Yanick Noa
121. tess
(
03/03/2008 19:09)
ary efa nosoratako etsy ambony anie ny antony e!
ny nanompainy ahy sy nandotoany ahy tam fiainako privé impiry misesy teto amin'ny forum en pub no tsy zakako taminy ary tsy ho hadinoiko mandrakizay izany satria tsy ary mbola nisy olona nanompa ahy otrzay raha tsy izy ihany teto am fiainana....
samy manana ny toetra sy ny fony ny tsirairay fa raha izay nataony ahy izay tsy hadinoiko mandrakizay! rancunière aho hoy izy etsy sy eroa tena marina izany momba io ompa sy fandotoana ahy nataony io....mazava waz! fa azy nyazy raha hisaina blem de rafy rafy izany! dainnnn ipitsiho beurkkkkk
zamé de la vie tsy hirafy am zay oul izay mitry aho sady ataoko in anefa

122. tess
(
03/03/2008 19:16)
Fiffi:
kelly13: nisy fahadisoana akia tam le N an ! :oops:
=))=))=))=))=)) io fa tratra
i kelly13 nanotany hoe "yannick noah sa yanick noah"
ho an'ny xxx nanolotra ny dinika dia i fiffi injay no mamaly anefa tsy izy no nanolotra ny dinika:-D:-D:-D:-D:-w
123. Fiffi
(
03/03/2008 19:26)
"Fiffi":
sinon: ireo ny rohy raha misy liana am fahatongavan'Yanick Noah any Dago......
"kelly13":
"Yanick Noah" sa "Yannick Noah"?
"Hery":donc: namaly an'i kelly13 zah satria nametraka ny fanontaniana izy.....ary ny fanoratana ny Yannick Noah de 2n ka ny anaha ahitsiko....
ilay xxx nametraka dinika voalohany dia olona hafa fa tsy i Fiffi.
"botrabotra"::roll::roll::roll::roll: sao de adala aza enao? :roll::roll::roll:
fiffi sy tess a!azafady @ eritreritra fa misy tsy mazava aminareo 2, sao sanatria mpirafy ianareo?misy zany tsy reraka manara-body ny ilany mantsy, miala tsiny aho,
de zay fa tsy hamaly eto tsoyny zah fa......:^):^)
127. tess
(
03/03/2008 19:46)
tena tsssss! be cinema mythomane mitsy izy ihany no miresaka am tenany hihihihi!:{:{:{
129. lapino
(
03/03/2008 19:54)
ikaretsaka:
lap: na tsy nianatra polisy aza aho
jereo @ saina tsy miangatra ny hevi dehibe fonosin'ny le hevitra #1 sy # 2 raha tsy misy hifandraisany e:-P
ny Ps sy ny pitsopitsony teknika miova machine....... nampiakatra ny mahana... azy sy ny consciansiny iny8)
Raha olona hafa ange no niteny an'io, dia azo raisina ihany hoe hevitra misy ifandraisany na mety ho zavatra hafa no ilazany mivantana na an-kolaka hoe xxx = Fiffi.
Fa raha admin no miteny an'ilay izy, lasa tonga dia ohatra ny hoe tena i Fiffi tokoa no pseudo ao ambadik'ilay xxx, satria ny admin afaka mahita an'izay.
Za koa aloha tsy nianatra polisy, fa raha pseudo tsy mitovy + ip tsy mitovy, angamba tsy ampy handraisana conclusion izany na dia misy hevitra mifandray aza e.
ps : fa i botrabotra kay no kômisera an :D
130. tess
(
03/03/2008 20:00)
lapino: ka aminay dia mazava ho azy fa izy ihany io!
izahay no maharaka ny fandehany hatramin'izay.....
izao vao maika mibaribary ilay izy plus mandray anjara ilay ps maro loko, ka na manao ahoana na manao ahoana dia ny marina marina ihany, miolaka na mahitsy ny mpizé film de kobo foana hoe injay indray ny anao:wink:

132. yonikafopl
(
03/03/2008 20:42)
ooppsssssssss
tena tara njay za marina mafy
kisakisaha kely kelly sy sakaiza , de omeo vandro za handinihiko azy.
:miam::miam::miam:
tena tara njay za marina mafy
kisakisaha kely kelly sy sakaiza , de omeo vandro za handinihiko azy.
:miam::miam::miam:
133. melody
(
03/03/2008 22:00)
tess: nga akia ilay izy mety mivôka raha tsy tezitra za a:-D:-D:-D, mbola sorena fotsiny aloha iza io fa ho hita eo ny tohiny
lapino: raha resaka io ip indray no entinao hitondrana ilay resaka d jereo fotsiny fa raha vao miditra cyber enao dia efa hafa ny ip an'iny, mampiasa ordi hafa enao dia efa hafa ihany koa ny ip an'iny, raha vao miova ordi hafa mihintsy enao dia efa hafa ny ip an'iny....ankoatra ny ao an-trano izany e....
Izaho koa aloha mitovy @ tess sy ny namana sasany, maharaka ilay fiovanany ps matetika eto e!

134. tess
(
03/03/2008 22:15)
ka zany anie ry melody e! tsy misy dikany io resaka ip samy hafa sy ps samy hafa io fa ny hahafantarana azy dia ny resaka atolony eto sy ny fomba fihetsiny isaky izay mivoaka am ps maro samy hafa!
ary tsy indray mandeha io film io no niseho fa efa matetika ary presk otran'izao foana! tsy hoe vendrana ny oul rehetra eto akory, ho an'izay maharaka izany fa ho an'izay tsy maharaka tsy omentsiny ka aoka tsy hanome tsiny am tsy antony.
fa ilay tena izy am ps maha izy azy moa mody manao film com dab ihany! izao izy nivoaka tany de miseho ho madio fa ambadik'io izy manao palitaho bdb mampiseho ny tena maha izy azy ireny....
io rehefa tsy anao foana ny lelo de hainao no manisiny azy:-P

136. ikaretsaka
(
03/03/2008 23:28)
Fiffi:
ika: heu...enao ngamba no tsy naharaka ny dinika novaliko tato an !
-naninona no t@ ity resaka ity no nipoitra tany tampoka i fiffi fa rehefa resaka toy izao? nefa notadiavina tsy nipoitra dia nanao remarque aho hoe ary mba nipoitra i fiffi izany de...
"Fiffi":de manarak'io njay:
28. Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 03-03-2008 14:57:07
Lohateny : Re : SERA : mandria ampiadanana ianao !
Mandria am-piadanana ianao ry Sera.
Mirary fiononana feno ho an'ny fianakaviany."Fiffi":donc: tsy teto ihany zah no namaly fa reo nataoko eto ireo.....
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 03-03-2008 09:11:29
Lohateny : Simba ny toe-tsaina.
Io ary ilay efa nahiana. Miparitaka ny horonan-tsary vahiny, mahay maka lesona ny gasy. Arivo ariary dia efa mahazo horonan-tsary vahiny, ary samy misafidy izay heveriny fa mahamety azy ny tsirairay. Miainga amin’io ihany koa ny fiparitahan’ny kolontsaina vahiny eto Madagasikara.
Tao ho ao, dia nahitana endrin-javatra tsy mifanahaka amin’ny foto-pisainana malagasy. Firenena iza no sahy hangalatra ny taolam-balon’ireo razany ? Raha ny tarehi-marika dia ny gasy no firenena mpanary anaka indrindra. Tsy vitan’ny zaza mena vava ihany no ariana fa eo ny fisarahan-tokantrano ka samy maka ny zaza eo ankohonany ny ray sy ny reny.
Dia io iharahana mahita io ny famonoana olona saika isan’andro. Nofongorona tetsy sy teroa ireo razana izay nisy namono. Eny fa na hatramin’ny mpivady aza tsy mifandevim-belona intsony. Simba ny toe-tsaina napetraky ny razana tany tany aloha. Inona no vaha-olana ? Tsy hilaza isika fa ny fahantrana no maha-tonga io, saingy misy anjara tandrify lehibe ho entin’ny mpitondra fanjakana. Isan’io ny fanabeazana ny olona ahafantatra ny lalan-tsaina tokony handrindrana ny fiainana. Ny tsy fanomezana laka ny kolontsaina vahiny hitobaka be loatra eto. Ary hampiharina miainga ifotony ny fanabezana ny olom-pirenena hahay hitazona ny foto-pisainana teto amin’ity nosy ity. Saingy andeha amin’ny tokony ho izy ve ireo raha mbola mahantra ny isam-batan’olona ?
Madagascar Tribune (Naivo kely)
sinon: ireo ny rohy raha misy liana am fahatongavan'Yanick Noah any Dago......
toa lasa nivoaka tampoka avy any daholo le 3 marsa dia sinon efa nanao iny remarque tato aho vao nivaoaka daholo ireo nataonao copy paste ireo..
izany hoe efa action taorian'ilay faits:-D:-D:-D
137. rajoelina
(
03/03/2008 23:49)
hery: zah koa admi ah, na tsy misoratra eto aza ny ps-ako :-D:-D
fiffi = manaraka = xxx manara-body ozy ny sasany zay, ny namana eto ihany no miteny an'zany ah fa tsy zah akory ^:^
mialatsiny indrindra :-D
;-)
fiffi = manaraka = xxx manara-body ozy ny sasany zay, ny namana eto ihany no miteny an'zany ah fa tsy zah akory ^:^
mialatsiny indrindra :-D
;-)
139. tess
(
04/03/2008 00:34)
fomban'ny fiffi mpizé film hatrizay io e!
mamaly ma dinika iraika ihany izy! fa i fiffi dia oul anjely refa mamaly! fiffi be fitiavana, oupssssss:-D fa kosa ao am dinika io ihany izy mampiasa xxx na ps hafa mampiseo ny tena toetrany:twisted: na manao famelezana
ohatra tamin'ny i manaraka,i mim, i tamberina izao i botra oha lala yesss! efa piraty mpilalao film mitsy aloha izy e! fa izao tsy very tsony ny pokona indrindra ny victime-ny hatrizay satria na mpilalao fatsora aza dia hita fa mitavozavoza ihany!

140. ikaretsaka
(
04/03/2008 00:44)
lap: na olona vendrana be aza ve de tsy ho kobo an'izao kosa le,
TDM izao ... Tonga de Mazava!:-D:-D:-D
Oshy aho komisera o!
Hoy i Fiffi:
kelly13: nisy fahadisoana akia tam le N an !
io fa tratra
i kelly13 nanotany hoe "yannick noah sa yanick noah"
ho an'ny xxx nanolotra ny dinika dia i fiffi injay no mamaly anefa tsy izy no nanolotra ny dinika
TDM izao ... Tonga de Mazava!:-D:-D:-D
Oshy aho komisera o!