Katesizy?Inona izany? Fan.. sy Valiny... ho antsika rehetra.
1. niryna
(
10/03/2008 12:01)
Ny fahasoavan'ny Tompo anie ho ao amintsika tsirairay avy hatrany.Ny fiadanana ,ny fitiavana ary ny famonjena no hirotsaka ao amintsika isan'andro isan'andro. Amena
Fisaora hatrany no atolotro ho antsika rehetra izay mandalina ny soratra masina sy mandray anjara eto amin'ny fivavahana.Isaorana Atra nampianatra antsika ny marina hatrany ary enga anie ka ny herin'ny fanahy masina no hitarika antsika amin'izany fahamarinana izany.
Nanitikitika ahy ity teny "Katesizy"ity ka izany no angatahiko fampianarana avy any aminareo,valio araka izay fantatra ilay izy ary raha misy mananana fanontaniana ihany ny hafa dia ho hoento eto .
Enga anie ny Fanahy Masina no hampianatra antsika tsirairay avy ary hanome antsika fo madio hifampizara.
Dia mba te hianatra aminareo rehetra izay nianatra katesizy aho fa marina izany fa tsy fantatro izany hoe katesizy.:cry:
Ny fanontaniana dia hoe inona izany katesizy izany?
Inona no nampianarina anareo rehefa nianatra katesizy hianareo?
Mbola hitohy ny fanontaniana ary dia misaotra mialoha ho an'izay afaka mamaly ahy .
(l)niryna

Rasiligoma:
ianao ary kay izany tsy nanao katesizy
Dia mba te hianatra aminareo rehetra izay nianatra katesizy aho fa marina izany fa tsy fantatro izany hoe katesizy.:cry:
Ny fanontaniana dia hoe inona izany katesizy izany?
Inona no nampianarina anareo rehefa nianatra katesizy hianareo?
Mbola hitohy ny fanontaniana ary dia misaotra mialoha ho an'izay afaka mamaly ahy .
(l)niryna
répondu par Rasiligaoma le 18/03/2008 05:35
2. fahamarinana
(
10/03/2008 12:13)
:arrow: Ny katesizy (amin'ny katolika ) dia toa ny sekoly alahady (amin'ny protestant ),raha tsy diso ny fandraisako azy fa hitsio aho ry namana isany raha mivoana an.Za nanao katesizy fa tena efa ela be tokoa.:oops:(l)
3. ikaretsaka
(
10/03/2008 14:10)
Voalohany indrindra,
ny zavatra rehetra ianarana dia misy guidance, ary na iza na iza afa tsy Atra dia nila no guider-na aby!
tsara ny mianatra sy mandalina, fony ianao mbola tanora ohatra inona koa dia mandeha an-dakilasy ianao dia rehefa hainao ny taranja iray sns dia miakatra avoavo kokoa hatrany.
raha ara -pinoana koa dia toy iznay koa fa tsy hoe namaky baibolytao @ WC akory dia niainga ho azy tao
ary tany fianarana ity tany ity ary miha mandroso tsikelikely, tsy mihanona @ \\\"ampy ahy\\\" fa ny \\\"hamokatra bebe kokoa\\\" foana

4. Fody
(
10/03/2008 15:04)
Ny katesizy, araka an'io voalazan'i fahamarinana io, dia fampianaram-pinoana.
Ny antony dia izao:
- Misy ny zavatra tsy mazava loatra, ka mila fanazavana.
- Misy ny fahamarinana tsy takatry ny saina, na tsy eken'ny saina, mila hampahalalana ny olona.
- Fa ny tena zava-dehibe ilaina ny Katesizy dia ny mba hanana Fototra, satria saika ireo foto-pinoana no ampianarina amin'izany.
Anjaran'ny tsirairay kosa avy eo ny mandalina sy miaina izay noraisiny.
Ny Katesizy, amin'ny akapobeany, dia tsy mitovy amin'ny fandalinana ny antsoina hoe: Teolojia, na exesege biblique, izay efa amin'ny sehatra lalindalina kokoa.
Misaotra anao!
5. hery
(
10/03/2008 15:06)
I niryna moa mahay teny anglisy :-) http://www.newadvent.org/cathen/05075b.htm ary
6. ikaretsaka
(
10/03/2008 15:08)
hery> sady nomen'lety zavatra lava ny tia zavatra lava..
ialahy kosa lee:-D:-D:-D
ialahy kosa lee:-D:-D:-D
10. Veloo
(
11/03/2008 01:09)
katolika manana boky ny katesizy
ny mormon manana ny bokiny ko
za aloha tsy mba hamaky an;io e hahahahhaha

11. niryna
(
11/03/2008 01:20)
fahamarinana:
:arrow: Ny katesizy (amin'ny katolika ) dia toa ny sekoly alahady (amin'ny protestant ),raha tsy diso ny fandraisako azy fa hitsio aho ry namana isany raha mivoana an.Za nanao katesizy fa tena efa ela be tokoa.:oops:(l)
misaotra aky fahamarinana ,miandry ireo mahafantatra isika :D
12. niryna
(
11/03/2008 01:25)
ikaretsaka:raha nianatra hianao ohatra dia inona avy izany nianarana izany?
Voalohany indrindra,
ny zavatra rehetra ianarana dia misy guidance, ary na iza na iza afa tsy Atra dia nila no guider-na aby!
marina izany ka raha efa olondehibe izany ilay olona vao nahalala ny nianarana izay mbola tsy fantatro aloha izay nianaranareo ao dia ho tara izy?
tsara ny mianatra sy mandalina, fony ianao mbola tanora ohatra inona koa dia mandeha an-dakilasy ianao dia rehefa hainao ny taranja iray sns dia miakatra avoavo kokoa hatrany.
Ataovy serieux amin'izay ry ika a,ataovy hoe mpampianatra hianao ka mba te ahalala izany katesizy izany aho,inona koa no hidiran'ny hoe ao amin'ny WC. Izany ve dia mba fomba famaly?
raha ara -pinoana koa dia toy iznay koa fa tsy hoe namaky baibolytao @ WC akory dia niainga ho azy tao
ary tany fianarana ity tany ity ary miha mandroso tsikelikely, tsy mihanona @ "ampy ahy" fa ny "hamokatra bebe kokoa" foana
ka fianarana inona ilay katesizy? Nampianarina nivavaka ? nampianarina ny tantara ao amin'ny baiboly? nampianarina niantso olona hiaraka hivavaka?
inona no nampianarina?
13. niryna
(
11/03/2008 01:32)
Fody:misaotra fody a,dia inona no ampianarina amin'izany?
Ny katesizy, araka an'io voalazan'i fahamarinana io, dia fampianaram-pinoana.
ohatra ny hoe ahoana izany fody?
Ny antony dia izao:
- Misy ny zavatra tsy mazava loatra, ka mila fanazavana.
manaova hoe ohatra azafady?
- Misy ny fahamarinana tsy takatry ny saina, na tsy eken'ny saina, mila hampahalalana ny olona.
dia inona no resahina amin'izany finoana izany ,ahoana no nampianarina rehefa mivavaka?
- Fa ny tena zava-dehibe ilaina ny Katesizy dia ny mba hanana Fototra, satria saika ireo foto-pinoana no ampianarina amin'izany.
rehefa manomboka firy taona ny ankizy no asiana mianatra mamaky baiboly sy mianatra mivavaka manao vavaka toram-po? Izany hoe misy fampianarana ny ankizy ve ahay hivavaka izay ao anatin'ny fony sa misy fianarana fivavahana averimberina antsoina ?
Anjaran'ny tsirairay kosa avy eo ny mandalina sy miaina izay noraisiny.
[quote]fody a,dia inona no ampianarina anareo izany?
Ny Katesizy, amin'ny akapobeany, dia tsy mitovy amin'ny fandalinana ny antsoina hoe: Teolojia, na exesege biblique, izay efa amin'ny sehatra lalindalina kokoa.
Tsy misy fisaorana fa hianao aza no isaorako lehibe mamaly ahy ary mbola hiangaviko hamaly ihany raha tsy manahirana.
Misaotra anao!
:-*:-*
14. niryna
(
11/03/2008 01:40)
hery:
I niryna moa mahay teny anglisy :-) http://www.newadvent.org/cathen/05075b.htm ary
misaotra ry hery a.
Ity no tena tiako ka enga anie ny rehetra mba hanaraka an'io satria misy milaza fa misy mpanelanelana hafa mihoatra an'i kristy raha mankany an-danitra isika...
kanefa mazava ho azy fa voasoratra ao fa tsy misy na iray aza
The work of a teacher in the Church will be directed chiefly to this, that the faithful earnestly desire 'to know Jesus Christ and Him crucified', and that they be firmly convinced and with the innermost piety and devotion of heart believe, that ['there is no other name under heaven given to men whereby we must be saved', for 'He is the propitiation for our sins'.
15. niryna
(
11/03/2008 01:42)
pissoa:
=))=))=))
pissoa a,mba mangataka aminao aho raha azo atao ny manazava fa tsy mitokolakolaka toy izao fotsiny.Inona no nianaranao tany amin'ny katesizy? misaotra tompoko.
:D,raha asiana mampianatra izany hianao izay zavatra nianaranao hoe ahoana no hilazana fa kristiana hianao dia ahoana no havalinao azy azafady?
:D
16. niryna
(
11/03/2008 01:46)
ho an'i pissoa
Dia mba te hianatra aminareo rehetra izay nianatra katesizy aho fa marina izany fa tsy fantatro izany hoe katesizy.misaotra tompoko :D
Ny fanontaniana dia hoe inona izany katesizy izany?
Inona no nampianarina anareo rehefa nianatra katesizy hianareo?
17. niryna
(
11/03/2008 01:47)
mbaliana:tonga soa aky a
:-D:-D:-D lava tokoa le izy a
Dia mba te hianatra aminareo rehetra izay nianatra katesizy aho fa marina izany fa tsy fantatro izany hoe katesizy.
Ny fanontaniana dia hoe inona izany katesizy izany?
Inona no nampianarina anareo rehefa nianatra katesizy hianareo?
misaotra mialoha
18. niryna
(
11/03/2008 01:49)
ikaretsaka:
enga anie ka mba hovakiany
any aminao no hiantefan'ny fanontaniana,atao mpampianatra anay indray hianao androany fotsiny.
Azavao aminay fa tsy fantatray izay ataonareo
19. niryna
(
11/03/2008 01:51)
Veloo:
katolika manana boky ny katesizy
ny mormon manana ny bokiny ko
za aloha tsy mba hamaky an;io e hahahahhaha
hi,hi. fa afaka manontany hianao raha tsy mahazo,toy ny hoe maninona i Petera no atao ho Pope kanefa ny pope tsy manambady ary Petera nanambady?
20. niryna
(
11/03/2008 02:00)
Veloo:
katolika manana boky ny katesizy
ny mormon manana ny bokiny ko
za aloha tsy mba hamaky an;io e hahahahhaha
veloo a,tadidinao ve ity?
"The Catholic Catechism"
:D