Yanick Noa

101. kiadi ( 03/03/2008 18:20)
kelly13> kely malalan'ny foko! :-D:-D:-D
sakaiza > be devoly :-D:-D:-D
102. tess ( 03/03/2008 18:20)
ary toa lasa mitaingina soratra kou ilay sary oul kely e!:roll:
103. kelly13 ( 03/03/2008 18:21)
:-D:-D:-D

fa lasa ny saiko fa msidina b dol kou le soratra ato an
104. tess ( 03/03/2008 18:23)
Ylly: efa koboko hatry ny ela
:-w no comment
105. mamzelkely ( 03/03/2008 18:23)
tess mipotra kely vetivety ftsn k hainjy ihany eee kiss njy
106. sakaizakely ( 03/03/2008 18:23)
ary za efa manao tsara fanahy @ kiady de tsy mbo mahazo malalan'ny foko zany akory fa mbola lazainy misy devoly fona



za hidongy :?
107. mamzelkely ( 03/03/2008 18:24)
tess mipotra kely vetivety ftsn k hainjy ihany eee kiss njy
108. ikaretsaka ( 03/03/2008 18:24)
maztou mamza an
109. mamzelkely ( 03/03/2008 18:24)
tess mipotra kely vetivety ftsn k hainjy ihany eee kiss njy
110. sakaizakely ( 03/03/2008 18:27)
tess>

aiza akia zany ?
ary toa lasa mitaingina soratra kou ilay sary oul kely e!
111. tess ( 03/03/2008 18:36)
sakaizakely: ny inona aky??? fa hita mitaingina soratra be lay sary oul kely:-D
112. kiadi ( 03/03/2008 18:37)
sakaiza>:*:*:*
113. mamzelkely ( 03/03/2008 18:38)
fa averiko impiry ko aza ty soratako :roll::-D:-D:-D
114. Fiffi ( 03/03/2008 18:43)
ikaretsaka:

-naninona no t@ ity resaka ity no nipoitra tany tampoka i fiffi fa rehefa resaka toy izao? nefa notadiavina tsy nipoitra dia nanao remarque aho hoe ary mba nipoitra i fiffi izany de...
ika: heu...enao ngamba no tsy naharaka ny dinika novaliko tato an !
"Fiffi":
28. Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 03-03-2008 14:57:07
Lohateny : Re : SERA : mandria ampiadanana ianao !
Mandria am-piadanana ianao ry Sera.

Mirary fiononana feno ho an'ny fianakaviany.
de manarak'io njay:
"Fiffi":
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 03-03-2008 09:11:29
Lohateny : Simba ny toe-tsaina.

Io ary ilay efa nahiana. Miparitaka ny horonan-tsary vahiny, mahay maka lesona ny gasy. Arivo ariary dia efa mahazo horonan-tsary vahiny, ary samy misafidy izay heveriny fa mahamety azy ny tsirairay. Miainga amin’io ihany koa ny fiparitahan’ny kolontsaina vahiny eto Madagasikara.

Tao ho ao, dia nahitana endrin-javatra tsy mifanahaka amin’ny foto-pisainana malagasy. Firenena iza no sahy hangalatra ny taolam-balon’ireo razany ? Raha ny tarehi-marika dia ny gasy no firenena mpanary anaka indrindra. Tsy vitan’ny zaza mena vava ihany no ariana fa eo ny fisarahan-tokantrano ka samy maka ny zaza eo ankohonany ny ray sy ny reny.

Dia io iharahana mahita io ny famonoana olona saika isan’andro. Nofongorona tetsy sy teroa ireo razana izay nisy namono. Eny fa na hatramin’ny mpivady aza tsy mifandevim-belona intsony. Simba ny toe-tsaina napetraky ny razana tany tany aloha. Inona no vaha-olana ? Tsy hilaza isika fa ny fahantrana no maha-tonga io, saingy misy anjara tandrify lehibe ho entin’ny mpitondra fanjakana. Isan’io ny fanabeazana ny olona ahafantatra ny lalan-tsaina tokony handrindrana ny fiainana. Ny tsy fanomezana laka ny kolontsaina vahiny hitobaka be loatra eto. Ary hampiharina miainga ifotony ny fanabezana ny olom-pirenena hahay hitazona ny foto-pisainana teto amin’ity nosy ity. Saingy andeha amin’ny tokony ho izy ve ireo raha mbola mahantra ny isam-batan’olona ?

Madagascar Tribune (Naivo kely)
donc: tsy teto ihany zah no namaly fa reo nataoko eto ireo.....

sinon: ireo ny rohy raha misy liana am fahatongavan'Yanick Noah any Dago......


115. kelly13 ( 03/03/2008 18:46)
"Yanick Noah" sa "Yannick Noah"?
116. penina ( 03/03/2008 18:49)
Hianika Noa, hianika elefanta fa feno ny sambo fiara.

xxx> tsy ny gasy irery no manao izany ka.
117. tess ( 03/03/2008 18:54)


zà alou tiko i yanick noah fa simple e! tsy otran'ny star sasany fa izy aza tsy mikapa ambony podium:-P
118. botrabotra ( 03/03/2008 18:55)
fiffi sy tess a!azafady @ eritreritra fa misy tsy mazava aminareo 2, sao sanatria mpirafy ianareo?misy zany tsy reraka manara-body ny ilany mantsy, miala tsiny aho,ika:ampiasao ny maha admin anao afantaranao iza aho,aza manala tena fa ny dinika rehetra eto no ilazako fa mifanara-b....... ianao sy tess,
119. Fiffi ( 03/03/2008 19:04)
:roll::roll: heu....de zay fa zah kalou de tsy hamaly ity dinika ity intsony.....ireo ny rohy raha toa ka misy liana am fahatongavan'Yannick Noah any Dago........

kelly13: nisy fahadisoana akia tam le N an ! :oops:
120. tess ( 03/03/2008 19:04)
fa taiza koa enao no izao vao nipoitra rabofy oupssss botra kay tokotrany.....no izao vao mody mandamindamina eo ah! pffffffff be cinema tsssss
milaza loza ngah izato izy azafady zamé de la vie izany mpirafy resahinao izany, sao mivadikondana:roll:
ika efa nampiseo ny maha admin azy ....ka in indray no tedavina?????? izy angaha raha mampiseo ny heviny miafina toy enao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0098