Yanick Noa
41. kiadi
(
03/03/2008 16:40)
melody malala ohh!! aza mora tezitra amizany enao fa ze tsy matanty de mangina !
42. botrabotra
(
03/03/2008 16:41)
jereo ny anaovanareo any salmo ange e!tsy mahay mamaly anareo mantsy izy d atao foana!tsssssssssssssss
43. kiadi
(
03/03/2008 16:44)
commisaire zany ve de handany andro eto !! be asa ange zany commisaire zany eh! sa commisaire ny serasera ?:-D:-D:-D
45. ikaretsaka
(
03/03/2008 16:47)
le xxx sy ny fivoahan'ny botraboitra sy i fiffi tampoka tao ambadiky ny rideaux izao no resaka ilana "Tonga de Mazava" eto fa aleo ny saumon ho any kosa e
nareo hoa mna honette dia io miafinafina io anie tratra foana e

47. ikaretsaka
(
03/03/2008 16:50)
"Quand la vérité n'est pas libre, la liberté n'est pas vraie"
( Jacques Prévert ):wink::wink:
( Jacques Prévert ):wink::wink:
48. tess
(
03/03/2008 16:50)
i botrabotra wa! modu mi prezanté oul am namana dia mody hatao hoe io i andry08 io i an sy an efa no prezanténa oul iray aho nefa tsy misy ifandraisany fa lay oul lazaina fa mpikambana ato aza hoe manoratra miteny gasy tsara tsary mahay na teny gasy aza fa miteny vazà :snif:
ary izaho anie tsy nanin an'i botrabotra fa ianao no matsiaro votsindrona avy hatrany dia niova palitaho tampoka am maha botra anao ndray teo de tondé mitifitra ...paw paw paw!!!!!!
nefa samy nanala azy sy ny meme teo izaho sy melody:-P
ao raha! mitamberina eo foana lay izy na hiova palitaho zato amberivo aza....

49. melody
(
03/03/2008 16:55)
kiadi:* za nga tezitra izany e, mba manao observation fotsiny za re.... anontanio tess fa raha izaho no tezitra tena mivôka tsy hafenina mihintsy ny griffes-ko:-D:-D:-D
tonga d kopy enao, tsisy oul mahalala izany afatsy izaho sy enao ary i andry08 irery ihany8)
37. Mpandefa : botrabotra [ Valio ] 03-03-2008 17:37:40
Lohateny : Re : Yanick Noa
melody a,ianao mahalala fa samy hafa fiffi sy andry08-tatamo ka maninona no tsy lazainao aminy fasaly zany?
tonga d kopy enao, tsisy oul mahalala izany afatsy izaho sy enao ary i andry08 irery ihany8)
50. botrabotra
(
03/03/2008 17:00)
miverina ndray le votsindrona, zà nga marary no tsindromina, ny dinika tsy azo idirana eto no mandreraka, lazao koa fa fiffi aho e, ahahahahaahahah!atsoy hery d anontanio azy e, @ maha admin any ikaretsaka de asaivo jereny koa,ny serasera natao itenenana malagasy,ny teniko no ampiasaiko eto,tena mety mitsy ra fantatrareo oe iza aho, ka zay no iadivako eto, aza simbaina ny dinika fa tsy ianareo irery no midinika eto,
51. kiadi
(
03/03/2008 17:00)
melody> avoahay le griffe de avia rangoty zah fa tiko be! :-D:-D:-D:-D:-D =))=))=))
55. tess
(
03/03/2008 17:07)
melody: aleoko indry tsy mamoaka rangitra na grifa fa mahatahatsa be!:°):-D:-D:-D:-D
37. Mpandefa : botrabotra [ Valio ] 03-03-2008 17:37:40
Lohateny : Re : Yanick Noa
melody a,ianao mahalala fa samy hafa fiffi sy andry08-tatamo ka maninona no tsy lazainao aminy fasaly zany?ary olona misaina ve handoto sy hanimba dinika isaky ny mandeha eto???????
de inona lay nosombaina sy nolotoina kay??????
ary ilay olona tena manompa sy mandoto mitsy ny fiainana privé mba aon???????????????
lazaina fa rancunière aho! fa mora aminao ny miteny an'io fa mora taminao ihany koa no nandratra ny namana nahatonga azy ho rancunière!
tsy hadinoko mandrakizay iray ompa nisesy bdb ireny raha izany no tinao azava, na hiova palitaho injato amberivo eo aza! tsy hampiova nin nin izany....
ary eto am dinika ity enao no nandoto fa tsy zahay tompoko...araho tsara ny fandehany.....

56. hery
(
03/03/2008 17:08)
:-) mety misy olona manana olana eto...
ilay xxx nametraka dinika voalohany dia olona hafa fa tsy i Fiffi. Tsy holazaiko ny ps-ny satria tsy nandika ny fitsipika izy ka tsy ilaina haseho ny ps-ny.
Fa ity ianareo mametraka foana hoe xxx = Fiffi no mahagaga ahy. Sa izao indray no fomba atao mba hanafoanana ny xxx rehefa tsy nahomby ilay tsanga-tanana? Mbola tsy tapaka hoe tsy hisy ny xxx koa hisy foana ny xxx na ahoana no hanodinanareo azy.
Tsy miaro an'i Fiffi aho fa ohatran'ny mandreraka be le feeling. Sa izao marina ve ilay hoe manara-b... lazainareo eto? Tsy mety fotsiny ilay hoe atao izay mahaleo monina ny hafa na iza izy na iza... satria antsika rehetra ny serasera.
Tsy blem amiko i Fiffi na tsy mandalo eto (efa tsy nandalo ela be teto izy), efa samy tsy nandalo ela teto daholo (tadidiko koa ikaretsaka tsy nandalo teto ela be), tsisy arahaba tsisy veloma, manoratra rehefa te hanoratra. Ka tsy hitako mihitsy ilay olana (nitady olana ihany aho)
Reveo manja fotsiny ilay forum... aza manara-b... sao sendra ny maimbo any :-)

57. ikaretsaka
(
03/03/2008 17:11)
botra> flagrant be le izy.. na @ firesakao fotsiny aza
ivereno vakina tsara anie izay nosoratanao e..
io izao dia tsy ianao mihirst no resahana ohatra fa izany olona lazain'i tess mahay miteny gasy tany @ iznay nifaneraseranao tany dia lasa tsy mahay akory
izany heo resaka tsy mifampiditra tany ivelany tany lasa miditra ho azy ato...
dia miha mipoitra tsiikelikely eo aby
mitonia fa mitady hifangaro izy izany de vao mainka anie tratra e

ny serasera natao itenenana malagasy,ny teniko no ampiasaiko eto