Yanick Noa

181. yonikafopl ( 04/03/2008 11:09)
diams hihihihihihihi okanjy kely ny ps kou aaaaaaa

182. Papoose ( 04/03/2008 11:27)
mampime be mintsy le betraka le ps vaovao de hoe namana vaovao nefa tonga de mahalala fandehanjvt be de tsy maharitra dia mamoaka zvtsa ato!!! dia hoe namana vaovao ve!! odoyee, mino aho fa tonta ihany no namadibadika tato fa mody hoe!:wink:
183. yonikafopl ( 04/03/2008 11:38)
za mba nanana ps ray hafa taloha,efa tam za voniditra tato ,fa najanoko any fa tsy hitako ze nilavana azy, aleoko ihany ty fopl keliko ty:wink:
184. Kwasi ( 04/03/2008 11:41)
Raha ohatra ka ampian'i hery hoe:

Isan'ny fitsidihana =
Isan'ny fanoratana =

Dia mety ho fantampantatra eny ihany ny pseudo izay tsy ampiasaina raha tsy @ "andro iray".
185. penina ( 04/03/2008 11:45)
Yanick Noa:
tena lasa koa za marina


:-D, masaka
tapaka mihitsy ny tsenaiko
abdom vao masil :-D
186. Papoose ( 04/03/2008 11:51)
botrabotra, raha ika no frera de mbo hanao masera za fa tsa misy masera mihitsy fa resaka mopera sy frera foana zay ny resaka mandeha:-D
187. yonikafopl ( 04/03/2008 12:33)
taiza kou nisy an'io ry penina?????
188. lapino ( 04/03/2008 13:58)
Kwasi:

Raha ohatra ka ampian'i hery hoe:

Isan'ny fitsidihana =
Isan'ny fanoratana =

Dia mety ho fantampantatra eny ihany ny pseudo izay tsy ampiasaina raha tsy @ "andro iray".

Mety ho marina izany, kanefa atao inona moa ? hanaovana flicage ny namana fotsiny ve ? :roll:

189. ikaretsaka ( 04/03/2008 14:16)
tena avy mitrako vandro de kofon'ny kafe le.
Izao izany le nimeNN meNN fa tratra'ny double NN teny ho eny dia nipeNN peNN :-D:-D:-D

ary mareNN amzay moa fa avelao zahay hiotro tsara ny kawatrinay vao maraina


papoose> @ filmE manaraka lasa mamera mihitsy ndroky dia izaho lasa nonce apostol'Ika!:-D:-D:-D

tess> nalemin'ny hehy mihitsy aho t@ le nitaingina beka vo masil teo raha sendra niondrika tampoka naka rano de tany @ Pneu ny masoko:wink: kopy ndroky e!
190. tess ( 04/03/2008 15:52)
botrabotra:

ay ve resaka fanopàna ny any tess sy fiffi e,alamino fa tsss!ikaretsaka:zao ve ry se d tokony ise no anaraka ty dinika ty le!tess no manana olana @ fiffi d ise no voakitika sy manao toy zao?raoviana no tsy hiady ny vehivavy?aiza no misy vehivavy milamina?


aza be cinema eo rabotra ah! mietsika ndray ngah ny mythomane rabofy any ho any hono...
ary i ikaretsaka matoa mahita lazaina dia manana ny alahelony am rabofy ihany koa! i rabohy mahalala ny ratsy nataony......aza tambenambava na sakana amin'ny tiny hatao ny olona rehefa tsy manompa aloha.....


191. ikaretsaka ( 04/03/2008 16:06)
ahako de tsary de hoe manana alahelo de manahoana fa ny ahako de io tsy honnette sy tsy mitsotra io no tsy mazava amiko sy tsy ekeko.
rehefa mi argue sy miresaka amiko dia asio lojikany sy fotony mipetraka tsara ny hevitra sy ny arguments fa aza atao petatoko.
Ohatra hoe i Botra nipoitra out of nowhere dia lasa mahalala ahy tampoka izany...
dia mazava ho azy ny taia sy ia sy ny hoe amin'ny fomba nanakory?

ny ahy tonga de aoka hazava foana e.. clair et net dia avantano!
192. tess ( 04/03/2008 16:10)
ny resaka frera sy i ikarettsaka lazain'i botrabotra dia resaka efa nalefan'i rabofy tany ho any izy io! ka anisan'ny indice hahafantarana hoe ny tantara taloha ihany no miodikodina eo!
aza be cinema !!!! fa na ahodina am ps firy na palitaho firy dia tsy misy afa tsy olona iray ihany no fantatray! ho prezanténa am oul any ho any ndray zao lay ps botra tamberina manaraka de avy eto ireo hilaza hoe izaho sy i an efa niaona tetika sy paika kôm dab!
tsy marivo salosana itsony izay ka hanaiky ho fitapitahina isan'andro eto....
193. kiadi ( 04/03/2008 16:56)
botrabotra:

asa na azony fiffi ny hafatro, fa tsy milamina koa ianao,refa manana olana aza dia mahery miantso vonjy fa diniho tsara ny atao aloha e!



elah io mintsy lesy no niantso vonjy voalohany nitady admi teo le! de zao elah manisy ol!! tssss!! alety commisera an! andana sambodry ny mpanendaka fa aza manadany andro eto ! :-D:-D:-D
194. tess ( 04/03/2008 17:03)
vevavy less io kiadi ah! fa na izany aza vevavy polisy!:wink:
195. tess ( 04/03/2008 17:08)
ny ahy ny tena manirikiry ahy dia isaky izay voatsindrona am resaka mandeha eto izy mahatsiaro ho voakasika satria izay no tena izy dia taitaitra mijoloka palitaho miovaova foana dia izahay tsy maitsy voatonony foana....maninona raha mijoro am maha be fitiavana azy de eto mifanazava eto fa ps hafa foana no asesika eo de refa mivoaka izy de tsy mahita lazaina......otran'ny san'andro e!
efa hay tsenjera lay mouvement de paikany!:-P
196. kiadi ( 04/03/2008 17:16)
tess:

vevavy less io kiadi ah! fa na izany aza vevavy polisy!:wink:



Solonanarana : botrabotra
Takelaka manokana (Wiki) : botrabotra
Namana faha : 34207
Nisoratra anarana : 2006-09-22
Tato farany : 04/03/2008 09:55
Fanampinanarana : jean
Lahy sa vavy? : lahy
Taona nahaterahana : 1963
Mari-bolana :
Firenena ipetrahana : Madagascar
Marika postaly (CP) : 110
Faritany : antsirabe
Zavatra atao : Miasa
Asa atao : commissaire de police
Fari-pahaizana : BACC+5
Fialam-boly : manao sport
Fanatanjahantena : karaté
Halava : 1m90 - 1m94
Mitady : Namana tsotra
Fanampiny : faly miarahaba antsika rehetra namana,izaho mitady namana erantany,faly mandray anareo aho,manambady aho, 3 ny zanako,dia ho tahin'Andriamanitra d
197. kiadi ( 04/03/2008 17:17)
lehilahy misoratra ao fa tsy vevavy zany !
198. tess ( 04/03/2008 17:19)
kiadi ny misoratra ao fa tsy ny verité no tiko lazaina! zà kou afaka mamorona ps de manao lehilahy:wink:
199. ikaretsaka ( 04/03/2008 17:23)
tess:

ny ahy ny tena manirikiry ahy dia isaky izay voatsindrona am resaka mandeha eto izy mahatsiaro ho voakasika satria izay no tena izy dia taitaitra mijoloka palitaho miovaova foana dia izahay tsy maitsy voatonony foana....maninona raha mijoro am maha be fitiavana azy de eto mifanazava eto fa ps hafa foana no asesika eo de refa mivoaka izy de tsy mahita lazaina......otran'ny san'andro e!
efa hay tsenjera lay mouvement de paikany!:-P

izay anie ilay hoe tsy honnette lazaiko e

200. kiadi ( 04/03/2008 17:27)
tess:

kiadi ny misoratra ao fa tsy ny verité no tiko lazaina! zà kou afaka mamorona ps de manao lehilahy:wink:


ka tsy tokony himenimenina sy be takalaza iz raha izany fa iz aza misandoka be
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.223