Yanick Noa
21. botrabotra
(
03/03/2008 15:46)
tafaraka manao ratsy saina eto indray ikaretsaka st fasaly ry hery, dia simbaidry zareo foana ve ny dinika rehetra eto @ serasera e????ambany saina reo olona reo ka miangavy any hery mba hietsika fa tsy rariny zao,ikaretsaka frera ve zao hitantsika zao?manaraka ny fahambaniana toetsaina toy zao?mallalà menatra re!!!!!!!
27. botrabotra
(
03/03/2008 16:09)
menatra oa zà ra admin otrany ikaretsaka ka mampiseo fomba ratsy eto @ serasera,aiza ve ianao natao handrindra ndray no hay ve toy zao e!:-D:-D,asio fifanajana ny dinika matotra miseho eto ry namana ,aoka zay ny dinika tsy ahazoana ninonin ona ry mpiandraikitra a,zahay koa te hidinika,misaotra
28. ikaretsaka
(
03/03/2008 16:14)
ny ahy tsotra fotsiny e alefako observations tsotsotra fa tsy mandeha alavitra
imagineo hoe ambambolana tsy hita ! silence radio, efa ahalelovan'ny olona rehetra izao tsy hita tableau mihitsy .. tsy misy bonjour tsy misy salut tsy nisy azafady tsy misy ilil.. dia iny fa tampotampoka teo nipoitra ho azy ilay solon'anarana8)8)8) ary any @ zavatra diso bokotra.:-D:-D:-D:-D
ao raha ao raha...
de mba manana maso ihany ny tegna hoe fa de nanakoryyyyy
de tonga de lasa ni se justifier ho azy ny zavatra rehetra...
tampotampoka teo nisy botrabotra nipoitra koa avy any, connais po ni d'adam ni d'eve ... dia tsy ilay hevitra sy argument no henjehina fa ilay olona!
aoka letsy le....
Asivo fifandraisanysy lojika ihany ilay zavatra dia ataovy serieux sy evident na hihanihany sy hanala azy aza:-D
za mi observe fotsiny dia efa hitako hoe hmmmmm rtsy milamina izy izany ka:wink::wink::wink:

29. xxxx1
(
03/03/2008 16:19)
ary toa izao vao hitako i botrabotra nefa tsy mbola niresaka teto hatrizay, avy hatrany dia miala vokona @i tess sy ika
za klou tsy mbola nahita an'i tess sy ika nanao fomba ratsy na hoe nanimba dinika zany teto e
fa xxx kosa, sy ireny ps rezerva marobe mipoitra tampotampoka ireny kosa :roll::roll::roll::roll::roll:
ika & tess

30. ikaretsaka
(
03/03/2008 16:20)
pasio amin'izay ny voanjo sy ny pop corn ry reto de mazotoa hihaino ny fanamarinan-tena...
io fotsiny mno mba ilaiko fanampim-panazavana raha tsy maninona..
ahoana ny momba ilay heo tadiavina tsy hita de iny fa nipoitra tampoka.. de nanao remarque za
dia iny fa nisy PS botrabotra tampoka nipoitra koa avy any?
mba azavao sy mba omeo kely ny "Tonga De Mazava" ny tenanay
'saotra tompoko o'
aiza ny sezabory sy ny vandro
Franc sy honnette madama o!

31. xxxx1
(
03/03/2008 16:21)
ika:
tampotampoka teo nisy botrabotra nipoitra koa avy any, connais po ni d'adam ni d'eve ... dia tsy ilay hevitra sy argument no henjehina fa ilay olona!
miray hevitra
tsy ny dinika no tohizana fa ny fiarovantena. misy antony ao
zany no atao hoe mahana :-D:-D:-D:-D:-D:-D
32. lapino
(
03/03/2008 16:23)
Zao kosany aloha e :
Satria admin no niteny an'io dia lasa credible ilay izy, na fanosoram-potaka fotsiny na tsia. Kanefa tsy misy afaka hanamarina an'izany afa-tsy ny admin ihany.
Noho izany, angamba rariny kosa raha omena fahafaham-po ilay antso fangatahan'i Fiffi e
Raha ilaina moa ny mamoaka ny ps an'ilay xxx nanokatra dinika, maninona moa raha lazaina tsotra hoe :
- i anona io,
- navoaka ny ps-ny satria ...
ikaretsaka:
ary toa tsy nanao xxx t@ le faharoa?
mba franche sy honette hoaaaaaa
Satria admin no niteny an'io dia lasa credible ilay izy, na fanosoram-potaka fotsiny na tsia. Kanefa tsy misy afaka hanamarina an'izany afa-tsy ny admin ihany.
Noho izany, angamba rariny kosa raha omena fahafaham-po ilay antso fangatahan'i Fiffi e
Fiffi:
Miangavy ny mpandrindra hilaza eto raha i Fiffi io xxx nanao an'ity dinika ity azafady indrindra.........
Raha ilaina moa ny mamoaka ny ps an'ilay xxx nanokatra dinika, maninona moa raha lazaina tsotra hoe :
- i anona io,
- navoaka ny ps-ny satria ...
33. melody
(
03/03/2008 16:24)
12. Mpandefa : tess [ Valio ] 03-03-2008 16:05:47
Lohateny : Re : Yanick Noa
nanao andrana aho ry melody fa try mety ah!
tsy maninn akia:-*
34. kelly13
(
03/03/2008 16:26)
nga ho any madagascar yannick noah? bonne chance ze hijery azy klou fa za tsy tia azy, hihihi
passipassio le vandro ry ikaretsaka fa aza mi dribble rery eo an
passipassio le vandro ry ikaretsaka fa aza mi dribble rery eo an
35. kiadi
(
03/03/2008 16:28)
zay tin'ny tompony ihany ry botra an! aza forcénao iz fa zay no demokrasia! raha menatra enao de aza manoratra tsony !
36. tess
(
03/03/2008 16:34)
:wink::wink::wink: matoa i ikaretsaka mahita raha dia misy raha izany! :^):^)
fa botrabotra nanina anao aloha izaho e!
:^)
fa botrabotra nanina anao aloha izaho e!
:^)
37. melody
(
03/03/2008 16:35)
20. Mpandefa : botrabotra [ Valio ] 03-03-........ambany saina reo olona reo ka miangavy any hery mba hietsika fa tsy rariny zao,ikaretsaka frera ve zao hitantsika zao?manaraka ny fahambaniana toetsaina toy zao?mallalà menatra re!!!!!!!
maninn no manambany olona toy izany ry botrabotra a, raha tsy nanao ratsy enao dia tokony tsy ho defensive be toy izany... eritrereto ange e!
38. botrabotra
(
03/03/2008 16:37)
melody a,ianao mahalala fa samy hafa fiffi sy andry08-tatamo ka maninona no tsy lazainao aminy fasaly zany?ary olona misaina ve handoto sy hanimba dinika isaky ny mandeha eto???????
39. botrabotra
(
03/03/2008 16:39)
samy lelhilahy sy vehivavy lehibe zao ve de manao zaza saina tsy matotra toy zao foana? fa nga anareo ty serasera ty no tsy maintsy hiaritra ny adalanareo ny rehetra?
40. ikaretsaka
(
03/03/2008 16:40)
lap: na tsy nianatra polisy aza aho
jereo @ saina tsy miangatra ny hevi dehibe fonosin'ny le hevitra #1 sy # 2 raha tsy misy hifandraisany e:-P
ny Ps sy ny pitsopitsony teknika miova machine....... nampiakatra ny mahana... azy sy ny consciansiny iny8)