Yanick Noa

221. Kwasi ( 04/03/2008 19:51)
lapino> mba tsetsatsetsa tsy aritra ny ahy iny. Iza moa no ndeha handany andro hitsikilo sy hijery an'izay mombamomba ny oul rehetra eto, fa rehefa lasa lavitra hoatr'izao ilay resaka sy ny mouvement de paika dia mety ilaina fantarina ihany ilay info mba mety hahitan'ny rehetra ny resaka mety mitombona tokoa na tsia ilay ps hotry ny oul vaovao nefa maharaka ny kozy rehetra efa nandeha teto.
222. melody ( 04/03/2008 20:15)
tess: raha araka ny fandehan'ilay resaka d tena izany mihintsy akia 'voahesona zah':cry: atao ahona moa, ny tena mba faly mihaona @ namana kou... d ninou.
Hanatra hoany rehetra iny re, mba mefiant/e fa kay tena misy calculatrice gravy be amintsika ato.
223. ratonga ( 04/03/2008 20:59)
=))melody : henoko atraty mintsy lé esona:-D:-D
natao zany ny perzantaiô dé nalaina y sary avy eo nirozizôzy rery ny sarin'ny sasany :-D:-D:-D
224. tess ( 04/03/2008 21:21)
izany rehehtra izany! tapahina lay sary de nalefa nirozy seule ny sarin'i melody!:-P
225. tess ( 04/03/2008 21:25)
ratonga ah! ary fangah wa refa manolotra raozy de hoe mangata-bady izay e!:roll::roll::roll::roll::-D
226. melody ( 04/03/2008 21:26)
izany mihintsy ry reto a, rariny ve izany hoy ianareo?
227. ratonga ( 04/03/2008 21:33)
melody: lé miesona v no ty rariny:lol:
tess:=))=))=))
228. tess ( 04/03/2008 21:40)
melody:

tess: raha araka ny fandehan'ilay resaka d tena izany mihintsy akia 'voahesona zah':cry: atao ahona moa, ny tena mba faly mihaona @ namana kou... d ninou.
Hanatra hoany rehetra iny re, mba mefiant/e fa kay tena misy calculatrice gravy be amintsika ato.



azoko hatao koa ny mi prezanté ps vaovao an'i melody de hino tokoa hoe iekany eeeeeee! anefa tsy karapanondro tsy aseho akory de eo voafitaka eo melody:wink::^)
tssssssss! tena efa gaigy be mitsy lay fahaiza-milalao wa!:{:^)

229. yonikafopl ( 04/03/2008 21:44)
hannnnnnnnnnnnnnnnn:-@:-w:-w:-w:-w

tena miha kopy amin'ny fandehanjavatra retraretra za kleee, nisy sipa kely zay nitantara ziztoara be taminay tato,de ninoana sy nentina toy ny zandry tokoa ,kay zao vo kopy za fa hay likaryyyyyyyyyyyyyy:-w:-w:-w
230. tess ( 04/03/2008 21:49)
ah oué! ny zanjinjy nge efa niteny ahy io tany dago e! yonika!
231. yonikafopl ( 04/03/2008 22:03)
Tena misy tokony ho aktera na filmE mintsy ato an

Tena manontany tena we inn re no mba tombotsoa azony ee, sa ve dia izay no fahafinaretany????????? hafahafa.:roll::roll:

Fa rovina tokotrany mou YaNNick Noa no ho any Dago eeeee
Hisy ziztoara otran le tam resaka Diams iny njay zao fa jereo tsara nge ehihihih
232. ikaretsaka ( 04/03/2008 22:57)
yonika> izay ange hoa e...

le mahazo record no fahafinaretany ry yonika an... hoe izy no tena Lux kay tsy savony santex akory.
233. ratonga ( 04/03/2008 23:05)
:-Dloza ko ty fitadiavam-boninahitra ity, lasa mampieson'oul ny farany:°)
234. ikaretsaka ( 05/03/2008 04:33)
c ca la vie en rose ratonga an....
235. ratonga ( 05/03/2008 05:28)
:-D:-D:-D
236. tess ( 05/03/2008 06:06)
tandremo kosa alouha fa misy namany manipulény izay! entiny otran'ny saribakoliny mitry ka ndraindray iny no ampirisihiny hanao cinema :^) de mihahaka eo ny pokona....fa izy miala maina na ao ambadika ao ihany aza!:{
237. tess ( 05/03/2008 06:10)
ny tiko lazaina mpizé film miaraka aminy ihany!8-)
satria raha nisy ps raika izay mpanompa olona sy mpila vaniny izay dia nifanilika izy roa nanao tamiko hoe i rabofy aky io ah! dia ilay rabofy ndray nanao hoe i damama aky io ah! tsy hanonona ps aho fa somary ataoko ohatra .......NEFA IZY ROA MPINAMANA BE fa misy zistoara foana aloha ry zareo na izany aza e!
238. ari.malala ( 05/03/2008 06:14)
aiza ilay botrabotra fa olona 2 anie no nangataka fanazavana e! naninona no tsy nipotra intsony? mbola miandry dia miandry ny tenako hoe inona no antony nahavoatonona ny anarako ato?

Diamondra27, nampiainga nya ingam-panahindriko mints an! hihihi! d malalandry taloha v ky no ilazàndry ana? ts manin e! mba efa nisy taloha aza ko hihihi;) kiss mamy e
239. tess ( 05/03/2008 06:25)
ari.malala:-$ eo ihany izy reh! fa mi deguisée fotsiny anie izy manao anreny:wink::-D
240. botrabotra ( 05/03/2008 08:05)
tsy tokony hamaly ny tsy manana mahamatorana aho, indrindra ny lehilahy lehibe :ikaretsaka ,ratonga,menatra aho ry zalahy,dia vehivavy ve no mahatonga anareo toy zao?mandalova ao st lazarre dia afaka miresaka isika ;
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2679