Yanick Noa

341. diamondra27 ( 08/03/2008 08:26)
fa raha tsy zazakely izy ty koa hoe: rahonana


FILM 10: dossiers ratonga
de misy dossier ratonga koa zany any ho any :-D:-D:-D
le dossiers liban aza 'ty tsy hita ze fefarany de mbola mianpy ndray
de iza ndray ny cible manaraka?

fa misy dossiers firy ihany aza izy ao zao

ary ika ngah tsy mba manana dossiers sa mbola mampivavaka aloha:lol:

aleo za hime fa nareo tsy mahazo mimé a!:-D:-D

refa tsy nahapezy ve ny mahavevavy de niova sexe ndray sao de mahomby
iza kosa no mahalala sao de mazaka pelaka de refa mihaona reel njay de lasa vavy tampoka le we bandy
=))=))=))

tena manala azy marina ny eto a!


342. tess ( 08/03/2008 08:43)
diamondra: toa manana dossier n'i ikaretsaka izy fa intox dool knou!:-D:-D:-D:-D efa naparitaka aza io gazety io ka indry ngah ahoana????
343. tess ( 08/03/2008 08:45)
aleo manala azy de meme e!:^)
344. sakaizakely ( 08/03/2008 08:57)
ary za tsy maharaka an'zany dossier rozy zany
tam ovina zany e ?

dia inn koa ilay dossier karetsaka ?

mety misy dossier-ko kou ve am zany :?

ny ahy hatr@ zao dossier sakaizakely mbola salmola ihany no namoaka aloha fa foska dol, miandry ny tohiny ko fa mbola misy oun :-D:-D:-D:-D

de mimeme eto ampiandrasana eto =))=))=))=))
345. tess ( 08/03/2008 09:03)
taraiky foana i sakaizakely fa efa lasa an'ny am zordira io resaka raozy io knou!
,nisy ankamoaka be tao hoe notoloran'i ratonga raozy ny princesse:^) izay anie no nahatonga an'ity fanalàna be raozy raozy be ity e! lol!:-P
346. yonikafopl ( 08/03/2008 10:47)
Tena mahery ilay komisera ka,

ika posibla misy dossier nao any am komisera any a, izy tsinn komisera any Bira:-D:-D:-D
347. tess ( 08/03/2008 10:57)
:-D:-D:-D:-D
348. kelly13 ( 08/03/2008 10:59)
mila ho adiny 1 za vao avy namaky ny resaka dossiers isakarazany tato! ary sao mba misy dossier-ko mandende kou any? hihihihihii!!!! kay marary ny masoko marina mafy. o ratonga a, ary za tsy mba notoloranao raozy a? :-D:-D:-D:-D, laozanao mody nitel fotsiny, hahahahahaha
349. tess ( 08/03/2008 11:06)
:-D:-D:-D:-D:-D TDM be i kelly vao miala any an!
: Tonga Dia Mivanitika, kiss njy klou elaela izay:-* efa mande tsara njay ve izy ao e!:-P


340. Mpandefa : diamondra27 [ Valio ] 08-03-2008 09:26:39
Lohateny : Re : Yanick Noa
fa raha tsy zazakely izy ty koa hoe: rahonana


ka fombany io mandrahona io anie e! indry aza efa norahonany hoe ho toriana hono :-D:-D:-D tena kaomisera de polisy marina:{
ny harcèlement nataony teto hatrizay tamin'ny ankizy aza tsy hitany kou toriko am resaka tsary de manakory:-D
350. ratonga ( 08/03/2008 11:09)
:-D:-D:-D
351. diamondra27 ( 08/03/2008 11:37)
tess: za aloha efa nisy nandrahona e! sipa le izy , par tél we hotoriana za, de tsy haiko we tribunal aiza no hitoriana anah§

Fa na de zany aza de voalohany indrindra ny resaka virtuel raha misy problème de tokony ho ny webmaster aloha no mandamina azy fa tsy tonga de hoe: tribonaly izany

raha misy ny fitarainana ataon'ny mpikambana de mitarika fanakatonana ny site izany

ny any @ tribunaly réel de resaka réel no ifandaminana any fa ra zao bodo sy adala zao ve no hametraka fitarainana any @ tribunal réel tsy ho loza, ny dossiers réel aza miandry firy taona vao classés

tsy bodo sy adala = expression malgache io fa tsy fanononana anarana akory sao diA mifandiso na tsy mahay teny gasy ndray ny sasany ka miteny we: jereo fa navoakako ny anarany.

tess: ary njy koa agent de renseignements danz be , efikasy kay a, maheno resaka ...
resaka vrai fa tsy lainga na MYTHOMANE

352. kelly13 ( 08/03/2008 11:54)
fa na izany aza mba asio kely famitinana fa nisy lasa tany @ fako nge le resaka e, tsy nahatratra tgv za mantsy

tess>efa mande tsara klou izy zao e, za aza mba gaga oe nande sahady, za nihevitra fa ce sera ds 15 jours hihihi, saika hiantso anjy mintsy za io, hahahaha

ratonga>hum, euh... aza imehezana fotsiny fa aiza le izy e, tsy lasa parsa za fa tsy d salamalama

diamondra27>hahaha toa efa reko io resaka io, le fitoriana
353. tess ( 08/03/2008 11:58)
iza aloha lay sipa fa aza atao inderkta e! ilay olona resahina eto iany no nandrahona tam fone hoe hitory sa iza?????fa raha sipa hafa mety afera hafa koa izany ny anareo:wink: efa resaka vavolombelona ihany ny eto aza atao fotsiny ny manonona anarana na ps fa rehefa mazava ny resak de zay! ny olona adala mpitorotry oul am tsy antony mantsy betsaka be!
354. kiadi ( 08/03/2008 12:28)
ba omeo rozy ko rangah zay an! :-D:-D
355. tess ( 08/03/2008 13:28)
:-D:-D kiadi: mila mandrotsaka dossier klou toi

kelly: tena efa dinika roa no voafafa taminjy tsy teo an! sady resaka ankamoaka lay izy hahaha!
fa ezahiko tadidina ny important tao .....:-P
356. sakaizakely ( 08/03/2008 13:32)
kiadi> ity ary e :*

http://img364.imageshack.us/img364/9810/roseps1.jpg
357. sakaizakely ( 08/03/2008 13:50)
kiadi>

tsy nety

ity wa

de meo ba am zay za
358. kelly13 ( 08/03/2008 14:05)
tess>ny voirie kou klou d miasa mafy mihintsiny an! hihihihi! aza mba absent iany oa :°)

petitesakaiza>ataovy mena b ankia le rozy fa sao d tsy hitan'i trimobe a! :-D
359. yonikafopl ( 08/03/2008 15:59)
nipoipoitra any daholo ry havana ny dossier annn:-D:-D:-D, izay tsy manana dossier any am komisera no manenina ato am serasera kleee:-w=))=))=))=))
360. tess ( 08/03/2008 17:35)
:-D:-D:-D:-D:-D zay ny maha kaoms azy nge e!
kanefa mandoto dossier be tsssss:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2787