Morotongotra Akanjon'i jesoa (Mk 9:20, 6:56, Lk 8:44,
Mat 14:36))
Jesoa mampiasa Fotaka nanasitrana jamba (joany 9)
Rehefa mianatra katesizy hianareo ,mampiasa baiboly ve,mampianatra ny teny ao anaty baiboly ve,
eny..
mianatra ny tantaran'ny baiboly izahay , aby aiza sy ny tantarany hoe boky maromaro natambatra sns.. iza no ni preserver-azy (zahay of course) sns..)
izay izahay vao mianatra ny votoatiny, fa tsy heo tsy hay akory ny ingredients anaovana mofo dia lazaian fa azo volavolaina ny atiny
FA maninona hoy ny ankizy no feno sarisary ,feno tsangambato na eo antokontany aza dia misy sarin'i Maria,ary raha miditra ny trano dia misy la croix ngodabe eo an-doham-pandriana,dia misy sary ngezabe lazainy fa Jesoa koa ny rindrina ary misy labozia sy sarinjazakely miaraka an'i Maria eo akaikin'ilay labozia,ary misy tavoahangy misy rano izay lazaina fa ranovoahasina,aiza amin'ny baiboly izany,tsy ny menaka ihany ve no hanasitranana fa tsy nisy rano navadika dia lasa voaasina?
Satria ireny ampiasaina hanampy antsika mivavaka.. karazan'ny aide memoire. ny anay ny Andriamanitra universel fa tsy natokana ho an'ny mahay mamaky teny ihany... ohatranao manao hira masina sy mamaky teny ao anaty baiboly, dia ny anay mijery sary.Mino Izahay fa olona feno ary nomen'Atra ho ampiasaina aby ireo tsapa sy retsika rehetra (sens)anananay.
Ny orona sy ny fanamboloana (emboka manitra)
ny Maso(sary sy soratra)
ny tsapa na feel (hitsapa ilay sary)
ny lela na gout (mofo sy divay)
ny sofina (mozika , orgues.. isankarazany)
Ny momban'ny rano voahasina: vakio tsara ny baiboly
dia jereo ny bokin'ny Levitika 15 , 16, 17 ohatra.. ny Bokin'ny fanisana 19.
Ny tantaran'i Naamana aza adino..
ny herin'ireo zavatra sasany: Inoanay fa rehefa zavatra niaraka t@ olona nahazo fahasoavana manokana kao dia mizara sy ahazoana fahasoavana
Ara baiboly koa izany anaka:
Alok'i Md piera (Asa 15)
Morotongotra Akanjon'i jesoa (Mk 9:20, 6:56, Lk 8:44,
Mat 14:36))
Jesoa mampiasa Fotaka nanasitrana jamba (joany 9)
47. niryna
(
12/03/2008 05:52)
niryna:
pissoa a,mba mangataka aminao aho raha azo atao ny manazava fa tsy mitokolakolaka toy izao fotsiny.Inona no nianaranao tany amin'ny katesizy? misaotra tompoko.
,raha asiana mampianatra izany hianao izay zavatra nianaranao hoe ahoana no hilazana fa kristiana hianao dia ahoana no havalinao azy azafady?
:D rude izany ry pissoa ,raha ohatra ka tsy mahita havaly hianao dia tsy maninona.
pissoa :hianao no mba tiako hizara izay zavatra nianaranao,fa tsy afaka mamaky boky aho raha izany ,saingy mba fampiasana azy mivantana amin'ny fiainanao no mba tiako ho fantatra.
Vakio ireo lazain'ny olona ireo fa ireo aza tsy voavakinao akory ka mitady valiny hafa ! Hi hi, basically ireo ihany no ho averiko aminao eo !
pissoa:
Ny eo ambilia tsy lany, ny any ambilany takarina
hatramin'izao aho dia tena mbola tsy maheno avy any aminareo,efa namaly an'i fody aho ary efa namaly ny an'i hery fa ny experience-nareo toy ny ahy no mba tiako ho fantatra raha tsy mahadiso ,ary aza atao hampahatezerana fa hitory ny teny amin'ny hafa isika dia tonga dia hoe ny any ambilany tsy lany ,mandositra hatramin'ny voalavo raha izany fa tsy mahazo fampianarana
48. ikaretsaka
(
12/03/2008 05:52)
Ny fampiasana ny sary dia mampiseho ny fanoherana an'Atra sahady
Raha voarara ny sary dia ahoana indray ary i niryna momba ireto voalaza ireto.
Momban'ny fiaran'ny Fanekena (arch of convenant) tsy i Atra mihitsy ve moa no nikomandy hoe ohatran'izoa ny ataovy paoziny??
Ny Momban'ny Kerobima sy serafima (1Mpankaka 6:23-28, 7:23-26, Ekosody 25)
dia raha dinihina.. raha indray anjara i andriamanitra nefa avy eo mikomandy indray ny hoe izao ataovy, dia ahoana?? ????
49. niryna
(
12/03/2008 05:55)
tywa68 :io dia porofo iray lazain'ny ankizy fa manao valimboraingina tokoa hianareo satria tsy mitory ny ao anaty baiboly,hay marina ihany ilay izy k'ty :wink::°).
niryna : efa hoe efa voavalin'i Fody sy Rasiligaoma ireo ny fanontanianao, fa aza mitady lavitra. Hampiova inona aminao ny valiny homen'ny namana hafa ? samia mitàna ny finoany d samy ho tahian'i Tompo e
50. ikaretsaka
(
12/03/2008 05:59)
Torio aloha ao anaty baiboly hoa ry niryna hoe aia ho aia ao no misy hoe rarana ny mifoka sigara ho'a an...:-D:-D:-D
51. niryna
(
12/03/2008 06:04)
ari-malala:
fa ts azoko fa inona iany no tian'i niryna havaly an'i niryna e! sa tadivinao hiteny in ndray ny oul? za kou efa nampianatra katesizy fa d ireo tenenin'i pissoa, hery ika ireo dool no nomeko ny mpianatro tamin'izany fotoana izany.
=D=D efa nampianatra katesizy tokoa indry e,dia mba teneno hoe inona no ampianarindry ny ankizy,ny famonjena ve sa ny fampianarana ny ankizy hivavaka lavareny sa inona azafady e,
The Catholic Church says Mary was a perpetual virgin having no other children after Jesus, but Jesus had brothers and sisters Mary remained a virgin only until Jesus was born Even Psalm 69, which has many predictions about our Lord's earthly life, reads, "I am become a stranger unto my brethren, and an alien unto my mother's children"
Ity koa misy iray indray,nampianarin'i ari-malala koa ve ny ankizy fa tsy nanana rahalahy izany i kristy ary virijina hatramin'ny farany i Marie? nefa hita ao amin'ny (Matthew 1:25)tamin'izy nanana an'i Krtisty ihany izy no virijiny ary dia nanambady an'i Josefa ka niteraka.Nampianarinareo ny ankizy koa ve izany? Ary na ny rahalahahy aza dia tsy nino azy Psalms 69:8).
Kanefa ao amin'ny (Matthew 13:55,56, Mark 6:3, Acts 1:14, Galatians 1:19) dia milaza fa manana iray tampo Izy .
misaotra hatrany amin'ny fiarahana mitory ny tenin'ATra :-*
52. ikaretsaka
(
12/03/2008 06:08)
efa nazavaina an'i niryna teto ny dikan'ny teny hoe adelphos.. fa diska goaka indray eeee
53. niryna
(
12/03/2008 06:09)
ikaretsaka:hatramin'izao mbola tsy mahita ilay fahamarinana aho kou ,tsy hitako be ihany ilay izy k'ty,variana aho fa nitombona daholo ireo lazain'ny ankizy,inona no hianaranao tany amin'ny katesizy,ny famonjena nomen'i kristy ve? ny filazana fa any aminy irery no misy ny famonjena ve,ny fampianarana fa tsy misy na iray aza afaka hiankohoka na biby na vorona na zavatra na olona atao Atr'izao tontolo izao ve ?
mianara katesizy amin'izay e
Fanontaniana alefan'ny ankizy ireo ka dia mba miandry valiny aho
Mamaky ny hafatrarao aho fa tsy mbola misy hatramin'izao ilay valiny,ny an'i hery ,afaka mamaky ao amin'ny web aho fa ilay experience-nareo mihitsy no mba tiaka ho fantatra.
54. ikaretsaka
(
12/03/2008 06:17)
efa homena ilay fahamarinana fa ianao no tsy te handray ko.
ny ahy dia izay ..za koa mpampianatra katesizy fa tsy ao anaty baiboly ihany aho no mijery ireo valim-panontaniana momban'ny finoako.. izay no ilaiko katesizy.
hoe fa maninona tokoa no misy izao , fa maninona iny bokyiny no atao hoe baiboly, sns..
ohatran'ny voalazan'ny namana ao ambony ao hoe:
"ohatran'ny sakafo ny finoana dia ny katesizy no lovia. sotro sy vilanin'ilay izy, raha atao hoe vary ny baiboly"

55. ikaretsaka
(
12/03/2008 06:26)
http://www.vatican.va/archive/catechism/ccc_toc.htm
ny zavatra rehetra hazavaina bebe kokoa ao @ katesizy..
ny zavatra rehetra hazavaina bebe kokoa ao @ katesizy..
56. niryna
(
12/03/2008 06:30)
hery:
Ary hitako ny olona no gaga @ soratan'i niryna
Hay tsy azon'i niryna, na tsy vakian'i niryna akory, ny zavatra soratan'ny olona eto
novakiko avokoa raha tsy izany aho naka hampahany tao amin'ny anao,tena tsy azonareo tokoa ny tiako ho tenenina,averiko indray experience avy aminareo no ilaiko fa tsy aiko ny mamaly ny ankizy,inona no nianaranao tamin'ny katesizy,nisy namana izao tao niteny ny marina hoe tsy namaky baiboly,nisy namana koa nilaza fa tsy mahay mivavaka,fa angaha misy zavatra hianarana tsianjery na averimberina ka rehefa voatendry na tour-ny no mivavaka dia mihizingizina tsy mety izy fa tsy mahay?
toy izay anie ilay izy ry hery ,nefa tsy maninona moa fa efa mihamazava hatrany ilay resaka hoe inona no nianarana tamin'ny katesizy
hi,hi,ka ilay mpampianatra mbola tsy mahita aho na iray aza hatramin'izao kou , izany ve ? i ..... no namerimberina an'io fa misy mpanelanelana antsika dia i Maria,adinonao angaha fa resaka lavabe manaraka ny arabe io,izy ihany koa no niteny hoe tsy manana zanaka i Maria sy Josefa...
Voalaza teo :
misy milaza fa misy mpanelanelana hafa mihoatra an'i kristy raha mankany an-danitra isika...
kanefa mazava ho azy fa voasoratra ao fa tsy misy na iray aza
oviana no nisy niteny an'io ary iza?
Tsy misy mpanelanelana na iray aza. Marina io
Efa naverimberina teto foana fa angamba mila miantra katesizy mihitsy niryna
Tsy afaka hiteny anarana olona aho fa ho avy eo izy.
The Catholic Church says that Mary, and saints in general, are a mediator between God and man; whereas, the scriptures reveal that Jesus is the only mediator between God and man
io koa ary misy teny milaza an'izany fa Mary ,ny olona masina efa maty rehetra(beben'i Jesoa :arrow:Anna ohatra dia hita eny rehetra eny
hoe miambena ny tenanay :roll:)
o^o Maria o henoy ny feo,miantso anay any an-koatra o^o
... dia ahoana hira fotsiny sa tena mino fa mbola miantso an'i Maria fa renin'Atra izy ka izy no akaiky an'ny zanany vao mankany amin'ny rainy?
dia izay koa izany no nampianarina anareo tamin'ny katesizy? kanefa ny soratra masina 1 Timothy 2:5, 1 John 2:1
12 Ary tsy misy famonjena amin'ny hafa; fa tsy misy anarana hafa ambanin'ny lanitra nomena ny olona izay hahazoantsika famonjena Asa 4
mbola hitohy :D
57. niryna
(
12/03/2008 06:33)
xl :
ny katesizy dia fianarana ny sakramenta fito
ny fainan'ny jeso teraka,zazakely hatramin'ny nijaliany, nahafatesany ary nitsanganany t@ maty sy ny nanasany ny mpianany
" ataovy izao ho fahatsiarovana ahy"
ie, finally,misaotra betsaka ry xl a.
58. ari.malala
(
12/03/2008 07:55)
ka ny an'i niryna anie zavatra efa preconcu no entina amaliana ny olona e! sarotra b ny hiady hevitra aminao, franchement, satria ianao efa manana hevitra hoe izao no voalaza momba ireto olona ireto dia tsy afaka intsony ny handray zavatra hafa ambaran'ny olona ny fonao sy ny sainao... ohatra ftsn zao momba an'i Masina Maria, efa im-piry nilazana ianao fa voalaza ao anaty baiboly anie ny maha renin'ny zanak'Andriamanitra azy e! tsy y anjely ve no nilaza taminy t@ fahatongavan'ny Teny ho Nofo hoe 'ary ny Masina aterakao dia hatao hoe Zanaky ny Avo indrindra'? ka izay ilay Avo indrindra resahina eto tsy Andriamanitra ve? Momba ny sary, efa impiry nilazana ianao fa tsy mivavaka @ iny akory ny katolika! raha kely ny olona niteny anao an'izany tato aam serasera d 10, raha kely hoy aho, za anisany, fa tsy mihaino ianao fa ny anao iany no asesikao! Momba ny hoe rehefa mivavaka miantso an'iza, fa iza ilay ivavahana? hafahafa anie izany fanontanianao izany e! tsy Andriamanitra Ray Zanaka Fanahy Masina ve no antsoina rehefa mivavaka? ary tsy misy hoe izao no atao sy izao no fomba rehefa mivavaka anie e! samy manana ny maha à l'aise azy kokoa!tsym isy hoe tsy maintsy midera vao mifona vao mangataka vao misaotra, fa samy manana ny mahazatra azy io! ary ilay hoe vavaka lava reny, ahoana noy i Jesoa momba izany? Momba ireo olo-masina isan-karazany, foto-pinoan'ny katolika ny hoe sambatra any anilan'ny Ray ireny olona ireny ary nahazo ny fahasoavan'ny Tompo, ka afaka mizara izany maimaimpoana hoan'ny velona amin'ny alalan'ny fitalahoany hoan'ny velona ety antany mizotra hoany @ Ray... Tsy nisy mihintsy filazana hoe Md ranona mivavaka aminao zahay fa hoe mivavaha hoanay no valiny. Ary fanontaniana efa napetrako tsy nahazoako valiny taminao ry niryna hoe nahoana aza e, nahoana isika olona samy mbola mpanota, mino fa eken'andriamanitra teny rehefa milaza fa hivavaka hoan'olona iray, ka mainka ve fa ireny olona efa miaratsambatra aminy ireny? principalement ny Reniny??? fa iza moa no mahazo faveur kokoa rehefa mi interceder, tsy ny reny ve? ka inona ny hadisoana raha mangataka ny fanampian'ny Renin'Andriamanitra,izay Renin'ny olombelona iany koa? Miombona @ namana hafa aho mamerina amnao ny hoe aza d dontoina ny fo raha tena te hahazo marina fanampiana avy @ hafa ianao, esory aloha ilay solomaso mainty nanakonanao ny masonao fa manjary tonga d le mainty b no itanoa d tonga d zay no sary ao antsainao ao.
59. ari.malala
(
12/03/2008 07:59)
hay; adinoko, momba ilay vavaka averimberina, misy maharatsy izany angaha? maninona ianoa no mamerimberina ny Rainay any andanitra?
60. pissoa
(
12/03/2008 09:27)
:D rude izany ry pissoa ,raha ohatra ka tsy mahita havaly hianao dia tsy maninona.
:-D:-D:-D
Sao ianao no tsy namaky akory ! matoa enao mahita soratra hoe pissoa dia namaly aho izay ary nisy navaly !
hianao no mba tiako hizara izay zavatra nianaranao,fa tsy afaka mamaky boky aho raha izany ,saingy mba fampiasana azy mivantana amin'ny fiainanao no mba tiako ho fantatra.
:-D:-D:-D
Avereno tenenina aloha hoe ny atao hoe Katesizy no tinao ho fantatra sa ny zavatra ataoko amin'ny fiainako e ?
hatramin'izao aho dia tena mbola tsy maheno avy any aminareo,efa namaly an'i fody aho ary efa namaly ny an'i hery fa ny experience-nareo toy ny ahy no mba tiako ho fantatra raha tsy mahadiso ,ary aza atao hampahatezerana fa hitory ny teny amin'ny hafa isika dia tonga dia hoe ny any ambilany tsy lany ,mandositra hatramin'ny voalavo raha izany fa tsy mahazo fampianarana
Fanitsiana goavana : izaho aloha tsy hitory teny mihitsy no anton-diako eto ! dia tsy hampianatra ny hafa koa, fa hanome ze hevitro fotsiny. Donc ... io ny hevitro : vakio ny efa voasoratra fa aza manao ny eo ambilia tsy lany, ny any ambilany takarina. raha efa voavaky dia efa azonao ny hevitro zany ! :-D:-D:-D
- Raha te hianatra Katesizy ianao dia : http://www.vatican.va/archive/catechism/ccc_toc.htm
Ao daholo izay nianaranay tany ampianarana Katesizy :wink: