Yanick Noa
242. tess
(
05/03/2008 10:51)
misy mitady lahiny izany! rdv hono st lazart ry reto ah!:-D ratonga sy ikaretsaka io!:^)
243. diamondra27
(
05/03/2008 11:04)
TENA NAHAZO rancard nareo marina
DE am firy sy firy fa za paparazzi koa toa tahaka ny ho any st lazare , de quel jour?
De aza adino ny rose ri ika sy ratonga a!
botrabotra: inon ny akanjo hanaovanao amantarana anao @io, manao satroka sa lunette sy tehina sa manao otrany poziny commisaire cordier?
248. yonikafopl
(
05/03/2008 13:33)
tena mbo tsy haiko we aiza fa mba teneno ee, i botrabotra manko toa any antsirabe no manao komisera, de mba te hahalala we any antsirabe ve misy anzany st Lazarre zany????:-w:-w
249. ikaretsaka
(
05/03/2008 13:50)
botrabotra:
tsy tokony hamaly ny tsy manana mahamatorana aho, indrindra ny lehilahy lehibe :ikaretsaka ,ratonga,menatra aho ry zalahy,dia vehivavy ve no mahatonga anareo toy zao?mandalova ao st lazarre dia afaka miresaka isika ;
ahaaaaa! dia mila mitondra rose va zahay sy ratonga? ts'aleo songosongo fa ireny be tsilo:-D:-D:-D
250. ari.malala
(
05/03/2008 13:52)
tess, fantatro nge fa ao iany izy e! io miresaka eo io mints izy fa midy fanina ny fanontaniako satria nanohintohina ana mipetraka tsara tsy nandray anjara na in1maka tato aza talohan'ny nahitako ny anarako voatonontonona.... raha tena olondehibe mahay mipetraka marina izy d ts hanao an'izany... sady amzay ts mahalala fomba mints kou fa angatahana fanazavana ts mitenytsy mivolana...
251. yonikafopl
(
05/03/2008 14:00)
ary =))=))=)) njaso kalou za himeme alohan'ny hitenenako
Ka ny komisera nge ry ari tsy natao hamaly fanontaniana fa natao hanontany eeeee
Ka ny komisera nge ry ari tsy natao hamaly fanontaniana fa natao hanontany eeeee
252. ikaretsaka
(
05/03/2008 14:12)
de jereo amin'izany hoe ia ro matotra eee:-D:-D:-D
ny vavany ihany ange ro mamatotra azy eeeeee:-D:-D:-D
ny vavany ihany ange ro mamatotra azy eeeeee:-D:-D:-D
254. ari.malala
(
05/03/2008 14:28)
:-D:-D:-D:-D:-Dtaiky! hay marina moa komisera!!! komisera mpamitabahoaka v?:-D:-D:-D:-D
255. ratonga
(
05/03/2008 14:31)
ika: élah ngà mahafantatra an'i botra² manokana, zah alou dé vao izao vô nahita an'io ps io é:-D, to mivôaka tsikelikely ihany ny marina ra zao ny mitohy:-D:-D
dadany ko alou lé rakoms fa ngamba misy vol direckta any any bira makao @ gare st lazare ao pars:roll:
dadany ko alou lé rakoms fa ngamba misy vol direckta any any bira makao @ gare st lazare ao pars:roll:
256. yonikafopl
(
05/03/2008 14:33)
MBOLA TSISY NAMALY NGE ZA WE AIZA LE ST LAZARRE EEEE
hivazavazako mintsy refa tsy hisy hamaly ana kleeee:evil::evil::evil:
hivazavazako mintsy refa tsy hisy hamaly ana kleeee:evil::evil::evil:
257. ikaretsaka
(
05/03/2008 14:34)
za vo saika hanontany mihitsy hoe aia ho aian'Ambohimiandrisoa zany senlazara izany
258. yonikafopl
(
05/03/2008 14:44)
Kay vare ratonga ao paarisy zany st Lazarre eee, misy Antsirabe kou nga any amzany parisy zany????:-w:-w
259. ratonga
(
05/03/2008 14:45)
néna alou ny senlazara fantatro dé lé ao paris fa ny hafa dé tsy aiko :°)
dé @zay ko vé dé wé tongava any:°) ntssss t@ny nitsena an'i tess avy tany dago aza efa tena tsy fidiny ny nahita lé oul nitsonatsonana tonga tany ko8-) rà tsy i kalatess no tonga teny tsy mba nandé teny mintsy ah naheno wé oavy eny ko izy io:evil: