Yanick Noa
144. tess
(
04/03/2008 01:14)
botrabotra:
miverina ndray le votsindrona, zà nga marary no tsindromina, ny dinika tsy azo idirana eto no mandreraka, lazao koa fa fiffi aho e, ahahahahaahahah!atsoy hery d anontanio azy e, @ maha admin any ikaretsaka de asaivo jereny koa,ny serasera natao itenenana malagasy,ny teniko no ampiasaiko eto,tena mety mitsy ra fantatrareo oe iza aho, ka zay no iadivako eto, aza simbaina ny dinika fa tsy ianareo irery no midinika eto,
ka izay indrindra....betsaka ny dinika azo idirina sy tsy hidirana! ka anajaranao no misafidy raha hiditra enao na tsia! samy manao zé tiny.....
fa raha ianao no mahaitsiaro votsindrona am fanajaitra de anao ny anao! tsy marary enao fa manavy!:^)
atsoy hery d anontanio azy e: enao no efa zàtra miantso an'i hery isaky izay mihetsika fa tsy izahay mitsy akory.:-P
tsy ilaina ny ahalala anao hoe iza enao fa ny fantatra dia i fiffi ihany:°) tsy vaovao aminao ny milalao antsehatra toy izao akory......
aza simbaina ny dinika fa tsy ianareo irery no midinika eto,
: tsy izahay no manimba dinika fa enao no nivatravatra voalohany raha tena dinihina ny fandehandresaka! izaho aza tsy naninona akory tonga dia no tafihinao avy hatrany anefa zà aza mboma nanala de ni meme!;-) nanandrana sary oul kely!
io no ataoko hoe tsy vao aminay enao fa ilay teotranao foana no mitamberina manaraka maha botra anao:-D
146. Papoose
(
04/03/2008 03:37)
ho an'izay mahatsiaro tena ho voakasika,
aza mivarotra admin @ ariroa fa kobo foana!!!
calm rehefa mamaly dinika fa manjary enti-po be dia lasa mitonon-tena ho azy na mitontonona olona tsy eto!!
ampiko ndray rehefa avy eo raha vao misy mifopla eo!:-D
dia aza mitomany fa mampne!!:^) mifalia lalandava na dia voan'ny sery ohatr'ahy aza!!!
mijereva yannick noah raha afaka analan'andro!
aza mitady depression gratuite ho an'ny tena ra oul a!!!
aza manafangaro pseudo fa aleo mba hanankarena mpikambana ny serasera na dia betsaka aza ny olona tokana ihany!!!
she tsa mahatanty dia miala fa demokrasia ny serasera, rehefa tsy misy mifanalika sy mifanompa io de mandeha foana e!!!
rehefa avy eo ndray ny tohiny fa kalo za hanisin-delo!:wink:

147. ainaheri
(
04/03/2008 04:38)
kelly13:
nga ho any madagascar yannick noah? bonne chance ze hijery azy klou fa za tsy tia azy, hihihi
passipassio le vandro ry ikaretsaka fa aza mi dribble rery eo an
Keliterezy misy kosa mba tsara ny iran'lery e
ndrindra mo le anankiray momban'ny voankazo iny:-D:-D:-D
148. yonikafopl
(
04/03/2008 06:16)
tena mba isan'ny dinika rapida mintsy ty dinika iray ty aaaaa:-@
Tena TGV Tonga De Vazavaza
Misy koa ny Tonga De Miantso admin
Tena TGV Tonga De Vazavaza
Misy koa ny Tonga De Miantso admin
150. ari.malala
(
04/03/2008 07:40)
azafady aloha fa itak ono nangididy ny sofiko ary nievinevina ny tenako hay kay nisy nanontonona taty ny anarako, fa inona moa no idirako amle resaka? mba miangavy kely an\'ilay nanonona ny anarako mba hivoaka ary hilaza ny antony maha voatonona afy ato, fa taiza hoaiza ato anatin\'ity dinika ity no misy fandraisan\'anjarako ankoatran\'ny eto? aoka kely hifanaja fa refa tsy nikitika anareo ny tenanay aza kitikitihina an!
151. botrabotra
(
04/03/2008 07:43)
ay ve resaka fanopàna ny any tess sy fiffi e,alamino fa tsss!ikaretsaka:zao ve ry se d tokony ise no anaraka ty dinika ty le!tess no manana olana @ fiffi d ise no voakitika sy manao toy zao?raoviana no tsy hiady ny vehivavy?aiza no misy vehivavy milamina?
152. botrabotra
(
04/03/2008 07:48)
ary maninona no tsy mamaly io xxx nampiditra ny dinika? satria variana izy noho ny toetsaina eto, ary dia hery zany tsy inoana eto,aleon'i tess, zalahy sasany mino ny filazan'i ika,aiza ny parole @ zao e!resy ise ry hery!
153. ari.malala
(
04/03/2008 07:54)
60. Mpandefa : botrabotra [ Valio ] 03-03-2008 18:19:23
Lohateny : Re : Yanick Noa
na tratra aza aho oe iza tsy olana zany,mijoro @ maha-zà foana aho mandrakizay,tsy miaro n'iza n'iza koa aho fa ny dinika saturé no mampalahelo ahy,aiza ry se ka tsy afaka hamaly dinika , manome ny heviny ny hafa fa avy de mivadika biby foana vao miditra fasaly, ikaretsaka, sy ny tariny?melody tsy mitady olana aminao ny tenako fa sahia mijoro, vakiana ny resaka tany aloha d hita fa mifankahalala ianao sy fiffi ary andry08,gaga aho mahita fa na arimalala aza niteny oe olo ray reo,ika:zao no firesako, ny fiteniko fa aza d atao olo hafa aho,misaotra anao ry hery nanazava, zay vao tena ho serasera ny antsika!
inona ho no idirako amin'io resaka io? aza odiana fanina ny fanontaniako ry botrabotra a!
154. botrabotra
(
04/03/2008 07:58)
asa na azony fiffi ny hafatro, fa tsy milamina koa ianao,refa manana olana aza dia mahery miantso vonjy fa diniho tsara ny atao aloha e!
155. aloalo
(
04/03/2008 08:01)
Tonga D Mirégler compte @ ok serasera ty !
raha tsy misy anie ny fanazavana tsy hilamina ny resaka, za alou tsy maharaka ny any ambadika any, fa ny teniko dia efa samy milaza ny tsy mety ataon'ny iray, ka refa veo dia mifamela fa namana ange no atao eto ouz e ! d mifanao :-*
hoy botrabotra zay
enao kosa, fa maninn fanga raha vhv d hoe miady fona, aza manao an'io fa tsssss, matoa misy korotana d nisy antony fa tsy adala akory ny oul mitabataba eto, fa efa misy fanazavana v tsy hilamina fona eo, ny lhl aza, ind11, efa tsy mifanaraka ny heviny d contre azy (raha sendra ny kely saina zay)

raoviana no tsy hiady ny vehivavy?aiza no misy vehivavy milamina?
enao kosa, fa maninn fanga raha vhv d hoe miady fona, aza manao an'io fa tsssss, matoa misy korotana d nisy antony fa tsy adala akory ny oul mitabataba eto, fa efa misy fanazavana v tsy hilamina fona eo, ny lhl aza, ind11, efa tsy mifanaraka ny heviny d contre azy (raha sendra ny kely saina zay)
156. yonikafopl
(
04/03/2008 08:13)
odian'ny sasany fann ndray ry ari marina hihihihi
za ary nahita we nisy fasaly nefa resaka tess no eto hihihihih
za ary nahita we nisy fasaly nefa resaka tess no eto hihihihih
157. melody
(
04/03/2008 08:17)
hoy i botrabotra
ikaretsaka:zao ve ry se d tokony ise no anaraka ty dinika ty le!
satria ve izy lhl? enao koa ange lhl ry botrabotra raha tsy hoe lainga ny ao @ mombamomba anao e.
melody tsy mitady olana aminao ny tenako fa sahia mijoro
Izaho koa tsy mitady olana na @ iza na @ iza fa forum ity dia samy manome ny heviny ny tsirairay avy, fa ny zavatra fantako dia leo lainga, hompa sy ny fanaovana tsinontsinon ny namana ny mpi-forum.
158. sakaizakely
(
04/03/2008 08:32)
kalou kely averiko atramboalohany fa zao koa aho vao mandinika tsara
1.
tsy hay hoe inn inn mikasika inn fa dia io fehezanteny tokana io dia teboka.
2. Fiffi
nandefa sarin'i YanNick NOah sy
jereo eto
Dia nanjary nifameno ny hafatra 1 sy 2 dia fantatra fa Yannick Noah izany no resaka
Azon'i Fiffi azavaina ve hoe ahoana no tonga dia nahafantarany fa YN no tian'i xxx lazaina, satria moa xxx nanokatra dinika dia tsy nipoitra intsony
Raha afaka manome fanazavana koa botrabotra dia afaka ary isaorana mialoha izy
Dia misaotra mialoha ny mpamaly tompoko
1.
xxx:
Tena manaja vazaha marina ny Malagasy, fa io no anomanana fitsena goavana, sy famerenan-kira isan'andro
tsy hay hoe inn inn mikasika inn fa dia io fehezanteny tokana io dia teboka.
2. Fiffi
nandefa sarin'i YanNick NOah sy
jereo eto
Dia nanjary nifameno ny hafatra 1 sy 2 dia fantatra fa Yannick Noah izany no resaka
Azon'i Fiffi azavaina ve hoe ahoana no tonga dia nahafantarany fa YN no tian'i xxx lazaina, satria moa xxx nanokatra dinika dia tsy nipoitra intsony
Raha afaka manome fanazavana koa botrabotra dia afaka ary isaorana mialoha izy
Dia misaotra mialoha ny mpamaly tompoko
159. ari.malala
(
04/03/2008 08:37)
yonika, za ky mbô gaga ko! asa kou nga in no ts ariny aty amko aty... olona mipetraka tsara aty am misy ana aty za kitikitihina!
160. sakaizakely
(
04/03/2008 09:04)
fanontaniana ho an'i komsera botrabotra :
nahoana no mivoaka tampoka ireto ps ireto
fiffi, fasaly, andry08, tatamo, ari.malala, melody :?:
misy ifandraisany amin'ny fandraisanao anjara @ ity dinika ity ve ? sa regleman de konty amin'i ika sy tess ?
raha ny faharoa manko dia azavao kely ary hoe iza no denominateur commun amin'ireo olona rehetra rehetra ireo fa raha tsy mazava tsara dia manjary lasa mirona any amin'olona iray fotsiny ny ahiahy
raha ny amiko manokana dia mbola tsy nahita an'i ika sy tess nanimba dinika teto aho. Sa ve rehefa tsy manaiky lembenana ry zareo dia lazaina fa mpandoto resaka ? mahagaga fa ianao irery no milaza izany, raha toa ka mitombina ny voalazanao dia asehoy eto porofo araky ny fiteny hoe "aiza ny source e ?"
zany ve ?
ka tsy fantatra akory aza ange hoe inona no tiany lazaina e ! Tonga dia Navadik'i Fiffi resaka Yannick N ilay izy, nefa Y N tsy vaza fa metisy. ny resak'i xxx anefa momba ny fanajana vazaha, donky tokony lazain'i xxx hoe iza io vaza tiany lazaina io, satria i Fiffi zany HS :roll::roll::roll:
sa tsy haiko :-o fa misambodika be ihany ilay tadindresaka
Tokony mba azavain'i xxx tsara fa mandrary Fiffi no mahazo loza 8-) dia tess sy ika koa no mandray ny kihony, dia voatonontonona daholo ny pokona dia lasa rombo zeneralizé ny fandehany

ary maninona no tsy mamaly io xxx nampiditra ny dinika? satria variana izy noho ny toetsaina eto,