Yanick Noa
281. diamondra27
(
06/03/2008 11:12)
yonikafopla: ntsoôooo nampalahelo marin njy zany
za akia de nangina nihaino fotsiny notenenina an'io a!
za efa nisy ni-signale hatr@ volou we attention de za nihaino ze retra teneniny ,
za lazainy we za NAMANY fa za mbola tsy niteny t@ olona mihintsy hoe: izy namako ary tiko ampahafantarina olona eto izany.
Miala tsiny raha diso fanantenana fa tsy izay mihaino anao akory dia namanao daholo ka mitandrema @ manaraka.
mbola le olona niteny we manana ny dossier njy ihany io resahako io fa sao tsy mitovy ny resaka a

282. tess
(
06/03/2008 11:41)
sakaizakzely: indry mitsy no tsara atao komsa fa tena mahay mandinika sady marina:-D
283. ari.malala
(
06/03/2008 11:48)
petitesakaiza, :-D:-D:-Dza kou vo naika iteny an'io tenenin'i tess io:-D:-D:-D:-D:-D
284. yonikafopl
(
06/03/2008 11:55)
diams tsiky fona de ampy aky aaaa:)
tsy eleo ve atao wwe profesora petite sakaiza ee, sady mpandinika no mpamoaka ny resultat vrai kounkou :roll:

285. ratonga
(
06/03/2008 11:59)
petitesakaiza kosa ngàmba bakompitsonidia é:-D:-D:-D ay mbola tsy nihidy fôna lé dosié t@ eritaona, nisy éléman vao² vô tonga:°):-D:-D
286. ari.malala
(
06/03/2008 12:03)
yonika, hihihi, ts ratsy kosa hihihi! (matsiaro ny talou ky za yonika, ts mba nis ady saritaka nitarika ela b otranzao:cry::cry: )
288. yonikafopl
(
06/03/2008 12:10)
ari hafa ihany ny revy taloha,mifandrangidrangitra kely eny, de miara mimeme, de miara,mitomany, niray hina tsika tamreny annn,
ratonga ^:^
ratonga ^:^
289. ari.malala
(
06/03/2008 12:15)
yonika, ka ita fa tena manembona an'ireny andro taloha ireny mints ah ko! d faly alou fa nipotra iany ndriko, fa reny namana fahiny ireny tsy nisy hita intsony d vao maika misy an'izao rizariza b zao d tena :cry::cry::cry: b mnts!
290. sakaizakely
(
06/03/2008 12:29)
ratonga:
petitesakaiza kosa ngàmba bakompitsonidia é:-D:-D:-D ay mbola tsy nihidy fôna lé dosié t@ eritaona, nisy éléman vao² vô tonga:°):-D:-D
hi hi
efa classés Xfiles iny ka
tsy misy eleman vôvô fa ny tonta no avadibadika :-D:-D
tess & ari.> dain, miakatra grade zany sakaiza kou
ampekaro ny karamako ary de mba miakatra ny pouvoir d'achat :-D:-D:-D
292. ratonga
(
06/03/2008 13:01)
agent spésial petitesakaiza: tsy Xfiles tsony zany zao fa efa ncis:-D:-D:-D
294. yonikafopl
(
06/03/2008 14:15)
ari :(
le filmE amzao fotoana zao tokotrany nge tsy misy filinn tsony fa gidragidra be fotsiny ee, nefa taloha zany, de tsy maha te hiala mintsy fa manampy vandro fona no sasatra :-D:-D

295. ratonga
(
06/03/2008 14:20)
LittleSAKAIZA :-D:-D:-D
yonikavré :-D haka sezabory zahay ra misy mitantara izany talou zany klé:-P

296. ari.malala
(
06/03/2008 14:34)
yonika, tantaraina hono ny talou hihihi, in re zao no mafinaritra e, tadidindry ny mariazy virtoaly?;-):-P:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
297. yonikafopl
(
06/03/2008 14:34)
ratonga hihihihih
ra miverina eo doly reny akitera talou reny, tena milay ,saingy indrisy tsita ry zareo, :( asa mety eo ihany fa niova look de :?::?:

298. ikaretsaka
(
06/03/2008 15:18)
sakaizakely> tena mahay mandinika!
izay ange no nataoko hatrany @ hafatra #2 no midina e! io voavoakan'i sakaiza io..
tsy mila IP izany , tsy mila admin, fa resaka simple observating dia efa mazava..
fa izy no be wawawa sy wewewe eo
ary soloy zavatra hafa amin'izay ity vandro ity fa hikohaka eto aby

299. tess
(
06/03/2008 15:29)
fa miresaka io manova fiteny io i sakaizakely wa!
fa tamin'izaho vao fatan'i rabofy hoe fasaly ihany no tess, dia ny reflexe-ny voalohany dia hoe tsy fantatra mitsy ny fomba firesaka an!
hoy aho hoe ; an han!!!!!! tany antsaiko tany, donko izy mampiasa ps bdb ireny izany dia mailo ihany manova ny fomba firesaka fa mbola mihofana hoy sakaiza petite izay dia mbola tsy ampy ilay fanovàna fiteny......izay ilay ataoko hoe mbola mitaovzavoza na efa zà-draharaha am lay fikafika aza...
fa rehefa izy miditra am lay tena ps kosa dia mody hoe :....euh! euh!=))=))=))