Katesizy?Inona izany? Fan.. sy Valiny... ho antsika rehetra.

101. Rasiligaoma ( 16/03/2008 03:11)
Tena miombona hevitra amin'i pissoa aho.
Indray andro hono rankizy...
102. fahamarinana ( 16/03/2008 09:50)
:arrow:Misaotra any niryna tamin'ny fanazavana rehetra.

:arrow: Za efa niteny hoe poussy fa dia tafaverina eto ndray.Mitovy hevitra amin'ika aho,hafa ny fanatisme.Rehefa mandinika ny tantara noentin'ny niryna aho dia ohatran'ny milaza amiko hoe ilay finoana kato mihintsy no tsy izy fa diso (Raha diso aho dia hitsio an ary ialako tsiny ihany koa dieny mialoha).

:arrow:Ny hany teniko dia za manokana dia mpanaradia any Kristy ary peu importe na kato aho na protest na inona fa ampy ahy izay.Ny tena idealiko dia izany firaisam-pinoana izany:tsy hisy intsony ny disadisa sns hita etsy sy eroa fa dia iray tokoa ao aminy.Misy andininy any ho any hoe tsy hisy finoana afatsy iray ihany any aoriana dia miandry izay higadonany aho sisa e.
Za manokana dia sarotra ho ahy ny mandray temoignage izany fa kosa raha olona hitako maso sy reko amin'ny vavany ny tantarany dia mahaliana ahy kokoa : na tany Lourdes izy na tany Ankaramalaza na tany Maropaika,sns... sns...
Ary ny hoe tantaran'ny Jesoa tsy hitako maso nefa inoako sy lalaiko dia satria nisy fiovana be sy fahasoavana be azoko avy Aminy ary nampiova ny fiainako tanteraka sy azoko tsapai-tanana .Fa ahy manokana iny aloha an :D.(l)
103. ari.malala ( 17/03/2008 06:30)
tsarovy tsara ry niryna fa misy teny any anatin'iny Baiboly iny hoe "loza hoan'izay iavian'ny fanafintohinana", tadiavo fa misy anizany ao... Tsoriko aminao ry niryna fa fanafintohinana foana no mba itako @ izay dinika mba valianoa, indrindra ny mikasika ny katolika... rehefa tsy mino ianao d mipetraka, ny anao no imasoanao sy ataonao izay mahatsara azy fa tsy ny an'olona no kitikitihina sy aratsiana isak'izay mahatsiahy! fandraisako anjara farany @ ity dinika ity ito soratako ito, ampy izay!!
104. Rasiligaoma ( 18/03/2008 05:35)
misy hiran'i Ndondolahy sy tahiry izay manao hoe "tsisy manambanimbany katolika eee"!:D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0111