Yanick Noa
61. botrabotra
(
03/03/2008 17:19)
na tratra aza aho oe iza tsy olana zany,mijoro @ maha-zà foana aho mandrakizay,tsy miaro n'iza n'iza koa aho fa ny dinika saturé no mampalahelo ahy,aiza ry se ka tsy afaka hamaly dinika , manome ny heviny ny hafa fa avy de mivadika biby foana vao miditra fasaly, ikaretsaka, sy ny tariny?melody tsy mitady olana aminao ny tenako fa sahia mijoro, vakiana ny resaka tany aloha d hita fa mifankahalala ianao sy fiffi ary andry08,gaga aho mahita fa na arimalala aza niteny oe olo ray reo,ika:zao no firesako, ny fiteniko fa aza d atao olo hafa aho,misaotra anao ry hery nanazava, zay vao tena ho serasera ny antsika!:-*:-*:-*
62. kelly13
(
03/03/2008 17:22)
toa lasa misy ari.malala tapoka teo? avereno yannick noah na d tsy tiko aza fa tssss 8)
64. ikaretsaka
(
03/03/2008 17:26)
ka izay no mampihomehy be anie e.. nivoaka ny andry 08 e.. tatamo e. oya aho oy e
hatrany @ ndry ari.malala
hery> niarahaba aho diamanome updates kely foana de nanao aho hoe lasa indray aloha silence radio dia mi klax kely ihany rehefa tafandalo hoe inona no malaza de kory aby kosa e:wink:

66. botrabotra
(
03/03/2008 17:36)
dinika tena tsy nampoiziko ty ry ika,faly ery aho saika hamaly sy hanome ny mpisera kinanjo nivadika ny resaka,zao lazainareo fa olo hafa aho,zay zany!!!!
68. tess
(
03/03/2008 17:37)
botrabotra: ianao no mivadika biby fa tsy izaho , ary na inona fanazavana na inona fampandrina adrisa dia olona iray ihany enao amiko na hanova ps impiry aza! na ampiasa tetika tsy hahahfantarana aza!
na miteny ioaza i hery dia tsy mahalala ny ambadiky ny virtoaly ny tena marina mihitsy hoe iza marina io olona io! fa ny hahafantarana azy dia mitovy foana ny zavatra asehony sy ny toetoetrany ato am forum! ny indices maro isakarazany no hahafantarana azy hoe izy io! ka na diovina am dash aza ny lamba maloto ihany amiko:wink: tsy iza fa ilay oul iray resahina eto! na hiova palitaho injato amberivo aza! dia izy ihany .....aiza koa no tonga dia olona iray foana no viséna anefa tsy nanin azy akory! nanin an'i botra izao i tess na fasaly no tonga de notofirina donko amiko ny omaly ihany no anio sy rampitso
fa io dia mahatatesa ihany e! izaho raha vao fihetsika hahfahafa tsy misalasala mitsy aho manao hoe izy ihany io.....fa mahatatesa ihany ny valikitsaka wa refa manao!
nanao oul tsy nahalala maty de manjary matsiaro votsindrotsindrona eny refa misy zvtr kely tsy hidirany akory:-P

69. kiadi
(
03/03/2008 17:49)
fa ba diniho tsara kosa ange fa matoa ny olona iray hifandrotahan'ny olona de misy dikany zay eh!
zah ry reto ba hifandrotaho fa vô maika tiko be an! :-D:-D:-D
zah ry reto ba hifandrotaho fa vô maika tiko be an! :-D:-D:-D
70. kelly13
(
03/03/2008 17:51)
iza kou no hifandroritra @ trimobé? tsy ho laninao hatramin'ny taolampifikanay zay? :-D:°):-P
74. botrabotra
(
03/03/2008 17:53)
tsy olana amiko zay ataonao e, tsy anareo ny serasera, hay ve mahatsiaro marary refa tenenina e,tsarovy aza fa ny dinika rehetra de antsika jiaby,zao alhelonao @ zay fifi-nao any no tsy afahanay hidinika eto!lazaina koa fa izy aho, ahahahahaah!ary tsindrona ino hany ty e!ianareo no tokony tonga saina fa aza avadika ny resaka e,efa gaga ihany ny xxx fa lazaina olo hafa, ahahahahha!
75. sakaizakely
(
03/03/2008 17:54)
kelly13> kanefa ange kiadi rehefa roritina de malaky miantso devoly e :-D:-D:-D:-D
76. penina
(
03/03/2008 17:56)
kiadi:
aleo hilamina fa ny tany indramina ohh
Aleo tsy hilamina aloha ka, aleo vahaina ny olana fa manjary miverina foana.
Efa nisy kosa aloha ny famompana. Efa nisy ny fialana tsiny tamin-dry zareo.
Dia nisy hafa koa nompaina(tsy hay na iza no nanompa na iza), fa tess no nompaina ary nolazainy fa tsy nisy ny fialana tsiny.
Izao no fahendrena malagasy, "Ny eloka ibaboana mody rariny", ka iangaviana izay nanompa tany ho any mba hiala tsiny.
Eo amin'ny lafiny teknika indray, dia iangaviana hosakanana ny IPn'ilay nanompa. Tsy tadidiko ilay ps fa ohatrohatra ny hoe "harinah", na tsy misy h tsy haiko.
Dia farany momba ny resaka manara-body, "Ny rariny itopoana mody heloka".
Dia mazotoa misera. :wink:
78. tess
(
03/03/2008 17:56)
kiadi: sady amzay anie zvtr mitovy foana no averimberina na miova ps impiry aza e! ny zvtr lazain'i tamberina ihany no lazain'i manaraka de lazain'i botrabotra sady saika lasa fantomas dool tsy azo avoka dool reto ps.....
resaka tsy hiverenana tsony fa oul iray ihany ireo! na harovana indirectement na miaro tena indirectement dia oul iray ihany.....
tsy misy oul vendrana anie ka tsy hahatakatra ny zvtr miseho e!
fa izy no mitavozavoza dia mora kobo am lay fikafika :-P
io ndray nanao izay hahalao monina ny namana taloha dia ifoteran'ny rambony izy izao.
samia mahatanty fotsiny e! izay tsy mahatanty miala zany!:-P

79. mamzelkely
(
03/03/2008 17:57)
botrabotra:
melody a,ianao mahalala fa samy hafa fiffi sy andry08-tatamo ka maninona no tsy lazainao aminy fasaly zany?ary olona misaina ve handoto sy hanimba dinika isaky ny mandeha eto???????
ôtrany nanaraka kely an le dinika za fa ts de misy hidiran vitsika am pétrol lôtra aaa:roll::°):-D:-D
80. sakaizakely
(
03/03/2008 18:00)
penina> izaho dia manaiky marina eto anatrehan'ny serasera fa mahafinaritra ahy ny manarakaraka an'i p6 satria izy kiffer-ko tsara fa tsy ny vodiny :-D:-D:-D:-D:-D:-D
mivadika rariny ve ny heloko ? :-P:-P
mivadika rariny ve ny heloko ? :-P:-P