Yanick Noa
161. yonikafopl
(
04/03/2008 09:11)
petitesakaiza, somary hanitsy kely anjy za eto
nga kosa tsy hitanjy ilay titre e
Fa na de zany aza nefany hita be ihany fa mifampitohy ilay 1 sy 2 am le izy:roll:
nga kosa tsy hitanjy ilay titre e
Fa na de zany aza nefany hita be ihany fa mifampitohy ilay 1 sy 2 am le izy:roll:
162. sakaizakely
(
04/03/2008 09:13)
yonika>
^:^^:^^:^^:^
hi hi hi
tena lasa koa za marina
tsy zany fa mahita komsa miditra antsehatra dia misabodika :-D:-D:-D:-D
^:^^:^^:^^:^
hi hi hi
tena lasa koa za marina
tsy zany fa mahita komsa miditra antsehatra dia misabodika :-D:-D:-D:-D
163. yonikafopl
(
04/03/2008 09:16)
danz be kou fa zao za vo ahita we hay tena koms le karyyyyy hihihihihi=))=))
164. Fiffi
(
04/03/2008 09:21)
"xxx":sakaizakely: heu....io kosa ve ny titra an'lé dinika de tsy hazava hoe Yannick Noah no resahana ? sa ve misy Yannick Noah hafa .
Mpandefa : xxx [ Valio ] 03-03-2008 14:41:47
Lohateny : Yanick Noa
de tahaka ny dinika rehetra ohatran'fanaoko hoe manomé lien zah raha mahita de mandefa eto...
"sakaizakely":donc: arakin'lé nolazaiko teo ambony de nandefa lien zah satria misy olon-kafa hatsohina hoe Yannick Noah ve ?
Azon'i Fiffi azavaina ve hoe ahoana no tonga dia nahafantarany fa YN no tian'i xxx lazaina
ary raha misy dinika momban'olona hafa mpihira na mpilalao baolina ohatra ka mandefa lien zah de ahoana njay no handraisana an'io ?
manaraka gazety zah isan'andro ary eto ny titra de hoe "Yannick Noah" ary vao novakiko io article io tao am gazety hoe ho any dago izy ! bon ! ça tombe bien , io ny lien....
"sakaizakely":heu.....HS ve zah ? :roll: de zay no mbola averiko hoe misy zavatra....na olona hafa ve atao na hatsohina hoe Yannick Noah" ?????
ka tsy fantatra akory aza ange hoe inona no tiany lazaina e ! Tonga dia Navadik'i Fiffi resaka Yannick N ilay izy, nefa Y N tsy vaza fa metisy. ny resak'i xxx anefa momba ny fanajana vazaha, donky tokony lazain'i xxx hoe iza io vaza tiany lazaina io, satria i Fiffi zany HS
de miandry an'i xxx hamaly zany hoe inn no tiany lazaina au sujet an'i Yannick Noah...olona ve io :roll: sa zavatra :roll: sa inona ? :oops: n'empêche kosa fa ny wabmaster aza nilaza hoe:
"Hery":de zay....ataoko fa mazava ny explication-ko io an !
ilay xxx nametraka dinika voalohany dia olona hafa fa tsy i Fiffi.
aleo angamba raha misy mandefa dinika tsy azon'ny hafa mba tsy ho valiana intsony fa :^):^):^)
165. yonikafopl
(
04/03/2008 09:27)
heu... ary fiffi nilaza ny tsy hamaly tsony nefa mbola io hitako eo ihany annnnn
166. sakaizakely
(
04/03/2008 09:32)
Fiffi
mea culpa fa raha tsy yonika no nampatsiahy ahy ny titra dia tsy tonga tato antsaiko
zany hoe mba nitady fanazavana fotsiny kay moa dia efa mazava be ny resaka
fa toa tsy mikasika ny fahatongavan'i Noah any dago kosa ny rohy nomen'i Fiffi fa toa resaka fitoriana ? tsy mifandray amin'i resak'i xxx, ho avy any dago tokoa ve izy, rahoviana, aiza no handraisana azy ?
tsetsatsetsa tsy aritra fotsiny iny, aza atao mahatezitra an :P

167. Fiffi
(
04/03/2008 09:34)
"sakaizakely":ohatra zao hoe: misy xxx mandefa dinika hoe "Thierry Henri" na matetika hita ao am dinika artista sy hira juste anaran'le mpihira fotsiny no nolazaina....
ka tsy fantatra akory aza ange hoe inona no tiany lazaina e ! Tonga dia Navadik'i Fiffi resaka Yannick N ilay izy, nefa Y N tsy vaza fa metisy. ny resak'i xxx anefa momba ny fanajana
na ohatra hoe "lasa i Thierry Henri" donc: zah mamaly ny dinika de zao no ataoko....mamaly akory zah hoe lasa ahoana na ahoana ? fa de ity no alefako...
de avy eo....
http://foot.fluctuat.net/thierry-henry.html
donc HS zah satria manaja vazah Yannick Noah...satria lasa aiza i Thierry Henri ? avy de ny lien sy nysary no alefako...de aiza ny olana ?
168. Fiffi
(
04/03/2008 09:41)
"yonikafopl":heu...marina zany an ! mais bon io aza ny farany....:oops:
heu... ary fiffi nilaza ny tsy hamaly tsony nefa mbola io hitako eo ihany annnnn
"sakaizakely":heu....nisy tao kah ! tao am l'express de mada fa ny olana ftsn de miova isan'andro ny article ao;...
fa toa tsy mikasika ny fahatongavan'i Noah any dago kosa ny rohy nomen'i Fiffi fa toa resaka fitoriana ?
heu...ka zay nié hoa an ! nisy kalou hoe ho any dago izy.....de zay mikasika azy koh de alefako koh ! na hoe manaja vazah aza izy nefa notorian'vazah hiany.....ok ! fa amiko mazava ny nolazaiko .....farany io Yonika an ! :{:{:{
169. sakaizakely
(
04/03/2008 09:43)
Fiffi>
efa hoe mea culpa hoe f'aza miakatra be hoatran'io kosa e :P
dia ity ary ny rohy mikasika ny fahatongavan'i YN mifanaraka tsara @ voalazan'i xxx mba hitako dia zaraiko eto
http://www.madagascar-tribune.com/Yannick-Noah-dans-nos-murs,4056.html
dia misaotra an'i xxx namoaka ilay resaka e :P

170. Fiffi
(
04/03/2008 09:52)
"sakaizakely":heu....non kah ! tsy miakatra zany zah an ! ny anaha :) de ampy sady tsy maika , tsy taitra fa ny vikavika tsy mba zaitra :-D:-D:-D
efa hoe mea culpa hoe f'aza miakatra be hoatran'io kosa e
na izany aza ry Yonika...:oops::-D:-D io aza ny tena farany an ! oléééééééééééééé eo daholo la saga afrika !! ambiance de l'amour......
http://www.dailymotion.com/relevance/search/yannick%2Bnoah%2B/video/x1ha95_yannick-noah-saga-africa-live_events
171. diamondra27
(
04/03/2008 10:21)
ari.malala:
azafady aloha fa itak ono nangididy ny sofiko ary nievinevina ny tenako hay kay nisy nanontonona taty ny anarako, fa inona moa no idirako amle resaka? mba miangavy kely an\'ilay nanonona ny anarako mba hivoaka ary hilaza ny antony maha voatonona afy ato, fa taiza hoaiza ato anatin\'ity dinika ity no misy fandraisan\'anjarako ankoatran\'ny eto? aoka kely hifanaja fa refa tsy nikitika anareo ny tenanay aza kitikitihina an!
----------------------------
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
hono wa ....
teny antanan'olonkafa enao no tazako ,
saika hiantso aho
hanonona ny anaranao ny vavako, nefa tampoka ....
malalako taloha no ilazako anao ....
arimalala sery o hay njy nievona be sy nagididy sofina hummmmmmmmmmm :*:*:*:-P:-D:-D:-D
172. Kwasi
(
04/03/2008 10:22)
Nisy film izay, raha ny titre no jerena dia nieritreritra ny tena hoe comedie musicale angamba. Dia mba nijery, kay le izy lasa hoatry ny gidragidra soft izay, dia avy eo toa lasa nivadika policier ndray. Ilay izy aloha lavabe e, tena nararin\'ny voandro mihitsy ny nifinay k\'le.
173. diamondra27
(
04/03/2008 10:28)
Kwasi sao de harary kibo eo koa ny hihafarany a :-D:-D:-D
zao zany le we HOY NY GAZETYra finbtinina e, fa tena tsy kopy ny peupla am le lien fa lasa resaka xxx le izy
ary le xxx koa aza tsy niverina tsony fa naninon sa nisy delestage njay
zao zany le we HOY NY GAZETYra finbtinina e, fa tena tsy kopy ny peupla am le lien fa lasa resaka xxx le izy
ary le xxx koa aza tsy niverina tsony fa naninon sa nisy delestage njay
175. yonikafopl
(
04/03/2008 10:34)
anseee wa rankizy eeeeeee:-D:-D:-D
aleo hitrako vandro iany bebe na de efa mihozongozona aza ny solonify:miam::miam::miam:
aleo hitrako vandro iany bebe na de efa mihozongozona aza ny solonify:miam::miam::miam:
176. aloalo
(
04/03/2008 10:34)
hoy Fiffy ...na izany aza ry Yonika... io aza ny tena farany an ! oléééééééééééééé eo daholo la saga afrika !! ambiance de l'amour...
fanga aza mila mifampiera efa mande eto e ! du moment ka manaraka fitsipika d mahazo miditra daholo zay te hihiditra.
efa leo d mande kely, d avy eo miverina indray, fa inn aza ity ?
177. diamondra27
(
04/03/2008 10:50)
avoahy le xxx aloha hanazava le tiany lzaina tam le dinika fa tena tsy kopy we maninon i yanick noah
ary renareo koa ve fa i diams (mpihira io a!) de hospitalisée en urgence? fa nisy olona debile nanaisy totondry ny kibony de tsy mbola ni retablir izy
de ni annulé-na ny concert
io koa zany le resaka HS e :-D:-D:-D:-D
melody: hay va re ka de efa temoins njy
tanjemo sao de mandainga fa atsangano aloha ny tanana droite de mi jurer fa hitaeny ny marina hatrany
fa inon aloha no tokony ilàna anjy am le resaka fa tena tsy azoko koa le izy sa njy efa nahita zany andry08 zany e
de mba otran'iza akia zany fa liana ny tenanay,
milay le virtuel waaaaa

178. diamondra27
(
04/03/2008 11:04)
njaso we fa sao de le bandy mpitatibola iny aza ty we?
20. Mpandefa : botrabotra [ Valio ] 03-03-2008 16:46:56
Lohateny : Re : Yanick Noa
tafaraka manao ratsy saina eto indray ikaretsaka st fasaly ry hery, dia simbaidry zareo foana ve ny dinika rehetra eto @ serasera e????ambany saina reo olona reo ka miangavy any hery mba hietsika fa tsy rariny zao,ikaretsaka frera ve zao hitantsika zao?manaraka ny fahambaniana toetsaina toy zao?mallalà menatra re!!!!!!!
----------------------------
botrabotra: ary elah zany ange lety ra jean bolida tena naharaka mitsy e, nga elah lety efa naman'reo ika sy fasaly reo , ary TETO toa TSY nisy we fasaly zany nanoratra namaly sa za koa no efa mila lopyyyyy
donc botrabotra sy fasaly zany manana reglement de konty mazava ho azy
fa ika koa ve frere aona e! taiza kjoa zany vaovao zany fa za tena tsy mpamaky gazety
ahoana HOY NY GAZETY? azo asiana lien ve miteny we frere i ika,
resaka yanick noah le izy de lasa niitatra fa tanjemo ihany koa sao de lasa yanikafopla no voalaza fa tsy yanik noah tsony ,
alefaso ny vanjo e

179. melody
(
04/03/2008 11:06)
diam: za akia efa temoin ary hatsangako mihintsy ny tanako droite raha tsy mino indry fa saingy tsy mila olana na @ iza na @ iza wa zah.
Raha resaka andry08 dia nihaona taminy za, vhv malagasy izy aloha e, dia nino za hoe io no andry08 fa ny any ambadika hafahafa any no tsy haiko. Ka teo ange no niantombohany blem nay e... tohizana ve?

180. diamondra27
(
04/03/2008 11:07)
bitrabotra tena mila anao mitsy zao eto , tsofy ny sifflet rangaha a
Solonanarana : botrabotra
Takelaka manokana (Wiki) : botrabotra
Namana faha : 34207
Nisoratra anarana : 2006-09-22
Tato farany : 04/03/2008 09:55
Fanampinanarana : jean
Lahy sa vavy? : lahy
Taona nahaterahana : 1963
Mari-bolana :
Firenena ipetrahana : Madagascar
Marika postaly (CP) : 110
Faritany : antsirabe
Zavatra atao : Miasa
Asa atao : commissaire de police
Solonanarana : botrabotra
Takelaka manokana (Wiki) : botrabotra
Namana faha : 34207
Nisoratra anarana : 2006-09-22
Tato farany : 04/03/2008 09:55
Fanampinanarana : jean
Lahy sa vavy? : lahy
Taona nahaterahana : 1963
Mari-bolana :
Firenena ipetrahana : Madagascar
Marika postaly (CP) : 110
Faritany : antsirabe
Zavatra atao : Miasa
Asa atao : commissaire de police